Kepler 452b

1. rhaj0 ( 03/08/2015 12:06)
Ankamantatra hafa koa... inona ary Kepler 452b raha fantatrao...

[size=8]Eto ny sisi-kevitra raha hanadihady ianao[/size]
novalian'i Strong3 ny 13/08/2015 12:33
2. rhaj0 ( 03/08/2015 18:45)
Kepler 452b k'lou dia TSY sahala @ Kolob, fa dia efa lazaina mialoha fa...

- i Kepler 452b dia siriky ny fitaovana mahita lavitry ny siantista sy astronome.. mbola ho avy @ manaraka ny fanadihadiana fanampiny
- i Kolob indray dia hitan'i (imagination an'i) Abrahama... tsy mila hadihadiana fa minou fotsy dia basy

- i Kepler 452b dia planeta izay toa tena amina conditions (fizika) mitovy @ ny an'ny Tany
- i Kolob hono planeta, ary ao akaikin'i Kolob ao hono ny Andriamanitra (an'i Abrahama) no mitoby (hozy ny Mormons)..

3. Strong3 ( 04/08/2015 08:38)
ka io nge ilay lazaiko aminao fa hifindra-drazanak'olombelona rehefa afaka fotoana foy ka ho rava ity tany efa potokin'ny chimique ity eh...

fa ilay andehanana any amin'ny dé km any no ho raharaha be hihihih :-)

fa nareo kanadianina any izao mety manana vola hifindrana any fa zahay gasy kely mety taraiky miandry an'i Jehovah Atra hampakatra anay any amin'ny planeta kolob .... :-) :-) :-) hihihi
4. rhaj0 ( 04/08/2015 13:15)
jereo ho'a ilay echelle des temps.. nareo conditionnE @ magie-miracle-a-la-baiboly dia mihevitra foana fa, indray mipika-maso, vao miteny IZY, dia miova tanteraka ny zava-misy...

Ity TSY ao anaty Baibl fa ao anatin'ny artikla io ambony io:
Dans l'état actuel des technologies humaines, il faudrait 11 millions d'années de voyage pour atteindre cette «deuxième Terre», située à 1400 années-lumière de la nôtre.
5. gasy1zay ( 04/08/2015 17:47)

rhaj0:

jereo ho'a ilay echelle des temps.. nareo conditionnE @ magie-miracle-a-la-baiboly dia mihevitra foana fa, indray mipika-maso, vao miteny IZY, dia miova tanteraka ny zava-misy...

Ity TSY ao anaty Baibl fa ao anatin'ny artikla io ambony io:
Dans l'état actuel des technologies humaines, il faudrait 11 millions d'années de voyage pour atteindre cette «deuxième Terre», située à 1400 années-lumière de la nôtre.


i rhaj0 zany dia tena manambony ny fahaizan'ny olombelona na manambany fahalalan'Andriamanitra , tsy hitako hoe inona ny maha Andriamanitra an'Andriamanitra raha ny technologie humaine dia mahavita ny vitany, mety mbola tsy takatrao ny dikan'ny hoe Andriamanitra ka io no mahavery anao @ adihevitra eto, heverinao fa ho takatry ny sainao olombelona ny zavabitany.
6. rhaj0 ( 05/08/2015 17:32)
gasy1zay:
...tena manambony ny fahaizan'ny olombelona na manambany fahalalan'Andriamanitra...

Raha ny fahatakarako azy, dia "fahaizan'olombelona" daholo na Siansa na .. Baiboly.

F'enao moa nampinoana hoe "Atra no miteny ao anaty Baiboly ao"..
Nefa amiko, ny olombe fahiny no nanoratra ny saimpantany tao, dia "ny saim-pantany no lazainy fa tenin'Atra"
7. Strong3 ( 06/08/2015 06:43)

rhaj0:

jereo ho'a ilay echelle des temps.. nareo conditionnE @ magie-miracle-a-la-baiboly dia mihevitra foana fa, indray mipika-maso, vao miteny IZY, dia miova tanteraka ny zava-misy...

Ity TSY ao anaty Baibl fa ao anatin'ny artikla io ambony io:
Dans l'état actuel des technologies humaines, il faudrait 11 millions d'années de voyage pour atteindre cette «deuxième Terre», située à 1400 années-lumière de la nôtre.


ka dia efa manapoiz izany ny tsy hotonga any ra rhaj0 ah ... hahaha
ny eto hatsaraina , raha tsy hoe hindrana ny vésô andry ET angaha ka hovita indray andro izato halavirana.
ary sao mba any aza ilay tany vaovao hampidinina hipetrahan'ny olona mino amin'ny andro farany ahapotika ity tany ity
fa ry tsimisiAtra aloha dia tsy hitaingina amin'io tany vaovao io eh
8. rhaj0 ( 06/08/2015 09:51)
Esy e... ny an'ny Siantista anie curiosite scientifique sy fitia ahalala izay fandehany ao, hoe mifanojo @ fahalalana aty ve ee... TSY mieritreritra ny ho any mihintsy ny Siantista fa efa fantany fa " il faudrait 11 millions d'années de voyage"..

Fa nareo conditionnE @ "magie-miracle-a-la-baiboly" sy "nampinoana fa ho any an-danitra" moa, tonga dia reflexe be hoe, dia mba ndeha ho any... "Miasa fanahy" mafy mihintsy izao ny olombe (kristiana) sasany ampifanandrify ny Kepler 452b @ izay ao @ Baibl-ny ao.. Mety hino ihany ny doctrine MOrmons ihany izy eo, ary dia hitory indray fa i Kolob io fa tsy Kepler 452b... sa ahoana?

