dia foronin'ny tsimisyAtra sy ny mpanohitra ny finoana kristiana daholo io zvt rht io hamotehana

1. Strong3 ( 12/05/2015 10:10)
http://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=1&cad=rja&uact=8&ved=0CB4QFjAA&url=http%3A%2F%2Fwww.wikistrike.com%2Farticle-bombe-au-vatican-une-bible-de-1500-ans-confirme-que-jesus-christ-n-a-pas-ete-crucifie-123563120.html&ei=u7ZRVdKKBcj4Uo__gMgG&usg=AFQjCNFoqoEbZ3euu4kfTE5RionkAxPLhw&sig2=oo50kQdCok-MFVQM38-Wvw&bvm=bv.92885102,d.d24

Au grand dam du Vatican, une bible vieille de 1500 à 2000 ans a été trouvée en Turquie, dans le Musée d’Ethnographie d’Ankara. Découverte et tenue secret en l’an 2000, le livre contient l’Évangile de Barnabé, un disciple du Christ, qui démontre que Jésus n’a pas été crucifié, et il n’était pas le fils de Dieu, mais un prophète. Le livre appelle également l’apôtre Paul « L’Imposteur ». Le livre affirme également que Jésus est monté vivant au ciel, et que Judas Iscariote a été crucifié à sa place.

ESI ao hoeeee.... boky mody natao Ntaolo be izany dia nofantaran'ny carbone teo kay zavatra tsy nisy 100 taona akoury ity HOSOKA hametavetana ny baiboly kristiana ity ...
novalian'i rhaj0 ny 29/05/2015 12:58
2. Strong3 ( 12/05/2015 10:15)
Qu’est-ce que cela signifie pour les athées / agnostiques / penseurs laïques? Le texte est réel? Faux? Est-ce important? Espérons que ces nouvelles inspirent le religieux à poser des questions, au lieu de pointer du doigt ou de croire quoi que ce soit à l’aveuglette. S’il vous plaît, ne vous moquez pas et ne lancez pas des « Je vous l’avais dit! » S. Le plus grand danger de la foi, c’est quand les gens croient ce qu’ils veulent croire, et se défendent contre toutes preuves; surtout quand cette preuve révolutionne leur fondation à partir de sa base. Et le plus grand coupable de ce danger est le piège de l’ego: rejeter / critiquer les autres Pendant des siècles, la «défense» de la foi aveugle a conduit les nations à la guerre, la violence, la discrimination, l’esclavage et de devenir la société d’automates que nous sommes aujourd’hui; et depuis tout aussi longtemps, elle a été justifié par des mensonges. Si vous savez mieux, agissez en tant que tel.

hihihi... tsy hivanikika sy hivanitikitika sy hievitra ny ho manana ny marina ve moa ianareo mpandiso ny marina? bombe a bombe...
3. Strong3 ( 12/05/2015 10:41)


ity ilay boky nosoratan'i masidahy barinabé hono eh... de nampirimina tany amin'ny silamo fa ny jiosy tsy nino an'i Kristy.. fa i barinabe moa izany nahatratra firy taona eh???

enjana ny fanenjehana ity kristiana ity ...
4. rhaj0 ( 12/05/2015 10:46)
Nareo samy (milaza-tena ho "tena") taranak'i Abrahama ihany no io miady lova io...
5. Strong3 ( 12/05/2015 10:51)
de ahoana ny fihetse-ponao namana rhaj0 amin'ity fahitana boky mahagaga ity ?
6. rhaj0 ( 12/05/2015 10:55)
z'afady fa TSY nijery ilay boky akoriny aho, azony "toraka bilao(gy)" no source-nao, dia indraidray aho matahotra fa ireny misy viriosy...
7. Strong3 ( 12/05/2015 11:02)
Selon Mario Tosatti le document contiendrait une inscription expliquant que le livre a été écrit en l'an 1500 de notre ère20. Heleen Murre-van den Berg, spécialiste du christianisme syriaque à l'université de Leiden, confirme que le manuscrit n'est certainement pas vieux de 1 500 ans et, en se basant sur les photographies publiées, qu'il ne pourrait pas avoir été rédigé avant le xixe siècle21. Serge Cazelais, doctorant lisant le Syriaque, à partir des photos qui circulent sur Internet, confirme que le colophon indique une datation en 1500 après Jésus-Christ, et non pas un ouvrage vieux de 1500 ans22.

http://fr.wikipedia.org/wiki/%C3%89vangile_de_Barnab%C3%A9

sérieux les pauvres qu'ils se renouvellent dans leur prosélytisme :-(

soa fa tratra ny laingany ... miseho azy ho fatsora mihitsy ireto tsy tia kristiana ireo an...


