profeta/ambasadaoro/apaositaoly/ets...
1. rhaj0
(
24/12/2015 11:51)
Ndao atambatra eto ny sarin-drizareo profeta/ambasadaoro/apaositaoly/ets...
Numero 1: i Epicospo Son of Samuel, na i Samuelson izany ee... :-)
Ka inty izany hono ny Ambasadaoro eee... ato ny resakany
http://namana.serasera.org/album/sary/asehoy/s55d2132405fe8
O ry Yahl aaaa... Tena taviny sady raitra be anie kosany i Episcopo-nao izany eee.. letia ee... tena mamono papillon kosany izy nadia tsy nanao noeud papillon azany eee... mangirangirana disco mihintsy ilay kostara an... sy ny loha solany koa :-)
Mba vazivazy io f'aza mora tezitra an...
Fa notsindrohan'i Samuelson sahala @ mitsindrotsindroka voninkazo fotsiny kosany ho'a ilay derive des continents eee... Asa k'lou raha tena takatr'ilery hoe ... efa ho 270 millions d'années anie no ni-se former ilay "supercontinent", ary 200 millions d'années no nanomboka nivaky, ary efa ho 30 millions d'années aty aoriana vao tonga @ izao fipetrany izao ny continents...
Ary rehefa toa io, dia ahoana nefa ho'a hozy ny Genesisy??? Tena vitan'ny Ambasadaoro ve ny nampilahatra ny derive des continents sy ny baiboly?? tena mba liana aho...
Dia inona koa no idiran'ny Ambasadaoro sy ny derive des continents, hoz'ianao?
Raha ny fahatakarako azy, dia... satria t@ 200 millions d'années lasa izay dia i Madagasikara no teo afovoan'ireo supercontinents, ka dia taty aoriana, @ izao isika miteny izao, dia tena napetak'i Andrmntra ho ao ilay Ambasadaoro, dia tsy iza fa i Son of Samuel... halleluya...

novalian'i rhaj0 ny 26/01/2016 11:21
2. Yahl
(
25/12/2015 16:01)
rhaj0:

Yahl
Tsy misy hidiran' ny derive des continents sy ny supercontinents @ famonjena nataon' Andriamanitra. Ny baiboly manana taona voaisa tsara, fa ny anao ity toa mihoapampana loatra, satria ny siansa sy ny Karibôna-14 no tena mahay manisa indrindra sy tompoy ao e!!!
Mifaly mihintsy zahay fa napetrak' Andriamanitra aty @ Malagasy dia i Madagasikara i EPISKOPO fa tsy tany @ Nosy hafa tsy fantatra teny aza! HalaloïYAH!!!!!!
3. Yahl
(
26/12/2015 08:22)
Numero 1: i Epicospo Son of Samuel, na i Samuelson izany ee... :-)
Ka inty izany hono ny Ambasadaoro eee...
http://namana.serasera.org/album/sary/asehoy/s55d2132405fe8
Yahl
IZY MIHINTSY ILAY AMBASADAORO VOAFIDIN' NY RAY SY YAHOSHUAH AVY ANY AN-DANITRA HO ETY AN-TANY HAMERINA NY FAMPIANARAN' YAHOSHUAH SY NY OLONA AMIN' ANDRIAMANITRA; DIA ILAY 1/7 Milliards EPISKÔPÔ SAMUELSON EDWARD MAMPIANATRA AN' YAHOSHUAH SY NY TSY FITANDREMANA NY DIDY FOLO SY NY LALAN' I MÔIZY !!!! OEEEEH !
Halaloï,Yah!!!!!!!!!!
4. nilex
(
26/12/2015 13:20)
izay olona tsy dia maripototra loatra no manaiky ho rebireben'ireny e,tsy tena mazava loatra koa aloha ny tena tanjon'izy ireny eto madagasikara.Ny fantatro fotsiny momba ity olona ity dia ny zanany lahitokana izay tena ratsy taiza tokoa satria dia feno fanambonin-tena be no tsy misy fanajana olona mihintsy.Sahiny ny nanambara fa tsy misy hatahorany raha resaka fitsarana sy ny manodidina izany ,asa na nohon'ny relation ananan'ny dadany izay voalaza eo ambony io angamba na ahoana,na dia variana amin'ny raharahaha hafa ny dadany ka tsy vitany intsony ny mitaiza ny zanany.Tena mampalahelo.
5. rhaj0
(
27/12/2015 22:38)
Ka ahoana koa izany no "itaizan'i" Samulson olona hafa? ny zanak'i Samuelson azany sirika fa ratsy taiza...
