efa misokatra ny fiangonan'i losifera any houston (aiza i endriny sy ny namany sa efa lasa any?)
1. Strong3
(
02/11/2015 12:54)
https://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=1&cad=rja&uact=8&ved=0CB0QFjAAahUKEwisre-UrPHIAhXM7hoKHYp8Cl0&url=http%3A%2F%2Fwww.infochretienne.com%2Fla-premiere-plus-grande-eglise-de-lucifer-va-ouvrir-a-houston%2F&usg=AFQjCNHo-WdODdbOPKK4JaoADP4IdmZLXg&sig2=Yzc6ozBBHC5GI_Kpbjogow
« Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao (nefa manan-karena ianao), ary ny fitenenan-dratsy* ataon'izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa synagogan'i Satana. [* Gr. blasfemia; izahao Mat. 9, 3) » (Apokalypsy 2:9)
« Nefa ny olona sisa, izay tsy matin'ireo loza ireo, dia tsy nibebaka hiala tamin'ny asan'ny tànany, mba tsy hivavaka amin'ny demonia sy ny sampy volamena sy volafotsy sy varahina sy vato ary hazo, izay tsy mahajery, na mahare, na afa-mamindra; » (Apokalypsy 9:20)
« Fa fanahin'ny demonia ireo ka manao famantarana sady mankany amin'ny mpanjaka amin'izao tontolo izao, mba hanangona ary ho amin'ny adin'ilay andro lehiben'Andriamanitra Tsitoha. » (Apokalypsy 16:14)
soa i rhaj0 fa tsimisiAtra ka tsy hovoataona any!
kely manko izy izao dia ho rhaj0 kelin'i Jesoa :-)

novalian'i Strong3 ny 05/11/2015 12:44
2. rhaj0
(
02/11/2015 13:21)
huh... ataovy eo ihany ny mononontonona ny anaraNY ao.. ry Strong3 izany anie sahala @ tsy mamaky Baiboly eee .. sa miditra @ maso havia dia mivoaka @ maso havanana izy io ??... sa, marina moa, mikimpy kay i Strong3 rahefa mamaky Baiboly iiii... :-)
Eksodosy 20 : 7 Aza manonona foana ny anaran’ i Jehovah Andriamanitrao; fa tsy hataon’ i Jehovah ho tsy manan-tsiny izay manonona foana ny anarany.
Deoteronomia 5 : 11 Aza manonona foana ny anaran’ i Jehovah Andriamanitrao; fa tsy hataon’ i Jehovah ho tsy manan-tsiny izay manonona foana ny anarany.
Salamo 139 : 20 Dia izay manonona Anao ho enti-mamitaka, Jehovah ô, Eny, ny fahavalonao izay manonona Anao foana.

3. rhaj0
(
02/11/2015 14:16)
Fa mampihomehy sa mahonena, sa mampihomehy mahonena ho'a... ny eglizy losiferiana izany nitombo isa 1
Fa jereo anefa anie, ny Leglizy Kristiana atsy Quebec, fa tena (mihena ampitoerana toa) fen'antitra e...
http://www.lapresse.ca/actualites/national/201510/31/01-4915934-patrimoine-religieux-la-debacle-des-clochers.php
Tous les 10 jours depuis 12 ans, le Québec voit (..) la transformation, la fermeture ou la démolition d'une église. (..) Faute de croyants et de revenus suffisants pour maintenir ces édifices d'une certaine majesté, on a cadenassé, vendu, recyclé ou carrément rasé 450 églises.

