Andro malaza !

41. SP-TCA_3 ( 17/12/2015 08:58)
Za nga mu manaiky ze atsanga tsy amanorana lazain'ze ol afahafa eto, imezako fotsny e
42. Strong3 ( 17/12/2015 09:08)
hihihih ... :-) sur
43. Yahl ( 17/12/2015 10:20)

[quote=bor2lais]
Averiko eto indray ity fa mba isan'ny mahafinaritra ahy !

Dia mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra (na ny magy na ny heroda na ny lohan'ny mpisorona na ny mpanora-dalàna na ny mpiandry ondry) :-)

[quote=bor2lais]

Yahl
Tena andro fanevatevana sy fandikan-dalàna ho an' ny olombelona rehetra miantso Jesôsy sy Zezo Jésus sy ny Jesus , Iéshoua sy ny Yahushu sy ny voasoloky rehetra ambonin' ny tany ny Krismasy! Fa andrimanitra devoly no ankalazainareo @' io daty io (I Makabeo 2 / II Makabeo5 Baiboly catholique)fa lehilahinota no teraka t@io daty io sady mpanohitra an' Andriamanitra dia i Antechius IV Epiphane mmpametaveta ny tempolin' i Jerosalema fahiny. Izany no mahavoa anareo mpanaradrenirano any @ tsy misy andriamanitra sady mpitandrina didy folo sy ny lalàn' i Moizy. Tena manaonao foana. II Kor5:16

44. bor2lais ( 17/12/2015 10:29)

lohan'ny mpisorona_sy_mpanora_dalana_vaovao:

Faly misera indray,
Zavatra 2 no tena hita misongadina fa tsy mahamety azy raha araka ny baiboly,

:-)
Averiko foana amina(re)o : tsy ny voasoratra ao anaty Baiboly akory no olana fa iana(re)o !
lohan'ny mpisorona_sy_mpanora_dalana_vaovao:

1- noho ilay fampianarana nampidirina ao ampiangonana hianaran'ny mpino.
Tsy i Jesosy mihitsy no nampianatra an'io, noho izany olombelona no nampianatra azy...

:-)
Fa anjelin'Iza ireo tonga tany amin'ireo mpiandry ondry fahizay ka nahatonga azy ireo nifaly sy nanao fiderana ary fankalazana tamin'ny nahatongavan'Ilay Teny tonga nofo ? Diso tahaka izany koa ve ny nataon'ireo magy rehefa nahita ? Sa tsy misy na nokosehina(re)o ao amin'ny baibolina(re)o ireo vanim-potoana ireo ?
lohan'ny mpisorona_sy_mpanora_dalana_vaovao:

2- Diso ilay 25 Desambra (mampianatra zavatra diso ny olona...tsy fahamarinana izany
Mampanota ny olona izay mitarika ny olona hanao toy izany....

:-)
Efa averina amina(re)o foana fa tsy ny daty na ny andro no zava-dehibe ho an'ny finoana Kristiana fa ny fahatsiarovana fa tsy nisy ny Paska raha tsy nisy ny Noely ! Ary Vaovao Mahafaly izany hoy ireo anjely izay nirahiNY !
:-)
45. bor2lais ( 17/12/2015 10:32)
Mirary Krismasy sambatra ho an'ny "mpamaky takotra" rehetra ô ! :-)
46. Strong3 ( 17/12/2015 10:32)
ilay saina no efa voa-borosy hoe : ....

ka dia tsy afaka ny halalaka mba hifaly hiraka amin'ny fiarahamonina nefa tsy manota
« Izaho tsy mangataka aminao mba hampiala azy amin'izao tontolo izao, fa ny mba hiaro azy amin'ny ratsy*. [*Na: amin'ilay ratsy] » (Jaona 17:15)
47. SP-TCA_3 ( 17/12/2015 11:20)

Yahl:

Yahl
Tena andro fanevatevana sy fandikan-dalàna ho an' ny olombelona rehetra miantso Jesôsy sy Zezo Jésus sy ny Jesus , Iéshoua sy ny Yahushu sy ny voasoloky rehetra ambonin' ny tany ny Krismasy! Fa andrimanitra devoly no ankalazainareo @' io daty io (I Makabeo 2 / II Makabeo5 Baiboly catholique)fa lehilahinota no teraka t@io daty io sady mpanohitra an' Andriamanitra dia i Antechius IV Epiphane mmpametaveta ny tempolin' i Jerosalema fahiny. Izany no mahavoa anareo mpanaradrenirano any @ tsy misy andriamanitra sady mpitandrina didy folo sy ny lalàn' i Moizy. Tena manaonao foana. II Kor5:16

Dia ho reraka eo indray ianao raha zany fampianaran-diso nipoitra avy any @vohitry ny lainga avy any no lazainao eo,
Hianao nilaza fa tsy izy zany Jesosy zany fa andriamanitra tompoin'ireo Grika any Grèce eo @ tendrombohitra Olympe mirehitr'afo, mampandainga an'Atra ianao raha izany fa nisy vavolombelona maro nanoratra ny @zany.(...)

