Izahay tarak'i Adama sy Eva ngilo kely

1. endriny ( 15/05/2015 08:16)
Dia onena ny foko, betsaka izahay ngilo kely no mitompoteny fatratra fa ny razambenay dia i Adama sy Eva... Dia mba nijery ny sarin'i Adama sy Eva tamin'ireto sary amidy aho na ireto aranty amin'ny baiboly... Dia indrisy hoy aho ry tapa-tsosisy .. Taiza ary ity tarazo nahatonga anay ngilo ity kanefa ny razambenay fotsy hoditra...
novalian'i endriny ny 29/05/2015 15:12
2. Strong3 ( 15/05/2015 09:00)
anotanio ny big bang eh ... mety fasimainty ngamba ny maolekiola niforona tamin'ny sasany dia niVOATRA HO LASA BIBY KELY DIA LASA RAJAKO DIA LASA maintimainty hihihihi :-)

fa ny an'ny vazaha fasika fotsifotsy sa inona angaha ...

fantaro ara tsiansy ao ry endriny ah ... lol
3. gasy1zay ( 15/05/2015 17:13)

endriny:

Dia onena ny foko, betsaka izahay ngilo kely no mitompoteny fatratra fa ny razambenay dia i Adama sy Eva... Dia mba nijery ny sarin'i Adama sy Eva tamin'ireto sary amidy aho na ireto aranty amin'ny baiboly... Dia indrisy hoy aho ry tapa-tsosisy .. Taiza ary ity tarazo nahatonga anay ngilo ity kanefa ny razambenay fotsy hoditra...

Aza malahelo ry endriny fa maro ireo mainty sy ngita volo manana vady fotsy tsara lavitra noho ireo fotsy ray sy reny a! maro ny mainty manan-karena, fahaizana, asa sns sns noho ireo caucasien. Ny prezida zamerika aza efa mainty hoditra, and last but not the least, be dia be ireo mainty hoditra mino an'Andriamanitra ary tena mivavaka @ fony tokoa, ndrooo!!! tena hoany an-danitra ireo hahita an'i Adama sy Eva lolll
4. rhaj0 ( 15/05/2015 19:37)
Mahavariana tokoany ho'a ao zamerika ao fa tena mpivavaka gaigibe tokoany ireo mainty hoditra. Tena mampivanaka ahy. Raha zohina ny tantara, dia rahefa andevo tao @ saha-na vovo tao zareo, dia tany @ kristianisma no nitontona. Ireo mpanandevo koa anefa dia tena ao tsara koa, ary ny fivavahany io azany no isan'ny nanamafisany ny fazahoany manandevo. Tena misy zavatra tsy azoko...

Ny amerindiana koa nefany nitovy anjara tamin-jareo, fa zareo ireto kosany mba namikitra ny finoany ihany.

Fa rahefa mijery baolina na ady totohondry ohatra dia, mivavaka dia mivavaka tokoany anie rizalahy, alohan'ny handravaravany ny andaniny (izay nivavaka be toa azy teo koa).

Ato izao dia hoe : nearly eight-in-ten African-Americans (79%) say religion is very important in their lives, compared with 56% among all U.S. adults.

Fa dia mahavaky vava ilay izy ee...

Dia hoy koa aho hoe, ngo dia mba tsy reconnaissable ho taranak'i Madame Eva azany izy mainty hoditra io e... ka dia mety very anjavony any fotsiny...
5. Strong3 ( 19/05/2015 08:12)
dia hoe ny mainty izany no kankr eto ambonin'ny tany oz nareo, satria moa rebirebena amin'ny fivavahana izay anganongano ny fotsy hoditra fotsiny... hihihi sao mba holasa resaka hafa aza izy ity (sao tsy zaka ilay resaka mdr tssss...)

moa adinonao fa efa niely nanerana an'ny eropa ny fivavahana vao nivoaka tany amin'ny ampahatany hafa?
sa hoy indray ianao hoe ; hitany fa angano aza hiborsina olona izy io dia nentiny nanadevo ny razambenao ? hihihi.... dia taraiky tao daholo ny tiere maondy rehetra fa zalah efa tsy nino ilay anganon'ny VATICAno intsony

dia fakafakao ao ilay angano sao niova ho marina tampoka rhaj0 ah
6. rhaj0 ( 19/05/2015 13:06)
Strong3:
dia hoe ny mainty izany no kankr eto ambonin'ny tany oz nareo, satria moa rebirebena amin'ny fivavahana

