Sabata Kristiana
1. bor2lais
(
20/11/2015 10:02)
Mafana dia mafana tokoa ny fifanakalozana mikasika io sabata io tao ho ao eto amin'ity sehatra ity ka nahatonga ahy nahatsiaro ny fizarana nentin'ny namana Tefigasy ;-) teto mikasika io lohateny io !
Voalohany indrindra, tsara marihina fa ny antsoina hoe Kristiana eto dia ireo izay mino sy nandray ho azy ny asam-pamonjena nataon'ny Tompo ary miaina izany.
Ezahina avoitra ny sombiny amin'ny voalazan'ny namana Tefigasy (izay iombonako tanteraka) tamin'izany.
1. Ny fahafatesaNY (teo amin'ny hazo fijaliana) dia fanehoana fa tapitra (voaheloka) ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany izay nohariana ao amin'ny Genesisy.
2. Ny fitsanganaNY tamin'ny maty (andro fahatelo taorian'ny nahafatesaNY) dia fanehoana fa VITA ny asa fahariana VAOVAO : lanitra vaovao sy tany vaovao.
3. Marihina ihany koa fa rehefa vita ny fahariana vao misy ny fitsaharana (jereo Genesisy).
Io andro nitsanganan’ny Tompo tamin’ny maty io no natokan’ny Kristianina ho andro fitsaharana.
Tsy tokony ho hadinoina fa Jehovah Andriamanitra dia nitsahatra taorian’ny nahavitaNY ny fahariana voalohany. Ary azo lazaina fa namantam-bonona tamin'izay efa vitaNY ny olombelona (izay nohariaNY farany).
Kristy Jesoa koa dia nitsahatra rehefa vita ny fahariana faharoa tamin’Izy nitsangana tamin’ny maty.
4. Ny Kristianina dia asaina miditra (mamantam-bonona) sy mitoetra eo amin’izay vitan’ny Tompo Jesoa ary fahasoavan'Andriamanitra izany !
5. Tsy notendrena hitandrina ora, andro, volana na taona ny Kristiana fa kosa hitory ny Vaovao Mahafaly vitan'ny Tompo na amin'ny fotoana na tsy amin'ny fotoana.
Farany : taorian'ny nitsanganaNY tamin'ny maty dia indroa alahady ny Tompo no niaraka tamin'ny mpianaNY ary andro alahady ihany koa no nampidinana ny Fanahy Masina ho an'ny olombelona manontolo tamin'ny andro Pentekosta.
Misaotra anao namaky hatramin'ny farany ! :-)

répondu par rhaj0 le 21/12/2015 17:34
2. rhaj0
(
22/11/2015 14:04)
bor2lais:
ny antsoina hoe Kristiana eto dia ireo izay mino sy nandray ho azy ny asam-pamonjena nataon'ny Tompo ary miaina izany.
Ny fazahoako an'ilay hoe miaina izany dia, hotrhotry ny hoe, i Andrmntra "nitsahatra" t@ andro sabata, dia mba "mitsahatra" toa AZY koa ianao, raha (te-ho) Kristiana "miaina" ilay Kristianisma.. Izay ve k'lou?? [size=2](alohan'ny ivanitihako)[/size]
(ny fanontaniako tsy mbola any @ ilay hoe, na zoma na sabtsy na lahady @ ilay sabata, fa mbola @ ilay hoe "mitsahatra" aloha, satria IZY koa azany mba "nitsahatra")
3. Strong3
(
23/11/2015 11:53)
bor2lais:
Mafana dia mafana tokoa ny fifanakalozana mikasika io sabata io tao ho ao eto amin'ity sehatra ity ka nahatonga ahy nahatsiaro ny fizarana nentin'ny namana Tefigasy ;-) teto mikasika io lohateny io !
Voalohany indrindra, tsara marihina fa ny antsoina hoe Kristiana eto dia ireo izay mino sy nandray ho azy ny asam-pamonjena nataon'ny Tompo ary miaina izany.
Ezahina avoitra ny sombiny amin'ny voalazan'ny namana Tefigasy (izay iombonako tanteraka) tamin'izany.
1. Ny fahafatesaNY (teo amin'ny hazo fijaliana) dia fanehoana fa tapitra (voaheloka) ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany izay nohariana ao amin'ny Genesisy.
