Fiainan'i Jesosy ato an-tsaiko
22. Yahl
(
16/11/2015 11:09)
rhaj0:
i Paoly (mpaka 19) no niteny an'io fa tsy Andrmntra na i Jesosy ee... T@ izay teny notanterin'i Jesosy ve, dia niteny IZY hoe "aza mifamazivazy" ??
Toa manana sens de l'humour ihany IZY kouh... raha tsy izany ve tsy mora be ny amoronan'ny olona "vazivazy" @ izay ataoNY ? :-)
Yahl
Hevero tsara ieao teny izao fa tena mahadiso fihevitra anareo mpitandrina ny didy folo sy ny ampahan-dalàn' i Môizy ny tsy fahalalanareo ny tenin'ny soratra masina:
IKor 14:37 Raha misy manao azy ho mpaminany, na ho manana fahaizam-panahy, dia aoka ho fantany tsara fa didin'ny Tompo ny teny izay soratako ho aminareo
Mbola manamafy izany koa i Petera:
II Piera3:15 Ary ny fahari-pon'ny Tompontsika dia ekeo ho famonjena, tahaka ny voasoratr'i Paoly, rahalahy malalantsika, taminareo koa araka ny fahendrena nomena azy,
16 tahaka ny ataony ao amin'ny epistiliny rehetra koa, fa milaza izany zavatra izany ao aminy izy; ary amin'ireo efa misy zavatra saro-pantarina, izay aolan'ny olona kely fahalalana sady tsy miorina tsara, tahaka ny anaovany ny teny sasany amin'ny Soratra Masina koa, ka mahatonga fahaverezana ho an'ny tenany.
Dia mialà tao fa aza mba maty eo fa avy hatrany dia any @ helo!
I
23. rhaj0
(
16/11/2015 12:01)
Strong3:
toa mino indray enao hoe : mivanitika Izy Atra
tena tsy mety azon'i Strong3 ny resaka.. Efa hoe, miezaka mi-raisonne sahala aminareo Kristiana aho, dia manampy anareo ao @ lojika-kristiana ao ee... Hitanao, sahala @ hoe, miresaka ny bokin'i Harry Potter isika eto.. Dia mba miara-mivanitika eto hoe, ny Gobblins ho'a kely kokoa noho ny 7 nains an'i Blanche-neige, fa i Blanche-Neige ho'a toatoan'ny Anjelin'ny Baiboly..
O ry Yahl aaaa... Jereo tsara fa ny IKor 14:37 sy ny IKor 14:37, dia i Moizy sy Petera no teo amorom-patana, dia nitantara angano ho an'ny Ankizy... hoe: "fa didin'ny Tompo ny teny izay soratako", na hoe, hozy i Petera hoe " tahaka ny voasoratr'i Paoly"... Ka ireo beantitra ireo no be tantara angano tao e... Dia h@ izao ve dia mbola mino ireo ianao??... ianao kosa eee...
24. Yahl
(
16/11/2015 13:09)

Tena tsy mahalala ve enaw sa tena maniratsira kosa!?!
25. rhaj0
(
16/11/2015 15:37)
Raha ny dikan'ny maniratsira dia "manao ho tsinontsinona", dia ... iieee... tsinontsinona ary tsy tokony inoana ka raisina ara-baki-teny dia ampiarina @ fiainana @ izao taona 2015 izao ireo lazain-dry Petera-Paoly sns ireo...
Ary ianao ve ry Yahl, tena mbola naif be dia mbola minobe an'ireo resabe rehetra ireo, sa fetsibe dia mbola te-hampamino ny olona an'ireo resabe ireo?
Ary ianao ve ry Yahl, tena mbola naif be dia mbola minobe an'ireo resabe rehetra ireo, sa fetsibe dia mbola te-hampamino ny olona an'ireo resabe ireo?
