TSY MBOLA FENO 200 TAONA AKORY NO NIDIRAN' NY BAIBOLY TETO MADAGASIKARA, DIA SAMY VOAFITAKA DAHOLO NY MALAGASY FA SAMY NIHINANA AMIM-BOLONY AVOKOA. DIA NISY NY FIANGONAN-DEHIBE ROA. NIFORONA KOA NY MBOLA MINTSO JESÔSY IHANY KA NITSITOKOTOKO NAMENO NY TANA
61. bor2lais
(
02/11/2015 12:39)
O ry Yahl a !
1. Tsy fampiasa @ itony serasera itony ny tahaka itony "[/quote=Yahl]"
2. Voamarika fa toa ny Baiboly mampiasa ny teny tsy tiana(re)o ihany no toa ataona(re)o référence ! F'angaha mitovy ny Baibolintsika ?
:-)

62. Strong3
(
02/11/2015 12:46)
bor2lais:
O ry Yahl a !
1. Tsy fampiasa @ itony serasera itony ny tahaka itony "[/quote=Yahl]"
2. Voamarika fa toa ny Baiboly mampiasa ny teny tsy tiana(re)o ihany no toa ataona(re)o référence ! F'angaha mitovy ny Baibolintsika ?
:-)
ny fonony hono no andrizareo fa ny ao anatiny tsy azy :p :-) hihihi
63. rhaj0
(
02/11/2015 13:34)
mba tsy mahay mampiasa ny "quote" kosany ilay ranamana dia hihomehezan-dry Strong3 sy Bor2lais..
Ataovy eo ihany mouh ity manala-baraka ny FM ity.. ianareo Bor2lais sy Strong3 mantsy milaza-tena fa "tarihin'ny FM" eto @ ity tany ity, ary izay "finoanareo" izay dia "iainanareo" ao.. sy eto :-)
O ry Yahl aa... rahefa mba tianao atao anaty efa-joro ny noresahana taloha, dia
- tsindrio ilay guillemet be io ambony io ... [size=20]" [/size]... dia ampidiro ny tianao atao anaty efa-joro..
[ quote ]
quote --- eto ilay resakao
[ /quote ]
dia rahefa tianao mba hisy anarany ny resaka, dia asianao ilay hoe
[ quote=Yahl ]

65. rhaj0
(
03/11/2015 11:24)
hi hi hi.. tonotonony ao ihany ho'a ny anaraNY ry Strong3 aaa... :-)
Salamo 139 : 20 Dia izay manonona Anao ho enti-mamitaka...

66. Yahl
(
04/11/2015 09:01)
quote
O ry Yahl aa... rahefa mba tianao atao anaty efa-joro ny noresahana taloha, dia
- tsindrio ilay guillemet be io ambony io ... [size=20]" [/size]... dia am
quote
pidiro ny tianao atao anaty efa-joro..
[ quote ]
quote --- eto ilay resakao
[ /quote ]
dia rahefa tianao mba hisy anarany ny resaka, dia asianao ilay hoe
[ quote=Yahl ]
[/quote]
Misaotra @ fanoroana namana!
67. Strong3
(
04/11/2015 09:15)
rhaj0:
hi hi hi.. tonotonony ao ihany ho'a ny anaraNY ry Strong3 aaa... :-)
Salamo 139 : 20 Dia izay manonona Anao ho enti-mamitaka...
hihih ... tsy mba mety sosotra amin'ny zandriny Izy
fa raha ianao mbola tsy vita fihavanana Aminy io no manonotonona foana ny anaranY eo tonga dia voa sazy mafy mihitsy raha tsy mibebaka :-)
zany rhaj0 kelin'i Jesosy tsy ho ela oh!!?
68. Yahl
(
04/11/2015 09:38)
quote
[quote=bor2lais]
O ry Yahl a !
2. Voamarika fa toa ny Baiboly mampiasa ny teny tsy tiana(re)o ihany no toa ataona(re)o référence ! F'angaha mitovy ny Baibolintsika ?
quote=Yahl
Samy mampiasa baiboly nadikan' ny Grika daholo ihany ny olombelona maneran-tany.
Fa izaho tsy niteny hoe tsy tiako ny tenim-pirenena hafa na hoe teny ratsy. Fa ny fahadisoana nataony no lazaiko.
69. Yahl
(
04/11/2015 09:39)