2. Ny fitsanganaNY tamin'ny maty (andro fahatelo taorian'ny nahafatesaNY) dia fanehoana fa VITA ny asa fahariana VAOVAO : lanitra vaovao sy tany vaovao.
3. Marihina ihany koa fa rehefa vita ny fahariana vao misy ny fitsaharana (jereo Genesisy).
Io andro nitsanganan’ny Tompo tamin’ny maty io no natokan’ny Kristianina ho andro fitsaharana.
Tsy tokony ho hadinoina fa Jehovah Andriamanitra dia nitsahatra taorian’ny nahavitaNY ny fahariana voalohany. Ary azo lazaina fa namantam-bonona tamin'izay efa vitaNY ny olombelona (izay nohariaNY farany).
Kristy Jesoa koa dia nitsahatra rehefa vita ny fahariana faharoa tamin’Izy nitsangana tamin’ny maty.
4. Ny Kristianina dia asaina miditra (mamantam-bonona) sy mitoetra eo amin’izay vitan’ny Tompo Jesoa ary fahasoavan'Andriamanitra izany !
5. Tsy notendrena hitandrina ora, andro, volana na taona ny Kristiana fa kosa hitory ny Vaovao Mahafaly vitan'ny Tompo na amin'ny fotoana na tsy amin'ny fotoana.
Farany : taorian'ny nitsanganaNY tamin'ny maty dia indroa alahady ny Tompo no niaraka tamin'ny mpianaNY ary andro alahady ihany koa no nampidinana ny Fanahy Masina ho an'ny olombelona manontolo tamin'ny andro Pentekosta.
Misaotra anao namaky hatramin'ny farany ! :-)
Tsy tovonana intsony fa efa izy izay ka
4. rhaj0
(
23/11/2015 14:08)
bor2lais:
1. Ny fahafatesaNY (teo amin'ny hazo fijaliana) dia fanehoana fa tapitra (voaheloka) ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany izay nohariana ao amin'ny Genesisy.
Ny fazahoako an'io fampianaran'i Bor2lais (sy Tefigasy) io izany dia hoe, maty niaraka t@ Jesosy ny Genesisy. Mbola "fanehoana" anefa hono io an...
Fa na izany na tsy izany, dia inona izany no "tapitra" ry Bor2lais :
- ilay 7 andro "namoronana ny Tany", ..
- sa, ilay tetiharana Adama--Abrahama--Jesosy (An 0), nahafahana nitarika hoe, 6000 taona ny Tany, sa...
- sa indray, ireo tsy "tapitra", fa kosa ny revin'i Mosesy no dila? na koa ohatra ireo "fampianarana" ao @ Deotoronomia?
Sa moa... izay rehetra absurde/aberrant/ridicule.. dia atao hoe "tapitra", hozy Bor2lais...
Dia raha tsy kOpy ianao, dia anaovan'i Bor2lais ny diamanga fotsiny hoe, resaka 3eme etage izany fa tsy takatrao ary aza midikiditra @ izany akoriny eeee...
5. rhaj0
(
23/11/2015 19:22)
bor2lais:
tapitra (voaheloka)(..) ny tany voalohany izay nohariana ao amin'ny Genesisy.
Izaho koa manontanintany foana, kay efa mazavabe io ny resaka.
Averina kely: "tapitra" hono, hozy i Bor2lais, ny "tany nohariana ao @ Genesisy" eee...
Tena kay efa nisy ny "bouton reset" t@ izany kouh... IZY no namorona an'io fa i Bill Gates, izay atheista, naka tahaka fotsiny... hi hi hi... deformation profesionely ny anao radoko fa afangaronao ny revirevinao izao sy ny revirevy ao @ baiboly ao
Fa dia tapaka mihintsy k'lou (aho) rahefa mamaky ny fampianaran'i Bor2lais (sy Tefigasy) eee...
Tohizo lehiroa fa mba misy ivanitihana aaa :-)
6. bor2lais
(
24/11/2015 15:42)
Miala tsiny indrindra fa adinoko tanteraka nilaza hoe mety tsy ho hita ao amin'ny google ity resaka nozaraiko eto ity ! :-)
7. rhaj0
(
24/11/2015 15:49)
Izay mitady dia mahita Radoko aaa...
http://lmgtfy.com/?q=site%3Aforum.serasera.org+tefigasy+sabata
koa na ianao Bor2lais azany ho'a sirika kouh... :-)
http://lmgtfy.com/?q=site%3Aforum.serasera.org+bor2lais+milanja+orona

8. rhaj0
(
26/11/2015 17:19)
bor2lais:
Farany : taorian'ny nitsanganaNY tamin'ny maty dia indroa alahady ny Tompo no niaraka tamin'ny mpianaNY ary andro alahady ihany koa no nampidinana ny Fanahy Masina ho an'ny olombelona manontolo tamin'ny andro Pentekosta.
hay va re izay ilay tantara (an'i bor2lais) eeee...