26. Strong3
(
17/11/2015 11:22)
hay miraisaonina fotsiny ...
tena tsy ampy vanitika marina enao ka ... hihihih
de ilay namorona an'i harry P izany , tsy mino hoe misy pamosavy sy ny herin'ny maizina fa mba mitantara angano sy valamaty fotsiny hoe nisy nilazalaza izany taloha...
fa rehefa ny baiboly no manana zavatra misy profo dia mbola lazainareo tsimisiAtra fa mampiesona ?? :-)

27. rhaj0
(
17/11/2015 11:51)
Porofo inona ry Strong3 aa... Mila "porofo" @ ahoana indray i Mino eeee... Ary 'nareo ve tsy nanaraka ny resaka taloha eee...
i Atra no namorona an'i Atra, ary Atra no n(amp)anoratra ny Baiboly.
Ary ny Baiboly no manamarina ny fisian'Atra. Ary ny Baiboly no manamarina ny Baiboly.
i Atra no namorona an'i Atra, ary Atra no n(amp)anoratra ny Baiboly.
Ary ny Baiboly no manamarina ny fisian'Atra. Ary ny Baiboly no manamarina ny Baiboly.
28. endriny
(
17/11/2015 16:42)
rhaj0:
i Atra no namorona an'i Atra, ary Atra no n(amp)anoratra ny Baiboly.
An an, ny voahirana no nampitsimoka an'Atra ka... I Atra Atomina izay nateraky ny voahirana no nanamboatra izao rehetra izao (ATum)
Dia isika izany izao tokony mba hivavaka sy iankohoka amin'ny voahirana eny amoron-drano sa ahoana?
29. Yahl
(
18/11/2015 10:24)
rhaj0:
Raha ny dikan'ny maniratsira dia "manao ho tsinontsinona", dia ... iieee... tsinontsinona ary tsy tokony inoana ka raisina ara-baki-teny dia ampiarina @ fiainana @ izao taona 2015 izao ireo lazain-dry Petera-Paoly sns ireo...
Ary ianao ve ry Yahl, tena mbola naif be dia mbola minobe an'ireo resabe rehetra ireo, sa fetsibe dia mbola te-hampamino ny olona an'ireo resabe ireo?
Yahl
Koa inona no inoanao? raha ny baiboly no manamarina ny baiboly .
30. Yahl
(
18/11/2015 10:45)
endriny:
Ny an'i Jesosy dia ny zavatra bitika tonga lehibe:
Indray andro diso voky trondro loatra I Jesosy nohon'ny hamaroan'ny tondro noratoiny niaraka tamin'ny mpianatra. Teny ambony sambo moa ry zareo tamin'io. Nanomboka nagotika ny kibon'i Jesosy, ary nilaza tamin'ny mpianatra izy ny mba hanokatra ny lay ahafaingana ny fandehanan'ity sambo taingenany. Dia nosokafana ny lay, sady tsy ny nisy rivotra nitsoka. Dia niandry ka niandry... ny kibony mangotikotika ihany.. farany tsy tanany intsony ka nivalan-drivotra izy... ka niteraka rivo-mahry nipaoka ny sambo toa ny sambon-danitra. Ka vetivety foana dia tojo tan-tseranana ny sambo.
Vao niantsona anefa ny sambo dia gaga ny mpianatra fany trano rehetra nopahon'ny rivotra avokoa ny tafony...
Yahl
Tena voamarinao ny tsy maha- andriamanitra ilay jesôsy amin'izao fomba filazanao azy izao!
31. rhaj0
(
18/11/2015 11:26)
rhaj0:
i Atra no namorona an'i Atra, ary Atra no n(amp)anoratra ny Baiboly.
Ary ny Baiboly no manamarina ny fisian'Atra. Ary ny Baiboly no manamarina ny Baiboly.
Yahl:Asa raha mba azonao ihany ry Yahl hoe, "inona no inoana", inoan'ireto olona any China(47%), Japan(31%), Tcheques(30%) ary France(29%)... na koa ny biologist(94%) na ny physicist(92%)... ary izaho. Atheista ireo.
Koa inona no inoanao? raha ny baiboly no manamarina ny baiboly .
Bebe ihany ny fanontanianao miverimberina any @ lohahevitra hafa. Ka asa... azonao @izay?
