Andro malaza !

61. bor2lais ( 18/12/2015 14:38)
Misy mihetsika adalana mihitsy raha vao maheno ny Anaran'i Jesosy avy any Nazareta a !
62. rhaj0 ( 18/12/2015 15:04)
Misy mihetsika (adalana sa hafaliana) indray, ilay rahefa lasa lavitra mankany mankany iny eee :-) dia manonona hoe ... djisaosy kiraista djisaosy kiraista ..


Vazivazy iny fa ... aoka kosany ilay olona tsy lazainao Bor2lais fa "mihetsika adalana" eee... may vava kouh nareo ao @ 3eme etage ao.. :-)
63. bor2lais ( 18/12/2015 16:58)
SP-TCA_3:

Rehefa tsy mankalaza dia mipetraka tsara fotsiny fa aza maniratsira.

Ry "hendry" anefa laozany mamaky takotra (tsy misy atorian'ny ao @ 2 étages) ! :-)
64. rhaj0 ( 18/12/2015 17:08)
tsy azoko tsara... i SP-TCA_3, ilay dimbaka "nahita sy naheno Jesosy" ve mamaky takotra sa tsy mamaky takotra eee??

Fa na izany na tsy izany, dia ilazao azany i SP-TCA_3 fa tsisy "maniratsira" izany eo, fa ny filamatra dia hoe:
[url=http://forum.serasera.org/forum/message/m55e095c83f796Bien sûr qu'on peut se moquer des religions[/url]
66. Yahl ( 18/12/2015 20:39)

bor2lais:

Misy mihetsika adalana mihitsy raha vao maheno ny Anaran'i Jesosy avy any Nazareta a !


Yahl
Tsy avy any Nazareta izany Jesôsy, fa ao Olympe!!! Any Grèce.
Ny Marina no manadala anao satria voapetaky ny vy mahamay enaw, @ fampianaran-diso nentin'ireto lazaina fa fiangona-dehibe avy any ivelany, izay mahasaro-piaro ireto Malagasy tratry ny fisolokiana diabolique. Tsy ampy 200 taona akory no nahatongavan' izany teto Madagasikara dia ireo mizarazara hevitra sy mitokatokana sy miefitrefitra etsy sy eroa sy miforona eny anelakelatrano rehetra any lé Jésôsy fanalan' andron'ny mpisoloky sy ny mpitady fahagagana sy fanasitranana.
Jesôsy Ramasabomanga !!! Devoly!!!
67. bor2lais ( 21/12/2015 09:28)
Hay ve miady @ izany jesosy avy any olympe izany no mampihetsiketsika ny "fahendrenao" eo ry yahl e ! :-)
Izay izany ny vokatry ny fampianarana anaovana pub be eto ? :-)
Mirary krismasy sambatra ho anareo na izany aza ary mazotoa mamaky takotra ao raha izay no mba mahafaly ! :-)
68. rhaj0 ( 21/12/2015 11:59)
Rahefa mamaky ny fantsin'i Yahl tokoany re ry bor2lais, dia ... izay vao azoko hoe, vaky vava ianao @ ... "hadalany"..

Fa serieux ry Yahl aaa... tena "mino" ireo lazainao ireo ve ianao? Hoe i Episcopo no "ambasaderan'ny lanitra".. na koa hoe "mandalo eo aminy" daholo vao mankany an-danitra?

Io ho'a ry Yahl, tsy hoe mihidy tanaty vohitra kely ianao, dia izay lazain'i Ekikospo dia inoanao daholo. Efa mba mahita internety io ianao izao, dia mba avadibadiho ny eto eee... Dia eritrereto tsara hoe, aiza izany "lanitra" izany ohatra... na hoe, dia "handalo" any Madagasikara daholo izany ny olona an-tapitrisany, sa ny olona mitapy isany... aoka ho'a...
69. bor2lais ( 22/12/2015 11:23)
heroda_niova_fo:

Rahefa mamaky ny fantsin'i Yahl tokoany re ry bor2lais, dia ... izay vao azoko hoe, vaky vava ianao @ ... "hadalany"..

:-) :-)
70. rhaj0 ( 22/12/2015 11:35)
Fa i Yahl anie ry Bor2lais, rahefa tazaninay avy aty aminay aty, dia tena mitovy aminao mihintsy kosany eee...

