EGLISE FLAMME DE DIEU MITSINJO TOLIARA
1. anicetmartial
(
20/06/2015 13:03)
Mba Mandalova ao,fa ao ny fiasany fanahy masina,ny fahamasinana,ny fanantenana,...etc. Mirary anao hitsidika anay.
novalian'i gasy1zay ny 24/06/2015 13:01
2. gasy1zay
(
22/06/2015 14:39)
anicetmartial:
Mba Mandalova ao,fa ao ny fiasany fanahy masina,ny fahamasinana,ny fanantenana,...etc. Mirary anao hitsidika anay.
19 Fa miharihary ny asan’ ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoana,
20 fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,
21 fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan’ Andriamanitra.
22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,
23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.
Ka ianao izany ry Anicet raha tena iasan'ny Fanahy Masina araka ny voalazanao dia tokony tsy hifanditra @ hafa, malemy fanahy sns sns... indrindra rehefa miresaka @ ireo namana tsy mino.
Mba mananatra ihany aho mba hampandini-tena antsika kristianina mba hijoro sy hitondra tena araka ny voalazan'ny baiboly.
3. anicetmartial
(
22/06/2015 15:07)
samy manana ny misteriny ny tsirairay avy,ny ahy dia mitory fa ny tenin'Andriamanitra dia sabatry ny fanahy. Fiadiana.
4. anicetmartial
(
22/06/2015 15:21)
ka rah zan sabatra zan dia ts mifidy asiana zan! Ts mahay miatsaravelatsih zan ka isang2 @nao fa zay lalovany maratr dôl
5. endriny
(
23/06/2015 05:04)
Ohatran'ny hoe fitonoana olona ve io fiangoanana io izany? Sao dia 2009 vaovao indray (flame de Dieu)
7. vahiny2004
(
23/06/2015 13:31)
gasy1zay:
Ka ianao izany ry Anicet raha tena iasan'ny Fanahy Masina araka ny voalazanao dia tokony tsy hifanditra @ hafa, malemy fanahy sns sns... indrindra rehefa miresaka @ ireo namana tsy mino.
Mba mananatra ihany aho mba hampandini-tena antsika kristianina mba hijoro sy hitondra tena araka ny voalazan'ny baiboly.
:-) izay mana-tsofina aoka izy hihaino
8. anicetmartial
(
23/06/2015 14:43)
Paoly sy Barnabasy ary samy apostoly mba nifanditra,maika fa @nareo Jentilisa zah no ts hifanditra. Le aza. Hahahahahaha
9. endriny
(
23/06/2015 15:07)
Izay milalao afo dia mbola ho main'ny afo...
Fa ny afon'Atra dia mandoro sy mandevona...
Mila pompier avy eo Ankilisofiliry

10. endriny
(
23/06/2015 15:17)
anicetmartial:
Fa nahoana ny fiangoananareo no antsoina hoe Dieu fa tsy hoe Yahweh? Moa ve I jean De la Croix azo antsoina I Sitrakandriamanitra Tanambokovoko?
Raha ny olona aza saropiaro amin'ny anarany maika fa ve fa ilay Atr'Israely. Mety efa niova ho Atry ny Malagasy tokoa angaha ny ao anaty baiboly ka...
Mba mampiresaka aho re a
11. Anicetmartial
(
23/06/2015 15:29)
Tsy Andriamanitri Israel ihan iz fa any Jentilisa...ary avy @reo no anomezany ireo anarana azy tsirairay avy. hahahaha
12. anicetmartial
(
23/06/2015 15:40)
ka raha ny hafa firenena sy ny jentilisa erantany sy erampirenena samy hafa fiteny ary no manome anarana azy,no miantso azy. Dia anarana firy zany? ao ny malagas,anglais,chinois...etc. Sao de toritenin'olona dizna koa ny anialahy zany.hahahaha
13. anicetmartial
(
23/06/2015 15:51)
[quote=endriny]
Izay milalao afo dia mbola ho main'ny afo...
Fa ny afon'Atra dia mandoro sy mandevona...
Mila pompier avy eo Ankilisofiliry.
MAMAKIA ASA.2:3"Ary nisy lela nitarehin'afo...". Olona mbola ts nandray fanah masina ts mahay anzany. hi5
14. rhaj0
(
23/06/2015 18:08)
Ny anarana namena an'i God @ sivilizasiona isan'isany, hozy wiki..
https://en.wikipedia.org/wiki/Names_of_God
Ny an'ny Jiosy izany dia YHWH.. izay toa midika hoe "I AM"... na "Je suis" izany e.. Dia avy eo hono nefany, rahefa hivavaka (na hangata-pitahiana) dia tononiny hoe, ADONAY, na "The Lord"..
Hay... izay vao azoko, hoe ny an'ny malagasy izany, rahefa nandika ny Baiboly ry Andrianaivoravelona, dia lasa hoe "ANDRIAMANITRA".. Io izany ilay ANDRIANA = LORD. Fa tsy azoko hoe, fa naninona no MANITRA ???
Fa narian'ny Kristiana moa izany ny hoe ZANAHARY, na ny ANDRIANANAHARY ee...
Io izao no mampanahy ahy hoe, ireo ohabolana na ohapitenenana milaza hoe "Andriamanitra" dia, raha ny fahatakarako azy, dia TSY GASY ORIGINEL, fa taorian'ny nidiran'ny Kristiana.