32. endriny
(
18/11/2015 13:18)
Rehefa nahita ny fahorian'ireo olona teo an-Tanana I Jesosy dia hoy izy tamin'ny mpianatra: "Andeha isika hanampy ireto olona hanamboatra ny rava". Dia novoriana ny mponina mba hikaon-doha amin'ny fanarenana ny samba. Ka rehefa vory ny rehetra dia nisy niteny hoe: "Ry mpampianatra o! samba avokoa ny ankamaroan'ny trano fonenana kanefa aiza isika no ahita hazo atao valitafo sy rairaindrihana anamboarana an'ireto?"
Tamin'izay indrindra dia hoy Jesosy tamin'ny mpianany sy ireo vatan-dehilahy tomady hoe: "Mandehana zahanareo ireo rairaindrihana sy valitafo mbola tsy simba ka ento eto an-tokotany be eto." Dia lasa tokoa ireto olona nandeha nitady, ka nony tonga ny mitatao vovonana dia nahataona rairaindrihana 30 sy valitafo 50 teo ry zareo, izay natoby teo an-tokotanibe. Dia hoy ny olona: "Ireto ve dia ampy anaovana inona e?"
Fa henon'i Jesosy ny bitsik'izy ireo ka hoy Jesosy: "henoko ny ahiahinareo, fa minoa fotsiny ihany". Dia notsofin'i Jesosy rano ireto hazo, ka sady nitombo habetsahana no nitombo hatsarana. Dia gaga sy talanjona ny olona raha nahita ireto bois de rose tamina tonta maromaro, sy bois kare an-tobiny maromaro, ka niankohoka nisaotra ireto olona nanatrimaso.
Ary samy niantso ny ankiziny avy izy ireo mba hitaona sy hitatitra ireto hazo. Ka mbola betsaka ambiny tsy nampiasaina teo ka hoy: "Mandehana amidio amin'ny Romanina ireo mba ho vatsy amitantsika ny asa fanarenana".

33. Yahl
(
20/11/2015 10:28)
rhaj0:
rhaj0:
i Atra no namorona an'i Atra, ary Atra no n(amp)anoratra ny Baiboly.
Ary ny Baiboly no manamarina ny fisian'Atra. Ary ny Baiboly no manamarina ny Baiboly.Yahl:Asa raha mba azonao ihany ry Yahl hoe, "inona no inoana", inoan'ireto olona any China(47%), Japan(31%), Tcheques(30%) ary France(29%)... na koa ny biologist(94%) na ny physicist(92%)... ary izaho. Atheista ireo.
Koa inona no inoanao? raha ny baiboly no manamarina ny baiboly .
Bebe ihany ny fanontanianao miverimberina any @ lohahevitra hafa. Ka asa... azonao @izay?
Yahl
Tena ireny ve no ianaranao? Nefa mino aho fa mba nianatra sy manam-pahaizana ihany koa enaw toy ireo scientist sy ny physist. Tsarovy anefa fa tsy ny naha physicist no nisy talohany fa izy tenany no nianatra ho physicist na ho scientist. Ary tsy enaw koa no nampisy anao sy izay taranaka nihavianao fa efa nisy ireo hatrany am-piandohana ary nisy mpahary azy vao nisy. Ka raha ny tsy finoanao indray raha tarafina @'izany, dia tsy nianatra ny tsy misy enaw fa nandalina sy nikaroka ny efa misy satria enaw tsy mahay mamorona na dia neutron iray aza. Fa ny efa misy no naha scientist na physicist an'ireo ka mba nahay nikirakira. Koa aza de manao ambo diso toerana, fa raha enaw irery no teto ambonin' ny tany fa tsy misy ny manodidina anao dia vao mainka tsinontsinona enaw! Ny fototra nihavian' ny zavatra rehetra dia fototra dia iray ihany dia avy @ 'Atra daholo dia Yahoshuah izany. Dia aza mieritreritra ny manam-pahaizana be sy mirehareha, fa na ny ainao io aza misy tompony. Ny fanahy izay mamelona anao sy mibaiko ny sainao sy rantsam-batanao io aza raha vao miala aminao; dia tsinontsinona enaw. Mety aminao ny ho adala aloha vao miseho ho hendry. Tenin' ilay Mpahary io, izay mbola niteny izao koa:
Isaia 55 : 8 Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako, hoy YHWH.
9 Fa tahaka ny hahavon'ny lanitra noho ny tany no hahavon'ny lalako noho ny lalanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo
Dia mihevera ihany!!! f' aza miteniteny foana!