1- dia "indroa alahady" izany IZY (Jesosy) no tety @ planeta Latera taorian'ny nahafatesaNY.
[size=9]Ary tatsy @ vallée de Canaan ihany no nandehanaNY t@ l'an 37 io... ary niteny Hebreo IZY t@ izany koa.[/size]
2- dia "n(amp)idinna" tanteraka @ izay tety @ planeta Latera izany IZY (FM) h@ "andro Pentekosta". [size=9]Dia h@ 1800s tany IZY vao tonga laza hatrany Madagasikara.. Fa mbola tsy tonga laza any Amazonia sy Aostralia, na any Japana akoriny azany.[/size]
3- fa izany hoe IZY (Atra) dia mbola "any ambony any" mitazatazana, mi-superviser ny rehetra
[size=9](io indray k'lou dia tsy hay hoe aiza, any @ galaxie voisin ao ve, sa any @ ilay univers parallel, ary ilay hoe "rehetra" superviser-NY @ io dia h@ ireo galaxes an'alin-kisa hitan'ny telescope ireo)[/size]
Izay izany ny these-ndRadoko ?
10. rhaj0
(
27/11/2015 11:29)
hi hi hi... hotsahotsan'ny tian'i Bor2lais borquer-na ny resaka satriiiaaa... (oainina ve)... saaaa.... (oainina?)... hi hi hi.. te-hanao (hinobe) aminy eo :-)
Ka rehefa no-googler-na i Tefigasy sy ny sabata izany dia, siriko hoe, hozy (ny these-n'i) Tefigasy (profetan'i bor2lais) tatsy hoe:
hi hi hi... angaha tsy tordu (ny these-n'i) Tefigasy (profetan'i bor2lais) ... averiko kely:
"Ny lalànan’i Mosesy... ny sabata... Manaiky izany ny kristiana, saingy tsy eo ambanin’izany lalàna izany intsony."
Averiko fanintelony: "Manaiky ny lalàna" hono izany zareo, saingy "tsy voafehin’ny lalàna" eee... TSY mahakitika an-jareo intsony hono (izany Mosesy) izany eeeee...
k'dia izay ifanarahanareo (sy ny eritreritrareo ary imagination-nareo) ao izany ry Bor2lais (sy Tefigasy) aaaa..
Fa tsisy mahakitika ahy, sy ny Zaponehy sy ny Amazoniana ary ny Ntaolo koa ho'a izany eee... :-)

Tefigasy:
Tsotra: tsy voafehin’ny lalàna intsony ny kristiana satria efa maty ny amin’ny lalàna , na dia manan-kery mandrakizay aza io lalàna io. (Gal 2: 19)
Tefigasy:
Ny lalànan’i Mosesy, ary noho izany, ny sabata, dia mbola voarakotry ny fahefana avy amin’Andriamanitra hatrany. Manaiky izany ny kristiana, saingy tsy eo ambanin’izany lalàna izany intsony. Afaka tamin’ny ozon’io lalàna io tokoa mantsy izy,Noho izany, dia afaka ny amin’ny sabata ny kristiana.
Tefigasy:
na dia nitandrina ny lalàna aza ny Tompo, dia nasehony fa misy fomba vaovao ifandraisana amin’Andriamanitra izay haorina.
hi hi hi... angaha tsy tordu (ny these-n'i) Tefigasy (profetan'i bor2lais) ... averiko kely:
"Ny lalànan’i Mosesy... ny sabata... Manaiky izany ny kristiana, saingy tsy eo ambanin’izany lalàna izany intsony."
Averiko fanintelony: "Manaiky ny lalàna" hono izany zareo, saingy "tsy voafehin’ny lalàna" eee... TSY mahakitika an-jareo intsony hono (izany Mosesy) izany eeeee...
k'dia izay ifanarahanareo (sy ny eritreritrareo ary imagination-nareo) ao izany ry Bor2lais (sy Tefigasy) aaaa..
