Izahay tarak'i Adama sy Eva ngilo kely
21. endriny
(
22/05/2015 07:13)
Naninona aza ianao no tsy nijanona tamin'ny finoana hoe fisaka ny tany?
Ianao koa ve mino fa famantarana amin'ny faraandro ny hoe kintana miraraka avy any an-danitra (izay nolazain'i Jesosy) dia rehefa miraraka ny kintana dia mbola famantarana fotsiny ihany io fa tsy farany akory?
Dia ianao ve izany mbola mino fa ny tany no noforonina talohan'ny masoandro araka ny Genesisy... Dia mino ianao fa tena 7 andro tokoa dia vita ny tany aman-danitra? (Nandalo ilay tehina majika)

22. rhaj0
(
22/05/2015 10:26)
gasy1zay:
Ka isika tsy afaka hanala ao @ dictionnaire ny teny hoe : mino-croire-belive sns sns
marina ny anao... izaho koa mampiasa io teny io... rehefa kamo iny ny saiko ka tsy mahavita manazava ny pourquoi sy ny pour quoi...
Asa ianao raha toa ahy, ka rahefa kamo ny saina dia "mino" ireo navoitran'i Endriny ireo sy izay resaka hafa nandeha teto..
- "ny tany dia fisaka",
- "ny kintana hiraraka dia famantarana fotsiny ihany",
- "ny tany dia noforonina talohan'ny masoandro",
- "izao tontolo izao dia vita tanatin'ny 7 andro",
- "mitaingina rahona dia asosany miakatra rahefa rahatrizay mankany mankany",
- "ilay jiolahy teo ankavian'i JC dia efa any am-paradisa ny andron'ny namantsihana azy",
- "ny sambofiara Noah mahazaka especes efa ho an-tapitrisany",
- "i Madama Eva no fotsy mangamaso, ary ianao mainty petak'orona ho lasa toa izay koa rahatrizay tafafoha avy ao ambany rangolahy"
- ...
23. Strong3
(
29/05/2015 07:11)
nga moa ny baiboly milaza izay tany fisaka ry endriny sy ny tariny...?
fa ny zavatra hita dia nilaza izy fa 12ora ny iray andro
ary misy koa ny volana 12
dia misy ny taona12
ka na tsy lazaina moa izany hoe boribory izy io dia tsy hotakatra hoe tsy fisaka?...
ary ny tsy fitoviana teo amin'ny fiodirana moa sy efa nambarany ny tao amin'ny Genesisy
« [Ny nanaovan'ny olona ilay tilikambo tao Babela, sy ny nanorokoroan'Andriamanitra ny fitenin'ny olona] Ary ny tany rehetra dia iray fanononana sy iray fiteny. » (Genesisy 11:1)
« Ary raha nifindrafindra niantsinanana ny olona, dia nahita tany lemaka tany amin'ny tany Sinara izy ka nonina teo. » (Genesisy 11:2)
« Ary niresadresaka hoe izy: Andeha isika hanao biriky ka handotra azy tsara. Ary ny biriky na taony solom-bato, ary ny asfalta nataony solon-drihitra. » (Genesisy 11:3)
« Ary hoy izy: Andeha isika hanao tanàna sy tilikambo ho antsika, ka ny tampony hahatakatra ny lanitra, dia hanao izay hahazoantsika laza, fandrao hiely eny ambonin'ny tany rehetra isika. » (Genesisy 11:4)
« Dia nidina Jehovah hizaha ny tanàna sy ny tilikambo, izay nataon'ny zanak'olombelona. » (Genesisy 11:5)
« Ary hoy Jehovah : Indro, iray foko ny olona, sady iray fanononana izy rehetra, ary ity vao fiandohan'ny hataony; koa izao dia tsy hisy azo sakanana na inona na inona izay saintsaininy hatao. » (Genesisy 11:6)
« Aoka isika hidina, ka eny no hanorokoroantsika ny fiteniny, mba tsy hifankahala teny izy. » (Genesisy 11:7)
« Dia tao no nampielezan'i Jehovah azy hiala ho eny ambonin'ny tany rehetra; dia nitsahatra tsy nanao ny tanàna intsony izy. » (Genesisy 11:8)
« Koa izany no nanaovana ny anarany hoe Babela; fa tao Jehovah no nanorokoro ny fitenin'ny tany rehetra; ary tao no nampielezan'i Jehovah ny olona ho eny ambonin'ny tany rehetra. » (Genesisy 11:9)
Fa io klou dia tsy hinoan'ny tsimisiAtra sy ny mpinofino foana fa lazainy avy hatrany fa angano eny ihany...
nefa boky taiza sy fahalalana taiza no mba nisy nilaza ny fihasamihafana teo amin'ny fihodirana sy ny fiteny ???,
na ny evolisionista aza tsy mahavaly izany fiasamihafana izany... sa mba lazao eto raha mahita :-)

24. rhaj0
(
29/05/2015 11:42)
« Koa izany no nanaovana ny anarany hoe Babela; fa tao Jehovah no nanorokoro ny fitenin'ny tany rehetra; ary tao no nampielezan'i Jehovah ny olona ho eny ambonin'ny tany rehetra. » (Genesisy 11:9)
Raha azoko ity, dia hoe izany hoe, avy tao Babela daholo hoe ny "olona ho eny ambonin'ny tany rehetra" ry Strong3 ? Avy tao Babela t@ 4000 taona lasa ??
Dia tena mba mamaky tsara dia miezaka mahazo izay resaka ve ianao ao ry Strong3, sa dia miventivety sy mamerimberina, tsisy saina miasa fa dia rendremana ao fotsiny ?
ka ilay tournure-n'ireo fehezan-teny ao @ Baiboly kosany anie, tena sahala @ baininabe mitantara angano e... fa dia...
Mifohaza Rabetorimaso Fa Maraina Izany Andro...

25. endriny
(
29/05/2015 15:12)
Ry ingahy Kaoperniliosy aza nodorna velona mihintsy fa hoe miteniteny foana fa boribory ny tany ary miodina amin'ny masoandro
Ry Gallileo nasaina nifona manokana mihintsy tamin'ny Papa fa nanota tamin'ny fanoratany ny boky mikasika ny tany boribory sy ny masoandro.
Efa tamin'ny faran'ny taon-jato faha 17 rehefa nahodidina ny tany tamin'ny sambo ry zareo anjely, izay vao niaky ny kristianina fa boribory ny tany...
Fa mbola tsy nisy nanitsy aloha na izany aza ny Fanambarana 7: 1 ( tsy dia haiko tsara) fa jereo ao ry Strong 3, misy zorony efatra ny tany.... Dia ilazao aho raha nahita boribory misy zorony eftra ianao? Raha tsy hoe hafa koa ny mety ho dikan'ny zoro 4 a... Izaho moa tsy Atra ka tsy haiko izay tiany ambara