EGLISE FLAMME DE DIEU MITSINJO TOLIARA
21. rhaj0
(
24/06/2015 10:31)
Raha ny fahitako azy, dia tena giravy ilay complexe mahazo ny Kristiana gasy ao..
1- mi-s'identifier @ Kristiana (fotsy) zareo, ary dia ariany sy akipiliny izay mitovy (saranga) aminy, ary h@ (ny an'ny) Razany azany @ io dia ariany
2- Dia nefa indray, mbola ao anatiny lalina ao ilay an'ny Razana sy ny Ntaolo.. Na dia SAMY HAFA be @ Kristianisma azany ny an'ny Razany (sy ny Ntaolo) dia .. afangarongarony ao. Ny sasany (toa Gasy1zay izany) angamba dia kely sisa no tsy ilazany fa Kristiana koa ny Ntaolo.
Hanontanio ao ho'a ny Kristiana (aloha izay vao gasy); hanontanio pasitera/mopera :
1- Misy Tsiny sy Tody ve ao @ Baiboly ? Mangataha fitahiana @ Razana ve, hozy ny Baiboly ?...
2- Misy helo/paradisa izany ve @ system finoana Malagasy ? Nahalala an'i Jesoa ve ny Ntaolo ?...
Fa dia ao ianao (sy ny complexe-nao) izany eeee...
[size=8]tsakotsakoy ao aloha io ary dia baony vakansy... izaho r@ roatokom-bolana miverina[/size]

22. gasy1zay
(
24/06/2015 13:01)
rhaj0:

fanga moa tsy i rhaj0 ihany no nitantara an'ilay nosoratan'i flacourt teto hoe nivavaka t@ Andriamanitra ny gasy e! Ary efa nahalala an'i masina Maria ka iza izany no Andriamanitra nivavahany io raha tsy Andriamanitra kristianina? Izaho tsy mahalala fa ilay carateristique kely fantako aloha dia mitovy @ ilay andriamanitra kristianina toy ny hoe : Andrimanitra nahary izao tontolo izao, tsy hita maso, ivavahana, sns sns raha manana porofo na fanazavana ianao ilazana hoe tena tsy ilay Andriamanitr'Israely ilay voalaza ao @ baiboly ny ninoan'ny Ntaolo dia zarao aminay fa izay tsy mahalala izay nitranga t@ 1600 andron'ingahy Flacourt tany.
Izaho aloha dia tena fier hoe ny dadabenay kristianina e! Tsy haiko génération firy teo alohany no nanomboka nino sy tena nivavaka ny fivavahana kristianina, tsy haiko hoe génération firy eo aloha no antsoina hoe "Ntaolo", fa ny fianakaviana toa efa mba nisinisy ihany no tena kristianina.