NY TANTARAN’NY DIDY FOLO Nampahoriana nandritra ...

21. rhaj0 ( 16/07/2015 13:03)
Raha "zaza" izy dia mbola adidin'ny r-a-d ny "manoro", na koa "manova" azy (ilay "manova" azany tsy atao fa ezahina ho izy tenany no manapa-kevitra @ fiainany).

Raha efa lehibe i Nicole, dia tena hadalana ny anao raha hitady "hanova" azy (ho any Analamahitsy).


Amiko aloha dia mazavabe fa ny anareo izany ny "Fitiavanareo" dia sous condition hoe, "mitovy anareo" na "manaraka ny revinareo" aloha ilay olona. Na Jesosy izy na Strong3 no miteny, mody hoe "be fitiavana" hono, nefa kay... "amour conditionnEe"...

(tena tsy takatrareo ilay "amour inconditionelle" eeee... tsy hoe rahefa averimberina sahala @ incantation izy io dia lasa "inconditionnelle"... )
22. rhaj0 ( 16/07/2015 14:02)
Jereo ange izao hozy ny Papa rehefa mi-tweet ee
L’amour de Dieu est gratuit. Il ne nous demande rien en échange ; il demande seulement de l’accueillir.

ntsss... nefa "en échange"-n'ny tsy mankany @ afobe dia ... inona avy moa ny conditions tsy maintsy fenoina ??

Raha tena "amour inconditionnel" ny Azy, dia TSISY avelany lasa any @ afobe izany.


Fa atao "incantation" ilay hoe Lamoro-de-Die.. dia "mino" daholo tokoany nareo.
23. Strong3 ( 17/07/2015 09:17)

rhaj0:

Raha "zaza" izy dia mbola adidin'ny r-a-d ny "manoro", na koa "manova" azy (ilay "manova" azany tsy atao fa ezahina ho izy tenany no manapa-kevitra @ fiainany).

Raha efa lehibe i Nicole, dia tena hadalana ny anao raha hitady "hanova" azy (ho any Analamahitsy).


Amiko aloha dia mazavabe fa ny anareo izany ny "Fitiavanareo" dia sous condition hoe, "mitovy anareo" na "manaraka ny revinareo" aloha ilay olona. Na Jesosy izy na Strong3 no miteny, mody hoe "be fitiavana" hono, nefa kay... "amour conditionnEe"...

(tena tsy takatrareo ilay "amour inconditionelle" eeee... tsy hoe rahefa averimberina sahala @ incantation izy io dia lasa "inconditionnelle"... )


tsy mahavaly ny fanotaniako ah... hihihih
TIANAO FOANA VE ILAY ZANAKAO (NA ZAZA NA EFA LEHIBE IO) tsy aholakolaka ny resaka hoe : azo ahitsy sns...

EFA LEHIBE IZY DIA NANARINAO , FA TSY NIHAINO ARY DIA NAHAFATY NY RENINY,
24. JAOANJARA ( 17/07/2015 09:55)
Marina loatra izany
25. rhaj0 ( 17/07/2015 10:53)
raha SANATRIA KA MAMO LAVA NA DRUG-MAN io zanakao io, ka tao anatin'ny hamamoany iny no nahakasi-tanana ny reniny ...

Io ve tsy efa noresahina in-1 mandeha ry Strong3 a... Rehefa miaina anaty fiaraha-monina, dia taizana ny ankizy hahay hiaina anaty fiaraha-monina : "vivre et laisser vivre". Rahefa manitsaka ny "vivre" ny hafa izy, dia efa eo ny lalAna mamaritra ny tokony atao, ary dia ny atao dia ny manaraka ny lalAn'ny fiaraha-monina. MIzaka ny vokatry ny nataony izy. Fa izany tsy midika hoe "tsy tiana" izy, fa accompagner-na foana izy @ izay lalana alehany.

