TSY MBOLA FENO 200 TAONA AKORY NO NIDIRAN' NY BAIBOLY TETO MADAGASIKARA, DIA SAMY VOAFITAKA DAHOLO NY MALAGASY FA SAMY NIHINANA AMIM-BOLONY AVOKOA. DIA NISY NY FIANGONAN-DEHIBE ROA. NIFORONA KOA NY MBOLA MINTSO JESÔSY IHANY KA NITSITOKOTOKO NAMENO NY TANA
21. Yahl
(
23/10/2015 10:52)
endriny:
Tsofy mafy ny traompetra a... mba ho ren'ny namana a
Dia mba nataony kosa ilay izy e
Samy mba efa nanoratra nivotirika toa io daholo kosa teto e
Misaotra @ le porofo!
Raha mbola tena te hiaina @ marina dia araho Yahoshuah sady tsy mampanota intsony, ao @ www.rtvyahoshuah.com na ny 97.2fm eto Tanà.
22. Strong3
(
23/10/2015 10:55)
Yahl:
Strong3:
uknoworudonknow? ... raha nakany antsimo za no niodina hoan'ny antsinana dia tsy afaka ny hibebaka indray ka hoe hanoy hoany antsinana , fa raha niverina nakany antsimo aho dia izay vao misy fibebahana tokony hataoko.
ka eto aho rhaj0 tsy niverina nakany antsimo ka tsy misy antony hibebahako eto!
Aza hatao mahataitra ny soratra, fa ny teny entiny no hevero, fa hay efa toy izany daolo hoy ny nahita!
Raha azoko tsara ny teninao izany di mibebaka ihany enao rehefa misy hibebabahana, tsy afak' ota mihitsy!!! Mpanota foana!!! De izany io Jesôsy mampanota io!!!
__ asa re raha ahoana fa toa tsy hoazonao ilay resako eh!
na maika hitsara hatrany ihany dia tsy afaka ny hamakafaka tsara hoe inona hono izany lazain'i Strong
raha mbola tsy niverina ilalana izaho hoy izaho amin'io teny io dia tsy misy antony tokony hibebahako!
ka ampanotan'i Jesosy ahoana?
sa yaesouah-nareo mampanota anareo toa izany?
23. Yahl
(
23/10/2015 11:23)
Strong3:
fa ny mahagaga hoa : tao io baiboly nentin'izy roalahy io ihany no voizinareo manana anarana vaovao izay vao hita tamin'ny 2009 (enintaona lasa izay)
Tsy hanao baiboly hafa izany izahay, fa sahinareo retra indray ny milaza fa Baibolin' iEPISKÔPÔ indray io de vao maika nareo tsy hino
Fa hanitsy ny diso retra kosa no nahatongavany toy ny anarana jesôsy Atra Grika, ny fitandremana ny didy folo, sns...
asa na hita taiza na taiza ity anarana andriamanitra vaovao ity , sa mba nanana arkiôlgy nikaroka tany israely noho ianareo ka nahita tapaporoana sisa tsy may tany
ary io noheverina fa tena izy sy tena marina , fa na tamin'ingahy episkopo vao nivavaka aza dia mbola niankohoka tamin'i Jesosy
hihihih :-) :-) dia tohizo fa sao mahaliana ihany!
Enao efa nilazana fa aza mora manadino! Raha nampianatra ny faharavan' ny DXLM EPISKÔPÔ dia mbola nampiasa ny anarana jesôsy ka nataony hoe "jesôsy madrava DX" ka rehefa nazava ny fampianarana fa tena rava tokoa ny DXLM vao niteny ny anarana Yahoshuah izy araka ny lalàna koa izany retra izany fa tsy hoe tenitenenina fotsiny toy ny nahazoanareo ny baiboly avy any @ izy roalahy fotsiny de ninonino fahatany enao mandrakizao
___ FA ITY MBA AMPITAKO, IANAO MANIVATIVA NY INOANA MBA MAZAKA REHEFA MBA MISY HEVITRA LAZAINAY MOMBA ANAO FA TSY NY FANALIKANAO OLONA ETO NO HANEKENAY NY HEVITRAO!
azo ve monsieur mahay be sy hendry be sy tompon'ny marina be??? :-) :-)
Efa milaza aminao aho fa tsy izaho no manalika anao izany fa ny soratr masina no milaza izany! Jereo ny (Matio 7:6 + Apok.22:15) Ilay Yahoshuah no nanome ireo fahamarinana, fahendrena lazainay io, fa aza tezitra enao.