ôh r rhaj0 ah, any kanada ve leroa dia mbola matahotra ho lanin'ny biby ihany hihihih tsy misy io eh... ny ahy aza ato tsy manin
8. Strong3 ( 12/05/2015 11:06)
http://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=5&cad=rja&uact=8&ved=0CDgQFjAE&url=http%3A%2F%2Fwww.jeuxvideo.com%2Fforums%2F1-69-4512922-1-0-1-0-bombe-au-vatican-une-bible.htm&ei=RNxRVbvjLsKAU6nmgdAG&usg=AFQjCNE61tSMB4oW_miOnBFFYcnDXtYrhg&sig2=APJINFsA19Wfv5M4tj64Hw&bvm=bv.92885102,d.d24

ato mba mijery ny adihevitrin'ny olona hafa mahakasika io fa sao tara ny fisotrin'ny raharaha eo
9. Strong3 ( 12/05/2015 11:09)
Il y a une bible faite par les musulmans pour essayer de décrédibilisé les chrétiens .

fa tsy ry mozilimo ihany no manao an'io ah ... dia gaga enao
10. rhaj0 ( 12/05/2015 12:49)
hay ve ilay bokin'i Ibarinabasy eee... [size=8]hey.. tena anarana gasy ilay izy k'le... na ilay hoe sitiraongy-telo azany vazahazaha..[/size] :-)

Fa nareo samy (mitomany ho "tena") taranak'i Abrahama ihany ireo fa tsisy idiran'ny atheista na siantista eee... Izay ifanarahanareo ao..
[size=8]efa nasianao biriky ve ho'a ny kopetra e.. toa hotry ny voan-dretsy ianao dia toa hotrhotry ny... [/size]
11. rhaj0 ( 12/05/2015 14:25)
[size=8]Hay .. hevitra koa sady mahomby... asivo Baiboly be ao anaty kopetra, dia velezo mafy ao ...[/size]
12. endriny ( 12/05/2015 15:15)
hihihihi

miala any indray ny haokisa

taloha sarin'i Giza nolazana fa sary hita amin'ny satelita mikasika ny safo-drano... sary namboarina nasiana karan-doha be ohatran'ny trano lazaina fa goliata... dia to indray re inona e?

mbola miodikodina ihany ilay molekiola mirehitra sy ilay ataoma avy aiza?
13. Strong3 ( 13/05/2015 06:45)
dia ezaho totofana ao miraka amin'ny saina matorinareo ao ilay baiboly koa ... fa ny mahagaga dia matahotra io baiboly io ianareo.
tsy ny mosilimo ihany fa na iza na iza dia miezaka hilaza fa lainga io ehhh, angano io ehhh...
rehefa inoanareo fa lainga io maninona no totofana sy aratsiana? hahahahah

mba tehiresaka be fotsiny fa ny saina efa voagejan'ny fahalalana ny tao antin'ny baiboly
dia izao miodikodina eo amin'ny resaka fivavahana izao , hijery ny irika hidirana :p pouahahahahhah :-)
14. Strong3 ( 13/05/2015 07:46)
some people live for the fortune
some people live just for the fame
some people live for the power
some people live juste to play the game
some people think that the physical things
Define what's within
And I've been there before
But that life's a bore
so full of the superficial

some people want it all
But i don't want nothing at all
If it ain't you
If I ain't got you
Some people want diamond rings
Some Juste want everything
But everything means nothing
If I ain't got you

Some people search for a fountain
That promises forever young
some people need three dozen roses
And that's the only way to prove you love them
Hand me the world on a silver platter
and what good would it be
With no one to share
With no one who truly cares for me.

:-) :-)
15. rhaj0 ( 13/05/2015 10:33)
Strong3:
matahotra io baiboly io ianareo..

Nareo samy mpiady lova ao ihany ho'a no mifanabaty sy mifanosika, mifanitsaka sy mifanipaka, ary MIFAMPITAHOTRA, satria te-ho ianareo irery no ho tafiditra atsy @ilay vodi-fanjaitra...

Dia matahotra ny bokin'i Harry Potter koa zany zahay eee...


Entre-pa... fa io hiran'i Alicia Keys io hono, hozy wiki, dia taorian'ny nahafatesan'ny Aaliyah, dia lasa saina i Alicia hoe, ny (fitiavana an-d)raolona no zava-dehibe fa tsy zavatra hafa... Ka aolanao Strong3 ho hiram-pi izany 'le izy ee.. nefa hiram-pitiavana no fahitako azy.. kely sisa dia hitako ery i Kanye West hiditra dia hi-rap dia hiresaka sex...
[size=4](ka io izao no mampanjary mampanontani-tena hoe, ngo dia manana sexual fixation @ hin hin koa azany nareo ireto... f'aleo aloha tsy hilaza izany e... efa nataoko kely botitiiny ity f'aza vakiana)[/size]


16. Strong3 ( 13/05/2015 10:50)
rhaj0:

Strong3:
matahotra io baiboly io ianareo..

Nareo samy mpiady lova ao ihany ho'a no mifanabaty sy mifanosika, mifanitsaka sy mifanipaka, ary MIFAMPITAHOTRA, satria te-ho ianareo irery no ho tafiditra atsy @ilay vodi-fanjaitra...

Dia matahotra ny bokin'i Harry Potter koa zany zahay eee...


