Indray andro hono tany an-danitra

1. endriny ( 21/12/2015 06:55)
INdray andro tany an-danitra nanontany an'i Paoly sy I Petera hoe: "Ialahy ve ry Paoly mino marimarina hoe Virjiny tokoa I Maria?". Dia hoy I Paoly: "Fa atao inona moa izany e, tsy efa voamarina ve izany satria matoa izy niakatra velona aty an-danitra dia noho izy virjiny"

"Tsy mino izany aho" hoy I Petera fa eo ange ialay anaovako azy e... Dia nanamboatra sarina Penis tamin'ny rahona I Petera ary nantsoiny I Maria mba hijery ny sary vitany: "Maria a! Maria a! avy ange mba jereo ity sary amin'ny rahona nataoko ity e".

Dia tonga tokoa ny anao vavy sady niteny hoe: "Aiza izany sary nataonao izany ry Petera?", Fa namely I Petera nanao hoe "ito an-damosiko io"
"Asehoy ary" Hoy I MAria
Dia niala moramora I Petera... vao niseho ilay sarina Penis tamin'ny rahona dia hoy I Maria hoe: "hay ve sarin'ny fanahy masina e!"
novalian'i rhaj0 ny 22/12/2015 16:09
2. rhaj0 ( 21/12/2015 11:34)
ilay hoe Maria "virijiny" h@ voalohany ka h@ farany tokoany ange kosa ka tena mampieritreritra hoe, mba ahoana no maha-possible an'izany eee... Dia ny hany (penis) hitany marina izany dia ny an'i FM...

Fanefa moa rahefa TSY mino hono ianao dia tsy ahatakatra an'izany "fahagagana" sy "fahamasinana" izany eee...

Izaho nefa izao dia mahita fa "voazavan'ny Siansa" io maha-virijiny an'i Maria io

1- insémination artificielle no nampa-bevohoka an'i Maria... ka sady @ izay koa moa, vao teo @ faha-12 taonany izy t@ izay, ka tena monstrueux kosany raha ohatra ka tena tao tokoany i Josefa... Sady Josefa koa anie hono t@ ireny efa tany @ faha-80 taonany e... mbola tsisy viagra t@ izany.

2- césarienne no natao ampiteraka an'i Maria... sady i Josefa anie tout clé, sady mpandrafitra no gynecologue

3- koa na diso kely azany ny mpandrafitra, dia chirurgien koa izy, ka vitany koa ny hyménoplastie, ary dia niverina ho virijiny i Maria, ary virijiny mandrakizay... doria amennnn....


Fa tena raha tsy "mino" ianao, dia tsindrio ireo rohy ireo raha hijery sary...
insémination artificielle - césarienne - hyménoplastie
3. rhaj0 ( 21/12/2015 11:39)
O ry zareo a... tena tsy mampino ity, fa tena afaky ny ho virijiny mandrakizay tokoany i Maria

Inty ny video porofo...
http://www.medicalvideos.org/videos/5375/hymenoplasty-procedure
4. endriny ( 21/12/2015 14:28)
1- any amin'ny tany Arabo aloha dia mandeha mihintsy io fandidiana famerehanana ny maha virjiny ny vahevavy io, satria be ny te hanao aloha'ny fanambadiana kanefa tsy mainsty mampiseho koa ny maha virjiny azy amin'ny fanambadiana.

2- i Maria aloha araka ny fahalalako tsy hoe vao 12 na 16 taona izany tamin'ny bevohoka an'i Jesosy e. Raha mamaky ny baiboly isika dia izao hoe: "i Elizabeta rahavaviny dia vehivavy efa ho lany atody no nahazo zaza tampoka dia i Joany". Izany hoe efa tany amin'ny faha-50 na 55'ny taonany tany ity rahavavin'i Maria ity. Dia azo an-tsaina ve hoe i Maria 12 na 16 taona?

