dia foronin'ny tsimisyAtra sy ny mpanohitra ny finoana kristiana daholo io zvt rht io hamotehana

21. rhaj0 ( 13/05/2015 15:35)
Inona io Agneau nahazo ny reservation io ry Gasy1zay ?
22. gasy1zay ( 13/05/2015 15:43)

rhaj0:

Inona io Agneau nahazo ny reservation io ry Gasy1zay ?

Jesoa Kristy ilay zanak'ondry natao sorona mba hamonjena antsika
23. rhaj0 ( 13/05/2015 16:02)
ok.. fa efa hoe "vitsy no fidiana" hono ry Gasy1zay a... maninona no dakanao ny interpretation'ny TJ kosany ? sady efa elastika koa na ny fotoana na ny isa @ A.tra kouh..

Fa ny zava-dehibe dia "betsaka no ho very"...

Ka ianao io, izay TSY taranaky ny taranaka piora, no koa, a temps partiel raha miolotra @ ireo tsy manao afa-tsy bbl, dia isan'ny "betsaka" ianao io, sa isan'ny "vitsy" ???

Esy aho e ry Gasy1zay... fa mbola ho "sambatra" ihany ianao f'aza mikorapaka e... satria "mendrika" anao, ary izay ny sitrapoNY, na aiza na aiza no iafaranao...
Fa dia minou fotsy ho'a eeee ....
24. gasy1zay ( 13/05/2015 17:41)

Jereo anie ity statistique ity dia ho hitanao ny incohérencen'ny zareo T.J

http://seb361.voila.net/stats.html

Ny isan'ny zareo hono t@ 2013 eo @ 13M eo ho eo nefa ny lazainy fa tafiditra ny lanitra dia 144000 ihany.

Marina ny anao ry rhaj0 fa betsaka tokoa ny ho very satria betsaka anie ny tsy mino e! Ireo dradradrainao hoe TSY MANISY SIRA, TSY MIRAIKA, TSY MAHAKASIKA AZY NY BAIBOLY sns sns ...Indrisy fa raha mba fantany manko.
25. rhaj0 ( 13/05/2015 17:51)
Lasan'ny TJ ny kil dia malahelo i Gasy1zay ... dia tsindrotsindrohana ny incoherence-n'ny TJ, fa ny absurditE-n'i Noah mbola inoany ihany.. Ny an'i TJ anie, miaraka @ ilay hoe elastika ny an'A.tra, dia mety ho mitombona ihany e... ny anao Gasy1zay, ny goaika no niankinan'ny nidinana(re)o tety an-tany (avy teo @ sambofiara) dia ahoana azany..
26. gasy1zay ( 13/05/2015 18:30)

Ka raha ry zareo aloha dia manaiky aho hoe mety hitombina ny ady lovan'i rhaj0 e! (sao dia TJ aloha rhaj0 fa mody mampiresaka eto e?) satria ny isan'ny miangona 13M nefa ny toerana natao hoan'ny 144 000 monja dia aona izany ny 12M mahery ambiny??? mba ahazavao amiko ary raha hitan'i rhaj0 hoe cohérent io fa za aloha tsy azoko ilay izy e!
27. rhaj0 ( 13/05/2015 21:40)
Rahefa mifototra @ baiboly ny fi(s)ainanao dia ... matetika loatra dia toa io no alehany.. incoherence sy absurditE...

Ka tena tsy hitako ny "hanazava" coherence @ baiboly, na hoe ireo salanisan'i TJ ireo, na koa ny finoanao an'i Noah ohatra.. Ny manavoitra ny incoherence sy absurditE no (n)ataoko eto...
28. endriny ( 14/05/2015 04:12)

gasy1zay:

Jesoa Kristy ilay zanak'ondry natao sorona mba hamonjena antsika

Soa fa ianao mihintsy no manambara eto fa Atra ratsy fanahy ny anao... olona no ataony sorona fa tsy akoho lahy mena na omby vola vita... tena maharikoriko ilay izy mody entina ampangotsohana olona fotsiny
29. rhaj0 ( 14/05/2015 12:41)
Fa maninona tokoany no tena dramatique be ho'a ilay tantara e.. misy fampitahorana.. fampihorohoroana mihintsy io ho an'ny marefo/malemy.. dia io misy atao sorona ny ainy io koa kay izany... Dia raha IZY ve no manoratra ny tantara, dia tena tsy maintsy hoe, raha tsy misy maty mantsy eo dia tena tsy ho hendry mihintsy itenisany an.... Dia raha tiany ve ny Zanany (i JC), dia hoe tiany koa nareo zanany, dia tena atao sorona ilay Zanany, izay vao hendry nareo zanany ?

