Andro malaza !

81. rhaj0 ( 27/12/2015 22:04)
Ka t@ fankalazana nataonao tao ry Bor2lais, hono ho'a, mba nanisy ireo "biby ao antranon'omby" koa ve ianao?

Izao mantsy no vao reko t@ radio hoe.. Io hono dia mba anatsaratsarana ny légende eee... Ny Apondra dia mafy loha sahala @ Devoly, ary ny Omby dia mafy toto sahala @ Anjely... fa raha ny marina dia TSISY tao akoriny ireo t@ natao ny ... césarienne :-)

hi hi hi... io anie sahala @ rahefa mampirevy pere noel, dia mba asiana lutin kely koa ee...

Ngo dia tsy tokony miteny azany aho fa manjary simba ny revin'ny ankizy sy ny zaza (saina) ee...

Nefa moa, efa vita iny ny fankalazana, ka mila mba ampifohazina @ izay ry Bor2lais ee...
82. bor2lais ( 28/12/2015 09:20)
Ny tsy azonao ange ramose dia ity e :
ny zavatra takatry ny 2 étages ange ka mba takatry ny 3 étages koa (ary efa nolalovany) fa ny takatry ny 3 étages kosa dia tsy ho azon'ny 2 étages veli² ! :-)
Dia box-n'iza re no kely raha io no jerena e ? hihihi !
83. bor2lais ( 28/12/2015 11:08)
yahl:

Tena mpisandoka anie ho'ah io Jesôsinareo io eh!
Tena izay mihintsy no anton' ny fampianarana sy Pub, ho fantatry ny olona ny fahamarinana rehetra, fa tafiditry ny devoly hatrany anaty baiboly rey olona ah!
Inona le mahasambatra @ le krismasy??? Mampifaly saina fotsiny fa hoe mamono akoho sy lolo ary vorona ve? De misotro sy ny ....eran' ny tanàna ve?

:-)
84. rhaj0 ( 28/12/2015 19:11)
bor2lais:
Ny tsy azonao ange ramose dia ity e :
ny zavatra takatry ny 2 étages ange ka mba takatry ny 3 étages koa (ary efa nolalovany) fa ny takatry ny 3 étages kosa dia tsy ho azon'ny 2 étages veli² ! :-)
Dia box-n'iza re no kely raha io no jerena e ? hihihi !

hi hi hi...f'angaha ny box-n'ny zaza (saina) kely noho ny an'ny hafa? ny imagination-njaza zavatra mandeha 100km/h, "tsy takatra"... :-)
85. Yahl ( 29/12/2015 10:52)

rhaj0:

Yahl
Angaha efa miseho ho avo noho ny namany indray izy izany?! nefa iray ihany nareo na mino an'i Jesôsy na tsy mino!
Mba misy fantatro kely ihany ny @izay, saingy tsy de zava-dehibe loatra fa tsinontsinona!
De mba aiza ho aiza ilay étage? Tsy eto an-tany intsony ve? De rehefa mamindra koa tsy mandia tany? Sa efa tsy misakafo intsony koa? De refa mandeha @ vitêsse lumière??? Tena mba valio aho!

Mivadika ati-doha!!!
Mampalahelo!!!

Isaia 55: 9 Fa tahaka ny hahavon'ny lanitra noho ny tany no hahavon'ny lalako noho ny lalanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo.
[/quote]
86. bor2lais ( 29/12/2015 11:49)
yahl:

...
Mivadika ati-doha!!!
Mampalahelo!!!
...

Izao izany no vokatry ny fampianaran'ilay gourou milaza tena fa "ambasadaoron'ny lanitra" izao a !
:-)
87. Yahl ( 23/01/2016 09:27)

bor2lais:

Izao izany no vokatry ny fampianaran'ilay gourou milaza tena fa "ambasadaoron'ny lanitra" izao a !
:-)

Valio araka ny fangatahako fotsiny raha mandeha vitêsse lumière,f'aza be fahendrena any @ tsy miresaka aminao enao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0869