15. gasy1zay
(
23/06/2015 18:53)
rhaj0:

Tena raha théorie ohatrizao marina no ataon'ny siantista dia toa tena mapme tokoa fa mifanipaka daoly rehefa entina miaro izay maharesy lahatra azy an!
Maninona zao raha mba rasarasainao koa rhaj0 ny nahazoana ny Zanahary ?
Zanahary = izay nahary (izao tontolo izao) ka mbola hilaza koa ve ingahy rhaj0 hoe tsy mino créationisma ny gasy sy tsy mino an'Andriamanitra mpahary? Sa hamorona théorie koa i rhaj0 hoe ny razana ao ampasana io zanahary lazain'ny Ntaolo io?
Narian'ny kristiana ny zanahary? amin'ny kristianina dia zanahary ninoan'ny razantsika dia Andriamanitra ilay namorona an'izao tontolo izao lazain'ny genesisy ihany ary raha mamaky ny fihirana FFPM i rhaj0 na mijery Bokinkira Katolika dia hahita fa misy hira vitsivitsy ao milaza fa Zanahary=Andriananahary=Andriamanitra dia iray ihany, ohatra fotsiny ireto :
Andriananahary Masina indrindra ?
Ny anjelinao izay mitoetra eo aminao ?
dia ito koa
Zanahary tsy mba tia ny hafaverezanao ?
Izy rainao be fitia tsy mba mahafoy anao ?
16. rhaj0
(
23/06/2015 18:59)
Misy ao anaty Baiboly ve ny hoe, Zanahary, na Andriananahary ry Gasy1zay ??
Nareo anie ry Gasy1zay, raha manafangaroaro ny (fahendrana) Ntaolo sy izay ao @ Baiboly ka ahita loza ao ee... ho ahilikin'ny puriste kristiana ao ianao. Ilay mpamoron-kiranao ao izao tokony (mety) efa excommuniE fa ny mpanao censure-nareo moa renoky ny Baibl ao ka dia tsy takany akoriny ... :-)

17. gasy1zay
(
23/06/2015 19:16)

Tsy haiko aloha izay nanoratra ity lahatsoratra ity fa dia anjaranao ny maka izay tandrifinao :
https://fr.wikipedia.org/wiki/Andriamanitra
ka iza ary ry rhaj0 ilay Zanahary lazain'ny Ntaolo dia iza ilay Andriamanitra an-tampon'ny loha? samy tenin'ny Ntaolo io fa tsy idiran'ny baiboly aloha an!
Na hiodina avia ianao rhaj0 na hiodina havanana dia malahelo aho ny milaza aminao fa na Zanahary na Andriamanitra no ninoany dia tsy Athé velively ny Ntaolo malagasy.
18. rhaj0
(
23/06/2015 21:24)
Fa iza no niteny hoe Athee ny Malagasy (Ntaolo) ? Manana ny system na finoany izy.
Fa kosa, TSY i YWHV no nivavahan'ny Malagasy. Ary ny nivavahan'ny Malagasy dia TSY ilay ao anaty Baiboly.
Fa dia nosavihan-dry Andrianaivoravelona tao izany ilay anarana, raha ny fahazoako azy. Nefa ny Amerindiana ohatra izao tsy nopetahany hoe "Grand Manitou" ny anaran'ilay A.trareo.

19. anicetmartial
(
24/06/2015 03:57)
Karohina daholo zao fatimpampianarana rehetra izao, Yahwah e! anarany Jehovah ihan no yahwah ary yawah ihan no Jehovah. Havaozina araka ny fomba2 maha mety2 azy sy ny falalana maolombelona ny soratr masina mba hahasarika ka hahazoana clients betsaka ;-)
20. endriny
(
24/06/2015 04:36)
Dia diso ny Andriamanitrao raha izany, fa hay tsy ilay Atr'Israely Yahweh akory.. Didy voalohany izany
Nomeny ny anarany ary niteny izy hoe aza manana hafa afa tsy izaho....
Dia novainao Jean de la Croix ilay izy.. dia mbola hihaino anao ve izy... I TGV aza raha antsoinao hoe fozaorana mety tsy hierika akory...