Fiainan'i Jesosy ato an-tsaiko

41. Yahl ( 24/11/2015 07:48)

rhaj0:

letia eee... tena nofaohin'ny rambon'i Sipan'i Shrek izany ny 1/3-n'ny galaxies ... Eny ho'a ry La Belle au Bois Dormant.. manofisa manja azany dia fais dodo eee... f'aza manofy ratsy @ izany eee

[quote=Yahl]

Hay ny anao kosa film no fiainanao, dia aza gaga raha tsy mahalala raha tsy ny film no mampahalala anao ny zavatra efa nisy taloha. Satria ny technologie ankehitriny efa diso tara loatra fa ny ahy efa nampahalalana ahy araka ny fanahy izany. Satria ny soratra masina efa nanambara izany.
Fa enaw no ampatorian' ny film jerenao, f' izah efa nahalala talohan' ny nivoahan' ny film jerenao.
Ary noho io fampianarana entin' ny Ambasadôron' ny lanitra EPISCOPO Samuelson Edward io io no nahatonga ireny film ireny, mba tsy ilazana fa hay nianatra ny fampianarany ihany kay ny technologist ambonin' ny tany rehetra!
42. Yahl ( 24/11/2015 07:54)

43. Strong3 ( 24/11/2015 08:48)

rhaj0:

Porofo inona ry Strong3 aa... Mila "porofo" @ ahoana indray i Mino eeee... Ary 'nareo ve tsy nanaraka ny resaka taloha eee...

i Atra no namorona an'i Atra, ary Atra no n(amp)anoratra ny Baiboly.
Ary ny Baiboly no manamarina ny fisian'Atra. Ary ny Baiboly no manamarina ny Baiboly.

profo arajeografika re no resaka eto fa tsy mitsingevaheva eo indray ny resaka rhaj0 ah!
ny anarana tanana sy anarana mpanjaka nifandimby dia voarakitra ao amin'ny boky avokoa.
efa voaporofo ihany koa fa tena nisy rano be nanafotra ny tany...

ary mbola tsy novalianao foana hoe :
hery avy aiza no nampisy ny FIOVANA MIANDALANA??????????????????? :-) :-) :-)
44. Yahl ( 24/11/2015 11:14)

rhaj0:

Hay va re ilay Atra araka ny tarehin'i ... Yahl, araka ny endrik'i Yahl, dia any @ Galaxie alavitra be. Dia ny devoly koa mandeha OVNI dia mitsidika ary mamely matetika antsika eto eee.... Izany hono hozy Yahl... wow...

tena mbo serieux: tena mino ireo teneninao ireo ve ianao ry Yahl, sa .. dangidangitra ao fotsiny dia mitatatata tsy ampiheverana akoriny, satria kosa dia tena hoe, tena tsy misy lojikany sy dikany (nonsense) izany resaka volaninao ao izany..
[quote=Yahl]
Tena tratry ny fanodikodinantsaina nohon'ny films be loatra enaw ka tena mitolagaga toy ny omby mijery Flôrà rehefa ilazana ny marina tsy nahita films na dia miharihary ao anaty baiboly (tadiavo) izao aza ny nolazaiko]

[quote=rhaj0]
Izaho izao dia "mino" tanteraka, fa ny namanao "mpino" dia milevim-belona miafina mihintsy any fa hoe, dia ridicule isika mianakavy mpino izany... :-)

Mbola vao izaho izay kely indrindra aminay aza izao miresaka aminao izao efa manafotra anao ny fahagagan tsy nampoizinao @' izay nolazaiko! Mainka fa ny mahery kokoa noho izaho!?! De asa fotsiny.
Fa enaw indray ity no toa ampihomehy!!!
45. rhaj0 ( 24/11/2015 13:26)
Yahl:
Ary noho io fampianarana entin' ny Ambasadôron' ny lanitra EPISCOPO Samuelson Edward io io no nahatonga ireny film ireny..

hi hi hi.. i Episcopo (sy ny fampianarany) hono, hozy ry Yahl, no inspirasiO an'i Hollywood... h@ "technologist ambonin' ny tany rehetra"

Mba mivoaha kosany ho'a ry Yahl ao @ box-kely ao... hafa ho'a ny taloha, ka mihidy ao amina box-kely ianao, dia izay lazain'i Mose Belazao d'Episcopo dia inoan'ny vohitrakely daholo..