70. bor2lais
(
04/11/2015 10:09)
fanontaniana_napetrako:
O ry Yahl a !
2. Voamarika fa toa ny Baiboly mampiasa ny teny tsy tiana(re)o ihany no toa ataona(re)o référence ! F'angaha mitovy ny Baibolintsika ?
valinteny nataon_Yahl:
Samy mampiasa baiboly nadikan' ny Grika daholo ihany ny olombelona maneran-tany.
Fa izaho tsy niteny hoe tsy tiako ny tenim-pirenena hafa na hoe teny ratsy. Fa ny fahadisoana nataony no lazaiko.
Tsy resaka tenim-pirenena ange no teny lazaiko fa tsy tiana(re)o (nefa Tompoinay fatratra) e ! :-)
() : mba miantefa na tonga tsara any aminao ve aloha ny hafatra apetraky ny namana eto sa Yahl ihany no voakasika satria tsy tena anaranao io fa pseudo fotsiny ? :-)
71. Strong3
(
04/11/2015 10:38)
Yahl:
quote
[quote=bor2lais]
O ry Yahl a !
2. Voamarika fa toa ny Baiboly mampiasa ny teny tsy tiana(re)o ihany no toa ataona(re)o référence ! F'angaha mitovy ny Baibolintsika ?
quote=Yahl
Samy mampiasa baiboly nadikan' ny Grika daholo ihany ny olombelona maneran-tany.
Fa izaho tsy niteny hoe tsy tiako ny tenim-pirenena hafa na hoe teny ratsy. Fa ny fahadisoana nataony no lazaiko.
hihihi ... raha ny anaran'izay heverina fa masina indrindra aza no tsy atokisanao , maika izay firafitrin'ny teny ao na izay fanovana ao?
toa be lazao enao ka ... :-) lol
miala amin'io baibolin'ny FFPM io hoa rehefa tsy hino an'i Jesosy fa tsy mitsikera baibolin'olona eto fotsiny !
72. rhaj0
(
04/11/2015 11:26)
hi hi hi... samy manana ny Baiboliny an... samy manana ny Andrmntra-ny an... (na dia samy Kristiana azany).. bravo Strong3 sy Bor2lais tarihin'ny FM :-)
73. bor2lais
(
04/11/2015 12:19)
rhaj0:
hi hi hi... samy manana ny Baiboliny an... samy manana ny Andrmntra-ny an... (na dia samy Kristiana azany).. bravo Strong3 sy Bor2lais tarihin'ny FM :-)
Ny an-dramose izao dia google ihany ary google hatrany no mitarika azy ! :-)
74. rhaj0
(
04/11/2015 12:28)
na google io na bing io na yahoo-search dia mety foana ry Bor2lais aaa... ny algorithm-n'i google no hitako mahery dia google no atoriako..
Fa dia confirmé izany eee... hozy i Strong3 sy Bor2lais hoe :
Samy manana ny Baiboliny... samy manana ny Andrmntra-ny... na dia samy Kristiana azany.
Ary "tarihin'ny FM" i Strong3 sy Bor2lais milaza an'io... bravo ho'a eee...

