TSY MBOLA FENO 200 TAONA AKORY NO NIDIRAN' NY BAIBOLY TETO MADAGASIKARA, DIA SAMY VOAFITAKA DAHOLO NY MALAGASY FA SAMY NIHINANA AMIM-BOLONY AVOKOA. DIA NISY NY FIANGONAN-DEHIBE ROA. NIFORONA KOA NY MBOLA MINTSO JESÔSY IHANY KA NITSITOKOTOKO NAMENO NY TANA
81. Yahl
(
05/11/2015 08:36)
Strong3:
[quote=rhaj0]
na google io na bing io na yahoo-search dia mety foana ry Bor2lais aaa... ny algorithm-n'i google no hitako mahery dia google no atoriako..
Fa dia confirmé izany eee... hozy i Strong3 sy Bor2lais hoe :
Samy manana ny Baiboliny... samy manana ny Andrmntra-ny... na dia samy Kristiana azany.
Ary "tarihin'ny FM" i Strong3 sy Bor2lais milaza an'io... bravo ho'a eee...
ka tsy azo ovana izany io baiboly io na iza faly na iza tsy faly / donku efa ny Jesosinay no simbasimbaina dia efa tsy tokony hikitika ny BAIBOLINAY FFPM mihitsy
... mba manakambo ! :-) hihih
« Izaho dia manambara amin'izay rehetra mandre ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity: Raha misy manampy ireo, Andriamanitra hanampy ireo loza voasoratra eto anatin'ity boky ity ho azy; » (Apokalypsy 22:18)
Angaha tsy an' ny vatican indray ????
82. Yahl
(
05/11/2015 08:44)
Strong3
tsy kristiana ireo mamadibadika ny soratra voasoratra ao na inona filazanao na inona!
raha misy boky original efa voaprofo fa tena orizinaly any dia izay no afaka hamadiana io efa misy io
ka na confirmé na tsia hoy i rhaj0 dia mazava ny finoana kristiana , izay voasoratra dia foasoratra na dia i pilato aza no niteny izany ; fa ny Apoka 22:18 io dia manampy ny tsy hanovana ny TENY, ary ny torah koa dia milaza ny tsy fiovana .
Aza mitomany ho Kristianina izany iana(o)(reo), fa PROSELYTA hafa firenena mpitandrina DIDY FOLO SY LALAN' I MÔIZY.
Alaivo ao vatican ny ôrizinaly raha manahirana anao ny filazako azy, na ao anaty Bible selon la Vulgate (Mat.1:21).

83. Strong3
(
05/11/2015 08:45)
ka FFPM izao moa tsy zanak'i vatican ? sa manana version hafa indray ianao ny amin'izay? :-)
ridikiola be hoa ilay hoe zeus = jesus
ohatr'ilay mpitory sendra henoko teny analakely hoe:
ADISABEBA= MIBEBAHA (tamin'izay moa hoe nisy ilay adin'i R8 sy zandrikely sa ry déba tany )
ka izay no ilazako hoe : sao mba ny baibolinay FFPM mihitsy no tsy tokony hokitihinao(nareo)
zavtra tsy nisasaranareo nefa dia lazainareo fa diso , fa ny fikarohanareo tsy hay na tany aninona na tany aninona tany noho tena izy , tena marina, tsy misy kilema ... blablabla

84. Yahl
(
05/11/2015 08:49)
[quote=Strong3]

Asio soratra manokana tsy ho amidy @ mpandrava DXLM miintsy ny baibolinareo, de asaivo manontany izay hividy ny mpivarotra alo!!!!!! Tena mampihomehy enaw!!!!
85. bor2lais
(
05/11/2015 09:17)
yahl:
Ny teny asaina valianao tsy valianao fa mifendro @ marina!
:-)
fanontaniana ange ity e:
() : mba miantefa na tonga tsara any aminao ve aloha ny hafatra apetraky ny namana eto sa Yahl ihany no voakasika satria tsy tena anaranao io fa pseudo fotsiny ?
Sa tsy azonao ilay fanontaniana ?
:-)
86. Strong3
(
05/11/2015 09:47)
tsotra nge izany eh!
boky nosoratan'i joseph smith ve dia hojabahan'i kristiana hoe :
marina io fa ilay anaran'ilay anjely niresaka tamin'i JS no diso fa izao no tokony ho izy??? :-)
ka tsy toa izany ve ianareo, 2000 latsaka izay no nanoratana io baiboly io , ary nogiazan'i vatican io nandrindran'ny taona maro, tsy hay izay nanaovany azy tao, ary fifanarahana tao ihany no namoahana izay mety ahely na tsia
dia ireo no navoakany , ary i luther no nazahoana nandika azy tamin'ny teny akohatran'i latin
ary fanatra fa nampihaiky an'i vatican izany luther izany afaka 500 taona taty aorian'ny nahafatesany fa marina io teolojianina io sy ny boky novokariny !
__ ka eto dia takiana aminao hoe : fikarohana taiza , alalana avy taiza no azahoanareo manova izay voasoratra ao amin'io boky atao hoe baiboly FFPM io
HANOVONA EO AMBONIN'NY FANORENAN'NY HAFA VE IANAREO ???

