NY TANTARAN’NY DIDY FOLO Nampahoriana nandritra ...

41. rhaj0 ( 24/07/2015 19:33)
[size=4](hi hi hi ... aleo aloha hivanika indray)[/size]
rhaj0:
Genesisy 1:1 TAMIN’ ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany.

hi hi hi... ka ny masoandro ve izany noforoniNY taorianan'ny Tany sa ... teny an-danitra ihany ny masoandro t@ io fa tsy mbola nanome fahazavana ? ... Dia avy eo nopihiny ny interrupteur tatsy @ 1:3 ary dia nirehitra @ izay ny masoandro ???

Strong3:
ny lanitra izany rhaj0 dia mitraoka ao aby na kitana na volana na masoandro ah

ka t@ andro faha-1 izany IZY "nahary ny Tany", ary koa ny volana sy masoandro, hozy i Strong3. Fa kosa, ny andro faha-3 vao nisy ny fahazavana.

Ka ... t@ ireny izany efa niodina ihany ny Tany, fa tena nihodina mmmiiiiaaadddaaannnaaaa be, ary dia 2 andro tavela tanaty haizina ny tao Canaan.. ary ny andro faha-3 vao "nisy ny mazava"..

Sa indray, tena mbola nisaritaka IZY, ary dia tena eclipse ny andro 2 voalohany, ary dia ny andro faha-3 vao nakisany ny volana, @ izay "misy ny mazava" eto an-Tany ???

Dia aiza koa moa IZY @ io ee ?? Any an-danitra sa ety an-tany ???

Toa hotry ny hitako any an-danitra IZY... nefa indray, any angaha misy rivotra ?? tena maty ho azy any IZY raha mandehandeha any... Dia ahoana anefany no nampirehetany ny masoandro ?? pouf-magicien ???
42. fihents ( 25/07/2015 07:22)
Manaja dôly e !

"Moa misy zava-mahagaga tsy hainy Jehovah atao va !"
Mba omeo ndray ar oun zato fanazavan'i rhaj0 ny @famoronana ny tany sy ny lanitra, pblème hitak amsé dia terena hifanaraka siansa fôna lay zava-misy, manakiana fôna fa tsy mba omena ndray ary hoe lay famoronana henon'isé hiresahana azy. Manaja e !
43. rhaj0 ( 26/07/2015 10:59)
fihents:
terena hifanaraka siansa fôna lay zava-misy

Science:
Sens 1 Ensemble des connaissances acquises.
Sens 2 Activité qui consiste à étudier et analyser les lois qui régissent des phénomènes.

Fa ny an'i Fihents izany, atao mifanaraka @ inona ny zava-misy ? hi hi hi ... atao mifanaraka @ imagination-nao ???? :-)
44. fihents ( 27/07/2015 03:39)
Manaja rhaj0

rhaj0:

Science:
Sens 1 Ensemble des connaissances acquises.
Sens 2 Activité qui consiste à étudier et analyser les lois qui régissent des phénomènes.

Ntsôôô, ts dia valiteny nandrasako lôtra, ts définition-ny Science ané no nangatahana e ! fa ex : ahoana no namoronana ny masoandro, tany, biby, zava-maniry, oul, sns ... raha raisina hoe tsy marina zany ny Genesisy e ! OK ?? mba atao en détaille miintsy hoe raha azo atao fa vonona hamaky tsara ny tenako !

ex : masoandro : zao no niforonany / tany : zao no....

rhaj0:

Fa ny an'i Fihents izany, atao mifanaraka @ inona ny zava-misy ? hi hi hi ... atao mifanaraka @ imagination-nao ???? :-)

Ndriiiiiiiii, mifanaraka @Baiboly io rsé fa ts mifanaraka @imagination-kou zany a ! tsy misy zay tsy voalaza ao ny fiainan-draOlombelona e ! Tia anao Jesosy ry namako.
45. fihents ( 27/07/2015 03:50)

rhaj0:

Sens 2 Activité qui consiste à étudier et analyser les lois qui régissent des phénomènes.