Tandremo fotsiny raha maty tampoka eo de any @ helo!
24. Yahl
(
23/10/2015 11:24)
bor2lais:
Toa tsy dia fanao amin'itony sehatra itony ange ny mampiasa renintsoratra lavareny tahaka io ry Yahl e ! Sa tezitra izato izy ka mila mikiakiaka mafy ! :-)
Tsy mba tezi-poana fa ny teny heverina namana !
25. Yahl
(
23/10/2015 11:36)
Strong3:
fahalalampomba avy any io namana fa aza asiana resaka eh hihihi :-)
Aza manadinodino fa tena mort an! Fa ny nanoratra miniscule aho toy ny tsy miditra tsara aminao sy ny mpaniratsira . Ary ny fomba indray dia tsy fampianaran'izao tontolo izao
26. Strong3
(
23/10/2015 11:46)
hoy ny soratra masina: « Fa hasehoko anareo izay hatahoranareo: Matahora Izay manam-pahefana hanary any amin'ny helo*, rehefa novonoiny; eny, hoy Izaho aminareo: Matahora Azy.[*Gr. Gehena] » (Lioka 12:5)
__ > ...,dia tsarovy ary ataovy ao amin'ny fitadidianao , fa tsy ny teninao no ahavery na ahavoavonjy ahy; FA AMPY AHY NY BAIBOLY ETO ampelatanako, ahitako ny làlana makany andanitra.
__ asa raha mba hainao ny hevitr'izao soratra masina izao:
« Ary tsy misy manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra tonta; raha izany, dia ho triatra ny siny hoditra, ka ho raraka ny divay, sady ho simba ny siny hoditra; fa ny siny hoditra vaovao no asian'ny olona divay vaovao, dia miara-maharitra izy roroa. » (Matio 9:17)
KA SAO MBA MANOVONA EO AMBONIN'NY FANORENAN'NY GRIKA aza ianareo mampiasa ny boky novokarin'ny grika ireto??? :-)
« Araka ny fahasoavan'Andriamanitra nomena ahy, tahaka ny fanaon'ny mpità-marika mahay no nanaovako ny fanorenana, ary ny hafa mandrafitra eo amboniny; nefa aoka ny olona rehetra hitandrina izay arafiny eo amboniny. » (1 Korintiana 3:10)
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. » (1 Korintiana 3:11)
___ dia hanagômagôma ny baiboly grika eto izany no fahafinaretanareo sy ambition-nareo
fa nga ny arkiôlogy-nareo tsy nahita ny tena IZY ? tany israely tany :-) :-) :-)
__ > ...,dia tsarovy ary ataovy ao amin'ny fitadidianao , fa tsy ny teninao no ahavery na ahavoavonjy ahy; FA AMPY AHY NY BAIBOLY ETO ampelatanako, ahitako ny làlana makany andanitra.
Yahl:
Tsy hanao baiboly hafa izany izahay, fa sahinareo retra indray ny milaza fa Baibolin' iEPISKÔPÔ indray io de vao maika nareo tsy hino
Fa hanitsy ny diso retra kosa no nahatongavany toy ny anarana jesôsy Atra Grika, ny fitandremana ny didy folo, sns...