Fa FITANDREMANA NY DIDY FOLO SY NY LALAN' I MÔIZY.. izay hono izany no revin-dry Epikospo ee... Ny Testamanta vaovao izany tsy izy, raha ny fazahoako azy. Fa ny (tesitamanta) "vaovao" dia voahosotra ho tompon-daka @ izay samy olona rehetra i Samuelson, ary natao Ambasadaoro plenipotentiaire.
Dia ahoana indray ny @ vola?.. misy rakitra ve, dia mankaiza aby hono izany? hividianan'i Samuelson kostara mangirangirana io ve?
Manana fiangonana ve ry Samuelson? dia toatoa ny ahoana ny fmobafomba ao? Ahoana ny fanintomany ny olona ho ao?
Dia eo @ firy an'isa eo koa kay ny mpanaraka an'i Samuelson?
Dia ahoana koa ho'a ireo roboka tao, nefa tonga saina dia te-hiala.. malalaka ve ny varavarana saaa...

6. Yahl
(
28/12/2015 10:02)
nilex:

[Yahl
Miorena tsara any @' ny anao, dia tsarovy ihany rehefa tonga ny farany ahafatesana!
Dia aza miditra loatra @,ny fiainan' ny olona rehefa tsy hitanao izay tenenina @ resaka finoana sy fivavahana!
Izany koa ve no toetra anananao, de mba toy inona koa izany ny toe-panahinao?!
Matoa ianao nataony izany, nanao azy koa izany!
Tsy misy vy hikitrana irery!!!
Ny zanany indray koa dia adidin'ny Rainy, matoa izy sahy manao anao izany! Sady efa lehibe sy feno taona mahalala ny tokony hataony izy, fa enao no tsy mahazaka dia mangina!
Fa raha sahy enao, t@'ny fotoana nanaovany izany, naninona no tsy nataonao izay nataonao fa aty @ tsy misy hidiranao aty no manala vonkona!
Fomban' ny devoly mpanaratsy ny mitady hirika rehetra handotoana ny mpanompon' Andriamanitra rehefa tsy voavaliny ny fahamarinan' ny teny toriana
Rehefa tsy mino fotsiny enao de aza mino, fa tsy mampiova ny marina izany!!!
Tsy handresen-dahatra olona ny fitoriana fa ho vavolombelona fotsiny!
IIKorint4:3 Fa raha miafina ny filazantsaranay, dia miafina amin'izay ho very izany,
4 izay nohajambain'ny andriamanitr'izao tontolo izao, dia ny sain'ny tsy mino, mba tsy hiposahan'ny fahazavan'ny filazantsaran'ny voninahitr'i Kristy, Izay endrik'Andriamanitra
[/quote]
7. Yahl
(
28/12/2015 10:19)
rhaj0:
Ka ahoana koa izany no "itaizan'i" Samulson olona hafa? ny zanak'i Samuelson azany sirika fa ratsy taiza...
Fa FITANDREMANA NY DIDY FOLO SY NY LALAN' I MÔIZY.. izay hono izany no revin-dry Epikospo ee... Ny Testamanta vaovao izany tsy izy, raha ny fazahoako azy. Fa ny (tesitamanta) "vaovao" dia voahosotra ho tompon-daka @ izay samy olona rehetra i Samuelson, ary natao Ambasadaoro plenipotentiaire.
Dia ahoana indray ny @ vola?.. misy rakitra ve, dia mankaiza aby hono izany? hividianan'i Samuelson kostara mangirangirana io ve?
Manana fiangonana ve ry Samuelson? dia toatoa ny ahoana ny fmobafomba ao? Ahoana ny fanintomany ny olona ho ao?
Dia eo @ firy an'isa eo koa kay ny mpanaraka an'i Samuelson?
Dia ahoana koa ho'a ireo roboka tao, nefa tonga saina dia te-hiala.. malalaka ve ny varavarana saaa...
Midira raha sahy! de andramo de zahao fa tsara YAHOSHUAH!!!f' aza mety ho naman'ny kanosa eo eh!
Aza mba maty eo fotsiny ho'ah, fa tonga de mitsipy any @ helo nareo !!!!
8. Yahl
(
28/12/2015 10:21)
rhaj0:
Ka ahoana koa izany no "itaizan'i" Samulson olona hafa? ny zanak'i Samuelson azany sirika fa ratsy taiza...