Misy hadino kely rhaj0,

Raha azoko tsara : "Etude et analyse les lois réagissent des phénomènes" hatreo.

Veuillez répondre donc si t'as des réponses : Qui a créé ces lois qui réagissent des phénomènes que vous étudiez et analysez ??
46. rhaj0 ( 27/07/2015 11:09)
Tena mbola @ ilay hoe "créé" foana ianao... hadihadio ho'a ny @ creationist, dia hoe, ahoana ireo raha miolotra @ Siansa, na koa ny Evolutionist.. (tsisy ao anaty Baibl ho'a ireo)
https://en.wikipedia.org/wiki/Creationism
https://en.wikipedia.org/wiki/Evolutionism
47. fihents ( 28/07/2015 03:47)
Manaja rhaj0

rhaj0:

Tena mbola @ ilay hoe "créé" foana ianao... hadihadio ho'a ny @ creationist, dia hoe, ahoana ireo raha miolotra @ Siansa, na koa ny Evolutionist.. (tsisy ao anaty Baibl ho'a ireo)
https://en.wikipedia.org/wiki/Creationism
https://en.wikipedia.org/wiki/Evolutionism

Fa iza no nandé alou, Création, sa ny analyse sy étude, iza amtsika sisé mou zao no tsy mahavaly question e ! ny analyse sy étude ané tsy miainga raha tsy misy ny zvtra analysé-na sy étudier-na e ! eo lay quest tsy vôvaly fôna, mba tantarao foifoy ny famoronana ny tany, lanitra, masoandro, oul, biby, zava-maniry, ranomasina sns... izay analysé-nareo raha ataotsika hoe tsy marina ny Genesisy, vonona hamaky ny tenako. Tia anao Jesosy ry namako.
48. rhaj0 ( 28/07/2015 12:39)

Na dia tsy ao anaty Baibl azany io dia mba jerijereo ihany io ohatra e... Dia sokafy ilay maso sy ilay saina eee :-)

Ny soratra faran'ilay izy moa, raha tonga hatrany ianao, dia hoe, fa tsy takatry ny saina hoe "why"...
- ny an'ny Mpino moa, rahefa tsy takatry ny saina, dia akapoka ho A.tra dia "mandeha-matory-c'est-pascaline aaaa"...
- ny an'ny Siantista (sy Atheista...) dia, rahefa tsy takatry ny saina , dia ... tsy takatry ny saina, fa kosa, mifohaza maraina ampitombo fahalalana eeee...
49. rhaj0 ( 28/07/2015 12:50)
Inty koa azany ny youtube ho ana(re)o Kristiana eee.. Izao hono no niforonan'ny tany..

50. fihents ( 30/07/2015 13:38)
Manaja rsé a !

rhaj0:

Na dia tsy ao anaty Baibl azany io dia mba jerijereo ihany io ohatra e... Dia sokafy ilay maso sy ilay saina eee :-)

Ny soratra faran'ilay izy moa, raha tonga hatrany ianao, dia hoe, fa tsy takatry ny saina hoe "why"...
- ny an'ny Mpino moa, rahefa tsy takatry ny saina, dia akapoka ho A.tra dia "mandeha-matory-c'est-pascaline aaaa"...
- ny an'ny Siantista (sy Atheista...) dia, rahefa tsy takatry ny saina , dia ... tsy takatry ny saina, fa kosa, mifohaza maraina ampitombo fahalalana eeee...

