TSY MBOLA FENO 200 TAONA AKORY NO NIDIRAN' NY BAIBOLY TETO MADAGASIKARA, DIA SAMY VOAFITAKA DAHOLO NY MALAGASY FA SAMY NIHINANA AMIM-BOLONY AVOKOA. DIA NISY NY FIANGONAN-DEHIBE ROA. NIFORONA KOA NY MBOLA MINTSO JESÔSY IHANY KA NITSITOKOTOKO NAMENO NY TANA

1. Yahl ( 21/10/2015 10:54)
TSY MBOLA FENO 200 TAONA AKORY NO NIDIRAN' NY BAIBOLY TETO MADAGASIKARA, DIA SAMY VOAFITAKA DAHOLO NY MALAGASY FA SAMY NIHINANA AMIM-BOLONY AVOKOA. DIA NISY NY FIANGONAN-DEHIBE ROA. NIFORONA KOA NY MBOLA MINTSO JESÔSY IHANY KA NITSITOKOTOKO NAMENO NY TANANA, FA 5 IHANY NO AO ANATY FFKM.

FANTATRA TSARA IZAO ANEFA FA LEHILAHY VAHINY ROA NO NITONDRA NY BAIBOLY NIDITRA TETO MADAGASIKARA. ARY NY IRAY INDRAY DIA MILAZA FA AVY ANY RÔMA TSOTRA IZAO KOA.

ARAKA NY STATISTIKA AO @ MIN. INTERIEUR ANEFA, DIA TAFAKATRA 396 NO ISAN' NY KARAZAM-PIANGONANA ETO MADAGASIKARA MIANTSO AN' I JESÔSY. KA ETO ANTANANARIVO AVOKOA NY ANKAMAROAN' NY FOIBEN'IREO ARY MANANA FOIBE MPAMATSY VOLA AZY KOA NY SASANY AVY ANY E-U SY NY TSY VOATONONA.

VAKA NY OLONA MANONTANY TENA HOE: IZA AMINAREO IREO NO MARINA?

AO NY MANAO HOE: NY ANAY NO MARINA SADY EFA TAO NO NIVAVAHAN' NY RAZANAY HATRAMIN' IZAY! HOY KOA NY HAFA: TAO NAHITANAY FAHASOAVANA! SY HOE: NAHITANAY FITAHIANA SY NY HARENA ARY FANASITRANANA ....FAHAGAGANA SNS.

ARY NY andriamanitra mpamonjy TONON' IZY REHETRA ANEFA DIA JESÔSY IHANY. FA NY atra. nahary AZY NO SAMIHAFA NY ANARANY: NY IRAY jehôvah efa nosoloina hoe Tompo ,ARY NY IRAY Iaveh. FA SAMY RAIN' ILAY Jesôsy na jesoa na zezo sy ny jésus ary ny jesus daholo ireo HOY RY ZAREO! ARY SAMY MANAIKY IZANY AVOKOA RY ZAREO. MAHAGAGA!!! IZANY!!!

KOA MAINKA IZANY FA RAHA ATSY HO ATSY, DE ASA FOTSINY ANGAMBA! FA FENO FIANGONANA MIANTSO jesôsy NY ELAKELA-TRANO REHETRA FATSY MBOLA METY TONGA FOANA NY FARANY!!!
répondu par psam le 09/12/2015 09:30
2. Strong3 ( 21/10/2015 11:55)
fa ny mahagaga hoa : tao io baiboly nentin'izy roalahy io ihany no voizinareo manana anarana vaovao izay vao hita tamin'ny 2009 (enintaona lasa izay)

asa na hita taiza na taiza ity anarana andriamanitra vaovao ity , sa mba nanana arkiôlgy nikaroka tany israely noho ianareo ka nahita tapaporoana sisa tsy may tany
ary io noheverina fa tena izy sy tena marina , fa na tamin'ingahy episkopo vao nivavaka aza dia mbola niankohoka tamin'i Jesosy
hihihih :-) :-) dia tohizo fa sao mahaliana ihany!

___ FA ITY MBA AMPITAKO, IANAO MANIVATIVA NY INOANA MBA MAZAKA REHEFA MBA MISY HEVITRA LAZAINAY MOMBA ANAO FA TSY NY FANALIKANAO OLONA ETO NO HANEKENAY NY HEVITRAO!
azo ve monsieur mahay be sy hendry be sy tompon'ny marina be??? :-) :-)
3. bor2lais ( 21/10/2015 12:11)
Toa tsy dia fanao amin'itony sehatra itony ange ny mampiasa renintsoratra lavareny tahaka io ry Yahl e ! Sa tezitra izato izy ka mila mikiakiaka mafy ! :-)
4. Strong3 ( 21/10/2015 12:28)
fahalalampomba avy any io namana fa aza asiana resaka eh hihihi :-)
5. rhaj0 ( 21/10/2015 12:46)
bor2lais:
Toa tsy dia fanao amin'itony sehatra itony ange ny mampiasa renintsoratra lavareny tahaka io ry Yahl e ! Sa tezitra izato izy ka mila mikiakiaka mafy ! :-)

Ka ny ao @ Baiboly no ianarany anie ry Bor2lais e... diso ve izy @ izany ??? ho pehanao ho "TSY tena miaina ny evanjily" ve izy @ izany ??