Ny fahitako azy, ny mpanoratra baiboly no nanitatra ny tantara ho dramatique be toa io.. Nanao ny nataony i Profeta, dia coince tao, dia maty izany kouh... dia novolena mise en scene hollywoodian shakespearian molierian talohan'ny fotoanany io.. dia roboka daholo tokoany ny sasany..

30. gasy1zay ( 14/05/2015 13:19)
Ka izay no maha Andriamanitra fitiavana azy fa izy mintsy no nanolotena ho faty mba tsy isika no ho faty ry endriny sy rhaj0 a! Jesoa kristy natao sorona teo @ hazo fijaliana anie ka izy ihany no ilay Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina e! Fa maninona moa no tsy maintsy nisy ny sorona? Satria efa voalaza fa fahafatesana ny tambin'ny ota, t@ voalohany Andriamanitra niteny t@ Adama sy Eva fa raha mihinana io voankazo io ianareo dia ho faty = lasa "mortelle" no tiana ambara eo fa tsy hoe ho faty eo no ho eo akory, ka io no nisolon'i Kristy voina antsika mba tsy hijanona ho faty isika fa izy no maty teo @ toerantsika, noho ny fahotantsika, dia rehefa mino isika fa efa voavonjy na dia tsy hijanona ho faty isika fa afaka handova ny fiainana mandrakizay.

Oh ry endriny a! mba ahoana tokoa moa raha tsy asiana ny sorona akoho sy omby fa mba ikalanoro mintsy no hoe hanolotena atao sorona mba hahazoan'ny mpanaraka azy fitahiana? Tsy misy izany e?
31. rhaj0 ( 14/05/2015 13:50)
Dia ahoana... dia tena raha tsy maty (natao sorona) i JC izany, dia tena tsy tapa-kevitra mihintsy i A.tra ny hanome ana(re)o "fiainana mandrakizay", ka dia io "tsy maty" io intsony any aoriana any ?? ary fandalovana fotsiny izany ny ao ambany rangolahy ??

dia mino an'izany iana(re)o io ????
32. rhaj0 ( 14/05/2015 14:53)
Tena tsy mampino ahy hoe mino an'izany ianao ry Gasy1zay... serieux.

Dia izao izany ny Kristianisma (raha ny fazahoako azy) eeee..

1- i A.tra no namorona an-draolb, immortelle originellememt..
2- rahefa nihinana voankazo voarara dia lasa mortelle raolb
3- rahefa maty i Kristy dia lasa tsy mortelle intsony raolb
4- fa condition sine qua none: mino an'i Kristy
4bis- dia izay TSY mino an'i Kristy izany dia tavela mortelle

ntss... tena resaka tsy ihinanana mortadelle n'enao...
33. endriny ( 14/05/2015 15:15)

rhaj0:

3- rahefa maty i Kristy dia lasa tsy mortelle intsony raolb

3- Rehefa natao sorona I Kristy (ka)
34. gasy1zay ( 14/05/2015 15:39)

rhaj0:

Tena tsy mampino ahy hoe mino an'izany ianao ry Gasy1zay... serieux.

Dia izao izany ny Kristianisma (raha ny fazahoako azy) eeee..

1- i A.tra no namorona an-draolb, immortelle originellememt..
2- rahefa nihinana voankazo voarara dia lasa mortelle raolb
3- rahefa maty i Kristy dia lasa tsy mortelle intsony raolb
4- fa condition sine qua none: mino an'i Kristy
4bis- dia izay TSY mino an'i Kristy izany dia tavela mortelle

ntss... tena resaka tsy ihinanana mortadelle n'enao...

Ny fahafatesana tambin'ny ota dia tsy hoe fahafatesana ara-nofo fotsiny fa ilay fahafatesana voalaza eto @ ity toko sy andinin'ity:

Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin’ ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa.

35. rhaj0 ( 14/05/2015 15:56)
ok... 3- rahefa maty natao sorona i Kristy dia lasa tsy mortelle intsony raolb

Fa nafoheziko ilay resaka 1234, fa raha vao lava noho io, satria mantsy ho ampian'ny puriste hoe satria ziao sy izao, dia tonga @ ilay confusion, satria tsy convaincant ilay resaka..

