Ireo mijoro ho vavolombelon'Atra sy Jesosy Kristia

1. endriny ( 13/08/2015 04:57)
MAro ireo milaza, ary sahy miniana fa izy dia vavolombelon'ny fisian'Atra ary efa nanaovan'Atra fahagagana.

Mijoro ho vavolombelona ary ireo olona ireo satria izay no fomba mahomby indrindra no sady tsy mandany hery aman'aina ahazoana vola malaky avy amin'ny mpiara-belona aminy.

(Ry Apokalipsy, Daoud, Soeur Fabiola, Ra-Patrice.... Strong3.... Anjarantsika no manohy)
novalian'i endriny ny 10/09/2015 07:04
2. Strong3 ( 13/08/2015 05:52)
hihihi tonga soa ... taiza foana?

vao tonga ve dia ny anaranay no atao afisazy :-)
3. endriny ( 13/08/2015 05:53)
NY olomalaza tsy maintsy atao lohalaharana koa... inona fotsiny no maha Strong azy raha tsy atao lohalaharana
4. endriny ( 13/08/2015 05:55)

Strong3:

hihihi tonga soa ... taiza foana?

vao tonga ve dia ny anaranay no atao afisazy :-)

MIsaotra e
5. Strong3 ( 13/08/2015 07:04)

endriny:

MAro ireo milaza, ary sahy miniana fa izy dia vavolombelon'ny fisian'Atra ary efa nanaovan'Atra fahagagana.
zavatra roa na telo ihany dia ampy hilazana fa nisy namorona izao tontolo izao, ary tsy iza no namorona fa YHWH Atra .
1/ Nisalaka ny razambenao ka tonga eny amin'ny volana enao izao
2/ mihapotika ny tontolo iainana , nefa tsara ny fiandohany
3/ misy fanahy mifanohitra eto antany, ny tsara sy ny ratsy
... noho izany , dia tsy famoronan'ny sain'ny mpino ny fisiany fa ny fisiany no nahampino ny mpino


Mijoro ho vavolombelona ary ireo olona ireo satria izay no fomba mahomby indrindra no sady tsy mandany hery aman'aina ahazoana vola malaky avy amin'ny mpiara-belona aminy.
tsy fitadiavan-karena no fampianarana fototrin'ny baiboly, ka aoka tsy hitorabato baojy ny tena kristiana enao ra ... « Aza mihary harena ho anareo eto an-tany, izay misy kalalao sy harafesina manimba, sady misy mpangalatra manami-trano sy mangalatra. » (Matio 6:19)
ka hoan'i Strong3 manokana dia ny paosina aza no goaka noho ny fitoriana ny filazantsara, ary raha tonga any amin'ny misy an'i Strong enao dia tsy misy rakitra na dime any fa izay hanomananao ny hoavim-panahinao no tanjony voalohany.

(Ry Apokalipsy, Daoud, Soeur Fabiola, Ra-Patrice.... Strong3.... Anjarantsika no manohy)

:-) dia mirary anao ho tonga kristiana tena izy fa tsy ho voafitak'ireo nakarary ny fonao hatramin'izay
6. endriny ( 15/08/2015 05:39)
Tsy misy kristianina tena izy izany, fa ny kristianina tena izy efa naripaka sy nohenjehina tamin'ny taonjato 1 daholo. Ny kristianina misy ankehitriny dia izay mandala fotsiny ihany an'i Piso, hiarovana ny voninahitry ny romanina tany Eraopa...
7. Strong3 ( 18/08/2015 09:54)
fa dia naninona lohatra aza ity endriny ity tao no dia kizitim-belona amin'ny kristiana kalvinista sy papista ...

sa efa nivadika ho jodista sa kohena rivotrista ??? toa efa mahay ny baiboly orijinaly injay manko amin'izao fahatongavana vaovao eto izao :-)
tsara aloha rehefa mba mijery akaiky ilay fiandohan'ny baiboly eh!

