Fiainan'i Jesosy ato an-tsaiko

61. RBNIR ( 25/11/2015 12:06)
tealala:


Io anie nolazaina ho an ireo olona manompo Andriamanitra tokana e, dia averiko amina koa fa misy ny anjaran'ireo jiosy ary mis ny anjaran ireo hafa firenena. Efa nolazaiko anao teo hoe vakio ny tantaran'i Rota ilay mpanompo sampy lasa nanompo an Andriamanitra tokana. Fa ny azy nanao ny atao hoe "conversion" izy.
Sady io andininy io koa tsy miteny zany hoe tsy misy intsony ny jiosy (ny grika no mety tsy mis intsony)... tsy voateny ao koa ianareo manompo andriamanitra telo izay lazainareo fa tokana foana io zany
[/quote]
« [Ny amin'ny handatsahana ny Fanahy Masina, sy ny hitsarana ny firenena rehetra] Ary rehefa afaka izany, dia handatsaka ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra Aho; Dia haminany ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ny lahiantitrareo hanonofy, ary ny zatovonareo hahita fahitana; » (Joela 3:1)
« Ary na dia ny mpanompolahy sy ny mpanompovavy aza dia handatsahako ny Fanahiko amin'izany andro izany. » (Joela 3:2)
Tsy manavaka io.......ny nofo rehetra (ny olona rehetra dia "nofo" avokoa....
62. rhaj0 ( 25/11/2015 12:21)
RBNIR:
Lazaiko aminareo marina tokoa: Raha tsy miova* ianareo ka ho tonga tahaka ny zazakely, dia tsy hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra mihitsy ianareo.[*Gr. mitodika] » (Mat.18:3)

Ka raha mbola miziriziry isika ho hendry sy manan-tsaina, fa tsy manetry tena ho tonga tahaka ny zazakely....dia aza manantena mihitsy ny hahalala...

Raha ny fazahoako azy, dia ny "zazakely" indray hono izany no (mety) afaky ny ahalala kokoa noho ny "hendry sy manan-tsaina". Na hoe, ny "fahendrenao sy ny sainao" dia ahetry, raha tia ahalala ianao..

hum... hotry ny jeu de mots, na hotry ny poeta mampiady rima, na rapper manao rap fotsiny izy izany amiko fa tena tsy misy dikany (nonsense).. ataok'ty ny zazakely no "TSY mahalala"..

Sa mety ny zazakely tokoany no mahalala ?

63. tealala ( 25/11/2015 12:27)

RBNIR:

tealala:


Io anie nolazaina ho an ireo olona manompo Andriamanitra tokana e, dia averiko amina koa fa misy ny anjaran'ireo jiosy ary mis ny anjaran ireo hafa firenena. Efa nolazaiko anao teo hoe vakio ny tantaran'i Rota ilay mpanompo sampy lasa nanompo an Andriamanitra tokana. Fa ny azy nanao ny atao hoe "conversion" izy.
Sady io andininy io koa tsy miteny zany hoe tsy misy intsony ny jiosy (ny grika no mety tsy mis intsony)... tsy voateny ao koa ianareo manompo andriamanitra telo izay lazainareo fa tokana foana io zany

« [Ny amin'ny handatsahana ny Fanahy Masina, sy ny hitsarana ny firenena rehetra] Ary rehefa afaka izany, dia handatsaka ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra Aho; Dia haminany ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ny lahiantitrareo hanonofy, ary ny zatovonareo hahita fahitana; » (Joela 3:1)
« Ary na dia ny mpanompolahy sy ny mpanompovavy aza dia handatsahako ny Fanahiko amin'izany andro izany. » (Joela 3:2)
Tsy manavaka io.......ny nofo rehetra (ny olona rehetra dia "nofo" avokoa....
[/quote]
Ka rehefa mino anie oe tokana ihany izy e, tsy azonao ve izany e, izay mino ilay nanome ny didy folo. Dia averimbereno ny didy voalohany, dia rehefa misokatra ihany ilay maso dia ataovy mahita.
64. RBNIR ( 25/11/2015 12:34)
tealala:

Ka rehefa mino anie oe tokana ihany izy e, tsy azonao ve izany e, izay mino ilay nanome ny didy folo. Dia averimbereno ny didy voalohany, dia rehefa misokatra ihany ilay maso dia ataovy mahita.

