Ny Katolika sy ny Katolisisima

21. RBNIR ( 11/12/2015 05:24)
tealala:

Dia avy eo ianareo miteny fa tokany ny andriamanitrareo

Ny olana tsy azonao mihitsy ilay hoe Andriamanitra 3 izay 1 (1 ihany)
« Hoy Jesosy taminy: Izay ela izay no efa nitoerako teto aminareo, ka tsy mbola fantatrao ihany va Aho, ry Filipo? Izay nahita Ahy dia nahita ny Ray; koa ahoana no anaovanareo hoe: Asehoy anay ny Ray? » (Jao.14:9)

Tahaka ny fanontanianao hoe Iza marina moa Andriamanitra dia hoy aho aminao hoe Jereo Jesosy dia hitanao Andriamanitra....
22. tealala ( 11/12/2015 07:52)

RBNIR:

Dia i jesosy izany ity : Daniely 7 : 13 "Nijery tamin'ny fahitana amin'ny alina aho, ka indro nisy toy ny Zanak'olona tamy teny ambonin'ny rahon'ny lanitra; nandroso izy nankeo amin'ilay anti-dahy, ka nentina ho eo anatrehany; 14dia nomena azy ny fanapahana, sy ny voninahitra, amam-panjakana, ary nanompo azy avokoa ny vahoaka amam-pirenena sy ny samihafa fiteny rehetra. Fanapahana mandrakizay tsy manam-pahataperana ny fanapahany. " sa zavao tsara hoy ao hoe firy no ho ita amin'io andro io fa tena tsy mbola azoko ilay 3 ary e.
23. RBNIR ( 11/12/2015 10:49)

« Ary Jesosy nanatona dia niteny taminy ka nanao hoe: Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany; » (Matio 28:18)
24. tealala ( 11/12/2015 10:54)

Dia anaky firy ilay hitan'i Daniela kay?
25. RBNIR ( 11/12/2015 11:03)
tealala:

Dia anaky firy ilay hitan'i Daniela kay?

Ny Ray sy ny Zanaka no hitany teo,
Efa nambarako koa fa amin'ireo Andriamanitra 3 izay 1 ireo dia misy hierarchie....« Efa renareo fa Izaho nilaza taminareo hoe: Handeha Aho, nefa ho avy aminareo indray. Raha tia Ahy ianareo, dia ho faly, satria mankany amin'ny Ray Aho; fa ny Ray dia lehibe noho Izaho. » (Jaona 14:28)
26. tealala ( 11/12/2015 11:15)

Dia aiza ho aiza ao anatin'ilay ataonareo hoe testamenta taloha no mety ahitana izany?
27. tealala ( 11/12/2015 11:19)
Ilay testamenta vaovao manko ohatrin'ny mitovy be tahaka ilay "mytholgie grecque"
28. tealala ( 11/12/2015 12:43)
"mythologie gréco-romaine" kay moa ilay izy fa azafady, romanina kay moa no niangan'ilay kristianisma anareo..
Olona efa nino ny fiterahan'ny andriamanitra t@ olombelona dia vao naheno ilay atao hoe jesosy dia roboka fa ity ilay zanak'andriamanitr'Israely izay nanafaka ireo vahoaka tao egypta.
29. RBNIR ( 11/12/2015 12:48)

Diso be i Jesosy dia teraka tao amin'ny Josy ary ny roma efa taona maro taty aoriana vao nitoriana ny filazan-tsara.....
30. tealala ( 11/12/2015 12:52)

Ekeko fa ireo olona niatombohan'ny kristianisma izany lazaiko izany hoe mora taminy no nandray hoe miteraka amin'ny olona izany andriamanitra izany satria efa hita ndru zareo t@ Héraclès. Ity kosa jesosy zanak'ilay andriamanitra jiosy nanafaka ireo vahoaka ireo tao egypta. Ity no marina fa tsy i Héraclès itsony :D.
31. tealala ( 11/12/2015 12:59)
=>Polythéisme sy Idolâtrie ny anareo
32. tealala ( 11/12/2015 13:10)
Anamafisako azy, io baiboly nareo tesamenta taloha sy vaovao io no atao hoe baiboly katolika romanina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1219