__ asa raha mba hainao ny hevitr'izao soratra masina izao:
« Ary tsy misy manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra tonta; raha izany, dia ho triatra ny siny hoditra, ka ho raraka ny divay, sady ho simba ny siny hoditra; fa ny siny hoditra vaovao no asian'ny olona divay vaovao, dia miara-maharitra izy roroa. » (Matio 9:17)
KA SAO MBA MANOVONA EO AMBONIN'NY FANORENAN'NY GRIKA aza ianareo mampiasa ny boky novokarin'ny grika ireto??? :-)
« Araka ny fahasoavan'Andriamanitra nomena ahy, tahaka ny fanaon'ny mpità-marika mahay no nanaovako ny fanorenana, ary ny hafa mandrafitra eo amboniny; nefa aoka ny olona rehetra hitandrina izay arafiny eo amboniny. » (1 Korintiana 3:10)
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. » (1 Korintiana 3:11)
___ dia hanagômagôma ny baiboly grika eto izany no fahafinaretanareo sy ambition-nareo
fa nga ny arkiôlogy-nareo tsy nahita ny tena IZY ? tany israely tany :-) :-) :-)
27. andrywui
(
23/10/2015 15:22)

Ny ana alo de tsotra be iny ! Ny Filazantsara !! Kristy maty noho ny fahotatsika ,maty k nalevina nitsngana tam andro faha3 niakatra hô any andanitra . Mipetraka eo antanankavanan'Andriamanitra . ary mbola ho avy izy ... C tou !! Terminer
28. Yahl
(
24/10/2015 08:03)
Strong3:
hoy ny soratra masina: « Fa hasehoko anareo izay hatahoranareo: Matahora Izay manam-pahefana hanary any amin'ny helo*, rehefa novonoiny; eny, hoy Izaho aminareo: Matahora Azy.[*Gr. Gehena] » (Lioka 12:5)
__ > ...,dia tsarovy ary ataovy ao amin'ny fitadidianao , fa tsy ny teninao no ahavery na ahavoavonjy ahy; FA AMPY AHY NY BAIBOLY ETO ampelatanako, ahitako ny làlana makany andanitra.
Yahl:
Tsy hanao baiboly hafa izany izahay, fa sahinareo retra indray ny milaza fa Baibolin' iEPISKÔPÔ indray io de vao maika nareo tsy hino
Fa hanitsy ny diso retra kosa no nahatongavany toy ny anarana jesôsy Atra Grika, ny fitandremana ny didy folo, sns...
__ asa raha mba hainao ny hevitr'izao soratra masina izao:
« Ary tsy misy manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra tonta; raha izany, dia ho triatra ny siny hoditra, ka ho raraka ny divay, sady ho simba ny siny hoditra; fa ny siny hoditra vaovao no asian'ny olona divay vaovao, dia miara-maharitra izy roroa. » (Matio 9:17)
KA SAO MBA MANOVONA EO AMBONIN'NY FANORENAN'NY GRIKA aza ianareo mampiasa ny boky novokarin'ny grika ireto??? :-)
« Araka ny fahasoavan'Andriamanitra nomena ahy, tahaka ny fanaon'ny mpità-marika mahay no nanaovako ny fanorenana, ary ny hafa mandrafitra eo amboniny; nefa aoka ny olona rehetra hitandrina izay arafiny eo amboniny. » (1 Korintiana 3:10)
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. » (1 Korintiana 3:11)
___ dia hanagômagôma ny baiboly grika eto izany no fahafinaretanareo sy ambition-nareo
fa nga ny arkiôlogy-nareo tsy nahita ny tena IZY ? tany israely tany :-) :-) :-)
Tena fantatro tokoa ny hevitry ny teny fa enao izao no hitako fa tena manovo eo @ baibily novokarin' ny Grika. Tsy fantatrao angaha fa anaran' andriamanirtra grika io antsoinao io!?
De efa vofitaka ihany enaw, satria atra. grika no ivavahanao Jaona4:22. Fa Avy @ Jiosy ny famonjena. De ny aza mba maty eo ho'ah fa any @ helo avy hatrany.
Ka rehefa tsy mahalala ny Zanaka dia tsy mahalala ny Ray koa enw zany, de tena very (Salamo 68:5 / Bible Hebreu)
De ampafantarko anw koa fa tsy fantatrao akory: Ny siny tranainy misy divay tranainy de ny DXLM, ary tsy ampifangaroana @ fanekena vaovao izay nanaovana siny vaovao dia ny divay vaovao r' ise.
Manarak' izay koa
Raha niray t@ Fariseo mpitandrina DXLM io Yahoshuah io de tsy nisy famonoana tokony hisy akory ary tsy misy tokony hidinanay ety an-tany koa sy raha nahavonjy koa ny D10+Lalàn' i Môizy.