Fa tsisy mahakitika ahy, sy ny Zaponehy sy ny Amazoniana ary ny Ntaolo koa ho'a izany eee... :-)
11. bor2lais
(
27/11/2015 12:24)
ramose_2 étages:
Dia raha tsy kOpy ianao, dia anaovan'i Bor2lais ny diamanga fotsiny hoe, resaka 3eme etage izany fa tsy takatrao ary aza midikiditra @ izany akoriny eeee...
:-)
12. rhaj0
(
30/11/2015 16:31)
O ra-Bor2lais aaa.. hadinonao ny sonianao eee
http://smileys.smilchat.net/smiley/expressive/communication/sboude.gif

13. rhaj0
(
30/11/2015 16:40)
tena nikaroka kosa aho ry Bor2lais aaa.. tena nandaniako andro aman'alina mhintsy fa tsy nandry ny saiko.. satria tena vaky ny lohako ho'a hoe, inona azany ity " tapitra (voaheloka) ny(..) ao amin'ny Genesisy", ka dia nasesiko ny Genesisy eee...
Genesisy 17:10 Ary izao no fanekeko ho amiko sy ho aminareo sy ny taranakao mandimby anao, dia izay hotandremanareo: hoforana ny lehilahy rehetra eo aminareo.
bravo Bor2lais, bravo... TSY mihatra intsony izany ilay hoe: "hoforana ny lehilahy"...
kay tena miombo-kevitra ihany izaho sy Bor2lais 'ty kah... dank you :-)

14. rhaj0
(
30/11/2015 16:50)
Dia ity koa... hay va re ka ny avana (arc-en-ciel) eraky ny lanitra sy rahona io ka "famantarana" hoz'i Andrmntra en personne eee...
Genesisy 9:13 Ny avako efa napetrako eo amin’ ny rahona ho famantarana ny fanekena ho amiko sy ho amin’ ny tany.
Fa bravo Bor2lais, bravo... TSY mihatra intsony izany ilay hoe: "ny avana (arc-en-ciel) dia famantarana"... Resaka fampatoriana adrisa sy zazakely ary ny valala izany, fa ario any @ izay.
kay tena miombo-kevitra ihany izaho sy Bor2lais 'ty kah... dank you :-)
[size=4](hanontany indray izao i Strong3 hoe, ahoana koa no "niforonan'ny avana (Arc-en-ciel)"... Ka dia ilazao i Strong3 hoe, ilay hazolavan'i Mosesy hoe no nakipilipiliany tao, ka dia teraka ny avana[/size]

15. endriny
(
07/12/2015 19:22)
Giravy ilay filalaovana teny ka.. izay mampetipety amin'ny fakana ondry ho volosana sy hatavesina amin'ny 25 desambra dia mety daholo e
17. RBNIR
(
08/12/2015 11:48)
bor2lais:
Mafana dia mafana tokoa ny fifanakalozana mikasika io sabata io tao ho ao eto amin'ity sehatra ity ka nahatonga ahy nahatsiaro ny fizarana nentin'ny namana Tefigasy ;-) teto mikasika io lohateny io !
Voalohany indrindra, tsara marihina fa ny antsoina hoe Kristiana eto dia ireo izay mino sy nandray ho azy ny asam-pamonjena nataon'ny Tompo ary miaina izany.
Ezahina avoitra ny sombiny amin'ny voalazan'ny namana Tefigasy (izay iombonako tanteraka) tamin'izany.
1. Ny fahafatesaNY (teo amin'ny hazo fijaliana) dia fanehoana fa tapitra (voaheloka) ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany izay nohariana ao amin'ny Genesisy.
2. Ny fitsanganaNY tamin'ny maty (andro fahatelo taorian'ny nahafatesaNY) dia fanehoana fa VITA ny asa fahariana VAOVAO : lanitra vaovao sy tany vaovao.
3. Marihina ihany koa fa rehefa vita ny fahariana vao misy ny fitsaharana (jereo Genesisy).
Io andro nitsanganan’ny Tompo tamin’ny maty io no natokan’ny Kristianina ho andro fitsaharana.
Tsy tokony ho hadinoina fa Jehovah Andriamanitra dia nitsahatra taorian’ny nahavitaNY ny fahariana voalohany. Ary azo lazaina fa namantam-bonona tamin'izay efa vitaNY ny olombelona (izay nohariaNY farany).