tonga soa amin'ny maondin'ny misiAtra! :-)
8. rhaj0 ( 25/08/2015 23:55)
endriny:
MAro ireo milaza, ary sahy miniana fa izy dia vavolombelon'ny fisian'Atra ary efa nanaovan'Atra fahagagana.

i Kate Perry hono ho'a tena afaka ny mijoro fa nanaovany fahagagana... Na raha ny marimarina kokoa, dia ny vavak'i Kate Perry.. hono ka tena nivaly hono ho'a..
Fa asa ianao raha nahita azy, ngo dia dia raha tsy mahita tsy mino, fa dia googler-o io eto ohatra
:-)
9. Strong3 ( 27/08/2015 08:18)

rhaj0:

endriny:
MAro ireo milaza, ary sahy miniana fa izy dia vavolombelon'ny fisian'Atra ary efa nanaovan'Atra fahagagana.

i Kate Perry hono ho'a tena afaka ny mijoro fa nanaovany fahagagana... Na raha ny marimarina kokoa, dia ny vavak'i Kate Perry.. hono ka tena nivaly hono ho'a..
Fa asa ianao raha nahita azy, ngo dia dia raha tsy mahita tsy mino, fa dia googler-o io eto ohatra
:-)


de manonofy lava ao hoa ny namana rhaj0 !
sao mba ho lasa hiantso fanahy amin'ny matsirobasio ao eh hahahah...
10. endriny ( 01/09/2015 12:31)
Vavolom-belon'ny zava-tsy marina no hitako miriaria, mampanantena lanitra sy afobe
11. rhaj0 ( 01/09/2015 13:14)
Diso ilay rohy etsy ambony, fa ity ny vavak'i Kate Perry (jereo ohatra eto)
... and I prayed to God," she said, 'God, will you please let me have boobs so big that I can't see my feet when I'm lying down?'"

Na @ dikany teny malagasy (goragora) :
"Andriamanitra oooo... omeo nono be aho, izay hanakona ka tsy ahitako ny tongotro rahefa mitsilay aho"


Fa nivaly ny vavaka eeee... izao izao samy any @ lanitra (faha-7) daholo na i Kate Perry na ianao izay mijery :-)

aza mba "tsy mino" ihany ho'a fa ny vavaka anie ka mivaly eee... :-)
12. Strong3 ( 02/09/2015 07:34)
nga tsy forme intsony rafotsy ao no maka tsirony mijery itony fika be itony kou ry zalah ah :-)

koa raha tsy Atra tsy misy atao kou ny hampisongadina ny boobs-nao no handaniany andro eo

dia raha mba nino koa izao i rhaj0 dia nivavaka mba hampitondratondra tao amin'izay afaka manao boxer eny amin'ny plage dia hita mibongana tsara hahahah ... :-)

sa izay ilay hoe samy mamorona ny Atra, ka ny anao izany dia Atrin'ny sex hahaha
sao mba fra mac ary :p hihihihi
13. rhaj0 ( 02/09/2015 10:43)
Ilay "mijoro ho vavolombelon'Atra sy Jesosy Kristia" (dia i Kate Perry) no lohahevitra, fa tsy haiko hoe, inona no mampivanitika irery an'i Strong3 ao... ataovy ambony ny tanana k'lou ee... "hauts les mains" fa sirika... (sao mikitikitika tena irery ao ianao? :-)

Io manizingizina io i Kate Perry fa nivavaka mafy, ary dia nahazo valim-bavaka... dia avy eo izy nihira ilay hoe "I kissed a girl, I liked it".. ka dia ny "Voninahitra anie ho AZY ihany" eeee...
14. endriny ( 10/09/2015 07:04)
Dia misy ireo mijoro fa izy taloha dia mpnota feno ny fahalovan'ny tany, fa nahita an'i Jesosy izy dia niova ny fiainany ary efa hitany ny lalan-kizorany fa any amin'ny paradise izy rahatrizay... hihihihihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6768