Ny Katolika sy ny Katolisisima

1. rhaj0 ( 12/11/2015 17:36)
Ndao hoe mba (iarahana) halalinina kely ny @ Katolika sy ny Katolisisima...

Rahefa mi-google eny, dia ahita fa 1/6-n'ny olona eran-tany no Katolika:
- 40%-n'ny Gasy (hozy L'Express),
- dia 24%-n'ny Bekintana, 39%-n'ny Kanadiana Beravina, 60%-n'ny Frantsay Bemanga,
- ary 0.5%-n'ny Japoney sy 0.01%-n'ny Sinoa

Izay Katolika eto moa izany dia afaka milaza ny mahakanto sy izay mahatamana azy ao @ Katolisisma ao, fa ny ahy indray dia ny critiques no tiako avoitra..

https://en.wikipedia.org/wiki/Criticism_of_the_Catholic_Church

[size=4](mbola hitohy)[/size]
novalian'i tealala ny 11/12/2015 13:10
2. rhaj0 ( 12/11/2015 18:14)
Dia statisitika iray lehibe, ny tena zava-dehibe aminy, dia ny ... vola sy harena.

Jereo kely ny tabilao

http://lmgtfy.com/?q=how+much+is+the+catholic+church+worth+2015

na koa, http://www.therichest.com/rich-list/world/the-10-richest-religions-in-the-world/

i Vatican no manan-karena indrindra (#1) @ samy "mpampivavaka".. tena amina an-tapitrisantrisany...
Fa mampihomehy fa ry Episcopo (an'ny namana eto) azany tafiditra ho #6 alohan'ny Protestanta (#8) :-)
3. Yahl ( 13/11/2015 10:35)

rhaj0:

quote

Diso fihevitra mihintsy ienaw fa tsy misy hidiran' i Episcopo io (Lutherian) io fa tsy misy afa-tsy eto M/scar ny mandrava didy folo sy ny lalàn'i Môizy sy mampianatra an' Yahoshuah. Jereo ny rtvyahoshuah.com sy henoy ny 97.2FM radio HFF raha te ho any an-danitra enaw.
4. Strong3 ( 13/11/2015 11:59)
fa aiza hoa ny laintran'i Yahoshuah eh?

mba any amin'ny an'i Jesosy ny baibolin'i FFKM ve? :-)
5. rhaj0 ( 13/11/2015 12:02)
Yahl:
tsy misy afa-tsy eto M/scar ny mandrava didy folo sy ny lalàn'i Môizy sy mampianatra an' Yahoshuah.

Mbola (zanaka na zafin'ny) Kristianisma ve io anareo io ry Yahl, sa an'ny Islamo? Sa efa "fivavahana" manokana an'ny Malagasy (manaraka an'i Epicospo) ?
6. Strong3 ( 13/11/2015 12:21)
avy atsy amin'ny iniverà paraléla ... hihihihi :-)
7. Yahl ( 13/11/2015 13:51)

Strong3:

fa aiza hoa ny laintran'i Yahoshuah eh?

mba any amin'ny an'i Jesosy ny baibolin'i FFKM ve? :-)

quote

Nandika t@ teny gasy no adidiny fa tsy milaza ho tompon' ny baiboly r' ise ah!

Dia samy namono an' Yahoshuah ianareo nefa milaza ho mitandrina ny lalàna "Aza mamono olona". Satria nareo mbola mitandrina DXLM iany.
Ny lanitr' i Jesôsy angaha tsy fantatrao fa ao @ helo!?
8. rhaj0 ( 13/11/2015 14:51)
Yahl:
tsy misy afa-tsy eto M/scar ny mandrava didy folo sy ny lalàn'i Môizy sy mampianatra an' Yahoshuah.
rhaj0:
Mbola (zanaka na zafin'ny) Kristianisma ve io anareo io ry Yahl, sa an'ny Islamo? Sa efa "fivavahana" manokana an'ny Malagasy (manaraka an'i Epicospo) ?
Yahl:
Ny lanitr' i Jesôsy angaha tsy fantatrao fa ao @ helo!?