Mbola tsy nandà mihitsy aho hoe IRAY IZY fa hoy aho hoe 3 izay 1......
65. RBNIR ( 25/11/2015 12:35)
rhaj0:

hum... hotry ny jeu de mots, na hotry ny poeta mampiady rima, na rapper manao rap fotsiny izy izany amiko fa tena tsy misy dikany (nonsense).. ataok'ty ny zazakely no "TSY mahalala"..
Sa mety ny zazakely tokoany no mahalala ?

« Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako, hoy Jehovah. » (Isa. 55:8)
« Fa tahaka ny hahavon'ny lanitra noho ny tany no hahavon'ny lalako noho ny lalanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo. » (Isa.55:9)

Ny lojikan-tsika tsy lojikan'Andriamanitra ry namana......ary araka io teny io dia tahakan'ny hahavon'ny lanitra noho ny tany ny fiheviny sy ny fihevintsika.....

« Fa izay rehetra manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra. » (Lio. 14:11)
66. rhaj0 ( 25/11/2015 13:07)
RBNIR:
« Fa izay rehetra manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra. » (Lio. 14:11)

jeu de mots nonsense ho'a eee... ndana azany manetri-tena ianao rahefa ao ampiasana ao, na rehefa manao baolina, dia ho hita eo raha "tafasandratra" tokoany.. dia hoe, vitavita tampotampoka ao, noho ny FM, na noho ny "mana avy any an-danitra" ny fisandratanao...

Raha fahiny io mety nety ihany.. ao @ vohitrakely ao, dia samy mifankahalala ao, dia na manetry tena azany ianao, dia ho tafasandratra ihany.. fa efa 2015 kosa re izao ny taona eee...

ka hoe, arak'izay "fampianarana" izay, dia inona no ataon-dRakrisy raha tsy ny mivavaka sy mitorotoro mafy ao, mi-s'abrutir ao, dia infantiliser-n'i Damopra sy Gourou ao, dia lasa "zazakely" hono, dia manantena fa ho "hasandratry (ny FM)" ho azy ao...

Tsy izany karazana "fampianarana" toa izany mihintsy ve no manimba ny fi(s)ainan'ny olona eee?.. Dia vao mainka koa ampianao hoe, tsy takatry ny sain'olona izay lojika izay fa ekeo ao fotsiny, satria Atra dia lehibe eeee..

ntsss... dia reveo ao izany ny anao e...
67. tealala ( 25/11/2015 13:25)

RBNIR:

tealala:

Ka rehefa mino anie oe tokana ihany izy e, tsy azonao ve izany e, izay mino ilay nanome ny didy folo. Dia averimbereno ny didy voalohany, dia rehefa misokatra ihany ilay maso dia ataovy mahita.

Mbola tsy nandà mihitsy aho hoe IRAY IZY fa hoy aho hoe 3 izay 1......

Rehefa mivavaka amin'i jesosy ianao dia efa mandà azy. Aza adino anefa fa izy ilay Andriamanitra saro-pairo.
68. Yahl ( 25/11/2015 17:06)

[quote=rhaj0]

Mba mivoaha kosany ho'a ry Yahl ao @ box-kely ao... hafa ho'a ny taloha, ka mihidy ao amina box-kely ianao, dia izay lazain'i Mose Belazao d'Episcopo dia inoan'ny vohitrakely daholo..

[quote=Yahl]
Episcopo tsy maintsy mitory, fa enaw tena ANTICHRIST satria nivoaka ny vala!

Taitra ny fiainan-tsi-hita* any ambany noho ny aminao mba hitsena anao amin'ny fihavianao; Mamoha ny matoatoa hitsena anao izy, dia ireny bibilahy** rehetra tambonin'ny tany; Aingainy hiala amin'ny seza fiandrianana ny mpanjakan'ny firenena rehetra.[*Heb. Sheola][**Heb. osilahy]
10 Izy rehetra samy hiteny aminao hoe: Hay! ianao koa mba efa osa tahaka anay!


19 Fa raha mananatra ny ratsy fanahy kosa ianao, ka izy no tsy mety miala amin'ny faharatsiany sy amin'ny lalany ratsy, dia ho faty amin'ny helony ihany izy; fa ho voavonjinao ny fanahinao.