Ao @ Baiboly ao, dia tena manja be mihintsy anie ilay izy aminareo Kristiana ao, rehefa hoe,
miala any (Andrmntra) amina [size=15]FEO MAFY[/size]
6. bor2lais ( 21/10/2015 13:19)
7. rhaj0 ( 21/10/2015 13:40)
Ka dia "tsy mahalala fomba" izany, hozy Strong3, ny manao aviavy amina [size=13]FEO MAFY[/size] ... toa an'Andrmntra ao @ Baiboly eeee... Izany hono ry ianona sy Yahl aaaa...
:-)
8. Fiffi ( 21/10/2015 18:53)
Yahl, inona aza ity sorabaventy mahatsiravina be ity ??????
9. Strong3 ( 22/10/2015 05:55)
dia tonga indray ny mpamendrofendro hihihi...!!!
ny fomba re samby amin'azy aby eh... ka eto izany misy ifanarahana rehefa hoe forum
ka asa fa ny modo no tompon'ny fitenenana mahakasika izay :-)
__ ka aza dia milaza izay tsy nolazaiko hoa...
ny fombako tsy fombanao , ary ny fombanao tsy fombako ... fa eto misy fomba iarahana , raha nasiana moa izany ... lol
10. andrywui ( 22/10/2015 07:03)
Tsy hiditta amle resaka majuscules nao ah fa ny tiako anontaniana anao ringa ry de zao inona no tena tianao ahatongavana?
Faharoa misy fivavahana hafa tianao idiranay anga oh : Temple du soleil na franc maçon na illuminati na tsy haiko .....
fahatelo farany tena tsara be mihitsy na hisy 1million aza ny fiangonana mbola vao hisokatra ka mitory an'i Jesosy Kristy izy . Satria ny Musulman ko ane amnizao miady mafy mitarika olona sy manery olona hanaraka ny fotopinoany Islamique e ...ka inona mou no olana ry akama ? Sa Jesosy Kristy mihitsy ve no halanao ? De ozy ah indray oe mbola tsy tara hianao hibebaka fa mety ho Groupe nireo ANTIKRISTY no nahatafiditra anao io . Mifonà ngah amin"i Jehovah Andriamanitra fa hamela ny adalan'ingah izy ...
11. rhaj0 ( 22/10/2015 12:56)
raha tena "taritin'ny Fanahy Masina" ianareo m(p)anitrikitrika an'i Yahl eto ireo, na contenu na forme, dia "hibebaka"...
mitombona ve izany? :-)
12. Strong3 ( 22/10/2015 13:01)
satria hoe nahoana? :-)
13. rhaj0 ( 22/10/2015 13:03)
idonnow... ny hitako eto dia atsipitsipy eo fotsiny ireo teny ireo, dia tokony mandeha ho azy ny resaka, satria mifono zavatra betsaka izany.. tsy takatry ny hoza-doha :-)
14. Fiffi ( 22/10/2015 13:12)
....manao fanahiniana fotsiny rhajO sy Strong3 satria fantatrareo tsara we inn ny dikan'fanoratana vaventy be tahak'zao....

mikiakiaka.... mivazavaza....olona tezitra....olona mikikakiaka be tahak'zao ve dé inn no hidiran'fanahy masina am zany dé we mandeha mibebaka satria raha tena taritin'fanahy masina ?

ntsssss tsisy hidirany mintss lé lazainareo .....vraiment n'imp.....

the end.
15. rhaj0 ( 22/10/2015 13:44)
ianao anie bedin'i Bor2lais eo fa, ilay "finoana" anie hoz'izy ka "hiainana" eee...

- i Yahl io izao ho'a, iainany ny evanjily, ary dia mba manao FEO MAFY koa izy
- ianao izany ve, raha manao fanitrikitrihana, na contenu na forme io, dia tena araka ny finoanao ve izany ?

16. endriny ( 22/10/2015 14:01)
Tsofy mafy ny traompetra a... mba ho ren'ny namana a

Dia mba nataony kosa ilay izy e

Samy mba efa nanoratra nivotirika toa io daholo kosa teto e
17. andrywui ( 22/10/2015 14:50)
Mibebah nga fa mbola tsy tara ...ifonao amin'i Jehovah Andriamanitra syJesosy Kristy ny adalana be nataon'ingah fa hamela ny helok'ingah izy ....
18. Strong3 ( 23/10/2015 05:54)
uknoworudonknow? ... raha nakany antsimo za no niodina hoan'ny antsinana dia tsy afaka ny hibebaka indray ka hoe hanoy hoany antsinana , fa raha niverina nakany antsimo aho dia izay vao misy fibebahana tokony hataoko.
ka eto aho rhaj0 tsy niverina nakany antsimo ka tsy misy antony hibebahako eto!

19. Yahl ( 23/10/2015 10:43)

Strong3:

uknoworudonknow? ... raha nakany antsimo za no niodina hoan'ny antsinana dia tsy afaka ny hibebaka indray ka hoe hanoy hoany antsinana , fa raha niverina nakany antsimo aho dia izay vao misy fibebahana tokony hataoko.
ka eto aho rhaj0 tsy niverina nakany antsimo ka tsy misy antony hibebahako eto!



Aza hatao mahataitra ny soratra, fa ny teny entiny no hevero, fa hay efa toy izany daolo hoy ny nahita!

Raha azoko tsara ny teninao izany di mibebaka ihany enao rehefa misy hibebabahana, tsy afak' ota mihitsy!!! Mpanota foana!!! De izany io Jesôsy mampanota io!!!
20. Yahl ( 23/10/2015 10:47)

andrywui:

Mibebah nga fa mbola tsy tara ...ifonao amin'i Jehovah Andriamanitra syJesosy Kristy ny adalana be nataon'ingah fa hamela ny helok'ingah izy ....


Mampanota io Jesôsy lazainao io, fa mihevera tena ianao, fa tsy mamela heloka izany!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3951