Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i stahtam, milahatra araka ny daty
stahtam ( 02/05/2017 11:18)
Manondrana indray ny "tsy mpanota"
Mahafinaritra ity forum ity fa tena ahitana zavatra! Izay vao azoko ilay tenin’ny manam-pahaizana hoe: “Raha te-hahay mandainga dia manàna fitadidiana goavana”. Ho an-dRA TAN sy MINDAOZY ary ny... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/05/2017 12:33
stahtam ( 02/05/2017 11:17)
Manondrana indray ny "tsy mpanota"
Mahafinaritra ity forum ity fa tena ahitana zavatra! Izay vao azoko ilay tenin’ny manam-pahaizana hoe: “Raha te-hahay mandainga dia manàna fitadidiana goavana”. Ho an-dRA TAN sy MINDAOZY ary ny... tohiny
stahtam ( 04/04/2017 07:17)
Tsofiko rano (Justin RAJORO)
Miarahaba antsika mpisera rehetra! Sao mba misy manana ny TENA tonon'ilay hira hoe "Tsofiko rano Rafaraniaina" iny isika? Tena mitady ny tenako satria rehefa tena nandinika aho dia toa pièce théâtr... tohiny
novalian'i stahtam ny 04/05/2017 06:29
stahtam ( 13/02/2017 09:21)
"Aza mitsara mba tsy hotsaraina!"
Manohy fandinihana dia toa mahita zavatra tsy mampandry saina: Inona no tena hevitr'io Matio 7/1 io? Raha izaho aloha dia lasa lavitra be ny saiko hoe nilaza izany ve ny Mesia? na hoe izany ve no tena... tohiny
novalian'i stahtam ny 22/03/2017 05:57
stahtam ( 21/11/2016 06:51)
"Saino kely ange..."
RAFIERITRERETANA - 14/04/2015 19:32 [quote=Rafieritreretana] Lasa hoaho ny saiko raha nandinika teny vitsivitsy nataon'ny mpaminany tamin'ny zanak'Isiraely, eny fa ny Mesia koa aza. Noheveriko mantsy... tohiny
novalian'i stahtam ny 02/01/2017 11:08
stahtam ( 10/05/2016 07:12)
AZO SOKAJIANA HO FINOANA, TAHAKA NY FIVAVAHANA VE NY SCIENCE RAHA MIRESAKA ZAVATRA TSY HITA MASO ?
Ohatra: "théorie du BIG BANG": finoana ve sa tsy izy; "datation par carbone 14" science sa finoana? nanitikitika ahy mantsy ny zava-boalazan'ity rohy iray ity: http://www.larecherche.fr/savoirs/autre... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/05/2016 19:32
stahtam ( 11/09/2015 06:22)
stahtam, Miarahaba ny mpiserasera rehetra ny tenak...
stahtam, Miarahaba ny mpiserasera rehetra ny tenako, ary mametraka ity fanontaniana ity ho an'izay liana amin'ny fitadiavana famonjena. Valiny tokana (eny na tsia) no mba tena iriko kanefa tsara kokoa... tohiny
novalian'i stahtam ny 21/02/2017 07:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1424