4. endriny
(
03/11/2015 06:22)
Strong3:
« Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao (nefa manan-karena ianao), ary ny fitenenan-dratsy* ataon'izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa synagogan'i Satana. [* Gr. blasfemia; izahao Mat. 9, 3) » (Apokalypsy 2:9)
« Nefa ny olona sisa, izay tsy matin'ireo loza ireo, dia tsy nibebaka hiala tamin'ny asan'ny tànany, mba tsy hivavaka amin'ny demonia sy ny sampy volamena sy volafotsy sy varahina sy vato ary hazo, izay tsy mahajery, na mahare, na afa-mamindra; » (Apokalypsy 9:20)
« Fa fanahin'ny demonia ireo ka manao famantarana sady mankany amin'ny mpanjaka amin'izao tontolo izao, mba hanangona ary ho amin'ny adin'ilay andro lehiben'Andriamanitra Tsitoha. » (Apokalypsy 16:14)
Salama e
Averiko indray ho antsika minia tsy mahalala na minia mikipy fa ny fampianaran'ingahy Jesosy dia tsy misy izany atao hoe Apokalipsy izany... fa mijanona ihany eo amin'ny boky fahagola izay atao hoe TESTAMENTA TALOHA... Fa raha manampy ny fampianarany isika dia BOKY ARTIFISIALY izay..
Raha tsy hoe angaha finoana tsy miankina amin'ny fampianaran'i Jesosy no arahina fa finoana miankina amin'ilay JENTILISA atao hoe Paoly
5. Strong3
(
03/11/2015 07:08)
endriny:

inona ary ity resak'i endriny ity... toa misavoana be eny ihany tsy hita hoe makaiza makaiza
fa ireo apostoly nanoratra ireo izany dia tsy nilaza izay nataon'i Jesosy io (ohatran'i hoe planto nanoratra ny fahendren'i Socrate , midika ve izany fa tsy nisy ambara io lhl io)
Mba vakio kely ny Mat 24 ahitanao izany filazan'i Jesosy ny andron'ny Apokalipsy izany
Jentilisa ahoana koa moa i Paoly ? hihih :-)
6. Yahl
(
03/11/2015 10:28)
endriny:
[quote=Strong3]
« Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao (nefa manan-karena ianao), ary ny fitenenan-dratsy* ataon'izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa synagogan'i Satana. [* Gr. blasfemia; izahao Mat. 9, 3) » (Apokalypsy 2:9)
« Nefa ny olona sisa, izay tsy matin'ireo loza ireo, dia tsy nibebaka hiala tamin'ny asan'ny tànany, mba tsy hivavaka amin'ny demonia sy ny sampy volamena sy volafotsy sy varahina sy vato ary hazo, izay tsy mahajery, na mahare, na afa-mamindra; » (Apokalypsy 9:20)
« Fa fanahin'ny demonia ireo ka manao famantarana sady mankany amin'ny mpanjaka amin'izao tontolo izao, mba hanangona ary ho amin'ny adin'ilay andro lehiben'Andriamanitra Tsitoha. » (Apokalypsy 16:14)
Salama e
Averiko indray ho antsika minia tsy mahalala na minia mikipy fa ny fampianaran'ingahy Jesosy dia tsy misy izany atao hoe Apokalipsy izany... fa mijanona ihany eo amin'ny boky fahagola izay atao hoe TESTAMENTA TALOHA... Fa raha manampy ny fampianarany isika dia BOKY ARTIFISIALY izay..
Raha tsy hoe angaha finoana tsy miankina amin'ny fampianaran'i Jesosy no arahina fa finoana miankina amin'ilay JENTILISA atao hoe Paoly
Yahl
Tena itony no tonga @ fitenenan' Yahoshuah sy iray lasitra @ ireto voalazany:
Matio 23:13 Lozanareo mpanora-dalàna sy Fariseo mpihatsaravelatsihy! fa arindrinareo eo anoloan' ny olona ny fanjakan'ny lanitra; fa ianareo tsy miditra, ary izay miditra dia tsy avelanareo hiditra.
Dia ireto mpiray groupe ireto izany!
7. Strong3
(
03/11/2015 11:37)
Yahl:

i yahoshuahnao io no tsy tafiditra ao anaty baiboly FFPM de izahay no mitady havoakanao tao ! :-) mdr tss
8. RBNIR
(
04/11/2015 08:08)
Ny mahavariana sy mampalahelo dia ity, mino ny fisian'i satana ny olona iray, sady mino ny fisian'Andriamanitra, nefa dia aleony mifidy an'i satana (nefa dia fantany fa ho very iaraka aminy any izy)....Mety ho izay ngamba no nahatonga an'Andriamanitra niteny hoe « Fa ny fahendren'izao tontolo izao dia fahadalana eo anatrehan'Andriamanitra; fa voasoratra hoe: Ny hafetsen'ny hendry ihany no entiny misambotra azy (Joba 5. 13). » (1 Kor.3:19)
Any amin'ny cd iray hitako any izao misy fijoroana vavolombelona ataona magicien afaka iray (magie noir) dia efa niteny taminy mihitsy hono i satana hoe ataovy izay tiantsika atao fa any amparany any tsy maintsy hijaly isika .....Dia ny mahavariana dia ity, tsy nampiova azy teo ho no eo ny fahenony an'izay fa soa ihany fa novangin'Andriamanitra ilay ranamana io dia nibebaka ihany niala tamin'ilay magie noir.....

9. Strong3
(
04/11/2015 09:21)
« efa fantatrareo voalohany indrindra fa amin'ny andro farany dia hisy mpaniratsira avy haniratsira, mandeha araka ny filany » (2 Petera 3:3)
« ka manao hoe: Aiza ny teny fikasana ny amin'ny fihaviany? Fa hatrizay nodian'ny razana mandry dia maharitra tsy miova ny zavatra rehetra; eny, hatramin'ny nanaovana izao tontolo izao aza. » (2 Petera 3:4)
« Fa minia jamba ireo ka tsy mahalala fa nisy hatramin'ny ela ny lanitra, ary nisy tany koa, izay niseho avy tamin'ny rano, sady rano no nanaovana azy tamin'ny tenin'Andriamanitra, » (2 Petera 3:5)
« ary rano koa no nandravana izao rehetra izao taloha tamin'ny nanasaforany azy; » (2 Petera 3:6)
« fa izao lanitra sy tany ankehitriny izao dia hazonin'izany teny izany ho amin'ny afo ka tehirizina ho amin'ny andro fitsarana sy fandringanana ny ratsy fanahy. » (2 Petera 3:7)
« Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: ny indray andro amin'ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro. » (2 Petera 3:8)
« Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany, araka izay ataon'ny sasany ho fahelany; fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin'ny fibebahana izy rehetra, » (2 Petera 3:9)
« Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron'ny Tompo, ary amin'izany ny lanitra dia ho lasa amin'ny firimorimoana mafy, ary ho levon'ny afo ny tenan'ny zavatra rehetra*, ka hodorana avokoa ny tany sy ny asa izay eo aminy. [* Na: ny masoandro sy ny volana ary ny kintana] » (2 Petera 3:10)
« Koa raha ho levona toy izany izao zavatra rehetra izao, dia olona tokony hanao ahoana moa ianareo amin'ny fitondran-tena masina sy ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, » (2 Petera 3:11)
« sady manantena no mampahafaingana* ny hihavian'ny andron'Andriamanitra, izay hahamay sy hahalevona ny lanitra ary handoro sy hampiempo ny tenan'ny zavatra rehetra*! [* Na: maniry mafy] » (2 Petera 3:12)
TAHIAN'I JESOSY MANOKANA I rhaj0 keliny ! :-)

10. rhaj0
(
04/11/2015 11:13)
2 Petera 3:10 Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron'ny Tompo, ary amin'izany ny lanitra dia ho lasa amin'ny firimorimoana mafy..
But the day of the Lord will come like a thief. The heavens will disappear with a roar...
Le jour du Seigneur viendra comme un voleur; en ce jour, les cieux passeront avec fracas..
Mampi-pipi am-pandriana (an'i Strong3) kosany ity tantara (an'ankizy) eee ... Eto izany ilay asiana effets specials kely, atao tsy fantany fa migodogodona ianao mpitantara, dia mamikitra ny bodofotsy ilay zaza :-)