Manana ny heveriny fa Atra ho azy manokana ny Grec, t@ andro taloha; ary mety mbola tsy dia arakao tsara koa ngamba ny tantaran'ny Gréce sy ny zava-nisy tao Athène dia miteny2 fôna imasom-bahoaka eo ianao

Tsy misy Jesosy mihitsy @zavatra lazain'ireo fa Atra

https://fr.vikidia.org/wiki/Dieux_de_l'Olympe

Ny noely koa fahatsiarovana fa nisy Mpamonjy (Jesosy=Jehovah no Mpamonjy) nidina tety, tsy ny 25 dec akory no nahaterahany fa andro iray nosafidiana mba ankalazana ny nahatongavany tety

Dia aza miteny2 foana tahak'izao "Fa andrimanitra devoly no ankalazainareo @' io daty io", fanahy avy aiza no ilazanao fa devoly no ankalazainay @Krismasy

Rehefa tsy mankalaza dia mipetraka tsara fotsiny fa aza maniratsira.
48. Strong3 ( 17/12/2015 11:35)
hihih ... maika halaza ireny dia mamorona etikety vaovao eh !! :-)
49. Olive05 ( 17/12/2015 12:36)
"Andro malaza sady soa tokoa..." Ny nahaterahan'i Jesoa marina no anisan'ny andro mahafinaritra ny olona ny mankalaza azy. Soa ihany fa mba efa niray hevitra ny ankamaroantsika ny hahatsiaro manokana izany isaky ny 25.12.
Ny fahatsiarovana no zava-dehibe na nisy nandidy na tsy nisy! Nga moa ny fitiavana kosa didiana fa tsy rehefa tia ianao dia mahatsiaro sy manao "geste" ho an'ny tianao? :)
Mahatsiaro foana moa isika kristianina isan'andro, ny Tompo rahateo no efa ao amintsika zay tena mino azy sy mahatsapa ny fanomezany, saingy ny fiarahan'izao tontolo izao mahatsiaro vao maika tena mahafalifaly ny fanahy.
MISAOTRA E, FA SITRAK'ANDRIAMANITRA NY HAHAVONJY ANTSIKA! :)
Mirary krismasy mahafinaritra, feno fahatsiarovana ny fiadanana nentiny, sy fizarana FITIAVANA @ olona rehetra fa indrindra ireo tena sahirana antsika tsirairay
50. endriny ( 17/12/2015 15:18)
Ataovy izay mety fa tonga ny fety e

Faly ery izao ny mpitondra fiangonana fa hiakatra fara-tampony ny rakitra amin'io

Dia mba samy mifety e
51. RBNIR ( 17/12/2015 21:42)
Namana bor2lais,

1 « Ary Jesosy nanao fanoharana taminy koa hoe: Ny jamba va mahatari-dalana ny jamba? Tsy hianjera any an-kady va izy roa? » (Lioka 6:39)
« Ny mpianatra tsy mihoatra noho ny mpampianatra; fa izay rehetra tanteraka dia ho tahaka ny mpampianatra azy ihany. » (Lioka 6:40)

Iza no mpampianatra : JESOSY....Misy mahay no i JESOSY v? Naninona i Jesosy no tsy nampianatra an'ireo mpianatra hanao toy izao ataon'ny olona ankehitriny izao...

Ny antony dia tsotra : tsy anisan'ny nampianarina tao amin'ilay fampianarana tsy misy kilema izany....

2 amin'ny maro tokoa dia tsotra ery ny mamaly toy izay nefa araka ny voasoratra dia "ota avokoa izay « Ota avokoa ny tsi-fahamarinana rehetra....

« Ary fantatrareo fa Izy no naseho hanaisotra* ny ota; ary tsy mba misy ota ao aminy. » (1 Jao.3:5)
52. RBNIR ( 17/12/2015 21:51)
Ho an'ny maro izay mety mbola tsy mahafantatra, Jesosy dia niverina indray nampianatra ilay fampianarana tsy misy kilema nampianariny efa ho 2000 taona lasa izay....