Ka rahefa mijery anareo miral-mianaka mifanasa eto izao, dia mahavaky vava hoe...
i Bor2lais sy Yahl ve: "mpino mody miady" fotsiny ireo eee... :-)

hotry ny hoe: bor2lais = Yahl, fa i bor2lais fotsiny no du 3eme étage
71. bor2lais ( 22/12/2015 14:13)
:-)
Atao ahoana fa izay izany no mba hita sy takatry ny 2 étages ao koa !
:-)
72. rhaj0 ( 22/12/2015 14:54)
rhaj0:
i Bor2lais sy Yahl ve: "mpino mody miady" fotsiny ireo eee...

hotry ny hoe: bor2lais = Yahl, fa i bor2lais fotsiny no du 3eme étage

bor2lais:
Atao ahoana fa izay izany no mba hita sy takatry ny 2 étages ao koa !

ka tena "miady" azany nareo samy Kristiana io, sa "mody miady" eee...

mbo tantarao kosany ny ataonareo ao @ 3eme étage ao azany, fa dia ...
inona marina no tena ataonao Bor2lais ao ka mampikitakita an'i Yahl toa io eee ??? :-)
73. bor2lais ( 22/12/2015 16:21)
ramose:

rahefa mijery anareo miral-mianaka ...

inona marina no tena ataonao Bor2lais ao ka mampikitakita an'i Yahl toa io eee ???

hihihi !

Izy koa angamba no efa kizitina fa aiza ve ka ny ankizy no enjehany amin'ny vy mahamay tsy avelany hifaly sy hihira ny "Andro Malaza" ! :-)
74. rhaj0 ( 22/12/2015 18:14)
Ka "symbole" mba manan-danja (sy masina) @ finoan'i Yahl kosany anie ilay "tsy mi-Andro Malaza", koa tokony ho kOpy ihany ianao raha mikitakita izy ee...

Ianao izao ho'a manana ny manan-danja (sy masina) aminao koa, dia mety hikitakita koa ianao raha aboaka eto ohatra ny sary ato ee...
http://lmgtfy.com/?q=site%3A+www.youtube.com+christmas+sexy

Fa entre-pa ho'a, ngo dia ianao Bor2lais ho'a io mihira ny favori-nao "Holy Night" ato io ee ?? :-)
https://www.youtube.com/watch?v=BoL7kXsOB24
75. RBNIR ( 24/12/2015 04:28)
Faly misera hatrany,
Ho fampahafantarana ireo izay tsy mahafantatra ny tantaran'ny 25 Desambra,

http://www.lexpress.to/archives/124/

Ny pape atao hoe "Libère" no nametraka azy io tamin'ny fomba ofisialy ny taona 354 (ato koa mbola manamafy izany) ......Raha ny marina dia aniversairan'ny Andriamanitra "paien" atao hoe mithra izy io....fa saingy........Efa taty aoriana be 1112 vao niditra ny teny hoe NO EL.....

https://fr.wikipedia.org/wiki/Nativit%C3%A9

Hoy ny tenin'Andriamanitra hoe : « Koa foana ny ivavahan'ireo amiko, Raha mampianatra ny didin'olombelona ho fampianarana izy. (Isa. 29. 13). » (Mar.7:7)

Ary koa « Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny ..... fahamarinana. » (Jao.4:24)

Marina v fa ny 25 Desambra no daty nahaterahan'i Jesosy?????
76. rhaj0 ( 24/12/2015 11:39)
Efa noresahina tatsy eee...

rhaj0:
Dia rehefa mitetitety google eo ianao dia ahita fa:

- be ny probabilité fa tsy desambra i Jesosy no teraka.. ka mangatsiaka hono ny ao moyen-orient ao ka tsy ho hary ho teraka any an-tranon'omby i Jesosy.. Dia ny recensement koa toa ny automne no fanaovana azy..

- be ny probabilité fa tsy tao an-tranon'omby akoriny i Jesosy no teraka.. ary toa tsisy biby koa moa manodidina ny ao @ tantara ao @ Baiboly ao

- ary tsy t@ l'an 0 koa i Jesosy no teraka, fa toa 7 taona talohan'izay


fa na izany na tsy izany, dia ataovy @ izay anaovanareo azy ao izany ny fankalazana eee... ny légende izany io arahana io, fa ny historic facts dia ... tsy mampirevy eee...
77. Yahl ( 25/12/2015 18:56)

bor2lais:

Hay ve miady @ izany jesosy avy any olympe izany no mampihetsiketsika ny "fahendrenao" eo ry yahl e ! :-)
Izay izany ny vokatry ny fampianarana anaovana pub be eto ? :-)
Mirary krismasy sambatra ho anareo na izany aza ary mazotoa mamaky takotra ao raha izay no mba mahafaly ! :-)



Yahl
Tena mpisandoka anie ho'ah io Jesôsinareo io eh!
Tena izay mihintsy no anton' ny fampianarana sy Pub, ho fantatry ny olona ny fahamarinana rehetra, fa tafiditry ny devoly hatrany anaty baiboly rey olona ah!
Inona le mahasambatra @ le krismasy??? Mampifaly saina fotsiny fa hoe mamono akoho sy lolo ary vorona ve? De misotro sy ny ....eran' ny tanàna ve?
78. Yahl ( 25/12/2015 19:38)

rhaj0:

Rahefa mamaky ny fantsin'i Yahl tokoany re ry bor2lais, dia ... izay vao azoko hoe, vaky vava ianao @ ... "hadalany"..