Strong3:
hery avy aiza no nampisy ny FIOVANA MIANDALANA??????????????????? :-) :-) :-)

Hainao ve ho'a k'lou ry Strong3 ny mekanisman'ny reaksiO simika sy nokoleary eee... Rahefa azonao tsara io, dia tsy mila intsony ianao ny mitady (mino) "baguette magique" manome "hery mampisy fiovana"..
Izay moa fa mba tsikarohinao irery ao izany f'efa lehibe ianao izao eeee...
46. RBNIR ( 24/11/2015 13:49)
Hafatra ho an'ny rehetra ity....

Maninona no jambain'Andriamaitra ny olona iray?

« Ary hoy Jesosy: Ho fitsarana no nahatongavako amin'izao tontolo izao, mba hahiratra ny tsy mahiratra, ary mba ho tonga jamba kosa ny mahiratra. » (Jao.9:39)
« Hoy Jesosy taminy: Raha jamba ianareo, dia tsy ho nanan-keloka; nefa hoy ianareo ankehitriny: Mahiratra izahay; dia tsy afaka ny helokareo. » (Jao.9:41)

Rehefa niala nenina tanteraka Andriamanitra, ka miziriziry tsy mandray ny fahamarinana olona iray (satria milaza ny tenany ho mahiratra izy) dia izao no ataon'Andriamanitra aminy....

« ary ny famitahana momba ny tsi-fahamarinana amin'izay ho very, satria tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy izy. » (2 Tes.2:10)
« Koa izany no ampanateran'Andriamanitra fiàsan'ny fahadisoan-kevitra aminy hinoany ny lainga, » (2 Tes.2:11)
« mba hohelohina avokoa izay rehetra tsy nino ny marina, fa nankasitraka ny tsy marina. » (2 Tes.2:12)

ampanateran'Andriamanitra fiasan'ny fahadisoan-kevitra....hinoany lainga....
Vita ny halanenina matoa tonga amin'io Andriamanitra....

Mbola tsy tara, fa mieritrereta daholo........
47. rhaj0 ( 24/11/2015 14:13)
RBNIR:
jambain'Andriamaitra ny olona iray

Jesosy:
... mba ho tonga jamba kosa ny mahiratra...Raha jamba ianareo, dia tsy ho nanan-keloka

Dia inona no tianao tenenina: hoe, izay mijanona ho "jamba" izany dia "avotra" ?? ka dia mampirisika ny aha-jamba (metafaoro io) izany ianao io ve ry RBNIR?

ntsss... raha efa antitra ao moa nareo ho'a, ka efa hotry ny hoe "(tsy) avotra", dia ao nareo izany eee... fa ho an'ny Ankizy, sokafy ary ahirato ny maso(-ntsaina) rey olona aaa... Azony rahefa TSY jamba jambainy ao mantsy nareo, dia ho sirikareo daholo ny absurdite sy aberration ary ny maha-ridicule ny resakany rehetra eeee..
48. tealala ( 24/11/2015 15:03)

RBNIR:

Endriny, rhajo, tealala sns : tsy mitovy amin-tsika i Jesosy na dia nanetry tena ho tonga olona aza...
« Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin'i Kristy Jesosy koa, » (Filipiana 2:5)
« Izay, na dia nanana ny endrik'Andriamanitra aza, dia tsy nataony ho zavatra hofikiriny mafy ny fitoviana amin'Andriamanitra, » (Filipiana 2:6)
« fa nofoanany ny tenany tamin'ny nakany ny endriky ny mpanompo sy nahatongavany ho manam-pitoviana amin'ny olona; » (Filipiana 2:7)
« ary rehefa hita fa nanan-tarehy ho olona Izy, dia nanetry tena ka nanaiky hatramin'ny fahafatesana, dia ilay fahafatesana tamin'ny hazo fijaliana. » (Filipiana 2:8)
« Koa izany no nanandratan'Andriamanitra Azy indrindra sy nanomezany Azy ny anarana izay ambony noho ny anarana rehetra, » (Filipiana 2:9)
« mba ho amin'ny anaran'i Jesosy no handohalehan'ny lohalika rehetra, na ny any an-danitra, na ny ety an-tany, na ny any ambanin'ny tany, » (Filipiana 2:10)

Raha ny marina dia Andriamanitra IZY saingy nanetry ny tenany,

Ho fampieritreretana vakio ny bokin'ny joda http://www.smartbaiboly.org/online#joda

Tena ny Andriamanitrareo irery no manetry tena an, ny anay rehefa tsy mety ny atao dia faiziny, "Tsy olombelona Andriamanitra ka handainga, Na zanak'olombelona ka hanenina. Moa mba milaza fotsiny va izy fa tsy manatanteraka, Na miteny ihany fa tsy manefa? "
49. tealala ( 24/11/2015 15:03)

RBNIR:

Endriny, rhajo, tealala sns : tsy mitovy amin-tsika i Jesosy na dia nanetry tena ho tonga olona aza...
« Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin'i Kristy Jesosy koa, » (Filipiana 2:5)
« Izay, na dia nanana ny endrik'Andriamanitra aza, dia tsy nataony ho zavatra hofikiriny mafy ny fitoviana amin'Andriamanitra, » (Filipiana 2:6)
« fa nofoanany ny tenany tamin'ny nakany ny endriky ny mpanompo sy nahatongavany ho manam-pitoviana amin'ny olona; » (Filipiana 2:7)
« ary rehefa hita fa nanan-tarehy ho olona Izy, dia nanetry tena ka nanaiky hatramin'ny fahafatesana, dia ilay fahafatesana tamin'ny hazo fijaliana. » (Filipiana 2:8)
« Koa izany no nanandratan'Andriamanitra Azy indrindra sy nanomezany Azy ny anarana izay ambony noho ny anarana rehetra, » (Filipiana 2:9)
« mba ho amin'ny anaran'i Jesosy no handohalehan'ny lohalika rehetra, na ny any an-danitra, na ny ety an-tany, na ny any ambanin'ny tany, » (Filipiana 2:10)

Raha ny marina dia Andriamanitra IZY saingy nanetry ny tenany,

Ho fampieritreretana vakio ny bokin'ny joda http://www.smartbaiboly.org/online#joda

Tena ny andriamanitrareo irery no manetry tena an, ny anay rehefa tsy mety ny atao dia faiziny, "Tsy olombelona Andriamanitra ka handainga, Na zanak'olombelona ka hanenina. Moa mba milaza fotsiny va izy fa tsy manatanteraka, Na miteny ihany fa tsy manefa? "
50. RBNIR ( 25/11/2015 04:51)
rhaj0:

RBNIR:
jambain'Andriamaitra ny olona iray

Jesosy:
... mba ho tonga jamba kosa ny mahiratra...Raha jamba ianareo, dia tsy ho nanan-keloka

Dia inona no tianao tenenina: hoe, izay mijanona ho "jamba" izany dia "avotra" ?? ka dia mampirisika ny aha-jamba (metafaoro io) izany ianao io ve ry RBNIR?

ntsss... raha efa antitra ao moa nareo ho'a, ka efa hotry ny hoe "(tsy) avotra", dia ao nareo izany eee... fa ho an'ny Ankizy, sokafy ary ahirato ny maso(-ntsaina) rey olona aaa... Azony rahefa TSY jamba jambainy ao mantsy nareo, dia ho sirikareo daholo ny absurdite sy aberration ary ny maha-ridicule ny resakany rehetra eeee..

Faly misera namana,
« Ary namaly Izy ka nanao taminy hoe: Satria ianareo no navela* hahalala ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ireny kosa tsy mba navela**. [* Gr. nomena] [** Gr. nomena] » (Mat.13:11)

Iza no avela hahalala?

« Tamin'izany andro izany dia namaly Jesosy ka nanao hoe: Midera Anao Aho, Raiko, Tompon'ny lanitra sy ny tany, fa nafeninao tamin'ny hendry sy ny manan-tsaina izany zavatra izany ka nasehonao tamin'ny zaza madinika. » (Mat.11:25)

Ireo zaza madinika no avela hahalala....
« ka nanao hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Raha tsy miova* ianareo ka ho tonga tahaka ny zazakely, dia tsy hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra mihitsy ianareo.[*Gr. mitodika] » (Mat.18:3)

Ka raha mbola miziriziry isika ho hendry sy manan-tsaina, fa tsy manetry tena ho tonga tahaka ny zazakely....dia aza manantena mihitsy ny hahalala....ho takona amin'ny mason-tsika ny marina ary dia ho tonga tahaka ny jamba isika..

Izay ilay izy namana.....« Fa ny fahendren'izao tontolo izao dia fahadalana eo anatrehan'Andriamanitra; fa voasoratra hoe: Ny hafetsen'ny hendry ihany no entiny misambotra azy (Joba 5. 13). » (1 Kor.3:19)
51. RBNIR ( 25/11/2015 04:53)
tealala:

Tena ny andriamanitrareo irery no manetry tena an, ny anay rehefa tsy mety ny atao dia faiziny, "Tsy olombelona Andriamanitra ka handainga, Na zanak'olombelona ka hanenina. Moa mba milaza fotsiny va izy fa tsy manatanteraka, Na miteny ihany fa tsy manefa? "

Fanontaniana kely manitikitika, ianareo io moa izany izao mbola manao fanatitra alatsa-drà isan'andro ho fanavotana noho ny ota?...
Mba valio mazava raha mety azafady.....
52. tealala ( 25/11/2015 08:08)