Entre-pa... fa io hiran'i Alicia Keys io hono, hozy wiki, dia taorian'ny nahafatesan'ny Aaliyah, dia lasa saina i Alicia hoe, ny (fitiavana an-d)raolona no zava-dehibe fa tsy zavatra hafa... Ka aolanao Strong3 ho hiram-pi izany 'le izy ee.. nefa hiram-pitiavana no fahitako azy.. kely sisa dia hitako ery i Kanye West hiditra dia hi-rap dia hiresaka sex...
[size=4](ka io izao no mampanjary mampanontani-tena hoe, ngo dia manana sexual fixation @ hin hin koa azany nareo ireto... f'aleo aloha tsy hilaza izany e... efa nataoko kely botitiiny ity f'aza vakiana)[/size]





hihihi ... dia namaly hono ny wiki, ka ny fitiavana dia manova ny rafimpisainana hilamina sy ho tony ahaizana handinika, fa na izany na tsy izany maraina io

dia asa aloha ra rhaj0 fa misy firaisam-panahy ao amin'ny baiboly fa tsy ny nofo no mifampikasokasoka ao ka.. dia tsy dia mety aminao lohatra angamba
17. rhaj0 ( 13/05/2015 12:50)
Inona k'lou azany ho an'i Kristiana izany hoe "Fitiavana" eee...

Hotshotsan'ny hoe, heverin'i Kristiana ho monopole-n'ny Kristiana koa mantsy izy io... satria mantsy @ Kristiana dia TSY manana Fitiavana, indrindra ireny atheista ireny (na koa ny bodista sy ny animista toy ny Ntaolo)
18. gasy1zay ( 13/05/2015 13:45)
Fa inona foana ity miady lova averin'i rhaj0 ity e? Israeliana sy ny palestiniana no miady lova ao kanaana, fa ny an'ny kristiana lova any an-danitra no tadiaviny saingy tsy mila hiadiavana @ olon-kafa izany satria samy manana ny toerana any daoly na izaho na ianao rhaj0, fa mba mino sy haniry ny hoany ve ianao sa tsia? Izay no fanontaniana mipetraka.
19. rhaj0 ( 13/05/2015 14:25)
Mody fanina @ ilay "lova" indray i Gasy1zay an... sa tena tsy mahalala ? Ny "handova ny fanjakan'ny lanitra" no tanjona voalohan'i Kristiana kouh ... Dia io nefa "vitsy no fidiana" .. ka dia io "miady (lova)" io izany ee.... mifamely ambadika (toa io ataon'i Strong3 manivativa ny namany io).. samy milaza-tena fa izy no tena izy ary handova ...

Dia io ho'a no mampihomehy eee.. ny taranaky ny taranaky ny "vahoak'Atra" TAO KANAAN dia efa "miady (lova)" mafy ao... nefa ireo TSY taranaky ny avy any Kanaan koa manampy (ianao io anisany)... hi hi hi ... dia manantena ianao fa hisongona iretsy voalohany iretsy .. tsy vitan'ny TSY taranaka direct ianao fa mbola a temps partiel koa ...

Dia ao nareo izany eee...
20. gasy1zay ( 13/05/2015 14:50)

rhaj0:

Mody fanina @ ilay "lova" indray i Gasy1zay an... sa tena tsy mahalala ? Ny "handova ny fanjakan'ny lanitra" no tanjona voalohan'i Kristiana kouh ... Dia io nefa "vitsy no fidiana" .. ka dia io "miady (lova)" io izany ee.... mifamely ambadika (toa io ataon'i Strong3 manivativa ny namany io).. samy milaza-tena fa izy no tena izy ary handova ...

Dia io ho'a no mampihomehy eee.. ny taranaky ny taranaky ny "vahoak'Atra" TAO KANAAN dia efa "miady (lova)" mafy ao... nefa ireo TSY taranaky ny avy any Kanaan koa manampy (ianao io anisany)... hi hi hi ... dia manantena ianao fa hisongona iretsy voalohany iretsy .. tsy vitan'ny TSY taranaka direct ianao fa mbola a temps partiel koa ...

Dia ao nareo izany eee...


Efa nolazaiko taminao anie rhaj0 hoe fitaky ny témoin de Jehovah na "mauvaise interprétation "hoe 144000 ihany no tafiditra any an-danitra e!

"Ireo no navotana avy tamin’ ny olona ho voaloham-bokatra ho an’ Andriamanitra sy ny Zanak’ ondry."

"Ils ont été rachetés d'entre les hommes comme la première part réservée à Dieu et à l'Agneau"

"They were purchased from among mankind and offered as firstfruits to God and the Lamb"

Ka raha ny fahazoanao ireo ve ry rhaj0 misy milaza eo hoe izy ireo ihany no tafiditra any @ ilay lova sa mbola misy vokatra hafa aty aoriana? Tsy mody fanina mintsy aho rhaj0 fa saingy tsy avilivilin'ny fampianaran-dison'ny sasany manakivy ny olona hoe tsy misy toerana hoazy any @ Paradisa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3585