Fa FITANDREMANA NY DIDY FOLO SY NY LALAN' I MÔIZY.. izay hono izany no revin-dry Epikospo ee... Ny Testamanta vaovao izany tsy izy, raha ny fazahoako azy. Fa ny (tesitamanta) "vaovao" dia voahosotra ho tompon-daka @ izay samy olona rehetra i Samuelson, ary natao Ambasadaoro plenipotentiaire.
Dia ahoana indray ny @ vola?.. misy rakitra ve, dia mankaiza aby hono izany? hividianan'i Samuelson kostara mangirangirana io ve?
Manana fiangonana ve ry Samuelson? dia toatoa ny ahoana ny fmobafomba ao? Ahoana ny fanintomany ny olona ho ao?
Dia eo @ firy an'isa eo koa kay ny mpanaraka an'i Samuelson?
Dia ahoana koa ho'a ireo roboka tao, nefa tonga saina dia te-hiala.. malalaka ve ny varavarana saaa...
Yahl
Midira raha sahy! de andramo de zahao fa TSARA YAHOSHUAH!!!f' aza mety ho naman'ny kanosa eo eh!
Aza mba maty eo fotsiny ho'ah, fa tonga de mitsipy any @ helo nareo !!!!
9. rhaj0
(
28/12/2015 18:45)
i Yahl izany koa anie, toa nampinoan'i Epicospo hoe, rahefa potika ny mekanika, dia maty, dia tampotampoka eo, magie-magie-miracle, dia lasa mitsangana @ maty ee.....
Tsisy magie-magie-miracle re ry Yahl fa rahefa potika ho'a ny mekanika dia vita aaa...
Ohatra izao ny Papa nampihomehy hoe, ny alika koa hono mankany am-paradisa miaraka aminao.. hi hi hi.. ampanantenaina antsanga tsy aman'orana ao ianao dia mino er?... Efa mandroso ho'a ny taona sy ny taonareo fa dia aza mba mora ambakaina toa (ny zaza) izany intsony eee...

10. rhaj0
(
28/12/2015 19:58)
Yahl:
Tsy misy hidiran' ny derive des continents sy ny supercontinents @ famonjena nataon' Andriamanitra.
ka i Episcopo ihany anie io mitsindrtsindroka raha tsy hainy io eee.. moa tsy sahala @ zaza eny @ garabola.
Fa ity azany vakiana raha ny @ io derive des continents io eee..
http://www.smithsonianmag.com/science-nature/tiny-fossils-reveal-rise-mammals-madagascar-180957644/?no-ist
Paleontologists and geologists had previously determined that proto-Madagascar, at the time attached to ancient India, split off from mainland Africa about 135 million years ago. About 88 million years ago, Madagascar and India parted ways, leaving the dinosaurs, mammals, and other creatures there to spin off into strange new forms.
Rahefa takatrao io ry Yahl, dia mba jejojejo dia ampianaro i Epicospo tsy hiteniteny foana eee :-)
11. Yahl
(
29/12/2015 10:01)
rhaj0:
i Yahl izany koa anie, toa nampinoan'i Epicospo hoe, rahefa potika ny mekanika, dia maty, dia tampotampoka eo, magie-magie-miracle, dia lasa mitsangana @ maty ee.....
Tsisy magie-magie-miracle re ry Yahl fa rahefa potika ho'a ny mekanika dia vita aaa...
Ohatra izao ny Papa nampihomehy hoe, ny alika koa hono mankany am-paradisa miaraka aminao.. hi hi hi.. ampanantenaina antsanga tsy aman'orana ao ianao dia mino er?... Efa mandroso ho'a ny taona sy ny taonareo fa dia aza mba mora ambakaina toa (ny zaza) izany intsony eee...
Yahl
Diso fandraisan enao! ary ny magie-magie-nao an'ny maizina indray izay!
Ry Pape sy ny alikany izany no miray paradisa any @' ny paradisany any, fa tsy misy hidiranay aty mihintsy izany. Samy manana ny paradisany indray io ny @'izay!
Ary mety hihaona any @'ny paradisany any ihany nareo sy ry papa miarak' @'le alika an!
12. Yahl
(
29/12/2015 10:11)
rhaj0:
ka i Episcopo ihany anie io mitsindrtsindroka raha tsy hainy io eee.. moa tsy sahala @ zaza eny @ garabola.