Tsy misy gômaina izany fa ny tranainy hoan' izay nomena ny tranainy any Israely ary ny vaovao hoan' ny monina ambonin' ny tany dia ny Jentilisa sy ny Jiosy afaka niala tao ambanin' io lalàna io.
Fa famonjena hoan' izay mahay mihaino izao fa tsy pub fotsiny (Ny Internet no Pub fa ny fampianarana kosa famonjena).
29. Yahl
(
24/10/2015 08:44)
rhaj0:
bor2lais:
Toa tsy dia fanao amin'itony sehatra itony ange ny mampiasa renintsoratra lavareny tahaka io ry Yahl e ! Sa tezitra izato izy ka mila mikiakiaka mafy ! :-)
Ka ny ao @ Baiboly no ianarany anie ry Bor2lais e... diso ve izy @ izany ??? ho pehanao ho "TSY tena miaina ny evanjily" ve izy @ izany ??
Ao @ Baiboly ao, dia tena manja be mihintsy anie ilay izy aminareo Kristiana ao, rehefa hoe,
miala any (Andrmntra) amina [size=15]FEO MAFY[/size]
Efa fantatra izany fa tsy fampiasa ny renintsoratra, fa ny teny ambara indray no hevero.
30. Yahl
(
24/10/2015 08:45)
Strong3:
dia tonga indray ny mpamendrofendro hihihi...!!!
ny fomba re samby amin'azy aby eh... ka eto izany misy ifanarahana rehefa hoe forum
ka asa fa ny modo no tompon'ny fitenenana mahakasika izay :-)
__ ka aza dia milaza izay tsy nolazaiko hoa...
ny fombako tsy fombanao , ary ny fombanao tsy fombako ... fa eto misy fomba iarahana , raha nasiana moa izany ... lol
31. Yahl
(
24/10/2015 09:27)
andrywui:
Tsy hiditta amle resaka majuscules nao ah fa ny tiako anontaniana anao ringa ry de zao inona no tena tianao ahatongavana?
Faharoa misy fivavahana hafa tianao idiranay anga oh : Temple du soleil na franc maçon na illuminati na tsy haiko .....
Milaza ny fitaka ateraky ny fiangonana rehetra ataon'ny miantso anaran' andriamanitra mitovy aho sy ny fitsitokotokoany ary ny tsy fahalalan'ny olona ny fampianarana arahiny @ fombam-pivavahana nentin' ireo tanisainao eo ambony ireo( TdS, FM na ny illuminatti sy ny tsy hainao izay efa nambarako sy hitanao t@' ireo mpisera ato @ forum.
quote=andrywui]
fahatelo farany tena tsara be mihitsy na hisy 1million aza ny fiangonana mbola vao hisokatra ka mitory an'i Jesosy Kristy izy .
Tena io mitory io andriamanitra Grika io mihintsy ilay tiako tenenina mahavoafitaka ny olona satria tsy manara-dalàna ilay anarana araka ny soratra masina .Satria tsy manana lettres "J sy E" ny Hebreo tranainy (Jereo ny dictionnaire Encyclopédie Hachette Version 2001 p.59 ary version 2003 p.53) Jaona 17:11. Ray masina ô, tehirizo ireo amin'ny anaranao izay nomenao Ahy, mba ho iray ihany izy, tahaka ny mahiray Antsika.
Koa aminao iza no anaran' ny Ray Nomeny ny Zanany?
Ary fiaianana mandrakizay anefa ny fahalalana io Ray io. Ka iza no tena anaran' ilay Ray?
quote=andrywui]
Satria ny Musulman ko ane amnizao miady mafy mitarika olona sy manery olona hanaraka ny fotopinoany Islamique e ...ka inona mou no olana ry akama ?
Tsotra ny momba izany : Deotoronomia18:15 Mpaminany avy eo aminao, dia avy amin'ny rahalahinao, tahaka ahy, no hatsangan'i YHVH Andriamanitrao ho anao; izy no hohenoinareo
18 Mpaminany no hatsangako ho azy avy amin'ny rahalahiny, tahaka anao, ka hataoko ao am-bavany ny teniko, ary holazainy aminy izay rehetra handidiako azy.