Ny olona taloha dia miteraka eo amin'izy vao manomboka manana fadim-bolana eo, izany hoe eo amin'ny faha 12-16 eo tokoa. Dia mba vinanio hoe i Maria (12-16) taona izany tokony zafikelin'i Elizabeta fa tsy hoe rahavaviny.
5. rhaj0 ( 21/12/2015 14:36)
Tena eraky ny internety kosany hoe, 12 taona i Maria no niteraka an'i Jesosy
https://en.wikipedia.org/wiki/Mary_(mother_of_Jesus)

Ary 80 taona i Josefa t@ izany, ary tsy hoe vady voalohany i Maria; ary koa hoe, mariazy arrangé ny an-dreo.. Izay no fomban-tany t@ izay azany k'atao ahoana...

Fa mety leflilefin'ny saina Kristiana ho'a io rahefa asiana Siansa eee... insémination artificielle - césarienne - hyménoplastie
6. endriny ( 22/12/2015 05:58)
Sarotra inoana io amiko satria io voalazako eo ambony io ny antony. Fa io moa samy manamarina izay azony amirinina a... Rehefa mbola tsy nisy porofo nanohitra dia marina
7. rhaj0 ( 22/12/2015 12:12)
http://lmgtfy.com/?q=how+old+was+mary+when+she+gave+birth+to+baby+jesus

Na Kristiana na tsy Kristiana dia samy milaza daholo fa 12 taona, na fara-fahabetsany 16 taona, i Maria nony bevohoka.. Dia i Josefa indray efa hitovy taona @ renin'i Maria, any @ 80 taona akoriny azany hoy ny sasany.

Dia i Josefa dia maty vady, efa manan-janaka. Ary misy azany mitantara fa mbola vao karazan'ny fiancailles ny an-dry Josefa sy Maria nefa dia bikina i ramatoa. Ny pretrabe no nampiaraka an'izy roa (mariage arrangé).

Fa io moa, dia izay no fomban-tany t@ izany fotoan'androny, ka tokony TSISY mahamenatra (ny Kristiana) mihintsiny io.



Fa miresaka ny "Indray andro hono tany an-danitra" ianao, dia .. ilay "kintana" narahin'ny Magy iny andro sy alina iny, dia tsy inona fa fifandrifian'i Regulus sy Jupiter. Ny mouvement-n'ny planet/etoile moa efa hay ny mekanikany, ka dia izay ilay izy.
- i Regulus dia kintana any @ 79 années-lumières, izany hoe efa ho 790 milliards de km avy eto @ Tany
- i Jupiter dia planeta ato @ systeme solaire-ntsika, any @ 0.8 milliards de km avy eto @ Tany

ka rahefa nifanojo ireo roa ireo, rahefa jerena avy ety an-Tany, dia namirapiratra be...


Ary dia raikitra ny césarienne izany io andro io eee ... :-)

8. endriny ( 22/12/2015 15:24)
Ny fahitako an'io dia fomba nanamarinan-dry zareo ilay asa fanolanana ankizy ataony ilay izy. Fa mba vereno dinihina ange hoe:

Elizabeta izany efa 55 taona dia ny zandriny vavy mbola 12 na 16 taona.. dia ahoana no itombonan'izany?

Misterin'Atra kay no manazava an'izay ka

Fa ireo mpikaroka te hanaporofo fotsiny hoe mbola virjiny I Maria no nankarin'i Josefa dia napetraka fotsiny ny taona 12-16
9. rhaj0 ( 22/12/2015 16:09)
Lioka 1:36 Ary, indro, Elizabeta havanao dia efa mitoe-jaza koa, na dia efa antitra aza...

cousine i Elizabeta eee... Koa na tsy cousine azany, hainao ihany taloha fa manambady im-10 kely ry bainina, ka mety reny hafa izany i Elizabeta.. i Josefa fotsiny no efa nanam-bady aman-janaka taloha, dia io manambady erotrerony kely io indray.

Fa mahay azy ny taloha eee... i Elizabeta efa 60 taona fa mbola mamely be... i Maria vao 12 taona dia efa mamely...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2778