satanistes

1. rhaj0 ( 14/12/2015 14:43)
Asa raha efa tonga a Dago koa ny Satanistes..

http://www.cnn.com/2015/12/11/living/5-things-satanists/index.html

Kay moa ilay ampiasainy ny hoe "satan" dia arts sy symboles fotsiny hono eee...

Ho anay saim-baolina dia OK izany io eeee...
novalian'i rhaj0 ny 18/12/2015 16:55
2. stahtam ( 15/12/2015 06:29)

[quote=rhaj0]
Asa raha efa tonga a Dago koa ny Satanistes..

http://www.cnn.com/2015/12/11/living/5-things-satanists/index.html

Kay moa ilay ampiasainy ny hoe "satan" dia arts sy symboles fotsiny hono eee...

Ho anay saim-baolina dia OK izany io eeee...
[quote=stahtam]
Izay ilay hoe finoana e, samy mitazona izay mety aminy. Malalaka ka tsy dia misy holazaina loatra.
3. Strong3 ( 15/12/2015 07:02)
La porte du Paradis

Les adeptes de cette secte croient aux ovnis et à la destruction imminente de la terre. Selon les leaders du groupe, Marshall Applewhite et Bonnie Nettles, la seule façon d’échapper à ce destin est de créer leur propre fin. Les fidèles avaient même élaboré des vidéos pédagogiques sur la façon dont il fallait s’y prendre pour libérer son âme de son corps. Un suicide collectif en a été la conséquence.

Lorsque la comète Hale-Bopp a été aperçue dans le ciel en 1997, Applewhite y a vu le signe qu’il attendait : il était convaincu qu’il y avait un vaisseau spatial dissimulé derrière la comète, prêt à accueillir leurs âmes afin de les sauver de la destruction de la terre. Il a alors ordonné à 38 adeptes de se suicider, ce qu’ils firent.
4. Strong3 ( 15/12/2015 07:19)
5 things you didn't know about satanists

By Tricia Escobedo, CNN

Updated 2035 GMT (0435 HKT) December 11, 2015

Story highlights

On their websites, the Church of Satan and the Satanic Temple say Satan is a symbol, not a being
The groups reject holy sites, gods and other things sacred to most religions, but they place a high value on symbolism and art
They don't celebrate Jesus' birth, but on satanist says he spends time with family and "enjoy(s) the richness of life" on Christmas

(CNN)When you think satanism, images of pierced, black-clad youths gathering at night, listening to hardcore death metal music and sacrificing animals may come to mind.

But you might be surprised to learn that many satanists are a lot more interested in community activism and individual freedoms than heavy metal or performing bizarre rites.

Here are a few things you might not know about satanism:

Most satanists aren't devil worshipers

Surprisingly, most card-carrying satanists do not worship Satan or any other form of the devil -- they are actually atheists. The Church of Satan, founded in the mid-1960s, explains it this way on its website: [size=16] "Satan to us is a symbol of pride, liberty and individualism, and it serves as an external metaphorical projection of our highest personal potential. We do not believe in Satan as a being or person. [/size]"
« Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoana, » (Galatiana 5:19)
« fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana, » (Galatiana 5:20)
« fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra. » (Galatiana 5:21)



The Church of Satan puts the individual at the center of the universe, what high priest Peter Gilmore describes as going from an "a-theist" to an "I-theist."

The Satanic Temple, which formed in recent years to fight a perceived intrusion of Christian values on American politics, says, "we do not promote a belief in a personal Satan. To embrace the name Satan is to embrace rational inquiry removed from supernaturalism and archaic tradition-based superstitions."

dia amboariboarina ao ilay teny mba tsy hivandravandra be hoe ... :-) :-) :-)
5. rhaj0 ( 15/12/2015 11:47)
satanistes:
The groups reject holy sites, gods and other things sacred to most religions... They don't celebrate Jesus' birth... do not believe in Satan as a being or person.

Rizareo izany dia TSY mino(mino foana) toa ny Kristiana eeee...

satanistes:
"Satan to us is a symbol... it serves as an external metaphorical projection...

Fa ilay personazy bibilika no nalainy ho "symbole", mba hi-frapper ny imagination-dRakrisy, sy izay rehetra mino(mino) ireny "symbole" ireny.

satanistes:
"...pride, liberty and individualism...highest personal potential.

IIiiieeee... tena individualiste be zareo izany.. Fa raha mihaino ireny psy na ireny mpanabe ireny ianao, dia ... mampirisika anao ny hitady an'ireo izy, ho soa ho an'ny fahasalaman'ny fi(s)ainanao, indrindra ny "highest personal potential"-nao.

Fa n'enareo Kristiana moa izany dia tonga dia akapokareo ho «...Fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoana, » (Galatiana 5:19)... raha vao mitady hisandratra noho i Mopera/Pasitera/Gourou ny olona...