hihihihihihihihihihihihihi........hahahahahahahahhahahhihihihihihihihihihihihihi........hahahahahahahahhahahhihihihihihihihihihihihihi........hahahahahahahahhahah
Dia iza houn zany no nahita anreny zava-nitranga rehetra reny, iza no nitantara, ny an'isé no tena imagination, au moins ny anay nisy mpanoratra, sa dinaozaoro sa rajako sa ts fantatro no nahita anreny, mampatsiahy ahy ny film Armagedon sy ry Jurassic Park zan lay izy. Misaotra ansé ian lou naneho ahy anreny fa vao maika lay izy mampitombo ny finoako ny Bible e ! Ka nanin zan houn tsy mba misy tsoun zany hoe rajako lasa oul amzao ????
Asa iza zany no tsy mari-pototra, Baiboly nisy nanoratra mazava tsara sa, reny imagination mahafinaritra be reny. Isé ve tsy mba nisy ftôna nametraka fanontaniana hoe mba iza ary no nitantara ity zvtra hinoako ity ???????? Izay mitoky amreny no tena minomino foana risé. Misaotra e ! Tia anao Jesosy.
51. fihents ( 30/07/2015 13:42)

52. rhaj0 ( 30/07/2015 14:41)
Ts'haiko aloha hoe, ka dia inona no mampikakakaka an'i Fihents ao, fa raha hainao hoe ahoana, no nahatongavana an'ireo kisarisary youtube ireo, na ny "evolution" io na ny "creation", dia tena (mety) mbola hikakakaka tokoany ianao, fa @ antony hafa ... :-)

Ny @ creation sy ny baiboly aloha dia... hono ho'a... tena nitovy an'Ingahibe io tokoany ve Atra ao @ "imagination"-nao ao ?
Ny ahy ho'a, fony kely, dia hotry ny superman ilay izy fa miankanjo fotsy, ary kely hotry ny nain izy, sady nitaingina soavaly kely (soavaly-nain koa)...

Fa ny @ evolution indray, dia ... fantaro ihany (alohan'ny hikakakana) hoe inona no ataon'ny paleontologista sy ny astronome sns... hi hi hi.. .tsy voazava ao anaty Baiboly izany fa mandehana misiritsirika google ohatra eee...
53. fihents ( 31/07/2015 15:27)
Manaja rsé a !
rhaj0:

Fa ny @ evolution indray, dia ... fantaro ihany (alohan'ny hikakakana) hoe inona no ataon'ny paleontologista sy ny astronome sns... hi hi hi.. .tsy voazava ao anaty Baiboly izany fa mandehana misiritsirika google ohatra eee...

Efa nisy zany ny paleontologista sy ny astronome sns... t@ reny ftôna reny dé rzareo no nitantara ?
hihihihihi hahahahahaha hihihihihih hahahahaha hihihihia, sa rajako na dinôzôro zan paleontologista sy astronome zan ? eny oà e ! aleoko mipirina ato amlay lazain'isé hoe box-kely ian. Za kou lou rà manana ftôna hijerena google ian, aleoko mandany ftôna mandinika Bible raha zvtra ôtra reny no hampinoana ahy, ndriiiiiiiiii, ôtran mahita Armagedon zan oà lay izy e ! sa Bruce Willis no nitantara andreny ????? Tia anao Jesosy ry namako a !
54. rhaj0 ( 03/08/2015 18:21)
fihents:
aleoko mandany ftôna mandinika Bible raha zvtra ôtra reny no hampinoana ahy

ianao kosany ho'a, ka dia giravy be ilay conditionnement mahazo ny sainao ao, fa dia tena ao @ ilay "ampinoana" foana ve eee ??... "mino" = "manaiky tsisy porofo"..

Ny resaka siantifika angaha natao ho ekena "tsisy-porofo" ? Rahefa mitsikaroka ao @ google ianao, dia mampitaha sy mandinka sy mamadibadika tsara ny "porofo" aroso @ pejy isan-karazany ao, mijery ny tantara, ny fijery isan-karazany, ...

Evidemment tsisy hita ao anaty Baibl daholo izany, nefa moa ianao mikatona ao : izay ilay olana mampalahelo aminao..
55. Strong3 ( 06/08/2015 09:13)
dia rahoviana hoa ilay Kepler no hisy mekanisma hampisy olona avy amin'ny rajako eh?
toa tany foana sy rano mba ...

sa mbola miandry miliara dàné injay ... hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2554