Sabata Kristiana

21. rhaj0 ( 09/12/2015 16:42)
RBNIR:
Resabe ny betsaka : tsy misy Andriamanitra, tsy izany no tena marina fa izao sy zaroa. Ny tena marina (...) dia...

Samy manana ny "tena marina" aminy izany, samy manana ny these-ny, samy manana ny reviny.. ao @ imagination-ny ao..

ka raha ohatra hoe, hozy i Bor2lais hoe "vita kabary", dia ny (kabary) ao @ imagination-ny ao no vita, fa ny anao RBNIR sy ny ahy mbola mitohy..

Ary TSY mahakitika ahy sy anao izay "vita matavy" ao @ imagination-draBor2lais ao izao, fa izy Bor2lais ao ihany no (nisafidy ny ho) tourmenté @ izany.. Fa dia ivanitiho fotsiny izy eee... :-)
22. bor2lais ( 09/12/2015 17:14)
ramose "TSY mahakitika ahy":

tena nikaroka kosa aho ry Bor2lais aaa.. tena nandaniako andro aman'alina mhintsy fa tsy nandry ny saiko.. satria tena vaky ny lohako ho'a hoe, inona azany ity " tapitra (voaheloka) ny(..) ao amin'ny Genesisy", ka dia nasesiko ny Genesisy eee...

:-)
Misaotra anao namaky hatramin'ny farany ! :-)
23. rhaj0 ( 09/12/2015 18:03)
Efa kOpy anie ny olona @ famindra tanoranao ry Bor2lais eee...

rhaj0:
...efa nakaton'i Bor2lais rahateo ny resaka hoe, izay no "farany", ary dia "Misaotra anao namaky hatramin'ny farany ! " hoz'i Bor2lais...
(dia eo ianao sy ny talentanao ry RBNIR raha mbola manantena valin-teny @ Bor2lais ianao... fa dia ivanitiho fotsiny ho'a eeee)

Fa eto amina Forum ianao ry Bor2lais fa tsy hoe eny ambony alitara ... rahefa tsy hamaly na tsy hizara ianao dia izay izany, fa dia jerena io ho'a ny famindra-tanoranao ee.. io izany ilay famindran'ny... tarihin'ny FM... dia hotr'izao izany 'nareo rahefa "miaina ilay finoana" :-)
24. RBNIR ( 10/12/2015 06:32)

rhaj0:

RBNIR:
Resabe ny betsaka : tsy misy Andriamanitra, tsy izany no tena marina fa izao sy zaroa. Ny tena marina (...) dia...

Samy manana ny "tena marina" aminy izany, samy manana ny these-ny, samy manana ny reviny.. ao @ imagination-ny ao..

ka raha ohatra hoe, hozy i Bor2lais hoe "vita kabary", dia ny (kabary) ao @ imagination-ny ao no vita, fa ny anao RBNIR sy ny ahy mbola mitohy..

Ary TSY mahakitika ahy sy anao izay "vita matavy" ao @ imagination-draBor2lais ao izao, fa izy Bor2lais ao ihany no (nisafidy ny ho) tourmenté @ izany.. Fa dia ivanitiho fotsiny izy eee... :-)

Faly misera namana,
Fa ny Marina anefa dia 1 ihany ka raha mba misy "mikiakiaka sy mitabataba" dia mba henoy ihany fa tsy misy adala akory eo ka hiantsoantso amin'ny tsy misy dikany......
25. RBNIR ( 10/12/2015 06:39)
Efa nambarako tato ny momba ahy ary tsy miafina aho miteny eto: nisy namana eto amin'ny serasera aza efa nihaona tamiko mihitsy....Tsy adala aho akory fa rehefa miteny aho hoe MISY IZY (tena marina no lazaiko) tahaka amin'ny firesahanao ahy izao no firesahany amin'izay tiany ho resahina....

Tena marina ity teny nolazainy ity......

« Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra* hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, [*Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] » (Jaona 14:16)
« dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. » (Jaona 14:17)

Raha te ho tonga amin'io toerana io ianao dia araho ity « Raha tia Ahy ianareo, dia hitandrina ny didiko. » (Jaona 14:15)

Aza mitsapatsapa anefa fa aoka tena ho vonona ianao vao hiroso HATRAMIN'NY FARANY fa tsy kilalao ny miaraka Aminy satria MASINA IZY.........
26. rhaj0 ( 10/12/2015 13:21)
Dia inona moa no maha-samy hafa aminao @ profeta Tsaratsara azany e...
Ianao nanahy ho voan'ny grippe aviaire dia nefa nositraniNY, hoz'ianao, nefany, i Profeta Tsaratsara azany hono voan'ny cancer.. Maninona raha mba hadihadiana(o) tsara hoe, inona no nahatonga ireo zava-tsoa azonao ireo? na marary vavony io na gripa... Tsy hoe rahefa tsy takatry ny sainao io maraina be io, dia tonga dia hoe, marina be fa IZY no nanasitrana anao...