87. rhaj0
(
05/11/2015 14:50)
Izaho ho'a nahita ilay theatre ngezabe nitantaran'ny mpanaraka an'i Joseph Smith ny Baiboly.. goavana izany an.. Tena montagne kely mihintsy ny sehatra, dia nisy Anjely nandeha telepherique avy teny antendron'ny bonga tany, niaraka t@ jeux de lumiere dia toan'ny mitsingevana manidina ilay Anjely.. Io hono no theatre ngezabe indrindra teto an-tany t@ izay fotoan'androny izay.. efa ho 100 taona lasana izany rankizy... t@ fiainako voalohany :-)
Dia ilay namako sinoa ho'a.. rahefa nahalala fa hoe, afaka manana vady roa hono ireto mormons mpanaraka an'i Joseph Smith ireto, dia .. lasa mihintsy ilery nitety ny vohitra kely nanodidina, ngo dia misy sipa candidate mba ouverte ho azy @ izany revy izany eee...

88. Strong3
(
06/11/2015 09:38)
dia metimety amin'ny amin'ny revinao ao izany io boky io fa ilay anarana anjely tsy mitovy fanononana amin'ny teny hebreo dia hovanao sa ... :-)
89. Psam
(
10/11/2015 03:48)
Yahl:
andrywui:
Mibebah nga fa mbola tsy tara ...ifonao amin'i Jehovah Andriamanitra syJesosy Kristy ny adalana be nataon'ingah fa hamela ny helok'ingah izy ....
Mampanota io Jesôsy lazainao io, fa mihevera tena ianao, fa tsy mamela heloka izany!
Tsotra kely
Raha misy tsy finoana ao amin'ny sasany, ento @ lojika ary hoe: raha misy ny maizina , misy izany ny mazava mba ahitana ny maizina.
Raha misy ny antikristy, misy izany Kristy ahafahana manamarina an'i Kristy.
Fa nahoana moa no ibebaka? Satria misy tsy mety tsapa natao ka mifona mibebaka.
Raha ireo fotsiny no entina misaina dia tonga saina.
90. Psam
(
10/11/2015 03:50)

91. rhaj0
(
10/11/2015 15:14)
Misaina e... mba miezaka misaina lojika izany hozy Psam eee.. Inty azany sary...
Io izao "misy maizina" (ireo maintimainty be) manodidina ny masoandro io (mba eclipse androany)... Dia ny masoandro anefa "mazava".
Koa raha ny masoandro azany ilay "mazava mba ahitana ny maizina", nahoana no mbola "maizina" tsy ahitana n'inon'inona ihany manodidina ny masoandro ry Psam ...
(hi hi hi... "mibebaha" fotsiny raha tsy hainao ny valiny :-)

