dia foronin'ny tsimisyAtra sy ny mpanohitra ny finoana kristiana daholo io zvt rht io hamotehana

41. mpanompotsymahasoa ( 25/05/2015 16:08)
Tsy mahafoana an'Atra ny zava-mitranga rehetra, na ny ady hevitra rehetra, ny filazana fa misy Izy na tsy misy, ny finoatsika sy ny tsy finoatsika, ny fitenenatsika tsara Azy na ny fitenenan-dratsy an'Atra fa ny marina dia hoy Izy: ny oloko marina dia ho velon'ny finoana...

Matio 24 : 35. Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.
42. mpanompotsymahasoa ( 25/05/2015 16:10)
Tsy mahafoana an'Atra ny zava-mitranga rehetra, na ny ady hevitra rehetra, ny filazana fa misy Izy na tsy misy, ny finoatsika sy ny tsy finoatsika, ny fitenenatsika tsara Azy na ny fitenenan-dratsy an'Atra fa ny marina dia hoy Izy: ny oloko marina dia ho velon'ny finoana...

Matio 24 : 35. Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.
43. rhaj0 ( 25/05/2015 16:46)
Ho anao Mpino moa izany dia efa fantatra fa "TSY mahafoana" izay inoanao rehetra ao izay resak'olona rehetra eee... Io ho'a dia tsisy adi-hevitra rahefa entinao @ "finoana" (manaiky tsisy adi-hevitra) ny resaka.

Fa asa ho'a raha mba "fantatrao" (ihany) koa fa, "TSY mahakasika" ny TSY-mpino izay resaka rehetra "inoanareo" eee.. Raha hoy ianao hoe, araka ny Finoana(o) dia mankatsy-mankaroa, dia hoy ny TSY-mpino hoe, "tsisy mankatsy-mankaroa" izany zahay, fa nareo izay mpino an'izany ihany no mankatsy-mankaroa.

Ohatra ho'a hoe, hoz'ianao fa mankany @ afobe izay manota.. dia hozy ny Moslimo hoe, tsisy mankany @ afobe izany ny anay, fa latsaka anaty vilanin-drano-mangotraka no izy... fa nareo Kristiana ihany no mankany..
44. Strong3 ( 26/05/2015 11:21)
fa ny tsimisiAtra izany mba makaiza????
45. rhaj0 ( 26/05/2015 13:07)
Rehefa maty re ry Strong3 dia maty, vita kabary a... tsy mankaiza mankaiza fa lasa maina, vovoka dia vita. Sahala @ zava-maniry sy biby ihany io rehefa vita dia vita. Dia ny taranany no mitohy.

Efa mba nanatrika famadihana ve i Strong3? dia mahita ilay taolam-balo sy nofo sy taova rehetra lasa vovoka, sy ilay volo mbola eo ?

Fa iana(re)o moa nampinoana fa rahefa maty dia ... asa .. mitsangana ho azy eo dia mandihy macarena dia manao tsingolo-batita dia misidina ambony koa ??? Dia ny hafa @ io milaza fa tsy macarena fa afindrafindrao.. dia hoz'iana(re)o hoe, ny zava-dehibe dia mandihy fa na afindrafindrao io na macarena dia mety...
46. endriny ( 27/05/2015 12:29)

Strong3:

fa ny tsimisiAtra izany mba makaiza????

Eto an-tany ihany fa mba ho aiza moa... Izahay tsy faka mamorona lanitra hitsangatsanganana... Tsy manana helico e...

Efa voaporofonao ve fa misy Atra?
47. Strong3 ( 29/05/2015 08:21)
raha tsy misy fanahy toa biby hoa ny olona dia voaprorofo fa tsy misy Atra ry Endriny ôh...!
48. rhaj0 ( 29/05/2015 12:58)
Tsisy fanahy ahoana ny biby ry Strong3 a... ny akoho azany mivavaka rahefa misotro rano.. ary ny vorondolo mijery anao io angaha ataonao fa tsy sahala @ damopra mandinika anao avy eny @ alitara... fa ianao ho'a dia tena manao z'inona mihintsy eee...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2053