Asa angamba fa any Dago angamba, izany lalAna izany tena tsisy hasiny mihintsy, fa samy manao ny saim-pantany (mivavaka dia basy), sy kitranoantrano (confesse dia fesse), na hoe "ady gasy" dia alaminamina samy ao hono. Fa raha ny aty, dia io ny lalAna, dia carrE ny olona, tsy mivily.. (rahefa tratra). Idealement io, ary @ ankamaroan'ny tranga dia izay... fa mazava ho azy fa mbola misy mahay miolana @ io.
26. Strong3 ( 17/07/2015 11:07)
avadiko kely ny fanotaniana!

raha ianao no polisy, no nahita ny zanakao nanao io famonoana io tao anatin'ny hamamoa dia ahoana no ataonao,
hoy ianao hoe: ampiharina amin'ny lalàna ; ok

fa hono hoa; fitiavana azy ve ny fandefasan'azy any amin'ny toerana famonjana,
_ ary ilay zaza; mety hanaiky ve hoe: Tianao izy?

araka ny resakao hoe tezaina araka ny fiarahamonina ho tia mihaino sy maneho hevitra izy , ahalala ny lalàna; dia izay angaha ka hanaiky za hoe : mety hievitra ny tiana ihany izy fa izy no naditra.

27. rhaj0 ( 17/07/2015 11:15)
Strong3:
fitiavana azy ve ny fandefasan'azy any amin'ny toerana famonjana,
_ ary ilay zaza; mety hanaiky ve hoe: Tianao izy?

Ny lalanan'ny fiaraha-monina ry Strong3 no mampilmina ny fiainana (an'ny tsirairay sy n yfiaraha-monina), dia ekena.. tsisy sentiment. "Nothing personal, it's just business", na hoe "it's just The Law".

F'n'enareo (kristiana) moa, na mandika lalAna azany dia .. confesse dia fesse ho'a, na mivavaka dia basy... dia "be fitiavana" hono izany.

Tsy hitanao mamotika ny fiaraha-monina (sy ilay ankizy koa) ve izay fisainana (kristiana) izay ?
28. Strong3 ( 17/07/2015 11:24)

rhaj0:

Strong3:
fitiavana azy ve ny fandefasan'azy any amin'ny toerana famonjana,
_ ary ilay zaza; mety hanaiky ve hoe: Tianao izy?

Ny lalanan'ny fiaraha-monina ry Strong3 no mampilmina ny fiainana (an'ny tsirairay sy n yfiaraha-monina), dia ekena.. tsisy sentiment. "Nothing personal, it's just business", na hoe "it's just The Law".

F'n'enareo (kristiana) moa, na mandika lalAna azany dia .. confesse dia fesse ho'a, na mivavaka dia basy... dia "be fitiavana" hono izany.

Tsy hitanao mamotika ny fiaraha-monina (sy ilay ankizy koa) ve izay fisainana (kristiana) izay ?


hihihih tratra enw... dia ohatran'izany ilay Atra amin'ny fanehoam-pitiavana. mampihantra lalana Izy , na tia aza

ary efa averiko aminao foana io mi-confesse io hoa de ireo kristiana mpamily ny marina. tsy misy olombelona azo angatahina famelankeloka izany.
29. rhaj0 ( 17/07/2015 11:32)
Strong3:
ohatran'izany ilay Atra amin'ny fanehoam-pitiavana. mampihantra lalana Izy , na tia aza

Fa @ "finoanareo" anie IZY no "nanao ny zava-drehetra", inclus ny lalAna eee... Ka "fitiavana" izany ny an'A.tra rahefa izay mandika ny teniny dia tonga dia afobe eee... Dia reveo ao ho'a n'enareo... fa tsy mahakasika anay izany.