Raha ny fazahoako azy izany dia TSY Kristiana, izany hoe TSY manaraka an'i Kristy Jesosy ry Yahl sy Epicospo. (tsisy "mamono" anareo eo, fa dia mirary anareo ho lava velona ao azany izany eee)

Fa raha ampitahaina @ Katolika ianareo izany dia
- ny Katolika 40%-n'ny Gasy ---- nareo x.x% (mba firy isan-jatony?)

Dia nareo, na ny miray finoana aminareo, koa moa tsy hita eran-tany, nefa ny Katolika
- dia 24%-n'ny Bekintana, 39%-n'ny Kanadiana Beravina, 60%-n'ny Frantsay Bemanga,
- ary 0.5%-n'ny Japoney sy 0.01%-n'ny Sinoa
9. rhaj0 ( 13/11/2015 16:28)
Nisy resaka reko t@ radio in-1 mandeha, dia hoe, ny fototra iorenan'ny (fahefana) Katolika hono, na ny fazahoany (emprise) ny mpanaraka azy, dia ilay @ hoe:
--- nampinoana ny (Katolika) mpanaraka azy fa izy, ny Leglizy/Vatican, no mitana ny fahalalana sy ny lakile.

Alaivo sary fotsiny hono ny fomba Katolika, izay mbola natao vao tsy ela akory : atao @ teny Latina ny lamesa, @ izay hoe, i Mopera ihany no mahalala ny lakile. Ny Protestanta anefa hono, dia toa samy mamaky sy mandalina ary miara-mamahabaha ao ny olona...

Izay no voalaza aloha fa asa ny fahitanareo azy.

Ka hoe, raha voahozongozona (misy doute) io "fototra iorenan'ny (fahefana) Katolika" io, ao an-tsaina sy am-pon'ny olona ao, dia ... bye bye Vatican.

Ka izany no maha-saro-piaro BE an'i Vatican, fa raha vao misy mi-contredire na mi-remettre en question ny olombe-n'ny Leglizy (na Papa io, na pretra io), dia na henjana be ny vali-ketsikany, na tena mody dondrona be izy dia manao bemarenina, na moa dia io manafi-keloky ny olony lava io zareo, h@ ireto pretra (sasany) mpanolana ankizy, ka h@ Curie (ahiahiana) nanolana vola...

10. Strong3 ( 16/11/2015 10:19)
nandika ?

firy taomaty ny baiboly no nihidy tao vatican , ary izy ireo ihany no nifidy izay ho ampidirina izay ho fantatrao ary mbola tamin'ny teny latin ihany izany...

namadika io ho tamin'ny fiteny hafa i Luther , dia izay no nahalalanao fa misy izany Jesosy izany...
tamin'ny 2009 ianao dia nahita tsy hay hoe taiza fa dia hoe : diso io fa ity no marina

ary eran'izao tontolo izao tsy misy mahay izany fa ianao ihany no katolika alohan'i papa :p :-)

____ dia io izao hoe :
namoaka fanambarana indray i papa firasoua hoe ; poizina hoan'ny olona ny baiboly

dia inona indray no azo ambara mahakasika izany???,
11. RBNIR ( 17/11/2015 13:48)
N'iza n'iza fampianarana nivoaka ka niala avy amin'ny katolika (na inona na inona antony) dia mbola manana ny faka maha katolika azy hatrany izy.....

Ny fampianarana tsy misy kilema kosa tsy mba otran'izany fa mivantana avy amin'Andriamanitra mankao amin'i Jesosy « Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16)

Avy amin'i Jesosy indray kosa homeny mivantana an'izay olona fidiny sy ampianariny...