11. Strong3
(
04/11/2015 12:22)
io indray izany no teny afaka tsongolohana an hihihi... :-)
ok ok!!! ka enao matory tsy mino io no ho taitra voanalohany ao kou hihih fa zay nga matory fa miandry sy miaritory hatrany

12. rhaj0
(
04/11/2015 12:45)
ka danz be anie izany hoe "The heavens will disappear"... dia tena "nanjavona ny lanitra", hozy ny anglisy??? sady @ izay arahina ""firimorimoana mafy sy "roar" (sahala @ feon'ny liona) ary "fracas" ???
an an.. dia hihatakataka aho tsy hipitihan'ny pipi-ndry Strong3 kah... tohizo n'enareo :-)

13. Strong3
(
04/11/2015 12:58)
hihihihi... ka raha hitanao ny fiandohany fa molékiola nitambatambatra , nahoana no tsy ho tkatrao fa hiverina hiparitaka io afaka fotoana mety aharavany?
hihih aza mba de be vanitika hoa :-)
hihih aza mba de be vanitika hoa :-)
14. endriny
(
05/11/2015 05:44)
Mandehana aloha mianatra Baozaonina sy Koarika ary Higisa fa tsss... ireo no Atra telo tsara indrindra
15. Strong3
(
05/11/2015 08:12)
dia mivavaha aminireo izany enw kou!! nga misy mibedy fa safidy io :-)
fampafantarana fotsiny ny anay hoe Kristy no lalana hidirana ao amin'ny paradisan'Ilay Tsitoha Atr'izao rehetra izao! na ireo andriamanitra telo hitanao ireo aza , mbola hotsarain'io

