Ny nahaterahan'i Jesosy marina

1. rhaj0 ( 22/12/2015 12:15)
Nakisako eto ity resaka ity, fa hotrahotran'ny mila avoitra mazava tsara :-)

rhaj0:
http://lmgtfy.com/?q=how+old+was+mary+when+she+gave+birth+to+baby+jesus

Na Kristiana na tsy Kristiana dia samy milaza daholo fa 12 taona, na fara-fahabetsany 16 taona, i Maria nony bevohoka.. Dia i Josefa indray efa hitovy taona @ renin'i Maria, any @ 80 taona akoriny azany hoy ny sasany.

Dia i Josefa dia maty vady, efa manan-janaka. Ary misy azany mitantara fa mbola vao karazan'ny fiancailles ny an-dry Josefa sy Maria nefa dia bikina i ramatoa. Ny pretrabe no nampiaraka an'izy roa (mariage arrangé).

Fa io moa, dia izay no fomban-tany t@ izany fotoan'androny, ka tokony TSISY mahamenatra (ny Kristiana) mihintsiny io.



Fa miresaka ny "Indray andro hono tany an-danitra" ianao, dia .. ilay "kintana" narahin'ny Magy iny andro sy alina iny, dia tsy inona fa fifandrifian'i Regulus sy Jupiter. Ny mouvement-n'ny planet/etoile moa efa hay ny mekanikany, ka dia izay ilay izy.
- i Regulus dia kintana any @ 79 années-lumières, izany hoe efa ho 790 milliards de km avy eto @ Tany
- i Jupiter dia planeta ato @ systeme solaire-ntsika, any @ 0.8 milliards de km avy eto @ Tany

ka rahefa nifanojo ireo roa ireo, rahefa jerena avy ety an-Tany, dia namirapiratra be...
novalian'i stahtam ny 05/01/2016 08:41
2. rhaj0 ( 22/12/2015 12:45)
Lioka 2:5 mba hosoratana izy sy Maria fofom-badiny, izay efa bevohoka.

Io izany, na i Lioka azany dia nitantara fa mbola vao "fofom-bady" i Maria fa tsy "vady", io "efa bevohoka" io.

Techniquement izany, dia "teraka TSY nanambady" i Maria io andro io.
3. rhaj0 ( 22/12/2015 13:29)
Dia rehefa mitetitety google eo ianao dia ahita fa:

- be ny probabilité fa tsy desambra i Jesosy no teraka.. ka mangatsiaka hono ny ao moyen-orient ao ka tsy ho hary ho teraka any an-tranon'omby i Jesosy.. Dia ny recensement koa toa ny automne no fanaovana azy..

- be ny probabilité fa tsy tao an-tranon'omby akoriny i Jesosy no teraka.. ary toa tsisy biby koa moa manodidina ny ao @ tantara ao @ Baiboly ao

- ary tsy t@ l'an 0 koa i Jesosy no teraka, fa toa 7 taona talohan'izay


fa na izany na tsy izany, dia ataovy @ izay anaovanareo azy ao izany ny fankalazana eee... ny légende izany io arahana io, fa ny historic facts dia ... tsy mampirevy eee...
4. rhaj0 ( 22/12/2015 13:45)
[size=8]z'afady mateti-pihavy, fa mba manao devoara kely, (sady miasa ato no) mianatra dia mba mizara dia be fanontaniana koa eee :-)[/size]

Jesus is the English transliteration of the Greek name Iesus. Joshua is the English transliteration of the Hebrew name Yeshuah. Both Jesus and Joshua mean Yahweh saves or Jehovah is salvation.
Christ is not actually a name, but a title.. signifying Jesus was sent from God to be a King and Deliverer. Both Messiah and Christ mean anointed one.



Io izao mila anontaniana kely indray ry Yahl sa i Tealala sa iza izy teo, ny @ anarana hoe "Yeshuah"...

na koa Yahweh sy Jehovah kay izany ve izay tokoany.. dia ahoana tsara ny @ Temoins de Jehovah...

Dia mila anontaniana koa ry Bor2lais na koa ry Strong3 sy RBNIR h@ ry Hery, hoe, fa maninona ny Kristiana sasany mikitakita rahefa milaza hoe Jesosy fa tsy Jesoa ianao ohatra. Dia misy gasy koa nefa antsoina hoe Josoa..

Dia... ilay Messi(ah)... tena football god marina i Lionel :-)
5. rhaj0 ( 22/12/2015 14:03)
Rehefa arahina ny tetiharana, dia taranak'i David (zafindohalika sa zafim-paladia, whatever) i Maria... fa torak'izany koa i Josefa.

Ka techniquement izany, dia zanaky ny mpihavana i Jesosy. Asa raha kotiana ho inceste koa ny 4 sa 5eme generation. Nefa indray moa, raha mino ianao fa "insemination artificielle" avy any @ FM i JC, dia TSY zanaky ny mpihavana indray izany i Jesosy eee...


Fa na izany na tsy izany, dia tsy olana izany, fa fomba-tany io mivady samy mpihavana io.. koa na i Adama-Eva-Abela azany moa hono efa izay d'origine. Fa "ota" daholo hono izany dia io ifandovana io hono.
6. bor2lais ( 22/12/2015 16:37)
ramose:

Ny nahaterahan'i Jesosy marina

Tokony nampiana hoe "araka ny fijery sy fahitanay 2 étages azy" (nefa moa na tsy ampiana aza tonga dia fantatra foana e!)
:-)
7. rhaj0 ( 22/12/2015 16:47)
IIiiieeeee... ilay "marina" araka ny historic facts no tiako avohitra... Fa ny "légendes" efa hainareo rehetra, ary io mbola ankalazain'ny zaza (saina) sy ny ankizy io foana h@ izao io.
8. stahtam ( 24/12/2015 06:35)

[quote=rhaj0]
Rehefa arahina ny tetiharana, dia taranak'i David (zafindohalika sa zafim-paladia, whatever) i Maria... fa torak'izany koa i Josefa.