19 Ary izay rehetra tsy mihaino ny teniko, izay holazainy amin'ny anarako, dia Izaho no hitsara azy.
quote=andrywui]
Sa Jesosy Kristy mihitsy ve no halanao ? De ozy ah indray oe mbola tsy tara hianao hibebaka fa mety ho Groupe nireo ANTIKRISTY no nahatafiditra anao io . Mifonà ngah amin"i Jehovah Andriamanitra fa hamela ny adalan'ingah izy ...
Angaha misy antikristy aminareo samy miantso Jesôsy, jésus, Zezo sy ny Ieshoua?
Angaha ireo manala ota? Tena mampanota aza ireo an!
Satria ho'ah anriamanitra Grika io. Mampitandrina didy folo sy ny lalàn' i Moizy ny hafa firenena. Ka mpandika lalàna izany andrimanitrao zany! Tsy mampibebaka io fa mampanooota!
32. andrywui
(
25/10/2015 16:11)
Mîsy fanimbazimbana an'Andriamanitra sy Jehovah ato zan aa' efa b mvadikatido ny oul amle fiainana
Pffff....
Pffff....
33. Strong3
(
26/10/2015 07:16)
Yahl:
Strong3:
hoy ny soratra masina: « Fa hasehoko anareo izay hatahoranareo: Matahora Izay manam-pahefana hanary any amin'ny helo*, rehefa novonoiny; eny, hoy Izaho aminareo: Matahora Azy.[*Gr. Gehena] » (Lioka 12:5)
__ > ...,dia tsarovy ary ataovy ao amin'ny fitadidianao , fa tsy ny teninao no ahavery na ahavoavonjy ahy; FA AMPY AHY NY BAIBOLY ETO ampelatanako, ahitako ny làlana makany andanitra.
Yahl:
Tsy hanao baiboly hafa izany izahay, fa sahinareo retra indray ny milaza fa Baibolin' iEPISKÔPÔ indray io de vao maika nareo tsy hino
Fa hanitsy ny diso retra kosa no nahatongavany toy ny anarana jesôsy Atra Grika, ny fitandremana ny didy folo, sns...
__ asa raha mba hainao ny hevitr'izao soratra masina izao:
« Ary tsy misy manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra tonta; raha izany, dia ho triatra ny siny hoditra, ka ho raraka ny divay, sady ho simba ny siny hoditra; fa ny siny hoditra vaovao no asian'ny olona divay vaovao, dia miara-maharitra izy roroa. » (Matio 9:17)
KA SAO MBA MANOVONA EO AMBONIN'NY FANORENAN'NY GRIKA aza ianareo mampiasa ny boky novokarin'ny grika ireto??? :-)
« Araka ny fahasoavan'Andriamanitra nomena ahy, tahaka ny fanaon'ny mpità-marika mahay no nanaovako ny fanorenana, ary ny hafa mandrafitra eo amboniny; nefa aoka ny olona rehetra hitandrina izay arafiny eo amboniny. » (1 Korintiana 3:10)
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. » (1 Korintiana 3:11)
___ dia hanagômagôma ny baiboly grika eto izany no fahafinaretanareo sy ambition-nareo
fa nga ny arkiôlogy-nareo tsy nahita ny tena IZY ? tany israely tany :-) :-) :-)
Tena fantatro tokoa ny hevitry ny teny fa enao izao no hitako fa tena manovo eo @ baibily novokarin' ny Grika. Tsy fantatrao angaha fa anaran' andriamanirtra grika io antsoinao io!?
De efa vofitaka ihany enaw, satria atra. grika no ivavahanao Jaona4:22. Fa Avy @ Jiosy ny famonjena. De ny aza mba maty eo ho'ah fa any @ helo avy hatrany.
Ka rehefa tsy mahalala ny Zanaka dia tsy mahalala ny Ray koa enw zany, de tena very (Salamo 68:5 / Bible Hebreu)
De ampafantarko anw koa fa tsy fantatrao akory: Ny siny tranainy misy divay tranainy de ny DXLM, ary tsy ampifangaroana @ fanekena vaovao izay nanaovana siny vaovao dia ny divay vaovao r' ise.