Tsia, izaho anie ka tsy jiosy e
53. RBNIR ( 25/11/2015 08:41)
tealala:

Tsia, izaho anie ka tsy jiosy e

« Ary ny hafa firenena izay efa manaiky ho an'i Jehovah mba hanompo Azy sy ho tia ny anaran'i Jehovah mba ho mpanompony dia izay rehetra mitandrina ny Sabata ka tsy manao azy ho tsy masina sady mitana ny fanekeko » (Isa.56:6)
« Dia ho entiko ho any an-tendrombohitro masina, ka hampifaliko ao an-tranoko fivavahana; ny fanatitra dorany sy ny fanatitra hafa alatsa-drà dia hankasitrahana eo ambonin'ny alitarako, fa ny tranoko hatao hoe trano fivavahana ho an'ny firenena rehetra. » (Isa.56:7)

Tsy misy idiran'ny jiosy sy ny tsy Jiosy io....
54. tealala ( 25/11/2015 08:59)

io ampiasainao io ve tsy efa miteny amiko hoe le iray ihany no tompiona fa tsy i jesosy...
Eny e, ny hafa firenena izay manompo Andriamanitra tokana tahaka ahy izany hoe tsy manompo an i jesosy io, izany hoe tsy ianareo no lazaina eto.. Ny tiany hotenenina amin'io anie dia tsotra e vakio fotsiny ny tantaran'i Rota.. Ho ahy manokana indray dia tsotra tsy mikatsaka ny hanao "conversion" aho tsy hoe ny tsy fananako "moyen" fa ny safidiko, haiko ny anjarako, ary efa nampahafatarina ahy ny anjara toerako amin'ny fanompona an Andriamanutra.
55. RBNIR ( 25/11/2015 10:09)
« Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. » (Galatiana 3:28)

Ho an'ny rehetra io.......
56. tealala ( 25/11/2015 10:13)

RBNIR:

« Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. » (Galatiana 3:28)

Ho an'ny rehetra io.......

Ie zay no lazain le testamenta vaovao, dia aveo mahazo rariny ny fanambadin'ny lahy sy lahy sy ny vavy sy ny vavy sns...
57. RBNIR ( 25/11/2015 10:41)
tealala:

Ie zay no lazain le testamenta vaovao, dia aveo mahazo rariny ny fanambadin'ny lahy sy lahy sy ny vavy sy ny vavy sns...

Jesosy tsy nampianatra an'izany fa olona tratran'ny fahadisoan-kevitra taty aoriana no tratran'izany....
« Izany no nanoloran'Andriamanitra azy ho amin'ny filan-dratsy mahavoafady; fa ny vehivavy tao aminy nanova ny fanaony ho amin'izay tsy fanaony; » (Rom.1:26)
« ary tahaka izany koa ny lehilahy, fa namela ny fanao amin'ny vehivavy izy ka maimay tamin'ny fifampilany samy lehilahy nifanao izay mahamenatra, dia nandray tao amin'ny tenany ny valiny izay tokony ho azy noho ny fiviliany. » (Rom.1:27)
Izay nampianarin'ny Rainy ihany no nampianarin'i Jesosy tsy tonga handrava Izy fa tonga nanantanteraka...« Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka. » (Mat.5:17)
58. tealala ( 25/11/2015 11:01)
Aiza ao amin'ny testamenta taloha ary no misy hoe "Tsy hisy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra" mitovy hevitra amin'io no tiko lazaina
59. RBNIR ( 25/11/2015 11:08)
Araka ilay isa.56:6,7 dia tsy nikombona mihitsy Andriamanitra fa na iza na iza vonona ny hanompo Azy dia noraisiny ary navelany malalaka hanompo Azy....
60. tealala ( 25/11/2015 11:47)

RBNIR:

Araka ilay isa.56:6,7 dia tsy nikombona mihitsy Andriamanitra fa na iza na iza vonona ny hanompo Azy dia noraisiny ary navelany malalaka hanompo Azy....

Io anie nolazaina ho an ireo olona manompo Andriamanitra tokana e, dia averiko amina koa fa misy ny anjaran'ireo jiosy ary mis ny anjaran ireo hafa firenena. Efa nolazaiko anao teo hoe vakio ny tantaran'i Rota ilay mpanompo sampy lasa nanompo an Andriamanitra tokana. Fa ny azy nanao ny atao hoe "conversion" izy.
Sady io andininy io koa tsy miteny zany hoe tsy misy intsony ny jiosy (ny grika no mety tsy mis intsony)... tsy voateny ao koa ianareo manompo andriamanitra telo izay lazainareo fa tokana foana io zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5689