Io indray dia mbola inference anao Strong3 irery ao.. Tsisy nilaza mihintsy teto hoe "kankr" rahefa "mino".. izay no revinareo dia izay izany.. Rahefa marefo (fragile) ny olona dia "voajono"... TSY "kankr" izany, raha ny fahitako azy, fa hoe, izy azany mba "voafitaka"...
7. endriny ( 19/05/2015 13:23)

Strong3:

dia hoe ny mainty izany no kankr eto ambonin'ny tany oz nareo, satria moa rebirebena amin'ny fivavahana izay anganongano ny fotsy hoditra fotsiny... hihihi sao mba holasa resaka hafa aza izy ity

moa adinonao fa efa niely nanerana an'ny eropa ny fivavahana vao nivoaka tany amin'ny ampahatany hafa?

Hihihi ka ianao no te hino ny angon'ny fotsy hoditra koa... Indrindra moa rehefa sodokan'ilay boky sy ny fanjelanjelatry ny hodiny fotsy... Aoka fotsiny... Izay jerena manja avokoa...

Tena ianao no nanadino fa ny finoana kristianina dia niainga tamin'ny finoan'i Abrahama ary efa niely tany palestina io, niazo an'i Egipta fony faha Mosesy, efa faha Paoly vao tany Eraopa io... Noho izany nahita mainty ireo olona namorona azy ireo..
8. gasy1zay ( 19/05/2015 15:54)

rhaj0:

Mahavariana tokoany ho'a ao zamerika ao fa tena mpivavaka gaigibe tokoany ireo mainty hoditra. Tena mampivanaka ahy. Raha zohina ny tantara, dia rahefa andevo tao @ saha-na vovo tao zareo, dia tany @ kristianisma no nitontona. Ireo mpanandevo koa anefa dia tena ao tsara koa, ary ny fivavahany io azany no isan'ny nanamafisany ny fazahoany manandevo. Tena misy zavatra tsy azoko...

Ny amerindiana koa nefany nitovy anjara tamin-jareo, fa zareo ireto kosany mba namikitra ny finoany ihany.

Fa rahefa mijery baolina na ady totohondry ohatra dia, mivavaka dia mivavaka tokoany anie rizalahy, alohan'ny handravaravany ny andaniny (izay nivavaka be toa azy teo koa).

Ato izao dia hoe : nearly eight-in-ten African-Americans (79%) say religion is very important in their lives, compared with 56% among all U.S. adults.

Fa dia mahavaky vava ilay izy ee...

Dia hoy koa aho hoe, ngo dia mba tsy reconnaissable ho taranak'i Madame Eva azany izy mainty hoditra io e... ka dia mety very anjavony any fotsiny...

Efa haveriko amin'i rhaj0 foana hoe mamaly vavaka io Andriamanitra io ary izay no antony hanarahan'ny olona azy na mainty, na fotsy, na zarazara na kely maso. Ka ianao moa tsy mivavaka dia tsy nahazo valiny dia gaga foana ianao rehefa mahita ny sasany mazoto manaraka azy ao.

Dia ampitahao fotsiny hoe ny fiainan'iza no metimety kokoa : ny afrikana mainty nivavaka @ Jesoa Kristy sa ireo amerindiana nitazona ny finoany.
9. rhaj0 ( 19/05/2015 16:32)
eny.. betsaka tokoany ny mainty milliardaire izao.. ry Michael Jordan na Mike Tyson na Kanye West na ... Fa ireny izany ho hitan'ny vodi-fanjaitra e... Fa ireo hafa tavela atsy @ ghetto-ny koa mbola marobe..

Fa ny @ amerindiana kosa aloha dia ... an an.. dia mahavaky fo ny mbola manjo azy ireo h@ izao isika miteny izao.. Asa raha mba fantatrao fa zareo ireo anie mifatratra any @ reserves h@ izao isika miteny izao e.. compliquE be ilay izy, mila lohahevitra manokana.