Manarak' izay koa
Raha niray t@ Fariseo mpitandrina DXLM io Yahoshuah io de tsy nisy famonoana tokony hisy akory ary tsy misy tokony hidinanay ety an-tany koa sy raha nahavonjy koa ny D10+Lalàn' i Môizy.
Tsy misy gômaina izany fa ny tranainy hoan' izay nomena ny tranainy any Israely ary ny vaovao hoan' ny monina ambonin' ny tany dia ny Jentilisa sy ny Jiosy afaka niala tao ambanin' io lalàna io.
Fa famonjena hoan' izay mahay mihaino izao fa tsy pub fotsiny (Ny Internet no Pub fa ny fampianarana kosa famonjena).
:-) :-) :-)
dia gaga enw oz ny tanora ... ataonareo inona hoa io baibolin'ny grika io?
inona no ilingilingianareo mikitikitika io , azy io , andriamaniny ny ao ... fa aiza ny anareo , toa tsy manana baiboly (boky) mba mirakitra ny tantarany ,fa toa ny an'ny kristiana mino an'i Jesosy Kristy no koritanianareo sy angalanareo hevitra , mba hivavahanareo amin'ny yaesoanareo?
mahagaga an!!!
34. Yahl
(
26/10/2015 09:52)
rhaj0:
ianao anie bedin'i Bor2lais eo fa, ilay "finoana" anie hoz'izy ka "hiainana" eee...
- i Yahl io izao ho'a, iainany ny evanjily, ary dia mba manao FEO MAFY koa izy
- ianao izany ve, raha manao fanitrikitrihana, na contenu na forme io, dia tena araka ny finoanao ve izany ?
Ataoko angamba fa tsy misy hidiran' ny finoana izay halehibe na hakelin' ny soratra. Fa rehefa lehibe no tiako hanehoana ny soratra de lehibe no miseho arak'izay.
35. Yahl
(
26/10/2015 10:26)
[
[quote=Strong3]
dia tonga indray ny mpamendrofendro hihihi...!!!
quote=Yahl]
Mamendrofendro anao mitsy izany le marina toriana, dia vonjeo fanahinao fa izy ilay mifendro nohon' saina be ataonao fa tsy mba mihaino ilay fanahy mitady famonjena ao anatinao enao. Aleo manetr-tena toy izay enao mamono ny fanahinao toy izao
[/quote Strong3]
ny fomba re samby amin'azy aby eh... ka eto izany misy ifanarahana rehefa hoe forum
ka asa fa ny modo no tompon'ny fitenenana mahakasika izay :-)
__ ka aza dia milaza izay tsy nolazaiko hoa...
ny fombako tsy fombanao , ary ny fombanao tsy fombako ... fa eto misy fomba iarahana , raha nasiana moa izany ... lol
Tsy fampianaran' olombelona na abidian' izao tontolo izao r'ise!
36. rhaj0
(
26/10/2015 10:28)
hi hi hi.. asa raha misy psy eto, dia hilazalaza ny amintsika tsirairay, araka izay tarafina avy @ izay soratra ataontsika etoy io... :-)
[size=8]i dokotera Bor2lais sao dia psy? .. raha mahita avy any @ 3eme etage ianao tokony mba hotsahotsany, sa ... ? :-)[/size]

37. Yahl
(
26/10/2015 10:44)
Strong3:
Yahl:
Strong3:
hoy ny soratra masina: « Fa hasehoko anareo izay hatahoranareo: Matahora Izay manam-pahefana hanary any amin'ny helo*, rehefa novonoiny; eny, hoy Izaho aminareo: Matahora Azy.[*Gr. Gehena] » (Lioka 12:5)
__ > ...,dia tsarovy ary ataovy ao amin'ny fitadidianao , fa tsy ny teninao no ahavery na ahavoavonjy ahy; FA AMPY AHY NY BAIBOLY ETO ampelatanako, ahitako ny làlana makany andanitra.
Yahl:
Tsy hanao baiboly hafa izany izahay, fa sahinareo retra indray ny milaza fa Baibolin' iEPISKÔPÔ indray io de vao maika nareo tsy hino
Fa hanitsy ny diso retra kosa no nahatongavany toy ny anarana jesôsy Atra Grika, ny fitandremana ny didy folo, sns...