34. rhaj0
(
20/11/2015 13:36)
Yahl:
Ny fototra nihavian' ny zavatra rehetra dia fototra dia iray ihany dia avy @ 'Atra daholo dia Yahoshuah izany.
Tantarao kely indray azany hoe, ahoana no "namoronan'Andrmntra izao tontolo izao" eee...
Dia mba ampilaharo @ fahalalan-draolona (siansa) @ izao fotoana izao ny tantaranao.. Ireo galaksia an'alin-kisa efa hitan'ny telesikopy ireny.
na koa tantarao ahoana ny "nahaterahan'ny zanak'Andrmntra, dia i Jesosy"... dia ampilaharo @ fifandrifian'i Regulus sy Jupiter ny tantaranao.. i Regulus kintana atsy @ mille millions de km, ary Jupiter ato @ systeme solaire
Yahl:
Dia mihevera ihany!!! f' aza miteniteny foana!
35. Yahl
(
23/11/2015 10:42)
[quote=rhaj0]
]
Tantarao kely indray azany hoe, ahoana no "namoronan'Andrmntra izao tontolo izao" eee...
[quote]
[quote=Yahl]
.
Jaona 1:1 Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra.
2 Izy dia tao amin'Andriamanitra tamin'ny voalohany.
3 Izy no nahariana ny zavatra rehetra; ary raha tsy Izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao, na dia iray aza.
4 Izy no nisiam-piainana; ary ny fiainana no fanazavana ny olona
Ity indray, dia mbola Izy mihintsy no milaza ny tenany dia Yahoshuah izany:
Ohabolana 8:22 YHVH nahary* ahy ho fiandohan'ny alehany, Ho voalohany amin'ny asany hatramin'ny taloha.[Na: nahazo]
23 Izaho notendreny hatramin'ny fahagola, Eny, hatramin'ny voalohany indrindra, dia fony tsy mbola ary ny tany.
24 Fony tsy mbola ary ny lalina, no efa teraka aho, Fony tsy mbola ary ny loharano miboiboika be,
25 Fony tsy mbola naorina ny tendrombohitra, Fony tsy mbola nisy havoana, no efa teraka aho,
26 Fony tsy mbola natao ny tany, na ny saha, Na ny voalohan'ny vovo-tany ambonin'izao rehetra izao.
27 Raha namorona ny lanitra Izy, dia tany aho, Raha namaritra ny hababakaka tambonin'ny lalina Izy,
28 Raha nampitoetra ny rahona eny ambony Izy, Raha niboiboika fatratra ny loharanon'ny lalina,
29 Raha nanisy faritra ho an'ny ranomasina Izy, Mba tsy hahazoan'ny rano mihoatra ny fetrany, Ary nandidy ny amin'ny fanorenan'ny tany,
30 Dia mpità-marika* teo anilany aho Sady ravoravo isan'andro isan'andro Ka nilalao mandrakariva teo anatrehany
[quote=rhaj0]
Dia mba ampilaharo @ fahalalan-draolona (siansa) @ izao fotoana izao ny tantaranao.. Ireo galaksia an'alin-kisa efa hitan'ny telesikopy ireny.
Yahl
Tsinontsinona ny fahlalan-draolombelona r'ise namana, fa ny galaxies hitan' ny maso sy ny ampahany takatry ny téléscopes dia efa milliards no isany ankoatra ireo efa tsy azon'ny devoly haleha intsony, dia ny ao @ Atra Ray sy Yahoshuah izany. Ny 1/3 ireo tazana sy tsy hita maso sy tsy takatry ny téléscopes ireo, dia ireo nofahon'ny rambon'ilay Dragona na devoly satana izany; Ao anatin'izany ny tany honenan-dRaolombelona izay lasa otage koa.
Apokalypsy 12:7 Ary nisy ady tany an-danitra: Mikaela sy ny anjeliny niady tamin'ilay dragona; ary ilay dragona mbamin'ny anjeliny kosa dia niady,
8 nefa tsy naharesy, sady tsy nisy fitoerana ho azy intsony tany an-danitra.