Tsy misy faka avy ety an-tany fa faka avy any an-danitra:
« Izay avy any ambony dia ambonin'izy rehetra; ary izay avy amin'ny tany dia avy amin'ny tany, ka ny momba ny ety an-tany ihany no lazainy; Izay avy any an-danitra dia ambonin'izy rehetra; » (Jao.3:31)
« koa izay hitany sy reny no ambarany; ary tsy misy mandray ny fanambarany. » (Jao.3:32)
12. Strong3 ( 19/11/2015 12:52)
na toa inona filazanao na toa inona dia tsotra ny ahy, DISO ARY TENA DISO HO MANDRAKIZAY NY FILAZANAO FA MISY SORATRA AO AMIN'NY BAIBOLY HOE :

hanangana apostoly 12 Atra amin'izao taonjato izao ka ireo ihany no irahiny fa ny sisa diso daholo

TSY MISY VERSET BIBLIQUE AFAKA HANAMARINA SY HANOHANA IZANY AO AMIN'IO BAIBOLY IO.
manalabaraka ny fitoriana ny filazanatsara
mitopoteny fatatra lohatra enao , asa hoe nahoana ...
diso mafana fo lohatra ngamba
13. rhaj0 ( 19/11/2015 13:42)
RBNIR:
« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16)

Avy amin'i Jesosy indray kosa homeny mivantana an'izay olona fidiny...

Tsy azoko tsara..

1- Ka i Andrmntra izany no "hanome mivantana" ny fampianarana @ olona ho fidiany @ izao isika miteny izao?

2- Sa.. i Jesosy no "hanome mivantana" ny fampianarana @ olona ho fidiany...

1 sa 2 ??

Raha 1- dia, hotsahotsan'ny hamorona branche vaovao parallel @ ny an'i Jesosy anie nareo izany izany eee...

Raha 2- dia... ianao, na i Jaona, ihany no efa nitatitra fa TSY an'i Jesosy ny "famppianarana", koa ahoana koa no "hanome" zavatra TSY an'azy i JEsosy ??

Sa moa.. i Jesosy dia sady Andrmntra ihany, sady Zanany izy no Rainy, ka dia tsisy n'inon'inona handaniana ron-doha izany fa dia minou fotsy eee... minou fotsy izay belazao ataon'ny mahay manao belazao..
14. rhaj0 ( 19/11/2015 17:32)
Ny critiques iray lehibe ny Leglizy (sy Vatican), koa na ny Katolika mpanaraka azy azany migenongenona ihany na dia tsy dia misy mahasahy itrena azany, dia ny @ SEX.

https://en.wikipedia.org/wiki/Criticism_of_the_Catholic_Church
The Church teaches the practice of chastity. It interprets this to mean that believers should eschew fornication,[67] and that no persons inside or outside of marriage may practice masturbation, sodomy and homosexual practices

- Chastity means not having any sexual relations before marriage. It also means fidelity to husband or wife during marriage.

Gilobalobalema izany, dia hoe:
1- tsy manao alohan'ny mariazy (virijiny)
2- tsy manao afa-tsy @ vady mariazy

Dia koa hoe
3- tsy manao matsirobasio
4- tsy manao sodomia

Ka hono ho'a... "teaches" = mampianatra fotsiny ve ireo?? Dia sahala @ any am-pianarana, ka hoe, rahefa tsy mahay ny mpianatra dia an'azy ny azy, fa izy ihany no tsy afa-panadinana.

Ary raha mbola manao ihany Rakatolika, dia inona no manjo azy ??? ataon'ny Leglizy inona izay olona manao ny 1,2,3 sy 4??

Misaotra ny namana Katolika (eto) mba manazavazava ho an'ny namana (eto) oooo...
15. RBNIR ( 20/11/2015 04:44)
rhaj0:

RBNIR:
« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16)

Avy amin'i Jesosy indray kosa homeny mivantana an'izay olona fidiny...

Tsy azoko tsara..

1- Ka i Andrmntra izany no "hanome mivantana" ny fampianarana @ olona ho fidiany @ izao isika miteny izao?

2- Sa.. i Jesosy no "hanome mivantana" ny fampianarana @ olona ho fidiany...

1 sa 2 ??