Ilay "mijangajanga" no tena maha-tapaka... tsy haiko hoe, aiza @ io "individualiste" io no mampalasa "mangala-badin'olona"... angaha obsédé (nefa reprimé) hotr'anareo (Kristiana) daholo ho'a ny olona eee...
6. Strong3 ( 15/12/2015 11:56)
ka efa hita eto nge izany aobisédé izany eh, toa vao misy resaka u know ... d'efa iny ra rhaj0 fa .... matsirobasio eh, plan a 3 eh, eo ambony fandriana eh,.. sns

ka maika raha mamonjimonjy night club izany tsy ho marain-andro vao mody??,

dia matoria miaraka amin'ny fahalalan-tsaina ao izany kou, amin'izay miakatra tsara ny mahaenao anao (fa izany hoe mbola eto amin'ny forum ihany aloha moa izany no misy antsika hihihi )
7. rhaj0 ( 15/12/2015 12:06)
hi hi hi.. mba tia sex ve i Strong3 ao k'lou eee... sa ho'a ny saina no be imagination nefa réprimer-ndry Pasitera/Mopera/Gourou ao foana?

Ndana k'lou azany mijerijery ny resaka teto @ forum teto eee... eto ihany isika eee :-)
http://forum.serasera.org/forum/message/m5460ccbbeac86
8. Strong3 ( 15/12/2015 12:22)
za aloha manambady sy mananjanaka ary mazava hoazy fa misy rs ao izay ...
fa enao toa isak'izay misy irika toa ... atao makany makany ihany ny resaka .... hahahah
9. rhaj0 ( 15/12/2015 13:46)
[size=8]ka hanontanio i Freud, fa mba miana-kendry mi-psy anareo xiana kouh... :-)

Fa mila tsindrotsindromina matetika tokoany ho'a ity obsession-nareo réprimer-ndRapasy/Damopra/Gourou ity eee... ngo dia mba mahay mihiaka omaigaody omaigaody, dzisaosy kiraista dzisaosy kiraista "tena izy" ihany 'nareo ao @ farany eeee...[/size]
10. Strong3 ( 16/12/2015 07:42)
adala be tsssss
11. SP-TCA_3 ( 17/12/2015 08:56)

rhaj0:

hi hi hi.. mba tia sex ve i Strong3 ao k'lou eee... sa ho'a ny saina no be imagination nefa réprimer-ndry Pasitera/Mopera/Gourou ao foana?

Ndana k'lou azany mijerijery ny resaka teto @ forum teto eee... eto ihany isika eee :-)
http://forum.serasera.org/forum/message/m5460ccbbeac86


Enao ty d hafa samy ze ol mits, efa aty @domaine hafa aty dia mbol mtad ampiditr anzany fona, tssss
12. rhaj0 ( 17/12/2015 13:42)
SP-TCA_3:
efa aty @domaine hafa aty dia mbol mtad ampiditr anzany fona, tssss

Fa misy kosa anie (aminareo) mandohalika mivavaka eo an-tongom-pandriana alohan'ny manao kilentidentika ao eee.. dia misy ho'a eo ampanaovana akoriny azany no mihiaka be omaigaody omaigaody.. koa ahoana no maha-hors-suze an'zany... sa ianao tsy mba manao an'izany? :-)

Vazivazy iny fa ity no tena serieux. Mihevera-tena tokoany ho'a nareo Kristiana, fa misy "obsession" gilady be ao aminareo ao, nefa dia réprimé"-n-dry Mopera/Pasitera/Gourou mafy ao @ anaran'ny Baiboly... Izany no mampikitakita lava anareo @ n'a pas ao io... Mihevera-tena eee.. Mihevera-tena ho'a.
13. endriny ( 17/12/2015 15:22)
Ilay izy kosa aloha rehefa lasa Kristianina ny olona iray dia toa azony atao daholo ny zavatra rehetra a... ohaniny hatramin'ny fadin-drazany..

Na manilika volam-bahoaka aza izy... manome raki-boady dia madio ny rano nitana... Omena fisaorana manokana eny amin'ny alitara fa nanome 2.000.000fmg be izao tsy an-kihetsika

Isaorana ny Tompo
14. rhaj0 ( 18/12/2015 16:55)
Ka io anie toa ilay resaka INDULGENCE fataon'i Vatican (taloha)..

rhaj0:
Ka inona hono ity "indulgence" ?? dia hoe ...
Le commerce des indulgences vient de la possibilité dans l'Église catholique romaine d'acheter des indulgences (du latin indulgere, « accorder »), c'est-à-dire la rémission totale ou partielle devant Dieu de la peine temporelle encourue en raison d'un péché pardonné.

Averina kely : acheter (..) la rémission totale ou partielle devant Dieu de la peine temporelle encourue en raison d'un péché pardonné.


Ka matoa (n)ataony io, dia zahavo fa ao anaty Baiboly, ary tao ihany no nakany inspiration..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7029