9 Ary nazera ilay dragona, dia ilay menarana ela, izay atao hoe devoly sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao; dia nazera tamin'ny tany izy, ary ny anjeliny koa niaraka nazera taminy.
12 Ary noho izany mifalia, ry lanitra sy ianareo izay monina ao aminy. Loza ho an'ny tany sy ny ranomasina ! Fa nidina ho aminareo ny devoly sady manana fahatezerana lehibe, Satria fantany fa kely sisa ny androny
[quote=rhaj0]
na koa tantarao ahoana ny "nahaterahan'ny zanak'Andrmntra, dia i Jesosy"... dia ampilaharo @ fifandrifian'i Regulus sy Jupiter ny tantaranao.. i Regulus kintana atsy @ mille millions de km, ary Jupiter ato @ systeme solaire
Yahl
Tsy zanak'Atra izany io teneninao io, fa Atry ny Grika.io ilay mipetraka ao @ tendrombohitr' i Olympe any Grèce misy afo tsy mety maty, ilay hakana ny afo Olympique rehefa misy ny Jeux Olympiques sy ny Jeux des Iles raha tsa roanao t@ 2007, fa nanaovan'ny FFKM fotoam-pivavahana tao @ Stade Mahamasina. Io no mpiara-miasa @ devoly sy satana ary @'ireo mpitondra fivavahana maneran-tany @ famitahana ny olona ho very any @ helo daholo. Miaraka @ Francs Maçons sy ny illuminatti izay mifehy ny tany eto @' ity planète misy ity.
Toy ny fomba fanandroana izay halan'Atra izany tadiavinao izany ka tsy tokony ho resahina akory. Fa ny Galaxie akaiky indrindra @ tany izao dia (4 année lumière no misy azy. Ka ny vitêsse lumière=300.000km/s) dia kajio arak'izany izay tadiavinao dia ho hitanao ny elanelany. Fa ny misy an' Atra Ray sy Yahoshuah dia tena lavitra. Ny OVNI 'ireo devoly aza efa tsy tonga na mahita izany intsony.
36. rhaj0
(
23/11/2015 11:42)
Aleo azany alamina dia misesy eee... :-)
Jaona 1:1 Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra.
John 1:1 In the beginning was the Word, and the Word was with God, and the Word was God.
tena ito izany ny kiboribory (vetaveta)
==== "In the beginning"... Word was with Word. and God was with God
Rahefa ventesina sahala @ fiventesan'i Mopera ilay izy, dia mandrotsirotsy mampino (ny mpino) tokoany ilay resaka, fa rahefa olon-tsotra no miteny, dia ... mampanontany tena hoe: aiza koa no itombenan'izany ee ??? Dia raha te-hivanitika (miaraka amiko) @ izany ianao, dia hoe, ka talohan'ny "voalohany", na hoe ny #1, talohan'ny #1 anie ka misy #0 eee ... na #0.99 :-)
fa ilay Ohabolana 8:22 ventesinao kosa indray k'lou ry Yahl dia TSY resaka "namoronana izao tontolo izao" io. Rahefa tsy takatrao hoe IZA no miteny, dia aza tsindrotsindrohana toa io ny Baiboly dia lasa miteniteny foana toa io, fa ndana k'lou mi-google :
http://www.equip.org/article/who-is-wisdom-in-proverbs-8/
the Bible is composed of different kinds (genres) of literature — narrative, poetry, prophecy, epistle (authoritative teaching in the form of a letter), and so on — and each part of the Bible must be read according to the kind of literature it is.
Ka i "Wisdom" no miteny (na ampitenenina) eo @ io Ohabolana 8:22 io, hozy ny mpahay azy (izaho mitatitra fotsiny)...