Fa serieux ry Yahl aaa... tena "mino" ireo lazainao ireo ve ianao? Hoe i Episcopo no "ambasaderan'ny lanitra".. na koa hoe "mandalo eo aminy" daholo vao mankany an-danitra?
Yahl

Enaw sy ny siansa inoanao aza mba milaza ho tena in', mainka ve f' izaho sy ny inoako!?


rhaj0:

Io ho'a ry Yahl, tsy hoe mihidy tanaty vohitra kely ianao, dia izay lazain'i Ekikospo dia inoanao daholo. Efa mba mahita internety io ianao izao, dia mba avadibadiho ny eto eee... Dia eritrereto tsara hoe, aiza izany "lanitra" izany ohatra... na hoe, dia "handalo" any Madagasikara daholo izany ny olona an-tapitrisany, sa ny olona mitapy isany... aoka ho'a...

Yahl
Mba efa ela ihany raha ny nandinihiko sy nandrenesako ny fitoriana an' i Jesosy sy ry Zezo izay, fa Ankatso sy Ambohidempona araky ny filazan'dry zareo ihany, dia toa anaw sy ny siansa koa eh! Fa tsy mitovy ny teneniny sy ny ataony, dia hoe misy tery izany ry zanako eh!
De ny fahagagana sy ny fanasitranana iantsoana Bishop Gasy sy Afrikana ary Tavaratra, hanambakana gasy @ fanipazana béquilles, mampitsangana @ maty sy ny rallye miracles eran' ny tanàna sy ny fitahiana hoan' ny KÔPETRA eh!
Tratra aoriana aza ny aterineto @' ny fikarohako raha ny momban' Andriamanitra!
Tsy eritreretina izany ny lanitra fa efa iainana sahady!!!
Tsy takatry ny sainao fa efa vitan' Atra. ny momba izany! na olona firy na olona firy hanao touristes hankaty Madagasikara, tsy OLANAO izany, fa ny tenanao vonjena dieny mbola misy ny fotoana! Fa raha izay eritreritrao fotsiny indray, tsy manakana aho fa safidy io! Sady mbola miankina @' ilay mifidy!

Mosaotra anao aho Raiko fa tsy nomenao ny be saina sy ny be fahendrena ny teninao fa nomenao ny tso-po sy ny manetry tena!!!

Fa ny fahadalan' ny toriteny no neken' Andriamanitra ho famonjena!!!
Mahafanina eh!
[/quote]
79. Yahl ( 26/12/2015 07:36)

rhaj0:

Rahefa mamaky ny fantsin'i Yahl tokoany re ry bor2lais, dia ... izay vao azoko hoe, vaky vava ianao @ ... "hadalany"..

Fa serieux ry Yahl aaa... tena "mino" ireo lazainao ireo ve ianao? Hoe i Episcopo no "ambasaderan'ny lanitra".. na koa hoe "mandalo eo aminy" daholo vao mankany an-danitra?

Io ho'a ry Yahl, tsy hoe mihidy tanaty vohitra kely ianao, dia izay lazain'i Ekikospo dia inoanao daholo. Efa mba mahita internety io ianao izao, dia mba avadibadiho ny eto eee... Dia eritrereto tsara hoe, aiza izany "lanitra" izany ohatra... na hoe, dia "handalo" any Madagasikara daholo izany ny olona an-tapitrisany, sa ny olona mitapy isany... aoka ho'a...

Yahl
Na enao io aza! tsy avotra sady tsy miditra any rehefa tsy izay!!
Ny fahefa-mividy sy ny fandrosoana no mahasamy hafa ny any sy eto Gasikara, fa ny toe-tsaina dia samy misy ireo ambaratongany avy. Ka ny any koa mba te ho aty ary toa anao taty vao nandeha any, de mba milaza ho mahalala ny rehetra hatreo @ tsy hitan'ny aty na dia misambotra na mindrana ny fomban'ny any sy izay any mifanerasera aminao any aza,fa tsy anao. Ary ny anao aza angamba tsy tena fantatrao akory ireo fombanao fa efa lasa siantista, dia very tsy hita intsony ny hafa rehetra eh! Lasa tsinontsinona hatr@'ilay Tsitoha aza aminareo; Nefa ny Azy ihany no mba heboheboana ho fahalalana ananana. Mba mieritrereta!

Fa ny adalan' izao tontolo izao no nofidian' Andriamanitra hampamenatra ny hendry @izao tontolo izao!

Misaotra anao Aho Raiko, fa tsy nomenao ny be saina sy be fahendrena ny teninao fa nomenao ny tso-po sy ny manetry tena!

Efa diso tara ela loatra ny aterineto raha ny fahalalana an'Andriamanitra. Ankatso sy Ambohidempona ihany!

Raha ny @izay hoaty Gasikara indray na ny ho any tsy olanao na olako ny @'izany fa aleo ilay Yahoshuah mifidy no hanao izay fandaminany eo. Nyanao eritreretina ny fiafarany.

[/quote]
80. bor2lais ( 26/12/2015 13:11)
Miarahaba antsika rehetra nahatratra ilay Andro Malaza e ! :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1701