Fa raha hoe ny "finoan'ny amerindiana" no ampitahainao @ "finoana kristiana n-dry mainty hoditra", dia ... raha ny fahitako azy, dia samy "finoana" ireo izy. Fa raha atao ny fampitaha izany, dia hainao ihany ny aherin'ny (tsindry aloka na tsindry hazo lena fataon'ny) finoana kristiana...
10. rhaj0 ( 19/05/2015 16:44)
Na raha tsotsorina dia hoe, ahoana hoy ianao ny hasambaran'ny Malagasy TSY ao anaty Kristianisma fa mbola mivavaka @ Razana sy ny A.try ny Ntaolo, raha miolotra aminareo Kristiana ireo ?

raha ny fahitako azy, dia tsy adaptE @ fiainana izao ilay "finoana nentim-paharazana". Ary @ samy "finoana", dia ny nentim-paharazan'ny taranak'i Canaan no nahay nanindry sy nanely ny azy @ izao tontolo izao io..

Fa hypothetiquement, dia imaginer-o ny fiainan'ny Ntaolo e... Dia .. ilazao azany zahay hoe, ianao Kristiana ankehitrio io dia mbola "sambatra" noho ny Ntaolo.
11. gasy1zay ( 19/05/2015 17:18)

Fa ny ntaolo nga moa tsy natahotra an'Andriamanitra e? Nga izy raha nilaza hoe " Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra an-tampon'ny loha" dia razan'i dadabe ve no resahiny ao sa Andriamanitra -zanahary mpahary ny lanitra sy ny tany e?
12. rhaj0 ( 19/05/2015 17:42)
Samy "finoana" ho'a izany.. ny anao finoana an'Atry Israely, ny an'ny hafa finoana hafa.

Ka tena "sambatra" noho iretsy hafa izany ianao Kristiana malagasy io ?
13. gasy1zay ( 19/05/2015 18:09)

rhaj0:

Samy "finoana" ho'a izany.. ny anao finoana an'Atry Israely, ny an'ny hafa finoana hafa.

Ka tena "sambatra" noho iretsy hafa izany ianao Kristiana malagasy io ?

Izaho aloha sahy mijoro sy milaza hoe sambatra aho fa kosa tsy afaka ny hilaza ny momba ny hafa aho ary tsy hitsara ny fiainany ka handanja ny fahasambarany hoe ambony sa ambany noho ny hiainako ve? Sarotra ny hilaza hoe iza no sambatra na tsy sambatra noho izaho, fahasambarana izany re ry rhaj0 tsy azo lanjaina ka hoe i rakoto sambatra noho i rabe, subjectif be izany.
14. endriny ( 20/05/2015 10:08)

gasy1zay:

Fa ny ntaolo nga moa tsy natahotra an'Andriamanitra e? Nga izy raha nilaza hoe " Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra an-tampon'ny loha" dia razan'i dadabe ve no resahiny ao sa Andriamanitra -zanahary mpahary ny lanitra sy ny tany e?

Ntaolo tamin'ny taona 1900 no namorona an'io rehefa lasa kristianina izy... Amin'izay ny vazaha afaka mitety ny vazantany teto Mada ka afaka mampandry ny tany
15. Strong3 ( 20/05/2015 10:27)

rhaj0:

Mahavariana tokoany ho'a ao zamerika ao fa tena mpivavaka gaigibe tokoany ireo mainty hoditra. Tena mampivanaka ahy. Raha zohina ny tantara, dia rahefa andevo tao @ saha-na vovo tao zareo, dia tany @ kristianisma no nitontona. Ireo mpanandevo koa anefa dia tena ao tsara koa, ary ny fivavahany io azany no isan'ny nanamafisany ny fazahoany manandevo. Tena misy zavatra tsy azoko...

Ny amerindiana koa nefany nitovy anjara tamin-jareo, fa zareo ireto kosany mba namikitra ny finoany ihany.

Fa rahefa mijery baolina na ady totohondry ohatra dia, mivavaka dia mivavaka tokoany anie rizalahy, alohan'ny handravaravany ny andaniny (izay nivavaka be toa azy teo koa).

Ato izao dia hoe : nearly eight-in-ten African-Americans (79%) say religion is very important in their lives, compared with 56% among all U.S. adults.

Fa dia mahavaky vava ilay izy ee...

Dia hoy koa aho hoe, ngo dia mba tsy reconnaissable ho taranak'i Madame Eva azany izy mainty hoditra io e... ka dia mety very anjavony any fotsiny...
16. endriny ( 21/05/2015 14:42)
Rehefa tsy mino ny evolution isika dia tokony hiaiky fa lasitra samy hafa ny nanaovana ny fotsy ny ny mainty... Ny raozy fotsy sy ny raozy volomparasy...

