Niala tsiny ny Papa (Katolika)

1. rhaj0 ( 05/06/2015 15:26)
Nijerijery wiki dia nahita an'ity lisitry ny fialan-tsiny nataon'ny Papa JPII
http://en.wikipedia.org/wiki/List_of_apologies_made_by_Pope_John_Paul_II

Ka dia io izany fa niala tsiny hono izany ny Papa ny @ :

1- nataon'ny Leglizy t@ Galileo izay nanazava fa boribory ny tany

2- nataon'ny Leglizy na ny tsy nataony rahefa nandeha ny fanadevozana, na koa ny Holocauste

3- nataon'ny Leglizy t@ vehivay : injustices committed against women, the violation of women's rights and for the historical denigration of women

4- nataon'ny Leglizy t@ ethnic groups isan-karazany eran-tany: For the sins of Catholics throughout the ages for violating "the rights of ethnic groups and peoples, and [for showing] contempt for their cultures and religious traditions"


Ka dia derao sy ankalazao eeeee.... tokony mba averimberina avy etsy @ alitara isak'alahady izy io fa tsy hoe, natsipy dia manasa tanana, dia vita kabary, bouzour paradisa fa afa-keloka.

Ka mila vabahana sy rasarasaina mihintsy io hoe, INONA tsara hoe ireo "hialany tsiny" ireo ???

Satria mila fantatra tsara, sao raha toa ho'a ka sanatria, bekabary politika sy miala-tsiny ampihatsaram-belatsihy fotsiny ve izy io, sa MBOLA MANAO ny ataony ao ihany ???

Indrindrindra ny @ ireo 3. vehivavy, sy 4. ethnic groups, ireo ambony ireo.

novalian'i rhaj0 ny 22/06/2015 14:20
2. Fiffi ( 05/06/2015 19:34)

rhaj0:



. tokony mba averimberina avy etsy @ alitara isak'alahady izy io fa tsy hoe, natsipy dia manasa tanana, dia vita kabary, bouzour paradisa fa afa-keloka.



....ntssss ka tsy ho leo ve ny olona raha io no averimberina isak'alahady zao ? (faut pas pousser non plus hein...)

efa niala tsiny izy.....tsy izay ve no tena IMPORTANT eh !!
3. rhaj0 ( 05/06/2015 20:46)
Ka ilay 3. sy 4. anie mbola toa hita(ko) kosany fa mbola manao ihany izy (Leglizy) e..

3- nataon'ny Leglizy t@ vehivavy : injustices committed against women, the violation of women's rights and for the historical denigration of women

4- nataon'ny Leglizy t@ ethnic groups isan-karazany eran-tany: For the sins of Catholics throughout the ages for violating "the rights of ethnic groups and peoples, and [for showing] contempt for their cultures and religious traditions"


Raha ohatra ka mbola TSY faly ny "vehivavy" sy ny "ethnic groups", dia amiko, dia mbola manao toa fiala-tsinin-jaza eny @ garabola ny Papa, ka vavany fotsiny satria voatery, fa am-po mbola hanao ihany.

ka mbola mitohy ve ireo eo ambony ireo ?
4. Fiffi ( 07/06/2015 05:51)
....ovay am zay lé sujet rhajO fa io foana no haverimberinao....

dé io foana ve no henjehiny isan'andro zao ?

mba hanaovy sujet mahafinaritra hiadian-k'hevitra am fivavahana sy finoana eh....:)
5. rhaj0 ( 07/06/2015 12:44)
ianao ve "vehivavy" sady "ethnic group" dia tsisy mi-click aminao ao fa hoe ovao ny diska fa goaka ?

Dia ao ianao izany kouh... Ny Ankizy (mety) mandalo eto ny ahy no tsinjoviko.
6. rhaj0 ( 08/06/2015 14:12)
Asa aloha n'enareo, fa ny ahy, ny anarahana itony actualité toa itony, dia tsy hoe, ho fanalana azy fotsiny, fa fianarana ny lasa sy fitaizana ny tena sy ny saina ary fitsinjovana ny ho avy. [size=6](raha ny hanala azy fotsiny ny atao @ fiainana, dia aleo manaraka ny revin'i Rihanna)[/size]

Ka ny andrasarasana sy amerimberenanan sy andalinana ity raharaha ity dia
- hianarana sy ahalalana ny lasa
- hanakoloina ilay compassion an'ny tena
- hianarana ny hoe, ahoana ny fataon'ny olona rahefa miatrika izany seho izany
- fa koa, ary indrindrindrina, ny seho toa itony anie ka mety mitranga aminao indrindra ao io, na ny mpiara-belona aminao ao eee....

Io farany io indrindra ohatra, toa ny tatsy @ lohahevitra "Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy", dia isaorana i Endriny mampifandray ilay tranga io @ izay niseho t@ andron'i Ranavalona na koa ny @ ilay "livre noir"
7. rhaj0 ( 08/06/2015 14:24)
Ngo dia lazainareo hoe izaho no manatavy resaka, ary nareo hotry ny hitako hoe tamorainareo ity, fa jereo ohatra eto La Presse :
Le chef néo-démocrate Thomas Mulcair voudrait que le premier ministre Stephen Harper profite de sa visite au Vatican pour réclamer des excuses formelles au pape en lien avec le rôle joué par l'Église catholique au sein des pensionnats autochtones - qui ont été qualifiés de «génocide culturel» par une commission.

Jereo tsara fa miresaka "genocide" ny olona @ io nataon'ny "pensionnats catholiques" t@ autochtones io. GENOCIDE. Ary tsy hoe ilay politisiana fotisny no miteniteny io, fa ilay Juge izay nandalina ny raharaha no namoaka voalohany io teny io: GENOCIDE CULTUREL.