II Tesal 2:7 Fa miasa sahady ny zava-miafina, dia ny tsi-fankatoavan-dalàna. kanefa mandra-panaisotra ilay misakana ankehitriny ihany*. [* Na: kanefa ao ihany ilay misakana mandra-panaisotra azy]
8 Ary dia haseho ilay tena mpandika lalàna, izay holevonin'i Yahoshuah Tompo* amin'ny fofonain'ny vavany ary hofoanany amin'ny fisehoan'ny fihaviany

Tena mpandika lalàna sy manandrakandrana ka manaonao foana nefa nahalala ny marina dia izao no hanjo azy:

10 ary ny famitahana momba ny tsi-fahamarinana amin'izay ho very, satria tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy izy.
11 Koa izany no ampanateran'Andriamanitra fiàsan'ny fahadisoan-kevitra aminy hinoany ny lainga,
12 mba hohelohina avokoa izay rehetra tsy nino ny marina, fa nankasitraka ny tsy marina.
TAPITRA!
69. tealala ( 25/11/2015 17:27)

tealala:


RBNIR:

tealala:

Ka rehefa mino anie oe tokana ihany izy e, tsy azonao ve izany e, izay mino ilay nanome ny didy folo. Dia averimbereno ny didy voalohany, dia rehefa misokatra ihany ilay maso dia ataovy mahita.

Mbola tsy nandà mihitsy aho hoe IRAY IZY fa hoy aho hoe 3 izay 1......

Rehefa mivavaka amin'i jesosy ianao dia efa mandà azy. Aza adino anefa fa izy ilay Andriamanitra saro-pairo.

Izany "Christianisme" izany no atao hoe "Humanisme"
70. tealala ( 27/11/2015 12:18)

RBNIR:

tealala:

Tsia, izaho anie ka tsy jiosy e

« Ary ny hafa firenena izay efa manaiky ho an'i Jehovah mba hanompo Azy sy ho tia ny anaran'i Jehovah mba ho mpanompony dia izay rehetra mitandrina ny Sabata ka tsy manao azy ho tsy masina sady mitana ny fanekeko » (Isa.56:6)
« Dia ho entiko ho any an-tendrombohitro masina, ka hampifaliko ao an-tranoko fivavahana; ny fanatitra dorany sy ny fanatitra hafa alatsa-drà dia hankasitrahana eo ambonin'ny alitarako, fa ny tranoko hatao hoe trano fivavahana ho an'ny firenena rehetra. » (Isa.56:7)

Tsy misy idiran'ny jiosy sy ny tsy Jiosy io....


Sady koa ny fanatitra alats-drà rehefa vita ny 3ème temple vao miverina manao izany indray, i jesosy anefa tsy nahavita ilay 3ème temple akory.
71. endriny ( 30/11/2015 14:27)

tealala:

Izany "Christianisme" izany no atao hoe "Humanisme"


Angaha. Ataoko fa ny Kristianina aza tsy mandraharaha izay fiainana eto an-tany fa ny any an-danitra no katsahiny koa inona no maha Humanisme azy? Angelisme hoe?

Te hitovy amin'ny anjely any an-danitra izy rehefa maty
72. RBNIR ( 01/12/2015 06:27)

rhaj0:

RBNIR:
« Fa izay rehetra manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra. » (Lio. 14:11)

jeu de mots nonsense ho'a eee... ndana azany manetri-tena ianao rahefa ao ampiasana ao, na rehefa manao baolina, dia ho hita eo raha "tafasandratra" tokoany.. dia hoe, vitavita tampotampoka ao, noho ny FM, na noho ny "mana avy any an-danitra" ny fisandratanao...

Raha fahiny io mety nety ihany.. ao @ vohitrakely ao, dia samy mifankahalala ao, dia na manetry tena azany ianao, dia ho tafasandratra ihany.. fa efa 2015 kosa re izao ny taona eee...

ka hoe, arak'izay "fampianarana" izay, dia inona no ataon-dRakrisy raha tsy ny mivavaka sy mitorotoro mafy ao, mi-s'abrutir ao, dia infantiliser-n'i Damopra sy Gourou ao, dia lasa "zazakely" hono, dia manantena fa ho "hasandratry (ny FM)" ho azy ao...