Tsy misy olombelona afaka milaza ankehitriny fa mahafantatra an'io fampianarana tsy misy kilema io.....

Hoy anefa ny tenin'Andriamanitra.....« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Matio 24:14)

hotoriana......Ity filazantsara ity ho ny tenin'i Jesosy , dia vao ho tonga ny farany....

Araka io teny io dia tsy filazantsara hafa akory no handrasana hotoriana fa ilay filazan-tsara notoriany fahiny ihany dia vao ho tonga ny farany.....

IZY irery ihany anefa no mahay an'io filazan-tsarany io, ary izay no antony niverenany hampianatra hahatanteraka ny Soratra Masina.....

ARAHO ATO RAHA MANGETAHETA IANAO.......
53. RBNIR ( 17/12/2015 21:51)

54. endriny ( 18/12/2015 04:43)
Tokony mba atao roa herinandro mihintsy aza ny fankalazana ny krismasy eto amintsika amin'izay mba samy manala azy daholo
55. SP-TCA_3 ( 18/12/2015 07:23)

RBNIR:

Ho an'ny maro izay mety mbola tsy mahafantatra, Jesosy dia niverina indray nampianatra ilay fampianarana tsy misy kilema nampianariny efa ho 2000 taona lasa izay....

Tsy misy olombelona afaka milaza ankehitriny fa mahafantatra an'io fampianarana tsy misy kilema io.....

Oviana Izy no niverina nampianatra an'zany, dia ahoana no nahafantaranao an'zany? Dia natao hoan'iza zany le izy raha toa ka ""Tsy misy olombelona afaka milaza ankehitriny fa mahafantatra an'io fampianarana tsy misy kilema io.....""

Hoy anefa ny tenin'Andriamanitra.....« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Matio 24:14)

Ny mpanompon'Atra (Messagier du Dieu) bdb nifandimby nge no nirahiny e, sy ny olona rehetra, efa ho izao tontolo izao no voatety

ARAHO ATO RAHA MANGETAHETA IANAO.......

Tsy mangetaheta ah e!

Miala tsiny aloha raha ilaza ity teny ity fa ôtran bdb loatra le resakao : sao dia nareo ary no tokony hiverina @fampianarana tsy misy kilema fa lasa niridana any @zavatra hafa le fapianarana vohizinareo!!
56. tealala ( 18/12/2015 07:53)

RBNIR:

Ho an'ny maro izay mety mbola tsy mahafantatra, Jesosy dia niverina indray nampianatra ilay fampianarana tsy misy kilema nampianariny efa ho 2000 taona lasa izay....

Tsy misy olombelona afaka milaza ankehitriny fa mahafantatra an'io fampianarana tsy misy kilema io.....

Hoy anefa ny tenin'Andriamanitra.....« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Matio 24:14)

hotoriana......Ity filazantsara ity ho ny tenin'i Jesosy , dia vao ho tonga ny farany....

Araka io teny io dia tsy filazantsara hafa akory no handrasana hotoriana fa ilay filazan-tsara notoriany fahiny ihany dia vao ho tonga ny farany.....

IZY irery ihany anefa no mahay an'io filazan-tsarany io, ary izay no antony niverenany hampianatra hahatanteraka ny Soratra Masina.....

ARAHO ATO RAHA MANGETAHETA IANAO.......

Raha iverina ampianatra izy mety iteny hoe diso fandraisana ianareo tamin'ilay fampianarana fa na ny didy voalohany aza nodikainareo, ny sabata tsy tanteraka 100%, ny lalàna nomena ny jiosy mo izany dia lazainareo fa mihatra aminareo dia ilay Andriamanitra efa nataonareo efa tonta ka nalefanareo anaty testamenta taloha ny teniny ka nanaovanareo vaovao dia andriamanitra olona vaovao no tompoinareo, nasinareo elanelany aminareo sy ilay nahary izao tontolo izao, nareo anefa mihizingizina fa tsy manompo andriamanitra maro.
57. bor2lais ( 18/12/2015 08:02)
RBNIR ô !

"Sambasamba Zanahary
Tamin’ny nampidinanao
Ny Zanakao malalanao
Mba hisolo ny helokay."

Ny olona (tahaka ny mpiandry ondry sy ny magy) mifaly sy midera ary mankalaza an'Andriamanitra indray ve no lazaina(re)o fa manota e !!