(ohatra hoe, ianao izany manao ny lalAna ao an-tokatranonao ao, dia hoe, izay mangala-pihinana tonga dia rovitina ny sofiny, fa fitiavana daholo izany? ... dia eo ianao sy ny hadalanao kouh... antitra ianao dia lasa ny Ankizy..)
30. rhaj0 ( 17/07/2015 11:37)
Jereo tsara fa ny olona maoderina mpanao lalAna izao, rahefa mangalatra ohatra, dia TSY afobe fa mbola mieritreritra rehabilitation akoriny aza.. izany no (mety) hoe fitiavana.
31. Strong3 ( 17/07/2015 11:53)
eeeh! efa samy didy no mivoaka na za na ny polisy na ny AN na ny fitsarana ...

ka ilay afo be dia figadrana ihany, ka na famaizana azia na aiza dia mitovy ihany izany ka.

miresaka koa enao hoe misy fampianarana, fanitsiana sns... izay no nahatongavan'i Jesosy Kristy ; hampianatra aloha , fa tsy tonga dia sazy miahantra avy hatrany.
ka inona moa izany ilay mahasamy hafa izany?
32. rhaj0 ( 17/07/2015 12:02)
eny ho'a.. fetsy fesse ireo goaika namorona ny system finoana kristiana io.. fa raha mino an'izany rehetra izany moa ianao dia minoa izany eee... mihatra tsara daholo izany ao @ ilay box-kelinareo ao... fa ... anay aty ivelany dia tsy mahakitika anay ee..

Meteza 1 minitra @ toeran'ireo goaika.. natao ny TT.. dia tena tsy nety k'le.. dia avy JC.. i JC kosa k'lou tena crane eee... dia naty JC.. dia nosamborin-dry goaika ary dia namoronany TV.. dia h@ izao dia mbola misy "mino ara-baki-teny" ihany.. dia izao maoderina izao dia, ohatra io izao ny Papa efa manomboka mikisakisaka fa ridicule e... ry Pat Robertson moa dia efa... ni-confesse..
http://www.christianpost.com/news/pat-robertson-to-ken-ham-lets-be-real-lets-not-make-a-joke-of-ourselves-114063/
Pat Robertson to Ken Ham: 'Let's Be Real, Let's Not Make a Joke of Ourselves'

Fa dia ao zany ianao eee...
33. Strong3 ( 17/07/2015 12:15)
ireo pat robertson sy papoté ireo aloha dia aza ampitahaina amin'izay tena miana araka ny box-keliko .... efa tenenina foana fa eeeh hihihi

inona ohatra ilay fahafetsifetsena takatrao mba hazavao kely
34. rhaj0 ( 17/07/2015 12:22)
ntsss... aza mba tivativaina kosa k'lou ireo olon-dehibe ireo e... ireo anie ka ny fiainany manontolo 24h/24h ka dia miondrika ao anaty baibl ao e... feno dian'orony ao... ary olona an-tapitrisany no migoka sy milelaka izay lazainy avy eo..

Hoe fetsy fesse @ dikany hoe, mahatakatra ny tadiavin-draolona, fa tsy hoe manambaka sanatria.

Raolona matahotra @ tsy-fahalalany, dia avy i goaika-fetsy-fesse mitondra resaka izay tadiavin-draolona. Sahala @ mpivarotra ihany io e.. hainy ny demande, ka dia avy izy @ offre, k'inona mouh?
35. Strong3 ( 17/07/2015 12:37)
io indray ilay mahay mamendrofendro ny mpanaradia ny sasany efa hoe iray ihany ny systeme-n-ireo... ny mpanareka azy dia miara mirona toa tsy tompon'ny tenany izany.