Kristy Jesoa koa dia nitsahatra rehefa vita ny fahariana faharoa tamin’Izy nitsangana tamin’ny maty.
4. Ny Kristianina dia asaina miditra (mamantam-bonona) sy mitoetra eo amin’izay vitan’ny Tompo Jesoa ary fahasoavan'Andriamanitra izany !
5. Tsy notendrena hitandrina ora, andro, volana na taona ny Kristiana fa kosa hitory ny Vaovao Mahafaly vitan'ny Tompo na amin'ny fotoana na tsy amin'ny fotoana.
Farany : taorian'ny nitsanganaNY tamin'ny maty dia indroa alahady ny Tompo no niaraka tamin'ny mpianaNY ary andro alahady ihany koa no nampidinana ny Fanahy Masina ho an'ny olombelona manontolo tamin'ny andro Pentekosta.
Misaotra anao namaky hatramin'ny farany ! :-)
Faly misera namana,
fahafatesany = Vita = vita ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany (fihevitrao v sa fiheviny)???
Fitsanganana = Vita = Vita ny famoronana ilay lanitra vaovao (idem fihevitra v sa fiheviny)???
18. rhaj0
(
08/12/2015 20:11)
Ka IZY (Atra) anie dia vokatry ny imagination propre-n'ny mpampiresaka ao eeee... dia ny imagination-n'i Bor2lais izany ohatra eto.
Ka ny fihevin'Atra voavelabelatra ao @ io thêse-n'i Bor2lais io ambony io izany dia... tsy inona fa fihevitr'i Bor2lais irery ao ihany. Izay lazain'i Bor2lais fa "vita" ao io izany dia... "vita ao @ imagination-n'i Bor2lais" ao.
Dia torak'izany koa anie ny these-nao ry RBNIR eee... Ny befamaritra (f)ataonao dia fiheviTRAO (sy ny namanao) irery ao ihany (ao @ imagination-NAO irery ao).
Dia izay ilay izy fa dia tsisy ifandirana ny @ izany (fa ivanitiho fotsiny ho'a)... satria koa anie efa nakaton'i Bor2lais rahateo ny resaka hoe, izay no "farany", ary dia "Misaotra anao namaky hatramin'ny farany ! " hoz'i Bor2lais...
(dia eo ianao sy ny talentanao ry RBNIR raha mbola manantena valin-teny @ Bor2lais ianao... fa dia ivanitiho fotsiny ho'a eeee)
Fa ity no zava-dehibe eee...
"IZY (Atra) dia vokatry ny imagination propre-n'ny mpampiresaka"
Mety iraisanareo ny "imagination" ao.. io ilay tonga @ hoe: "imagination collective", miara-mandrevirevy ao.
Mety TSY iraisanareo.. Ka dia ao izany nareo, samy manao ny saim-pantany ao, dia mifampikapoka @ kopetra misy Baiboly ao

19. RBNIR
(
09/12/2015 04:58)
rhaj0:
Dia torak'izany koa anie ny these-nao ry RBNIR eee... Ny befamaritra (f)ataonao dia fiheviTRAO (sy ny namanao) irery ao ihany (ao @ imagination-NAO irery ao).
Faly misera namana,
Ny mahatonga ahy hanontany dia tsy misy toko sy andininy (fiheviny) manohana mazava ilay hevitra...Izaho manokana dia ny toko sy andininy aloha ary matetika tsy manazava firy intsony aho satria efa voalazany avokoa ny tiany ambara....(Fiheviny fa tsy ny fihevitro)...
Ny sitrapony no ampitaiko fa tsy ny sitrapoko no ampianariko.......
Zava-dehibe eo imason'Andriamanitra izay...
Tori-teny = Fanambarana ny tenin'Andriamanitra (fampitana, fampianarana ny sitrapony mba hanaovan'ny olona izany sitrapony izany...)
Tsotra kely fa mila finiavana kely fotsiny....Izaho sy ianao v vonona ny hanao ny sitrapony????
Resabe ny betsaka : tsy misy Andriamanitra, tsy izany no tena marina fa izao sy zaroa
Ny tena marina ao ambadik'ireny dia olona tsy vonona hanao ny Sitrapony fa mitady exuse avokoa...
Hahafaka antsika amin'ny jugement dernier v anefan'izay excuse rehetra izany????
Atsipy ny teny namana.....