75. bor2lais
(
04/11/2015 12:55)
rhaj0:
na google io na bing io na yahoo-search dia mety foana ry Bor2lais aaa... ny algorithm-n'i google no hitako mahery dia google no atoriako..
Ary toa manomboka mikitakita ilay "robot" !!
:-)
rhaj0:
Fa dia confirmé izany eee... hozy i Strong3 sy Bor2lais hoe :
Samy manana ny Baiboliny... samy manana ny Andrmntra-ny... na dia samy Kristiana azany.
Ary "tarihin'ny FM" i Strong3 sy Bor2lais milaza an'io... bravo ho'a eee...
Ataovy @ izay algorithm mahafaly (na namahanana) anao ao re ramose fa aza mangataka "confirmation" aty sao dia mivaralila eo daholo ny "programmation" natao ho anao ao !
:-)
76. Strong3
(
04/11/2015 13:06)
rhaj0:
na google io na bing io na yahoo-search dia mety foana ry Bor2lais aaa... ny algorithm-n'i google no hitako mahery dia google no atoriako..
Fa dia confirmé izany eee... hozy i Strong3 sy Bor2lais hoe :
Samy manana ny Baiboliny... samy manana ny Andrmntra-ny... na dia samy Kristiana azany.
Ary "tarihin'ny FM" i Strong3 sy Bor2lais milaza an'io... bravo ho'a eee...
ka tsy azo ovana izany io baiboly io na iza faly na iza tsy faly / donku efa ny Jesosinay no simbasimbaina dia efa tsy tokony hikitika ny BAIBOLINAY FFPM mihitsy
... mba manakambo ! :-) hihih
« Izaho dia manambara amin'izay rehetra mandre ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity: Raha misy manampy ireo, Andriamanitra hanampy ireo loza voasoratra eto anatin'ity boky ity ho azy; » (Apokalypsy 22:18)
77. rhaj0
(
04/11/2015 13:33)
bor2lais:bien sur.. bien sur... hi hi hi... firy girama ho'a ny orona lanjalanjainao ao eee :-)
aza mangataka "confirmation" aty
Strong3:yeah.. confirmé... :-)
efa ny Jesosinay no simbasimbaina dia efa tsy tokony hikitika ny BAIBOLINAY FFPM mihitsy
Samy manana ny Baiboliny... samy manana ny Andrmntra-ny... na dia samy Kristiana azany.
78. Strong3
(
05/11/2015 07:31)
[size=16]tsy kristiana ireo mamadibadika ny soratra voasoratra ao na inona filazanao na inona!
raha misy boky original efa voaprofo fa tena orizinaly any dia izay no afaka hamadiana io efa misy io
ka na confirmé na tsia hoy i rhaj0 dia mazava ny finoana kristiana , izay voasoratra dia foasoratra na dia i pilato aza no niteny izany ; fa ny Apoka 22:18 io dia manampy ny tsy hanovana ny TENY, ary ny torah koa dia milaza ny tsy fiovana . [/size]

79. Yahl
(
05/11/2015 08:23)
bor2lais:
[quote=fanontaniana_napetrako]
Tsy resaka tenim-pirenena ange no teny lazaiko fa tsy tiana(re)o (nefa Tompoinay fatratra) e ! :-)
() : mba miantefa na tonga tsara any aminao ve aloha ny hafatra apetraky ny namana eto sa Yahl ihany no voakasika satria tsy tena anaranao io fa pseudo fotsiny ? :-)
quote
Tompoy izay tompoinao ary f' efa nanambarana ny marina enaw!
Yahoshuah no Zanak' Atra. marina ary rava ny DXLM.
80. Yahl
(
05/11/2015 08:33)
[quote=Strong3]
hihihi ... raha ny anaran'izay heverina fa masina indrindra aza no tsy atokisanao , maika izay firafitrin'ny teny ao na izay fanovana ao?
toa be lazao enao ka ... :-) lol
miala amin'io baibolin'ny FFPM io hoa rehefa tsy hino an'i Jesosy fa tsy mitsikera baibolin'olona eto fotsiny !
Enaw de be marenina mpaniratsira ref tratra @ marina de mamadibadika resaka fotsiny sisa. Ny teny asaina valianao tsy valianao fa mifendro @ marina!