Fa ilay #4 kay hono avy @ Jaona (tsy haiko hoe taiza), izay nilaza hoe izay manaiky an'i JC ihany no tafita... Raha ny fazahoako azy izany dia i Jaona no te-hanana ny monopole, dia nasisiny io resaka io... Fa talohan'izany dia tsisy an'izany... nefa moa izao dia (mbola) "mino" tokoany ianao Kristiana..

4- fa condition sine qua none: mino an'i Kristy
4bis- dia izay TSY mino an'i Kristy izany dia tavela mortelle

Fa jereo anie ato e
http://en.wikipedia.org/wiki/Afterlife

Dia ho hitanao ao fa dia "revy samy manan'ny azy" io... ka dia reveo ao azany ny anao kouh...

Fa averiko indray: ny revinao TSY mahakasika ny olona any @ revy hafa.. et vice-versa.

Ary raha mamaky tsara azany ianao, dia ahita fa na ny finoana sasany azany, ohatra ry Katolika, dia mivoatra ilay dogme-n'ny fiainana mandrakizay, rahefa hita fa absurde ilay teo alohany...
36. gasy1zay ( 14/05/2015 16:07)

Ieeee! Marina izany fa ilay fahafatesana voalohany dia itovizan'ny be sy ny maro, ny kristianina, silamo, boudista, athé, agnostika, satanika, ...

Ary dia maro ny manontany tena, maro ny curieux, maro ny manao théorie, maro ny manana ny finoany...

Fa mbola averiko ihany hoe rehefa mifanipaka ireo dia tsy ho possible ho marina daoly, aza maika fa ho vetivety foana dia hoavy ilay fotoana hahafantarantsika ny marina rhaj0, mahaiza fotsiny manao safidy dieny mbola afaka.

Raha ataoko hoe eo @ 20-30 ans eo i rhaj0 farafakeliny, ny espérance de vie 70-80 dia eo @ 50-60 ans eo zany max dia ho hitantsika ny valiny.
37. rhaj0 ( 14/05/2015 16:17)
gasy1zay:
Fa mbola averiko ihany hoe rehefa mifanipaka ireo dia tsy ho possible ho marina daoly..

hi hi hi... lojika-NAO io ry Gasy1zay a... fa TSY hainao izay lojikan-drizareo A.tra isan'isany any... Mety efa nifanaraka izao i Allah sy ny Atry-Canaan hoe, alefaso any @ afo ny an'ialahy fa ny ahy alefako ao anaty rano mangotraka...
38. gasy1zay ( 14/05/2015 16:22)
nitsimoka ny imagination'i rhaj0 dia mahita after life polythéista.
39. rhaj0 ( 14/05/2015 17:18)
tsia... manomboka takatro ny ao @ imagination-n'ny finoana monotheista tsirairay.. averiko kely: monotheista marobe ireo, fa tsy hoe, lasa polytheista izao tontolo izao. Hainao ihany fa ianao TSY mino ny Atry ny Silamo. Fa hainao koa na ny Atheista dia TSY mino an'ireo rehetra ireo.

Dia efa eto ihany ... monotheista marobe ireo (misy polytheista ny sasany), nefa TSY tokana ny A.tra ivavahan'ny tsirairay.. izany hoe, rahefa atao ny kaonty dia MISY A.TRA MAROMARO izany...

hi hi hi... raha jerena avy aty ivelany, dia POLYTHEISTA izany ny zanak'olb... :-)
40. Strong3 ( 15/05/2015 05:28)
averiko ihany re ry rhaj0 ôh, tsy i Strong3 mihitsy no manivativa ny namany fa manokantra ny sain'ireny ahalala ihany no filazana izany, raha tsy nanome vahaolana ireny aho dia marina ny filazanao?
Mba lazao eto izay olona na fiangonana notivativaiko teto? ...
Faharoa ,tsy izaho irery no mahalala ny marina akory fa maro ny olona nomena fahalala sy nitazona mafy izany ka tonga tompon'ny marina ihany koa.
Fahatelo; tsy miteny ny tenako ho efa tapitrohatra aho fa mbola eo ampihazakazahana
... fa izany tsy midika fa manary ny efa azoko , fa izay azoko dia tanako mafy hataoko tohatra hiakarako any amin'ny tokony honenanko rahatrizay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6789