Fa tsy hoe rehefa te hitovy amin'ny fotsy hoditra dia arangaranga ny voe samy taranak'i Adama sy eva ee

Dia rehefa tsy te hitovy amin'ny ragidro dia hoe zanahary nanamboatra
17. rhaj0 ( 21/05/2015 14:55)
Ka ny lojikanao anie ry Endriny tsy mitovy @ lojikany ee... Ny azy ny lojika (kristiana) dia ... izay mampetimety ny baolinany ao. Ary izany dia noamarininy na noamafisiny t@ baiboly hono, izay tsy inona fa ny interpretation-ny manokana an'azy irery ao ihany.

Ka io izao ho'a hoe, efa niova zareo (ny sasany), dia hoe creationisma moderna hono : creation t@ voanalohany, fa avy eo, evolution ihany avy eo..

Ka io izany dia ilay voaforona t@ voanalohany ho fotsy/mangamaso, dia ni-evoluer ho mainty/petak'orona ny sasany (toa azy ihany io), ary ... asa .. rahefa ao ambany rangolahy, dia hiverina ho fotsy/manga maso ??

Dia raha mbola tsy oainina ho'a i Rakrisy, dia creation-creation, izay voaforona dia voaforona, fa rahefa oainina fa sirika fa minomino foana hoe ilay iraika izay no creation, izay vao hoe, evolution ilay iraika io kah, fa iroa no creation.
18. gasy1zay ( 21/05/2015 15:16)

endriny:

Rehefa tsy mino ny evolution isika dia tokony hiaiky fa lasitra samy hafa ny nanaovana ny fotsy ny ny mainty... Ny raozy fotsy sy ny raozy volomparasy...

Fa tsy hoe rehefa te hitovy amin'ny fotsy hoditra dia arangaranga ny voe samy taranak'i Adama sy eva ee

Dia rehefa tsy te hitovy amin'ny ragidro dia hoe zanahary nanamboatra

Efa nolazaiko t@ rhaj0 t@ sujet tatsy fa averiko amin'i endriny hoe : ny zavatra laviko dia hoe biby ragidro lasa olona misaina, miakanjo, mahalala menatra, sns sns Ka raha izay no évolution aminareo dia hoy aho tsy mino izany aho na mila 5-10-50-100Million d'année aza vao hitranga io , fa raha hoy ianao hoe évolution ny olombelona 1 lasa niteraka mainty fotsy mavo sns sns dia hoy aho hoe possible izany ary tsy misy mifanipaka @ izany ny voalazan'ny baiboly izay inoako noho ny ragidro lasa olona.
19. rhaj0 ( 21/05/2015 19:03)
Ka io izany dia ilay voaforona t@ voanalohany ho fotsy/mangamaso, dia ni-evoluer ho mainty/petak'orona ny sasany (toa ianao ihany io), ary ... asa .. rahefa ao ambany rangolahy, dia hiverina ho fotsy/manga maso oooo ??

gasy1zay:
raha izay no évolution aminareo dia hoy aho tsy mino izany aho na mila 5-10-50-100Million d'année aza vao hitranga io..

Efa hoe TSY hoe "mino" ho'a ny attitude @ fiainana, fa hoe, nandinika sy namakafaka ny dinidinika sy fakafakan'ny olona, dia manaiky ny fahamarinany (aloha h@ izao). Raha hoy ianao hoe "tsy mino" ianao, dia tsisy adi-hevitra sy fanamarinan-tena io ry Gasy1zay fa dia izay ny finoanao dia reveo ao izany eee...

Ka afaka amina million d'annees izany ilay razambe-NTSIKA niankanjo no niafarany.. Vao taon-jato vitsivitsy fotsiny anefa koa izy dia lasa nipataloha, dia ampolo-taonany kely eo izao dia ho hiveerina nudiste sy hanao string, ary tsy menatra, koa ino kabarinao ?
20. gasy1zay ( 21/05/2015 20:32)

Ka isika tsy afaka hanala ao @ dictionnaire ny teny hoe : mino-croire-belive sns sns fa ianao irery no sahirana raha vao misy "mot" tsy metimety aminao, ny olondrehetra maka tsy taitra loll

Ka io reconstitution ilay millions d'année fa tsy nisy nanatrika ry rhaj0 ka inona ary ny mba famakafakana nataonao t@ ity resaka gidro mivadika olona ity mba tantarao hoe jerena hoe tena fandinihina hatraiza ny halaliny sa fanekena ny voalazan'ny teo aloha fotsiny lolll
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4116