92. rhaj0
(
10/11/2015 15:16)
ooposie.... tena tsy nety ny mise en page fa ngezabe ilay sary... (misy devoly mhintsy angamba io)
Fa izao ny resaka eee...
Io izao "misy maizina" (ireo maintimainty be) manodidina ny masoandro io (mba eclipse androany)... Dia ny masoandro anefa "mazava".
Koa raha ny masoandro azany ilay "mazava mba ahitana ny maizina", nahoana no mbola "maizina" tsy ahitana n'inon'inona ihany manodidina ny masoandro ry Psam ...
Fa izao ny resaka eee...
Io izao "misy maizina" (ireo maintimainty be) manodidina ny masoandro io (mba eclipse androany)... Dia ny masoandro anefa "mazava".
Koa raha ny masoandro azany ilay "mazava mba ahitana ny maizina", nahoana no mbola "maizina" tsy ahitana n'inon'inona ihany manodidina ny masoandro ry Psam ...
93. Yahl
(
12/11/2015 12:22)
quote
Fa ny fibebahana tsy misy impiry fa indray mandeha ihany.
Tsy misy lojika ao @' Atra. ary tsy misy maizina, fa ny ety ivelany ireny namboariny dinihinao ireny. Tsy ireny no mitondra famonjena ka hampazava ny saina.
Rom.8: 3 Fa izay tsy hain'ny lalàna, satria ny nofo no nahalemy azy, dia vitan'Andriamanitra tamin'izy naniraka ny Zanany, naka ny endriky ny nofo ota sy ny amin'ny ota, ka nanameloka ny ota tao amin'ny nofo,
Dia mbola nofo koa ny zavatra ambaranao.
Psam:
Yahl:
andrywui:
Mibebah nga fa mbola tsy tara ...ifonao amin'i Jehovah Andriamanitra syJesosy Kristy ny adalana be nataon'ingah fa hamela ny helok'ingah izy ....
Mampanota io Jesôsy lazainao io, fa mihevera tena ianao, fa tsy mamela heloka izany!
Tsotra kely
Raha misy tsy finoana ao amin'ny sasany, ento @ lojika ary hoe: raha misy ny maizina , misy izany ny mazava mba ahitana ny maizina.
Raha misy ny antikristy, misy izany Kristy ahafahana manamarina an'i Kristy.
Fa nahoana moa no ibebaka? Satria misy tsy mety tsapa natao ka mifona mibebaka.
Raha ireo fotsiny no entina misaina dia tonga saina.
Fa ny fibebahana tsy misy impiry fa indray mandeha ihany.
Tsy misy lojika ao @' Atra. ary tsy misy maizina, fa ny ety ivelany ireny namboariny dinihinao ireny. Tsy ireny no mitondra famonjena ka hampazava ny saina.
Rom.8: 3 Fa izay tsy hain'ny lalàna, satria ny nofo no nahalemy azy, dia vitan'Andriamanitra tamin'izy naniraka ny Zanany, naka ny endriky ny nofo ota sy ny amin'ny ota, ka nanameloka ny ota tao amin'ny nofo,
Dia mbola nofo koa ny zavatra ambaranao.
94. psam
(
12/11/2015 12:59)
andrywu> Marina fa amin'ny Tompo tsy misy lojika ara-nofo. Aleo mibebaka.
95. Yahl
(
12/11/2015 13:19)

96. Yahl
(
12/11/2015 13:38)
Aza faly ny hanohitra fotsiny ianareo fa vakio tsara sy araho ara-tsiratra masina ny lazaina.
Fa tsy voatohitrao izany io fampianaran' Yahoshuah entin' i Episcpo Samuelson Edward io.
Manomboka @ faharavan' ny DXLM izany.

97. Strong3
(
13/11/2015 12:41)
ny azy ve moa hisy hanohitra , izany izy hoe anazy
ny apostoly 12 atsy efa tonga miaraka amin'ny anjely mitsoka farara ihany koa ka aza iza no handresy ianareo ...
samy mafouaka ... :-) !

98. Yahl
(
26/11/2015 18:39)
Mbola manentana antsika am-pifaliana hatrany hanaraka ny fampianaran' i Yahoshuah entin' i Samuelson Edward ilay Ambasadaoron' ny lanitra notendren' Andriamanitra Ray sy Yahoshuah hamerina ny tena fampianarana namonjena izao tontolo izao nataon' Yahoshuah tety ambonin' ny tany sy ny antony naha-rava ny didy folo sy ny lalàn' i Môizy, ao @ Radio HFF 97.2 FM; Azonao tsidihina koa ny site internet: (www.rtvyahoshuah.com) radio télévision Internationale.Dia ilay fampianarana mitondra anao hankany an-danitra
Aoka tsy hanana fahatezerana @ fihainoana ny fampianarana avy hatrany noho ny fampianarana tsy mahazatra anao, fa mahaiza mihaino sy mandinika tsara, ary raiso @ taratasy na cahier ny fanazavana momba ireo toko sy andininy ho fanaporofoana ho anao ny @' izay voalaza rehetra.
Fa raha tsy rava ny didy folo sy lalàn' i Môizy dia tsy misy famonjena azontsika olombelona izany.
Ary Yahoshuah no tena anaran' io Zanak' Andriamanitra io, ary lalàna no mamaritra izany.

99. psam
(
09/12/2015 09:30)
Salama daholo, ny forum dia maro no azo ampiasàna azy, na fanentanana, fampieritreretana, filazam-baovao, sns.., eny na fitoriana ny Filazantsara aza,sns...
Ao amin'ny Lioka 9:5, Marka 6:11, Matio 10:14 dia milaza fa rehefa misy itoriana ka tsy mety mino izy dia ahintsano ny vovoka @ tongotra ho vavolombelona miampanga azy.
Ny tiana ho lazaina eto dia hoe rehefa tsy misy mihaino ny mpitory, avelao lay tsy mihaino ho any fa efa vita ny adidy.
Ny tsy nitory no mampalahelo satria didy lehibe izany na amin'ny fotoanany na tsy amin'ny fitoanany, na aiza na aiza dia tokony hitory ny filzantsara ny Kristianina...