Raha 1- dia, hotsahotsan'ny hamorona branche vaovao parallel @ ny an'i Jesosy anie nareo izany izany eee...

Raha 2- dia... ianao, na i Jaona, ihany no efa nitatitra fa TSY an'i Jesosy ny "famppianarana", koa ahoana koa no "hanome" zavatra TSY an'azy i JEsosy ??

Sa moa.. i Jesosy dia sady Andrmntra ihany, sady Zanany izy no Rainy, ka dia tsisy n'inon'inona handaniana ron-doha izany fa dia minou fotsy eee... minou fotsy izay belazao ataon'ny mahay manao belazao..

Faly misera namana,
Noraisiny mivantana ilay fampianarana,
Voairaka Izy hampianatra izany,
Ny fomba nanamparihany azy indray kosa dia mifidy olona mivantana Izy hampianarina....
16. tealala ( 20/11/2015 04:51)

rhaj0:

RBNIR:
« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16)

Avy amin'i Jesosy indray kosa homeny mivantana an'izay olona fidiny...

Tsy azoko tsara..

1- Ka i Andrmntra izany no "hanome mivantana" ny fampianarana @ olona ho fidiany @ izao isika miteny izao?

2- Sa.. i Jesosy no "hanome mivantana" ny fampianarana @ olona ho fidiany...

1 sa 2 ??

Raha 1- dia, hotsahotsan'ny hamorona branche vaovao parallel @ ny an'i Jesosy anie nareo izany izany eee...

Raha 2- dia... ianao, na i Jaona, ihany no efa nitatitra fa TSY an'i Jesosy ny "famppianarana", koa ahoana koa no "hanome" zavatra TSY an'azy i JEsosy ??

Sa moa.. i Jesosy dia sady Andrmntra ihany, sady Zanany izy no Rainy, ka dia tsisy n'inon'inona handaniana ron-doha izany fa dia minou fotsy eee... minou fotsy izay belazao ataon'ny mahay manao belazao..

Tsy anay hono ilay fampianarana fa nisy nampianatra izy aloha dia veo nampianatra indray izy.
17. rhaj0 ( 24/11/2015 13:56)
Iverenako kely ny fampianaran'ny Leglizy
rhaj0:
Gilobalobalema izany, dia hoe:
1- tsy manao alohan'ny mariazy (virijiny)
2- tsy manao afa-tsy @ vady mariazy

Dia koa hoe
3- tsy manao matsirobasio
4- tsy manao sodomia

hi hi hi... io kay no nahatonga an'i Iraimbilanja (sy ny Katolika maro) nihira ny "3 sy 4 ihany", satria dia toa ireo indrindra koa no tena ataony... fa ataony an-kira dia tsy sirik'i Damopra :-)
18. rhaj0 ( 25/11/2015 14:29)
kay tato efa nisy resaka lavabe ny @ Katolika.. zahavo kely anie eeee...

http://forum.serasera.org/forum/message/m54329c4c20c84/
Ny Fampianarana Katolika sy ny Fianakaviana Ankehitrio
19. rhaj0 ( 10/12/2015 18:33)
Une commission théologique du Vatican a estimé jeudi que les juifs pouvaient obtenir le salut éternel sans devenir chrétiens, et a invité les catholiques à ne pas chercher à les convertir.
http://www.lapresse.ca/international/europe/201512/10/01-4929814-leglise-catholique-ne-cherchera-plus-a-convertir-les-juifs.php

Hay va re ny Katolika koa namely ny olona tsy mitovy finoana azy taloha eee... Tsara rahefa tonga saina eee..
20. tealala ( 10/12/2015 18:49)

RBNIR:

Ny fampianarana tsy misy kilema kosa tsy mba otran'izany fa mivantana avy amin'Andriamanitra mankao amin'i Jesosy « Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16)

Avy amin'i Jesosy indray kosa homeny mivantana an'izay olona fidiny sy ampianariny...

Dia avy eo ianareo miteny fa tokany ny andriamanitrareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7039