ka izany no ilazako aminao hoe : lalitsaina ny Atra ivavahanay; mahalala ny zavatra mbola mety ilaina amin'izao Izy.
boky inona eto antany no mba manana fahaizana toa ny baiboly? mba ilazao iray hoe...
harry p ve no mba ampilaharinao aminy hahahah ... imehezany fotsiny
36. fihents ( 21/07/2015 05:27)
Hay ve isé ry rhaj0 mino ny nahatongavan'i Jesosy Kristy teto ian e ! fa ny antony nahatongavany ngamba no tsy fantatrao, tsy tonga teto aloha Izy ka hoe hampanakarena, na hanomena trano, tsy ny fiainan'izao tontolo izao no antony nahatongavany, fa afaka omeny kosa nefa izany rehefa vita épreuve spirituel@ finoana isé. Fa hoy ny teny soratra masina hoe "Izy no hanafaka ny olona @ fahotany", ny fahotàna no mampisaraka amitsika am'Atra araka ny Isaia 59 : 1, 2, inona moa no maharatsy amlé miala @ fahotàna e ! omeko fo vaovao sy fanahy vaovao nareo hoy Jehovah mba hahaizanareo manaraka ny làlako, ny Fandraisana sy Finoana ny famonjena nataon'i Jesosy Kristy teo @ hazo fijaliana no ahazoana io fo vaovao sy fanahy vaovao io. Ny zvtra mampalahelo mantsy dia izao ary izay no hitako pblème kely manjo an'isé, tsy dia manomé tsiny ian za satria efa teo amlay toerana ; misy karazany 3 ny Kristiana (ara-tantara, ara-tsosialy, ara-baiboly)

* ara-tantara : ireo izay mihevitra fa, ohatra pasitera ny dadany na diakona na mpiandry dia mihevitra izy f'efa voavonjy na dia tsy hiditra am-piangonana aza. (sahàla ny nataon'ny jiosy hoe efa manana an'i Abrahama rainay izahay)

* ara-tsosialy : ireo izay miditra am-piangonana ian fa toa fahazarana fotsiny iany, menatra mtondra Baiboly refa Alatsinainy k@ Sabotsy fa refa Alahady tsy manin. Toa menatra koa raha tsy lazaina hoe Kristiana, tsy vita batisa na mpandray sns... nefa menatra ny haneho ny fahatsaran'i Jesosy Kristy dia ilay fahazavana izany, toa tsy hita izay mampiavaka azy @ olona tsy mpiditra am-piangonana (ireo lay lazain'i Jesosy Kristy hoe : "Tsy izay rehetra miteny hoe : Tompoko Tompoko no hiditra @ fanjakàn'ny lanitra fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko izay any an-dranitra, ireo no voateny hoe manana ny anarana ho velona iany ianao (kristiana) nefa maty iany (afobe))

*ara-baiboly : ireo izay efa nateraka indray, Jaona 3 : 3, nibebaka t@ fahotany ary tsy niverina tamzany tsoun, ireo no tonga zanak'Atra. Sao diso hevitra koa isika izay milaza fa Kristiana mantsy fa ny olona rehetra tsy zanak'Atra fa ny Baiboly dia mteny tsara fa "izay rehetra nandray Azy (Jesosy Kristy) dia nomeny hery ho tonga zanak'Atra.

Dia zao no tiako ahatongavana, aza mandrotsaka vary tsy mitsimpona zany fa esory lou ny voan-tsiparifary sy ny akotry dia VARY ian harotsaka e ! Tiako tsindrina dia zao, raha Kristiana ara-baiboly dôly ny Kristiana dia sambatra sy lafatra ity Madagasikara malalan-tsika ity saingy mampalahelo e ! aza dia variana @ adi-hevitra fa Miova @ fanavaozana ny saina mba hamantaranareo ny sitrapon'Atra e ! mibebaha fa mandalo zao fiainana zao. Tia anao Jesosy.

rhaj0:

eny ho'a.. fetsy fesse ireo goaika namorona ny system finoana kristiana io.. fa raha mino an'izany rehetra izany moa ianao dia minoa izany eee... mihatra tsara daholo izany ao @ ilay box-kelinareo ao... fa ... anay aty ivelany dia tsy mahakitika anay ee..