Tsy izany karazana "fampianarana" toa izany mihintsy ve no manimba ny fi(s)ainan'ny olona eee?.. Dia vao mainka koa ampianao hoe, tsy takatry ny sain'olona izay lojika izay fa ekeo ao fotsiny, satria Atra dia lehibe eeee..

ntsss... dia reveo ao izany ny anao e...


« dia hitako avokoa ny asan'Andriamanitra, fa tsy takatry ny sain'ny olona ny asa atao aty ambanin'ny masoandro; koa na dia mikely aina hitady izany aza ny olona, tsy ho hitany; eny, na ny hendry aza no manao hahafantatra izany, dia tsy ho azony fantarina akory. » (Mpit.8:17)
73. tealala ( 01/12/2015 07:24)

endriny:


tealala:

Izany "Christianisme" izany no atao hoe "Humanisme"


Angaha. Ataoko fa ny Kristianina aza tsy mandraharaha izay fiainana eto an-tany fa ny any an-danitra no katsahiny koa inona no maha Humanisme azy? Angelisme hoe?

Te hitovy amin'ny anjely any an-danitra izy rehefa maty

Nanandratra olona ho andriamanitra ko.
74. rhaj0 ( 01/12/2015 12:01)
rhaj0:
Mba mivoaha kosany ho'a ry Yahl ao @ box-kely ao... hafa ho'a ny taloha, ka mihidy ao amina box-kely ianao, dia izay lazain'i Mose Belazao d'Episcopo dia inoan'ny vohitrakely daholo..
Yahl:
Episcopo tsy maintsy mitory, fa enaw tena ANTICHRIST satria nivoaka ny vala!

hi hi hi.. dia tena mbola tsy takatrao foana ve ry Yahl fa misy olona an-tapitrisany tsy mahalala akoriny (ary tsy manisy sira) izany "valanao" ao izany? ary na ny Kristiana (sasany) namanao azany tsy te-hikasokasoka @ Mose Belazao d'Episcopo ao am-balanao ao, fa toa mpamitaka hono ity izy? Dia io ianao dia hiverina mihidy ao am-balanao ao indray ve?.. mba mahita interinety ihany, dia mba ampiasao @ tokony @ izay ho'a ilay saina mba mitsikarokaroka manitatra eeee... tandremo kely ihany ho'a eee...

Yahl:
Taitra ny fiainan-tsi-hita* any ambany noho ny aminao ... dia izao no hanjo azy:
12 mba hohelohina avokoa izay rehetra tsy nino ...
TAPITRA!

Efa hoe ho'a hoe, mba ilay "Atra tsara fanahy" no imaginer-o ao, rahefa samy mi-imaginer ihany... sa ampitenenin'ny "Devoly" indray ianao ao io, ka tezitezitra lian-dra handripaka io?
:-)
75. Strong3 ( 09/12/2015 11:45)
rhaj0:
Efa hoe ho'a hoe, mba ilay "Atra tsara fanahy" no imaginer-o ao, rahefa samy mi-imaginer ihany... sa ampitenenin'ny "Devoly" indray ianao ao io, ka tezitezitra lian-dra handripaka io?


inona moa no hakarary kibo anao eo na masiaka na tezitra na milogilongy ny andriamanitr'i Yahl?
... araka ny finoan'ny tsimino izany dia hoe:
izay mino izany ihany no voan'izany.

ne ndry yahl izao dia tsy maintsy hotononina amin'ny anarany ny andriamaniny , nefa ao amin'ny baiboly iza tsy tiany fa hoe nisy nanova dia mandidy hoe :
_ AZA MANONONONOMPOANA NY ANARAN'ILAY ATRA
hay moa efa noravana koa ny didy ka tsy miraharaha izany zareo fa dia ataony toa manonona ny anarany i koto ny anaran'ny andriamaniny :p :-)
76. rhaj0 ( 09/12/2015 13:36)
Rahefa samy mino ihany ho'a, ianao kristiana sy ilay moslimo ohatra, dia mba ilay Atra 'tsara fanahy' foana imaginer-na, f'aza mieritreritra an'ilay Atra tia valifaty na mpandripaka..

Fa marina ny an I Strong3.. na menamena RA be azany ny faravodilanitrareo, ao @ imagination-nareo ao, dia TSY mahakasika anay izany, fa n'enay manga ny lanitra eee...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2026