Dia raha te-hivanitika (miaraka amiko) @ izay ianao, dia hozy hono i Wisdom hoe, izy Wisdom hono dia efa teraka talohan'ny niforonan'ny Tany.. :-)

37. Yahl
(
23/11/2015 14:37)
Jaona 1:1 Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra.
rhaj0
John 1:1 In the beginning was the Word, and the Word was with God, and the Word was God.
tena ito izany ny kiboribory (vetaveta)
==== "In the beginning"... Word was with Word. and God was with God
Yahl
Tena enaw no vetaveta saina!!!
rhaj0
Rahefa ventesina sahala @ fiventesan'i Mopera ilay izy, dia mandrotsirotsy mampino (ny mpino) tokoany ilay resaka, fa rahefa olon-tsotra no miteny, dia ... mampanontany tena hoe: aiza koa no itombenan'izany ee ??? Dia raha te-hivanitika (miaraka amiko) @ izany ianao, dia hoe, ka talohan'ny "voalohany", na hoe ny #1, talohan'ny #1 anie ka misy #0 eee ... na #0.99
Yahl
Enaw ve no efa tratry fandrotsirotsian'i môpera ka leo ny resany, fa ny eto tsy misy hidiran'i môperanao alo. De andraso eo ny décimale-nao
Ary enaw manontany ny nahaterahan'ny Z-Atra dia efa hary talohan'ny eritreritrao Izy!
Fa raha ny google sy wisdon no arahinao ho fampianarana de aza miresaka raha tsy @ google.
fa ny Ohabolana 8 efa nanambara Azy.
38. rhaj0
(
23/11/2015 14:48)
Yahl:
Ny 1/3 ireo tazana sy tsy hita maso sy tsy takatry ny téléscopes ireo, dia ireo nofahon'ny rambon'ilay Dragona na devoly satana ...
Apokalypsy 12:7 Ary nisy ady tany an-danitra: Mikaela sy ny anjeliny niady tamin'ilay dragona
letia eee... tena nofaohin'ny rambon'i Sipan'i Shrek izany ny 1/3-n'ny galaxies ... Eny ho'a ry La Belle au Bois Dormant.. manofisa manja azany dia fais dodo eee... f'aza manofy ratsy @ izany eee
39. rhaj0
(
23/11/2015 16:18)
Yahl:
Fa ny misy an' Atra Ray sy Yahoshuah dia tena lavitra. Ny OVNI 'ireo devoly aza efa tsy tonga na mahita izany intsony.
Hay va re ilay Atra araka ny tarehin'i ... Yahl, araka ny endrik'i Yahl, dia any @ Galaxie alavitra be. Dia ny devoly koa mandeha OVNI dia mitsidika ary mamely matetika antsika eto eee.... Izany hono hozy Yahl... wow...
tena mbo serieux: tena mino ireo teneninao ireo ve ianao ry Yahl, sa .. dangidangitra ao fotsiny dia mitatatata tsy ampiheverana akoriny, satria kosa dia tena hoe, tena tsy misy lojikany sy dikany (nonsense) izany resaka volaninao ao izany..
Izaho izao dia "mino" tanteraka, fa ny namanao "mpino" dia milevim-belona miafina mihintsy any fa hoe, dia ridicule isika mianakavy mpino izany... :-)
40. rhaj0
(
23/11/2015 20:00)
hey.. O ry i Yahl aaaa... sirika ianao eee.... sirik'i Google.
http://lmgtfy.com/?q=scientology+and+yahshua
Ianao manafangaro ny "finoanao" @ galaxies sy resaka OVNI io, ka dia @ ilay revin'ny "scientologie" miaraka amin-dry Tom Cruise sy ry John Travolta n'enao io... Ny scientologie dia tsy tia an'i Jesosy tokoany..
Ha zalahy.. ahitan-javatra mihintsy eto @ seraserantsika eto... kay izany efa tonga any koa ny scientolozista, ary misy dia misy tokoany ny gasy voambakan-dry scientologistes any...
trandremo rey olona fa ireo scientologista ireo ka tena extremista gaigy be an.. tena vazivazin'akotry ny ataon-dry profeta Tsaratsara, na koa ny profetan'i RBNIR, raha miolotra amin-dry Scientilozista... raha voajonony ianao, dia tena poretiny ao, ary rahatrizay ianao fa tonga saina ka hoe, mitady hiala, dia ny onjy enjehina fa tena ataony mihinan'ny tsakaokany mandrapahafatinao..
O ry Yahl aa... tena mba lelafin'ny saka koa ny faladianao, fa tena ialao haingana io alohan'ny hanagejany anao mandrapahafaty ao eeee.. Efa be ny tantara momba azy ireo, fa jereo tsara ato...
http://lmgtfy.com/?q=scientology+horror+stories