Fa dia hahita raharaha ny Papa...
8. vahiny2004 ( 10/06/2015 13:12)

Fiffi:

....ovay am zay lé sujet rhajO fa io foana no haverimberinao....

dé io foana ve no henjehiny isan'andro zao ?

mba hanaovy sujet mahafinaritra hiadian-k'hevitra am fivavahana sy finoana eh....:)



:-D diska gôka
9. rhaj0 ( 10/06/2015 15:59)
Tena nasiaka be izany ilay commission notarihana Juge, izay namahabaha nandritra ny 5 taona ny nanjo ireo autochtones eraky Kanada, ary dia napetrany tsara fa "genocide culturel" no nitranga teto Kanada. Ary izany no nitranga efa ho an-100 taonany, ary tany @ 1970s akoriny azany no mbola namely ary mbola nisy nandeha ny "genocide culturel".

Raha ny fahazoako ny resaka dia:

1- ny fanjakana Kanadiana no tompon-kevitra ary naniraka, na akory azany, nandidy. Ny PM kanadiana mihintsy no nilaza hoe "asory ao @ ilay zaza ny maha-indiana azy". Ka dia nampirisika izy (nanome subventions) ny hananganana pensionnats "hanjanahana ara-kolotora" ireo zaza. Ary ny fanjakana Kanadiana koa no naniraka ny miaramila/polisy haka "an-keriny" ireo zaza, noesorina t@ fianakaviany sy rad, ary nalefa tany @ "pensionnats".

2- ny "pensionnats catholiques" no nandray ireo zaza, ary nanaraka tokoa ny toro-lalana hoe, "asory ao @ ilay zaza ny maha-indiana azy". Ary izany dia teo ambany fi(t)ahian'i Vatican (mazava ho azy). Ary dia noharatsiana ny maha-indiana, ary dia nasesika nosesefana ny maha-kristianisma.

Raha ny fahitako azy izany, dia raha tsotsoriko, dia ny Catholiques izany no BOURREAU ary "namono ny maha-indiana ireo zaza".

Fa ny loza, dia tsy vitan'ny Bourreau ny Katolika, fa dia tena nanondrana ireo pretres and nuns, ary dia nanao ireo "abus physiques et sexuels". Ary izany dia "systematique" mihintsy, satria tsy hoe tamina pensionnat iray, na tanana iray, no nitranga ny abus sy viols fa eraky ny (pensionnats catholiques) Kanada.


Fanamarihana kely: ny tao @ provansin'i Quebec azany, dia nisy koa tany @ "Asile" no nandefasana ireo zaza. Nolazaina fa "marary saina" ireo zaza (izay ao anaty kolotora autochtone), ka dia an-keriny no nanasarahana azy t@ r-a-d ary nalefa tany @ asile. Ka rahefa manana "clients" betsaka ilay asile, dia mahazo subventions betsaka koa avy @ rafanja.
10. rhaj0 ( 15/06/2015 16:37)
http://www.lapresse.ca/international/dossiers/eglise-catholique-et-abus-sexuels/201506/15/01-4878085-un-premier-proces-pour-pedophilie-au-vatican.php

Efa mba miezaka izany hono ny Papa Fransoa ee... ka dia io miakatra @ Tribonaly ao Vatican io ny pretra pedofila anankiray.

fa eo ambanimbany eo, dia ... ireo debadeba ao @ Leglizy izay nanafina na niaro ireo pedofila dia jereo tsara... raha @ Justice-n'olona dia MELOKA koa ireo, nefa moa @ Justice-n'i Fransoa dia "demissionne" dia basy ee...

La justice américaine avait porté plainte début juin contre l'archevêché, accusé d'avoir refusé d'écouter les plaintes répétées contre un prêtre, Curtis Wehmeyer, aujourd'hui condamné et emprisonné pour avoir abusé de deux mineurs.

Io mantsy, raha ny fahitako azy, rahatrizay tafavoaka eo ny archive-n'i Vatican, dia ho hita eo hoe, iza aby no debadeba nanao bemarenina (fara-fahatsarany) na niaro na nanafina (fara-fahatsarany) ireo pretra pedofila ireo... Ary rehefa miakatra miaktra dia ... hi hi hi .. (mety) tonga hatrany @ Papa Benoa.

Dia ao nareo izany.
11. rhaj0 ( 22/06/2015 14:20)
Betsaka ny "soa fianatra" mila dinidinihintsika @ ity raharaha ity, satria isika Malagasy koa, dia tena tsy hafa (fa tsy sahala) @ Amerindiana.

- 6 taona maninjitra no nanadihadiana ny Commission de vérité et réconciliation ny raharaha.
- ho hoampianarina any ampianarana ny zava-misy, Tantara.

http://www.lapresse.ca/actualites/national/201506/21/01-4879884-le-manitoba-enseignera-lhistoire-des-pensionnats-autochtones.php
Le rapport de la Commission de vérité et réconciliation, dévoilé plus tôt ce mois-ci à la suite de six ans d'études des pensionnats autochtones, a conclu que le système avait été un «génocide culturel» ayant mené à la mort de plus de 6000 enfants - et ayant fait subir à plusieurs autres diverses formes d'agressions.

La semaine dernière, la Colombie-Britannique a annoncé que les enfants se verraient enseigner, dès l'âge de dix ans, la réalité des pensionnats autochtones, de même que celle d'autres programmes à caractère raciste, comme la taxe d'entrée imposée aux nouveaux arrivants d'origine chinoise.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1207