Ahirato re ny maso fa entin'io gourou-na(re)o io mirimorimo any an-kady ange iana(re)o e !

Am-pitiavana be !

:-)
58. endriny ( 18/12/2015 08:13)
Fa ny andro namorana an'i Jesosy izao no tokony tena fety be ho an'ny Kristianina satria raha ny baiboly no resahiny dia tsy lehilahy ny lehilahy raha tsy tapaka ny zozo any

Ka asa rahoviana no menty ankalazaintsika indray io?
59. Yahl ( 18/12/2015 10:36)

RBNIR:

Ho an'ny maro izay mety mbola tsy mahafantatra, Jesosy dia niverina indray nampianatra ilay fampianarana tsy misy kilema nampianariny efa ho 2000 taona lasa izay....

Tsy misy olombelona afaka milaza ankehitriny fa mahafantatra an'io fampianarana tsy misy kilema io.....

Hoy anefa ny tenin'Andriamanitra.....« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Matio 24:14)

hotoriana......Ity filazantsara ity ho ny tenin'i Jesosy , dia vao ho tonga ny farany....

Araka io teny io dia tsy filazantsara hafa akory no handrasana hotoriana fa ilay filazan-tsara notoriany fahiny ihany dia vao ho tonga ny farany.....

IZY irery ihany anefa no mahay an'io filazan-tsarany io, ary izay no antony niverenany hampianatra hahatanteraka ny Soratra Masina.....

ARAHO ATO RAHA MANGETAHETA IANAO.......

Yahl
Tsy misy fantatr' i Jesôsy izany ny fampianarana famonjena! Ary mbola mampanota no spécialité-ny.
Fitandremana ny didy folo sy ny lalàn' i Moizy aza tsy hainy.
Ianareo no voasoloky de miteniteny foana!
Mety aminao manao Jiosy Gasy de mba milahadahatra kely @-dry Hebreo any Israely.
Sady tsy natao hoan' ny hafa firenena ane ny Constitution-'ny jiosy eh!

60. Yahl ( 18/12/2015 10:58)

SP-TCA_3:

Hianao nilaza fa tsy izy zany Jesosy zany fa andriamanitra tompoin'ireo Grika any Grèce eo @ tendrombohitra Olympe mirehitr'afo, mampandainga an'Atra ianao raha izany fa nisy vavolombelona maro nanoratra ny @zany.(...)

Yahl
Enao koa afaka manoratra toa ireo rehefa tsy mino sy mba te hanodinkodina ny marina!

[quote=SP-TCA_3]

Manana ny heveriny fa Atra ho azy manokana ny Grec, t@ andro taloha; ary mety mbola tsy dia arakao tsara koa ngamba ny tantaran'ny Gréce sy ny zava-nisy tao Athène dia miteny2 fôna imasom-bahoaka eo ianao

Tsy misy Jesosy mihitsy @zavatra lazain'ireo fa Atra

https://fr.vikidia.org/wiki/Dieux_de_l'Olympe

Yahl
Enao aza sty Grika mba mahalala ve!? Dia izaho koa ve de mba ho very @'izany?!
Sady tsy misy mahamenatra izany, fa ny olona rehetra mihitsy no toriana ny marina!

Misy Jesôsy ao, fa enao no tsy mahay mihaino tsara!

[quote=SP-TCA_3]

Ny noely koa fahatsiarovana fa nisy Mpamonjy (Jesosy=Jehovah no Mpamonjy) nidina tety, tsy ny 25 dec akory no nahaterahany fa andro iray nosafidiana mba ankalazana ny nahatongavany tety

Dia aza miteny2 foana tahak'izao "Fa andrimanitra devoly no ankalazainareo @' io daty io", fanahy avy aiza no ilazanao fa devoly no ankalazainay @Krismasy

Rehefa tsy mankalaza dia mipetraka tsara fotsiny fa aza maniratsira.

Yahl
Aiza ho aiza @ toko sy andininy no milaza izany fa azo ankalazaina izany noely-dRakotozanany Stanislas izany ?
Izany hoe anniversaire sandoka izany no ankalazaina, de matory ry SPice ToCrime Atody (1-tamenany -2°tapotsiny ary 3°akorany)!

Mandehana alo fantaro tsara ny misy anao vao mamaly!

Dia manentana anao am-pitiavana aho hihaino ny Radio HFF (FM:97.2Mhz) rahariva @ 19h30 na @ 5h00 maraina.
Dia mahaiza mihaino!

Tsy mpaniratsira aho fa tonga hilaza ny ma-ri-na!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3308