__ asa raha mba hainao ny hevitr'izao soratra masina izao:
« Ary tsy misy manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra tonta; raha izany, dia ho triatra ny siny hoditra, ka ho raraka ny divay, sady ho simba ny siny hoditra; fa ny siny hoditra vaovao no asian'ny olona divay vaovao, dia miara-maharitra izy roroa. » (Matio 9:17)
KA SAO MBA MANOVONA EO AMBONIN'NY FANORENAN'NY GRIKA aza ianareo mampiasa ny boky novokarin'ny grika ireto??? :-)
« Araka ny fahasoavan'Andriamanitra nomena ahy, tahaka ny fanaon'ny mpità-marika mahay no nanaovako ny fanorenana, ary ny hafa mandrafitra eo amboniny; nefa aoka ny olona rehetra hitandrina izay arafiny eo amboniny. » (1 Korintiana 3:10)
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. » (1 Korintiana 3:11)
___ dia hanagômagôma ny baiboly grika eto izany no fahafinaretanareo sy ambition-nareo
fa nga ny arkiôlogy-nareo tsy nahita ny tena IZY ? tany israely tany :-) :-) :-)
Tena fantatro tokoa ny hevitry ny teny fa enao izao no hitako fa tena manovo eo @ baibily novokarin' ny Grika. Tsy fantatrao angaha fa anaran' andriamanirtra grika io antsoinao io!?
De efa vofitaka ihany enaw, satria atra. grika no ivavahanao Jaona4:22. Fa Avy @ Jiosy ny famonjena. De ny aza mba maty eo ho'ah fa any @ helo avy hatrany.
Ka rehefa tsy mahalala ny Zanaka dia tsy mahalala ny Ray koa enw zany, de tena very (Salamo 68:5 / Bible Hebreu)
De ampafantarko anw koa fa tsy fantatrao akory: Ny siny tranainy misy divay tranainy de ny DXLM, ary tsy ampifangaroana @ fanekena vaovao izay nanaovana siny vaovao dia ny divay vaovao r' ise.
Manarak' izay koa
Raha niray t@ Fariseo mpitandrina DXLM io Yahoshuah io de tsy nisy famonoana tokony hisy akory ary tsy misy tokony hidinanay ety an-tany koa sy raha nahavonjy koa ny D10+Lalàn' i Môizy.
Tsy misy gômaina izany fa ny tranainy hoan' izay nomena ny tranainy any Israely ary ny vaovao hoan' ny monina ambonin' ny tany dia ny Jentilisa sy ny Jiosy afaka niala tao ambanin' io lalàna io.
Fa famonjena hoan' izay mahay mihaino izao fa tsy pub fotsiny (Ny Internet no Pub fa ny fampianarana kosa famonjena).
:-) :-) :-)
dia gaga enw oz ny tanora ... ataonareo inona hoa io baibolin'ny grika io?
inona no ilingilingianareo mikitikitika io , azy io , andriamaniny ny ao ... fa aiza ny anareo , toa tsy manana baiboly (boky) mba mirakitra ny tantarany ,fa toa ny an'ny kristiana mino an'i Jesosy Kristy no koritanianareo sy angalanareo hevitra , mba hivavahanareo amin'ny yaesoanareo?
mahagaga an!!!
Jereo ny testamenta vaovao; Fa vao manokatra ny pejy voalohany enaw de misoratrra eo hoe: Nadika avy @ teny Grika.
Efa nambarako anao fa tsy manana lettres "J" sy "E" ny Hebreo tranainy(Jereo ny Dictionnaire encyclopedie Hachette version 2001 p.59 sy 2003 p.53 / Ny TOB(Traduction Oeucumenique de la Bible) fa anarana Atra. Grika io Jesôsy ivavahanao io ka mapiteniteny foana anao sy mampanota anao io sady mampiteny jiolahim-boto anao toy ireo argots malagasy sy vahiny ampiasainao ireo.
Ka tsy hanonta baiboly intsony no haleha ety, fa hanitsy ny famitahana ataon' ny devoly sy ny mpiara-miasa aminy @'ny olombelona!