16. RBNIR
(
05/11/2015 08:18)
Strong3:
hihih aza mba de be vanitika hoa :-)
Mitovy ihany ange ianareo ry namana strong3 e!!! hihihi = :-) :-) :-) = bor2lais....
N'iza n'iza tsy mandray (na tsy mety mandray) ilay tsy misy kilema dia mpivanitika daholo e!
Izay mandray kosa dia mahantatra tsara ny lanjan'ity teny ity...« Aza mety hofitahina ianareo; Andriamanitra tsy azo vazivazina, fa izay afafin'ny olona no hojinjany. » (Gal.6:7)
Koa dia aza dia variana mamita-tena daholo re!!!
«... Matahora an'Andriamanitra, ka omeo voninahitra Izy; fa tonga ny andro* fitsarany; ary miankohofa eo anoloan'izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano. » (Apok.14:7)
17. Strong3
(
05/11/2015 08:34)
RBNIR:
Koa dia aza dia variana mamita-tena daholo re!!!
Raha mbola mihevitena ho tsy manampaharoa hoa ianao (nareo) dia ialana tsiny fa tonga amin'ilay fiteny hoe : MANDOKATENA MPIAVONAVONA ... sns
raha tsy mahay mamaky BAIBOLY ny tenanay dia mety ho marina ihany ny anao hoe :
avia ampianarinay fa izahay irery no afaka mamaky sy manazava io
__ fa aza na mba efa MBY TAO ANTSAIN'INGAHY PASY FITIAVANA ity teny ity
« Indro, avy ny andro, hoy Jehovah, Izay hanaovako fanekena vaovao amin'ny taranak'Isiraely sy ny taranak'i Joda, » (Jeremia 31:31)
« Nefa tsy araka ny fanekena nataoko tamin'ny razany tamin'ny andro nitantanako azy nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta; Fa izy ireny dia nivadika ny fanekeko, Nefa Izaho no vadiny*,hoy Jehovah.[Na: tompony] » (Jeremia 31:32)
« Fa izao no fanekena havoko amin'ny taranak'Isiraely. Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Dia hataoko ao an-tsainy ny lalàko sady hosoratako ao am-pony; Ary Izaho ho Andriamaniny, ary izy ho oloko. » (Jeremia 31:33)
« Ary samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny avy intsony izy hoe: Mahalalà an'i Jehovah; Fa samy hahalala Ahy avokoa izy rehetra. Hatramin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra, hoy Jehovah; Fa havelako ny helony, ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany. » (Jeremia 31:34)
___
« Fa izao ilay nampilazaina an'i Joela mpaminany hoe: » (Asan'ny Apostoly 2:16)
« Ary amin'ny andro farany, hoy Andriamanitra, No handatsahako ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra; Ary ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo haminany, Ary ny zatovonareo hahita fahitana, Ary ny lahiantitrareo hanonofy; » (Asan'ny Apostoly 2:17)
« Ary ny mpanompoko, na lahy na vavy, Dia handatsahako ny Fanahiko amin'izany andro izany, Ka dia haminany izy; » (Asan'ny Apostoly 2:18)
« Ary hanisy fahagagana eny amin'ny lanitra ambony Aho sy famantarana amin'ny tany ambany, Dia rà sy afo ary zavon'ny setroka; » (Asan'ny Apostoly 2:19)
« Ny masoandro hampodina ho aizina, Ary ny volana ho rà, Alohan'ny hahatongavan'ny andron'i Jehovah, Dia ilay sady lehibe no malaza; » (Asan'ny Apostoly 2:20)
« Ary na zovy na zovy no hiantso ny anaran'i Jehovah dia hovonjena (Joela 3. 1-5). » (Asan'ny Apostoly 2:21)
« Ry lehilahy Isiraely, mihainoa izao teny izao: Jesosy avy any Nazareta, lehilahy nasehon'Andriamanitra teo aminareo tamin'ny asa lehibe sy ny fahagagana ary ny famantarana izay nampanaovin'Andriamanitra Azy teo aminareo, tahaka ny fantatrareo ihany, » (Asan'ny Apostoly 2:22)
« Izy efa natolotra araka ny saina niniana sy ny fahalalan'Andriamanitra rahateo, dia nohomboanareo sy novonoinareo tamin'ny tanan'ny olona tsy tan-dalàna; » (Asan'ny Apostoly 2:23)
« fa Andriamanitra nanangana Azy, rehefa nahafaka ny fanaintainan'ny fahafatesana, satria tsy laitr'izany hohazonina Izy. » (Asan'ny Apostoly 2:24)
KA INONA RE no tokony hampisavoritan-tsaina anao eo raha tsy misy mihaino ianao hoe :
izay tsy mivavaka any aminareo dia very, tsy voavonjy , voaheloka
AIZA AO ANTY BAIBOLY NO MILAZA IZANY???
izay teninao izay no mampivanika sy mahatonga ny teny be momba anao(anareo)
fa tsy sanatria ka hoe ny fahamarinan'ny baiboly no nisy nanimbazimba teto , raha tsy ry episkopo milaza fa HANOVA NY ANARANA efa voasoratra ary efa nampisy maritiora teto amin'ity nosy ity!
18. bor2lais
(
05/11/2015 08:47)
RBNIR > averiko indray fa tsy ny voasoratra ao anaty Baiboly akory no olana fa iana(re)o ! :-)
Tokony anana fifaliana mandrakariva ny manana Azy RBNIR a !
Hoy ny vazivazy fahiny rehefa mahita endrik'olona manjombon-dava : ianareo izany ange "vatoeka" be mihitsy fa tsy mba "sinpa" e ! :-)
RBNIR:
hihihi = :-) :-) :-) = bor2lais....
Tokony anana fifaliana mandrakariva ny manana Azy RBNIR a !
Hoy ny vazivazy fahiny rehefa mahita endrik'olona manjombon-dava : ianareo izany ange "vatoeka" be mihitsy fa tsy mba "sinpa" e ! :-)
20. bor2lais
(
05/11/2015 09:03)
RBNIR:
tsy miresaka fifaliana aho fa miresaka vanitika!!!
Fa inona no fandraisanao an'ity sary ity :-) RBNIR ? Mivanitika ve ?
Averiko indray fa iana(re)o no olana fa mihevera tena !
:-)
"Tsiky dia ampy" :-) anie no filamatra ity seraseran'i Hery ity e !
:-)