Ka techniquement izany, dia zanaky ny mpihavana i Jesosy. Asa raha kotiana ho inceste koa ny 4 sa 5eme generation. Nefa indray moa, raha mino ianao fa "insemination artificielle" avy any @ FM i JC, dia TSY zanaky ny mpihavana indray izany i Jesosy eee...


Fa na izany na tsy izany, dia tsy olana izany, fa fomba-tany io mivady samy mpihavana io.. koa na i Adama-Eva-Abela azany moa hono efa izay d'origine. Fa "ota" daholo hono izany dia io ifandovana io hono.
[quote=stahtam] Mba mpanadihady koa ny tenako ka nahaliana ahy ilay resakao momba ny fiavian'i Maria sy ny fiavian'i Josefa [Rehefa arahina ny tetiharana, dia taranak'i David (zafindohalika sa zafim-paladia, whatever) i Maria... fa torak'izany koa i Josefa] ka asa raha mba manana fanazavana misimisy kokoa na porofo azo omena momba ny hoe maha taranak'i Davida azy ireo ianao azafady? (biblique na documents hafa). Misaotra mialoha!
9. Strong3 ( 24/12/2015 07:37)
tsy misy fanamarinana izany taonan'i Josefa sy maria izany hoa

Jesosy aza tsy hinoanareo sy hinareo ka ny amin'ny RAD izay tsy tena ifotoran'ny tantara no lazalazaina eo!

___
faharoan'izany, ny daty nahaterahany dia tsy ho fantatra mazava satria , efa ela ela vao tonga teo amin'ny fanisana vahoaka zareo.
ary ny fanisana andro girégaorianina dia taty aorina vao natao ka ahoana moa no hilazana izany rehetra izany????

dikan'izany ; tsy mitombona daholo ny filzana datinandro rehtra, fa saingy niarahana miombo-po io daty io hoe : izahay kristiana rehetra dia hiaraka ahatsiaro fa nisy fahaterahana vao nisy fahafatesana sy famonjena (paska)

saingy ny kristiana mpanara-drenirano dia manamaivana ny paska noho ny fahaterahana
dia hita amin'izany fa ny sary ety ivelany no ivavahan'ny olona fa tsy ilay MARINA atolotrin'ny baiboly.
10. rhaj0 ( 24/12/2015 11:37)
Ny hoe i Josefa sy i Maria dia samy taranak'i David k'lou, dia tsy notazomiko ny reference, fa googler-o ao ry Statham aaa... na koa ity anombohana azy
http://www.complete-bible-genealogy.com/genealogy_of_jesus.htm

Entre-pa fa ho hitanao ao, fa kay ny ao @ Lioka sy Matio, "hono", ka mifanipaka.. Izaho mba nihevitra hoe, tena "tenin"Atra" any @ ilay "voasoratra dia voasoratra" hono ny ao, kanefa dia mifampi-contradict ao hono zany zareo ee... "misy tery izany zanakouhouhouhou", hozy Mopera.

Fa na izany na tsy izany, dia tena betsaka ny pirobabilitia hoe mitovy razana izy roaroa eee... Ka samy avy tao Canaan tao kouh.. ary izany ny normalitE t@ izany fotoan
11. Strong3 ( 31/12/2015 08:41)
ka na mitovy razana na tsia dia toa izany koa ry rhaj0; vady namboariboarina tao de mety satria lova tsy mifindra hihihih

12. stahtam ( 05/01/2016 08:41)

[quote=rhaj0]
Ny hoe i Josefa sy i Maria dia samy taranak'i David k'lou, dia tsy notazomiko ny reference, fa googler-o ao ry Statham aaa... na koa ity anombohana azy
http://www.complete-bible-genealogy.com/genealogy_of_jesus.htm

Entre-pa fa ho hitanao ao, fa kay ny ao @ Lioka sy Matio, "hono", ka mifanipaka.. Izaho mba nihevitra hoe, tena "tenin"Atra" any @ ilay "voasoratra dia voasoratra" hono ny ao, kanefa dia mifampi-contradict ao hono zany zareo ee... "misy tery izany zanakouhouhouhou", hozy Mopera.

Fa na izany na tsy izany, dia tena betsaka ny pirobabilitia hoe mitovy razana izy roaroa eee... Ka samy avy tao Canaan tao kouh.. ary izany ny normalitE t@ izany fotoan
[quote=stahtam]
Misaotra anao t@ valim-panontaniana rehetra nomenao e. Efa nojereko ilay google noresahinao fa mbola tsy tena nahafa-po satria ny fahasamihafana eo @ fitantarana dia samy efa hitako ao anaty baiboly avokoa (saingy tsy dia any loatra ilay cible).I Maria dia descendante Levite (Aronite); i Josefa dia descendant Davidique (Joda) nefa tsy rainy niteraka Azy ka hitanao angamba fa ilay ascendance Davida mihitsy no mbola tsy hitako hatramin'izao, nefa dia mbola isaorako anao daholo ireo rehetra nomenao ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7999