Jereo ny Bible selon LA VULGATE fa Yehosshuah no lazainy fa anarana feno @ teny Hebreo ny Zanak' Atra.(Mat.1:21) Na dia mbola misy diso iany aza ny nosoratany satria tsy manana lettre "E" ny Jiosy tranainy.
38. Yahl
(
26/10/2015 10:52)
[quote=andrywui]
Mibebah nga fa mbola tsy tara ...ifonao amin'i Jehovah Andriamanitra syJesosy Kristy ny adalana be nataon'ingah fa hamela ny helok'ingah izy ....
[/quote=Yahl]
Ise io izao raha hanontaniako @( ireo anaranaireo sy ny iraisanareo samy Judeo-kristianina ireo hoe: Iza ilay tena Atra. no anarany @ ireo fiantsoanareo azy( Jehôvah sa Iaveh ) ary ( Jésus sa Jesus sa Jesôsy sa Zezo sa Ieshoua ? Na dia samy mampanota aza.
39. Strong3
(
26/10/2015 11:18)
Yahl:
:-) :-) :-)
dia gaga enw oz ny tanora ... ataonareo inona hoa io baibolin'ny grika io?
inona no ilingilingianareo mikitikitika io , azy io , andriamaniny ny ao ... fa aiza ny anareo , toa tsy manana baiboly (boky) mba mirakitra ny tantarany ,fa toa ny an'ny kristiana mino an'i Jesosy Kristy no koritanianareo sy angalanareo hevitra , mba hivavahanareo amin'ny yaesoanareo?
mahagaga an!!!
Jereo ny testamenta vaovao; Fa vao manokatra ny pejy voalohany enaw de misoratrra eo hoe: Nadika avy @ teny Grika.
Efa nambarako anao fa tsy manana lettres "J" sy "E" ny Hebreo tranainy(Jereo ny Dictionnaire encyclopedie Hachette version 2001 p.59 sy 2003 p.53 / Ny TOB(Traduction Oeucumenique de la Bible) fa anarana Atra. Grika io Jesôsy ivavahanao io ka mapiteniteny foana anao sy mampanota anao io sady mampiteny jiolahim-boto anao toy ireo argots malagasy sy vahiny ampiasainao ireo.
Ka tsy hanonta baiboly intsony no haleha ety, fa hanitsy ny famitahana ataon' ny devoly sy ny mpiara-miasa aminy @'ny olombelona!
Jereo ny Bible selon LA VULGATE fa Yehosshuah no lazainy fa anarana feno @ teny Hebreo ny Zanak' Atra.(Mat.1:21) Na dia mbola misy diso iany aza ny nosoratany satria tsy manana lettre "E" ny Jiosy tranainy.
[/quote]
__ aiza ity fitenenan-dratsy lazainao fa ataoko? fa ny fanalikana olona fitenana tsara satria ny andriamanitrareo no miteny azy ôh?! ...
__ faharoa : nadika tamin'ny teny grika
sao adinonao aza fa ny teny grika no boky originalin'ny baiboly?
ka sao diso fitsikerana ianao raha hilaza fa teny hebreo ny TV
ny zavatra rehetra , ny fomba , ny fanoratra ny teny fikasana dia niova daholo ao amin'ny TV
ka izay no ilazako hoe aiza ho aiza ao amin'ny TV moa ianareo? moa tsy manana boky milazalaza momba ny andriamanitrareo ve fa toa ny boky version jentilisa no iandianareo fo hoe diso fa ny angle ahitanareo sy mety aminareo no marina?
__ raha i Rado fe no manoratra , dia i E.D Andriamalala no hitsikera hoe ; ity fijeriko sy anarana hitako ity no marina ,fa tsy io nosoratan'i Rado io
... asa aloha fa METY HISY HENDRY HILAZA FA METY izany angamba eto :-)
40. Yahl
(
27/10/2015 09:51)
Fiffi:
Yahl, inona aza ity sorabaventy mahatsiravina be ity ??????
Isaia 58:1 Ezaho ny fiantsonao, fa aza atao malemy, Asandrato ny feonao ho tahaka ny an'ny anjomara, ka ambarao amin'ny oloko ny fahadisoany Ary amin'ny taranak'i Jakoba ny fahotany;
Dia aza mora taitra izany intsony!!!