Ka ... io ry Strong3 tairo ao fa opportunite-na bizn be aaa... ampinoy @ izany ny olona, dia mba lasa debabe koa ianao ao... mba Claude Vorilhon gasy eee... :-)
9. Strong3 ( 06/08/2015 10:04)
hahaha ... efa mi-lancé azy za ato ry akama be vanitika ah hahahah

toa efa misy mino sahady aza ato amin'ny tanana ato kou hihihih

i kolob io aloha dia angano be fahatany hatreto
10. endriny ( 13/08/2015 05:06)

rhaj0:

Ankamantatra hafa koa... inona ary Kepler 452b raha fantatrao...

[size=8]Eto ny sisi-kevitra raha hanadihady ianao[/size]



Ianao aza miresaka zavatra tsy takatry ny atidohan'ny hafa aza fady (kintana=molekiola mirehitra miodikodina (Strong3))
11. Strong3 ( 13/08/2015 07:25)
tonga indray ny tsy maty voalavo ankibo :-) dia gasy tenany ... mdr
sao mba niatidohano no arafesina tany ka tsy mety madio na atsonika amin'ny afo be aza
12. Strong3 ( 13/08/2015 07:33)
https://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=3&cad=rja&uact=8&ved=0CCwQFjACahUKEwjxmOn1w6XHAhUEvRoKHdlCBVo&url=http%3A%2F%2Fwww.cnrs.fr%2Fcw%2Fdossiers%2Fdosbig%2Fdecouv%2Fxenigm%2Fenigme2%2Fniv1_2.htm&ei=f0bMVbHdK4T6atmFldAF&usg=AFQjCNHsuTOYDTqwwLhIK63DrqlXq14XPQ&sig2=j278b3oVhSe8B-ZiwsaG1Q&bvm=bv.99804247,d.d2s

dia mianara mafy fa mbola lavitrin'ny kitay ny afo ; fa na ny fiforonan'izao tontolo izao aza mbola tsy hotakatrao ka eto dia tsy menatra manonona ny anarako ho tsy ahatakatra.
sa efa lasa voazaha manasofina toa andr i rhaj0 ka rehefa atao teny gasy ilay maolekiola mihodikodina dia tsy takatra ...? mdr tsss

raha ohatranao daholo ny gasy toa tsy mahagaga raha izao no hiafaran'ity firenena ity. :-)
13. Strong3 ( 13/08/2015 07:46)
https://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=2&cad=rja&uact=8&ved=0CCUQFjABahUKEwjxmOn1w6XHAhUEvRoKHdlCBVo&url=http%3A%2F%2Fwww.univers-mystere.com%2Fetoiles%2Fcomment-se-forment-les-etoiles%2F&ei=f0bMVbHdK4T6atmFldAF&usg=AFQjCNEPSZd2Qi3Pu4sxtHIk7r1RpzB-QQ&sig2=P0HXJa8cMsdXSDbdHWixuA&bvm=bv.99804247,d.d2s

efa ampianarin'olona hoe io ra dadabe google ... fa zahay moa nampianrina lainga tany ampianarana dia aleo tsy miteny fa dia io ny dadabe nareo hinoy , fa izany no milaza marina anareo ao
14. Strong3 ( 13/08/2015 08:05)
« Fa Jesosy nitodika azy ka nanao hoe: Ry zanakavavin'i Jerosalema, aza mitomany Ahy, fa mitomania ny tenanareo sy ny zanakareo. » (Lioka 23:28)
izay ilay hoe ny tenanao itomaniana ...

nga dia tsy nisy nampianatra tao hoe tsy ny meteorita ihany no atao hoe kitana fa misy manjeletra maro eny andanitra eny , mba gasy ihany ka tsy mihoraka hoe kitana manandrabo nefa mba mety ho zanabolana :p :-)
15. rhaj0 ( 13/08/2015 11:48)
ah ha... efa manomboka mandalindalina asitiraonaomia i Strong3.. tohizo fa manja eee...

hitanao.. ilay "kintana" hitan'ny Magy anie efa mazava be ny momba aminy izao ee.. hoe, nifanojo Regulus sy Jupiter (sy Venus akoriny azany).
- I Regulus dia 79 annees-lumieres, na 79 x 9.461 milliards de km = efa ho 750 milliards de km avy eto @ Tany,
- ary i Jupiter izay ao anaty system solaire, dia raha alavitra indrindra dia 778 million km..
Fa nifanojo izy roaroa ireo rehefa jerena avy aty @ Tany t@ izay fotoan'androny izay.

Ka rehefa nifanojo dia nanjelajelatra be ireto izy roaroa ireto, dia ... tonga dia... lasa gaigy ny Magy, fa hoe "fambara" tian'IZ(A)Y ANY AMBONY ANY io manjelajelatra be io...


Izany no hivanitihanay lava eto hoe, raha vao misy "conjonction planetaire sy etoile" toa io indray izany "any ambony any", dia ... "ara-baiboly" dia ... misy teraka indray hono any eee... :-)
16. Strong3 ( 13/08/2015 12:33)
tsy alalinina izany fa re dia tadidiana ka ... fa le toetsaina tonga dia tsitakatrin'ny atidoha ohatran'ny dia manabaribari olona lohatra :poop:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1368