Sekta Jiosy Malagasy Israelin'Andriamanitra !

1. bor2lais ( 15/05/2015 12:12)
Mihetsika indray ny adalan'ny sekta raha ity rohy ity no jerena !
novalian'i Strong3 ny 22/05/2015 08:14
2. rhaj0 ( 15/05/2015 13:00)
Aza atao "adala" kosany ilay olona e... Raha ny fahitako azy, izy azany mba "voafitaka" kouh... Aiza ny "inspiration"-ny ? Dia io ataony io no ataony: zavatra "criminel".

Tsy "adala" izy fa "criminel"..
3. rhaj0 ( 15/05/2015 14:33)
euh.. mbola suspect-na crime mantsy e...

Fa dia raha "TSY-mpino" izao no (suspecter-na) nanao ireo crimes ireo, dia kingakingabe mihintsy ny Mpino mampifandray ilay crimes @ hoe "satria tsy mahalala an'A.tra"..

Io nefany izao tena ilay deba be mpitarika ny Mpino mihintsy kay no (suspecter-na) criminel.

Dia tsy hoe sekta dia hoe "mpanao" an'io, arak'i Bor2lais hoe, "mihetsika indray". Hainareo ihany ireo pretra katolika amin-jato aman'arivony eran-tany mbola andrasan'ny Fitsarana (sa ny olona). Dia ny tantaran-dry pasitera protestanta sy ny dorkasy ao ngaha moa tsy soap opera be foana ...

Fa dia io tratra io k'lou izay tratra fa dia isaorana i Bor2lais mamoaka mampahafantatra... tena ataovy ren-tany ren-danitra mihintsy fa tsss...
4. Strong3 ( 19/05/2015 08:45)
hein... aza atao "adala" ... indray hono
nefa izy aza manao safobemantsina ny olona rehetra ho ... adala minomino foana , mihidy ao anaty box kel ; .... xptdr tsssss

5. rhaj0 ( 19/05/2015 13:01)
Z'afady kely kosa fa izaho kosany tsy nanondro anareo ho "adala"... Ianao Strong3 no mampifandray ny "adalana' sy ny "finoana" (na minomino foana). Raha manidina ny imagination-nao, ny an'ny zaza, dia manidina izany.. "normal" izany fa tsy "adalana"...
6. endriny ( 19/05/2015 13:29)
Mafy izany te ho Jiosy sy Israelita izany a... Mampalahelo... Taranaka Jiosy moa ny Gasy e?
7. Strong3 ( 20/05/2015 09:15)
tsy misy idirany ah... anotanio an-dry zalah jodaisma ny amin'izay

fa ity mba mampivanitika:

dada: _ neny ôh, mba itondray izany aïsma izany fa toa miresaka izany daholo ny olona mety ohatran'ny fôstera clarka ngamba izany
neny: _ aiza no misy izany rangahy ô?
dada: _ any amin'ny magazay lebebe any jerena eh
neny: _ fa ohatran'ny ahoana izany eh, dia tena fanaovana jus ve?
dada: _ ieh!... tena fanaovana jus izany eh; mbola tsy renao nga ilay heo JUS-D-AISMA EH!!
:-) :-)
8. rhaj0 ( 20/05/2015 13:16)
Ary ahoana indray azany ity e..


;-) Hafeno ireo sakafo ireo fa ho avy Rakrisy
:-) zavatra hohanina ve dia afenina eee..
;-) Ka majifa ireo raha vao miditra ny trano eo ilery.. i Rakrisy tia hanina foana
9. Strong3 ( 22/05/2015 08:14)
tsy manda fanomazana ny mimi zany kou... hihihih :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2107