Meteza 1 minitra @ toeran'ireo goaika.. natao ny TT.. dia tena tsy nety k'le.. dia avy JC.. i JC kosa k'lou tena crane eee... dia naty JC.. dia nosamborin-dry goaika ary dia namoronany TV.. dia h@ izao dia mbola misy "mino ara-baki-teny" ihany.. dia izao maoderina izao dia, ohatra io izao ny Papa efa manomboka mikisakisaka fa ridicule e... ry Pat Robertson moa dia efa... ni-confesse..
http://www.christianpost.com/news/pat-robertson-to-ken-ham-lets-be-real-lets-not-make-a-joke-of-ourselves-114063/
Pat Robertson to Ken Ham: 'Let's Be Real, Let's Not Make a Joke of Ourselves'

Fa dia ao zany ianao eee...
37. rhaj0 ( 21/07/2015 12:46)
fihents:
Hay ve isé ry rhaj0 mino ny nahatongavan'i Jesosy Kristy teto

"mino", izany hoe "manaiky-tsisy-porofo" fa nisy JC niaina tao moyen orientt tao.. eny. Fa raha ny resakao eo ambony avy @ Baiboly ireo dia.. "tsisy mahakasika ahy" ho'a, fa ireo dia, hoy aho hoe, "n'engage que celui qui y croit"
38. rhaj0 ( 21/07/2015 13:40)
Strong3:
boky inona eto antany no mba manana fahaizana toa ny baiboly?

Genesisy 1:1 TAMIN’ ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany.

hi hi hi... ka ny masoandro ve izany noforoniNY taorianan'ny Tany sa ... teny an-danitra ihany ny masoandro t@ io fa tsy mbola nanome fahazavana ? ... Dia avy eo nopihiny ny interrupteur tatsy @ 1:3 ary dia nirehitra @ izay ny masoandro ??? :-)

[size=8](aoka ho'a fa efa lehibe ianao izao eeee...)[/size]
39. Strong3 ( 24/07/2015 11:34)
hihihih :-) ny lanitra izany rhaj0 dia mitraoka ao aby na kitana na volana na masoandro ah.
fa dia tanisaina daholo ve io rehetra io ?

dia hametraka ny kely saina hoe tsy nanoratra dinozoro hono ny baiboly hihihi... de ampetrako amin'iny ranamana iny ny fanotaniana hoe: inona no dikan'ny dinôzôrou ... hahaha

ity ohatra asaiko mba dinihin'i rhaj0:
_ Tsioka ny dikan'ny fanahy, Atra anefa fanahy; midika izany fa na aiza na aiza no misy an'i rhj0 dia any Atra.

tsy lasa saina ve ianao hoe : henjana izany baiboly izany??,

ny boky sasany miteny hoe: ny volana no andriamanitra, masoandro, razana, trondro, hazo,vato,olona, rano, kalanoro, tromba, tapakazo ... ireo no Atra ivavahan'ny olona, fa ny an'i baiboly Tsioka , tahaka ny rivotra.
Miteny, mihaino, mamaly, sns... io Atra resahin'ny baiboly io, ary misy profo daholo ny zavatra lazainy. hoe marina na tsia!!!
ary i Jesoa dia marikin'ny zavatra lazainy famarina satria tonga tokoa ilay Mpamonjy!
saingy ny jiosy tsy nahalala sy tsy nino hoe tena izy io tonga io ... hihihi
na dia nahalala ihany aza i Kaifa dia anfeniny izany mba ahafaty an'i Jesosy ahatanteraka ny nanoratana azy.
40. rhaj0 ( 24/07/2015 12:29)
Strong3:
Tsioka (tahaka ny rivotra) ny dikan'ny fanahy, Atra anefa fanahy; midika izany fa na aiza na aiza no misy an'i rhj0 dia any Atra.

ilay TSIOKA nefa izao tena tsy misy vao miala eto an-tany... hi hi hi... Ka tena TSY nahakitika an'i Yuri Gagarine ny Atrao izany e...

Ny olona izao misomebiseby hoe, misy planeta toatoa ny Tany "any ambony any"
http://www.lapresse.ca/sciences/astronomie-et-espace/201507/23/01-4887626-une-exoplanete-semblable-a-la-terre.php

Dia ianao mbola miondrika ao @ Baibl ao ihany, hitady ny fanazavana ny @ io koa?

Dia ao ianao ho'a izany eee...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2136