Dia ilay Jesosin'ny profetanao ve ry RBNIR, dia toa ny hitan''ny profeta Tsaratsara koa hoe, "tsara tarehy sady tsara endrika be, mamirapiratra be, sady tovolahy be, bOgOsy be" ???..." Dia tsy kOpy koa ve ianao fa ny "imagination"-n'i Belazao no inoanao h@ teboka amam-paingo, dia izay no iankohofanao ao?
27. RBNIR ( 11/12/2015 10:17)
Faly misera namana rhajo,
Araho tsara ilay fijoroana vavolombelona,
Tamin'ny voalohany nijoro vavolombelona aho nohon'ny fahatsapako fa marina ny fampianarany rehefa novakiako ny baiboly....
Ankehitriny mijoro vavolombelona aho fa tena marina ilay fampianarana satria tanteraka tamiko ity teny ity...
« Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra* hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, [*Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] » (Jaona 14:16)
« dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. » (Jaona 14:17)

Io ilay secret izay tsy ho fantatr'izao tontolo izao mihitsy afa tsy ireo izay mino ihany.....
28. rhaj0 ( 11/12/2015 12:00)
Izany hoe, raha ny fahazoako azy, dia araka ny fahatsapanao (anao manokana ary anao irery) azy, dia
- araka ny Baiboly ny revin'ny profetanao
- nihatra na nisy vokany taminao manokana ny revy ao.

Ka dia mijoro ho "vavolombelona" ianao.

Hotry ny hoe, raha atao fampitaha goragora, dia misy olona mivarotra anao hoe, ny baume vegebom dia manasitrana ny aretina rehetra, h@ kohaka ka h@ folaka na koa ny mony, ary
- tena araka ny mode d'emploi mihintsy, dia tsapanao fa "marina"
- ary nisy vokany taminao, satria afaka ny mony t@ oronao.

Dia nefany... hozy ny olona hoe, tena tsisy idiran'ny eucalyptol ny @ izany, fa dia placebo fotsiny n'enao..

29. RBNIR ( 11/12/2015 12:03)
rhaj0:

Izany hoe, raha ny fahazoako azy, dia araka ny fahatsapanao (anao manokana ary anao irery) azy, dia

Niainga avy tamin'ny finoana ilay mpanompon'Andriamanitra dia tanteraka tamiko koa ilay teny fiksana....
Voamarina ilay fanambarana, ka dia anjarako indray kosa no mijoro vavolombelona mba ho an'ny hafa.....
30. rhaj0 ( 11/12/2015 12:44)
Dia ilay "tanteraka taminao" izany moa, dia subjective be ao aminao ao. Ianao ve moa hisoka-tsaina amina objectivité fa dia izay izany. Fa mba eritrereto tsara ihany ny causalité-njavatra ao azany eee... dia aza dia jamban'ny finoana ao, dia mafanafana fo ao, dia miziriziry fa tsy manaiky diso na tsy mety misokatra saina, fa sao oainina eo... satria mantsy ho'a .. ahoana moa hozy ny ankizy, hoe, tsisy idiran'ny paiso @ mony...
31. RBNIR ( 11/12/2015 12:52)

Raha olona iray no mijoro vavolombelona (mety azo ekena ilay hoe subjective fa rehefa olona maro kosa ary mitombo andro aman'alina ny olona dia asakasak'izay tsy hino indray kosa.....
32. RBNIR ( 11/12/2015 12:54)
Io ange namana rhajo tsotra e, rehefa hitsara IZY dia tsy hitady lavitra fa ireo olona marobe nitory taminao ireo no hotanisainy hoe efa nandondona aho fa tsy novohanao....
« Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandondòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko. » (Apok.3:20)
33. rhaj0 ( 11/12/2015 13:16)
i Mandela izao "nitory" (tamiko) hoe, "useless" n'enao.. i Einstein "nitory" hoe "childish" izany. Ny 90%-n'ny siantista tsisy roboka @ izany...

Ny ana(re)o anie ilay "boky tokana" iny, dia iny ihany, no ifikiranareo mafy ao eee... Dia rahefa mba mi-raisonne hono izany nareo, dia io ilay ivanitihako hoe, "Ny Baiboly No Manamarina Ny Baiboly"...

Jereo ny Siansa fa ny resaka aroso dia tsy maintsy no-reproduiser-n'ny hafa, independamment..

Fa izay tra-la-la ventesinao avy @ Baiboly k'lou dia tena tra-la-la tokoany... ka dia ao ianao izany, miodikodina mandihy toa tandrimo ao, arak'ilay hoe: "Ny Baiboly No Manamarina Ny Baiboly"...
34. Olive05 ( 17/12/2015 12:53)
Lay olona manaratsy fahatany sy milaza ny azy ho marina nefa "supposé" hoe mpitory teny, kristianina, mpampanjaka an'Andriamanitra aloha amiko ohatrany mamita-tena sady maharikoriko ny toetrany!! Tonga dia miharihary fa te hiady sy te ho "marina", ny fomba famaliana olona @ zany tsy misy fahalalam-pomba mihitsy na fanajana. Misy fomba hahafahanao maneho hevitra hafa fa tsy voatery ho "méchant-sarcastique-ironique"
Te hampanjaka an'A/tra ianao? Ampanjakao ny fitiavana. (anisan'izany ny fitiava-namana)
35. rhaj0 ( 21/12/2015 17:34)
Olive05:
maharikoriko ny toetrany!!
Olive05:
méchant-[size=8]sarcastique-ironique[/size]
Toa hotry ny mameli-tena koa ianao izany kouh...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4224