Fikambanana miafina
1. McRay
(
10/12/2015 20:59)
Inona tokoa ny tena fomba amapanao sy ny tanjon ireo fikambanana miafina, Franc macon sy iluminaty..d mis club b d b noforoniny...
novalian'i endriny ny 21/12/2015 06:46
5. gasy1zay
(
11/12/2015 14:40)
Raha ny Franc Maçon no resahina dia officiellement dia hoe sehatra ifaneraserana sy ifanakalozankevitra eo @ mpikambana notsongaina t@ maro ary tsy asiana fanavakavahana na ara-pinoana, na ara-pirazanana na ara-pihaviana fa @ firahalahiana, tsy afaka miditra mpikambana ianao raha tsy misy olona mampiditra, dia toa mila enquête be koa, dia mila manao fianihanana fa tsy hizara ny tsiambaratelo fantatrao ao, hiaro ny membre FM hafa na @ fomba inona na inona ( ohatra hoe mpitsara ianao dia misy FM tokony gadraina dia raha mila vonjy aminao io dia ...tsy alefanao any ampigadraina).
Betsaka ny olona tafaroboka ao satria dia tena trafic d'influence sy reseautage goavana be, ny zavatra fantatry ny membre dia tsy mitovy satria misy grade maromaro dinganina vao mahafantatra ny zavatra ambadika rehetra ianao, fa misy ireo membre fahiny manao témoignage @ internet fa misy resaka pacte satanique ao ambadiky ao, valio ny momba an'ingahy Albert Pike : https://fr.wikipedia.org/wiki/Albert_Pike
ry zareo membre moa milaza fa tsy misy resaka fivavahana ity FM nefa dia hoe mi-reconnaitre ny fisian'andriamanitra hono ry zareo dia ilay antsoiny hoe le grand architecte de l'univers.
Misy "théorie du complot" milaza hoe ireo olo-malaza, manambonihaitra sy mpitondra fitondrana eran-tany dia membre FM daoly fa manao vazaha mody miady fotsiny ary raha tsy FM no manohana anao dia tsy hahazo fahefana mintsy ianao, ohatra fotsiny hoe JLR zao FM ary i HVM koa dia izy jiaby. Ary io théorie de complot io koa dia milaza fa ny FM daolo no tao ambadiky ny korotana sy ny ady maneran-tany.
https://fr.wikipedia.org/wiki/Th%C3%A9ories_du_complot_ma%C3%A7onnique
Lavabe fa misy tsakotsakoanao ngamba raha tena tsy mahalala na inona na inona ianao.

6. rhaj0
(
11/12/2015 15:19)
ny hoe "pacte satanique" k'lou dia... raha ny fahazoako azy, dia tsy hoe izay foana, satria ny any Eoropa hono dia misokatra @ Athée ny Framasaho.. Ivanitihan'ny Athée ny satanatana-nao.
Ny fahitako azy, dia fombafomba fotsiny ilay izy, sahala @ hoe, bizutage, na koa ohatra hoe, androtsahana toaka kely atsy andrefa-trano alohan'ny higohana azy...
Raha ny fahazoako azy, dia reseautage io... hotry ny hoe, zahay diaspora aty, dia ... samy gasy rehefa mifanena any ho any eee... Mety misy izay sefokelin'ny communauté any, na koa i pasitera/moperan'ny fiangonana aty ampita, fa tena tsy mibaiko anay ireo eee.. mety manisi-kevitra izy, fa sisi-kevitra fotsiny ihany io.. mety manao lobby izany koa io, fa toa ny groupe d'intérêt rehetra manao lobby ihany koa izany io eee... mety hiangatra @ ilay gasy namako aho, fa tsy izany no tena hoe mamaritra ny atao ato... ets...
Na ohatra koe hoe, membre ny croix-rouge ianao, na hoe croix-bleu koa... fa tsy ilay deba atsy Soisa no mibaiko anao @ asanao ohatra... Fa raha misy olona croix-rouge, secouriste sy volontaire, dia mety mba iangaranao izany eee...
Ohatra koa hoe, i Obama ohatra dia (malaza koa fa) Framasaho.. Dia mino ve ianao fa ilay grand pretre atsy ho atsy no mibaiko an'i Obama? Izaho tsy mino an'izany. Mety miombo-kevitra zareo, coincidence, fa TSY izay mpanangana lahin-jiro atsy @ temple atsy no mibaiko ny politika amerikana.

7. endriny
(
11/12/2015 15:30)
hihihihihiihihihi... efa hoe fikambanana miafina hono dia mbola misy mahalala ihany.
Fa inona tokoa ho'a ny ataon'ireny mipetraka any amin'ny Karmelita ireny e?

8. booboo
(
13/12/2015 16:37)
Vao androany mihitsy ilay zanako no nanao activités scoutes niaraka t@ masera karmelitz.). Fa hangodana trano koa zany...
9. endriny
(
14/12/2015 04:44)
Dia gaga ianao kanefa ry zareo hoe tsy miala ao Mahitsy ao mihintsy... Hihihihihihihih
10. Strong3
(
15/12/2015 07:10)
midira de ho hitanao izay ao eh...
de mba manao ny penis ho dadany ao enao izany , ary ho fanazavana ny tany izay tsy mahay mihetsika fa doumadouma!

11. Olive05
(
17/12/2015 13:04)
Salama,
Mamaly an'ilay hoe "Fa inona tokoa ho'a ny ataon'ireny mipetraka any amin'ny Karmelita ireny e?":
Ny masera no atao hoe Karmelita. Misy ny Karmelita "mihidy" no ilazana azy satria tsy mifandray @ zao tontolo izao ry zareo, tsy mivoakan'ny trano. Mivavaka no ataony ao (ankoatran'ny hoe mivelona, misakafo...etc) Ny andro tokom-piainany sy ny relijiozy hafa dia ny mivavaka andr sy alina (mivavaka ho antsika sy ho an'izao tontolo izao).
Misy koa ny masera Karmelita "tsy mihidy" fa mifangaro @ zao tontolo izao. Ohatra: Carmélites de Turin, zay mety hitanareo mampianatra, mitsabo, manao activités miaraka @ hafa (ex: scootes)
"Hangodana trano" ve? :D ie ka tsy masera iray no mipetraka ao moa mandray olona avy any ivelany manao laretirety dia tsy maintsy atao malalaka ny trano hivantanan'ny hafa zay hanao fihatahana masina, hivavaka, ...etc.
Zay! :)

12. endriny
(
18/12/2015 05:06)
Strong3:
midira de ho hitanao izay ao eh...
de mba manao ny penis ho dadany ao enao izany , ary ho fanazavana ny tany izay tsy mahay mihetsika fa doumadouma!
Fa inona no idiran'ny PENIS amin'ny karmelita?
13. endriny
(
21/12/2015 06:46)
Mety hoe ry masera samy vehivavy daholo ve dia tsy ampy an'io ry Strong3... Sa hoe io no atao hoe fanahy masina arak'ilay hatsikana rehefa nitondran'i Masindahy Piera Penis I Masina Maria tany an-danitra