Fa ity azany vakiana raha ny @ io derive des continents io eee..
http://www.smithsonianmag.com/science-nature/tiny-fossils-reveal-rise-mammals-madagascar-180957644/?no-ist
Paleontologists and geologists had previously determined that proto-Madagascar, at the time attached to ancient India, split off from mainland Africa about 135 million years ago. About 88 million years ago, Madagascar and India parted ways, leaving the dinosaurs, mammals, and other creatures there to spin off into strange new forms.
Rahefa takatrao io ry Yahl, dia mba jejojejo dia ampianaro i Epicospo tsy hiteniteny foana eee :-)
Yahl:
Tsy misy hidiran'ny famonjena ho'ah izay lazain' ny bokinao!
Afaka manoratra sy mikaroka toy io daholo ny olona ambonin'ny tany, fa tsy mahita ny mahavonjy ny fanahiny!
Tsy efa misy mampitahotra angaha izao enao! Ireo Dinosaure sy ny Dragon ary ny petits gris sy ny grand-gris?!! Afaka manoratra sy mamorona fikarohana koa enao miaraka @ Carbone-14, dia mba mivarotra saka be loha toan'ireo mpanoratra ireo eh!
De mba lasa rahj0 malaza!!!
13. rhaj0
(
29/12/2015 16:37)
mampalahelo mihitsy ry Yahl kah.... dia hoe, ireo Dinosaure sy ny Dragon hi hi hi... Ka voisin izany ireo ve ry Yahl, saaaa ??
io ilay toa ny mampiresaka zaza eny @ garabola. Hoe, ny nain dia manana hauteur-na 3 pommes, ary izany dia ao @ bokin'i Blanche-Neige toko faha-3 andininy faha-4. Ny Schtroumpf indray, dia kely, satria ny tranony dia champignon, araka ny bokin'i Uderzo. Ny lutin kosany, satria izy manampy ny Pere Noel mibata cadeaux, dia lehibe noho ireo roa ireo.
hey... o ry Yahl aaaa... efa mitombo iray indray io ny taona(nao) koa mbola inona ihany eee...??? :-)

14. bor2lais
(
29/12/2015 18:04)
H.S kely
Hihihi ... Aza dia mba mamely mafy tahaka izany kosa ianareo ramose a !!! :-)
Sady rehefa jerenay ety ivelany ange ianareo tahaka ny tsy dia mifankaiza a ... manao "tsy mpino" mody miady eo fotsiny ... [size=10]saingy ... ramose mba 2 étages fa yahl toa milaza tsy manana (étage) mihitsy (raha ny resany atsy ambadika atsy) !![/size] hihihi ! :-)
Tapitra ny H.S ô ! :-)
ramose:
hey... o ry Yahl aaaa... efa mitombo iray indray io ny taona(nao) koa mbola inona ihany eee...???
Hihihi ... Aza dia mba mamely mafy tahaka izany kosa ianareo ramose a !!! :-)
Sady rehefa jerenay ety ivelany ange ianareo tahaka ny tsy dia mifankaiza a ... manao "tsy mpino" mody miady eo fotsiny ... [size=10]saingy ... ramose mba 2 étages fa yahl toa milaza tsy manana (étage) mihitsy (raha ny resany atsy ambadika atsy) !![/size] hihihi ! :-)
Tapitra ny H.S ô ! :-)
15. rhaj0
(
29/12/2015 19:16)
[size=8]hi hi hi... mangalatra ny fantsiko ra-Bor2lais... Tena asiako trademark io fa tena mba tsy honnete kosany ianao izany dokotera aa..[/size]
[size=15]i Bor2lais sy Yahl, na koa azany i Tealala na koa i RBNIR sy Strong3, dia samy "mpino an'Andrmntra" daholo, fa "mody (tena) miady" eto @ serasera eto[/size]. [size=8](TM)[/size] :-)
1- Andrmntra iray ihany no ivavahanareo aby ireo (na mifampi-cousin ny Andrmntrareo)
2- Mifototra @ Torah, na koa @ Baiboly (izay nifototra t@ Torah) ny fi(s)ainanareo
3- dia ao nareo miara-manao ilay fanaonareo ao, dia ny "mivavaka" hono, fa mety tsy tena mitovy fotisny, fa ny sasany manipy tanana any an-danitra moa, ny hafa miankohoka, ny sasany migenongenona tsisy farany, ny hafa mihorakoraka akoriny azany, ny sasany manitrikitrika sy mihivingivin-doha, ny hafa tsy an-kihetsika manakipy maso gaigy ao sahala @ ireny constipé ireny...
4- Dia ao nareo m(amp)ihorohoro @ kibay n(amp)-imaginer-nareo ao, dia ny Helo hono
5- DIa ao nareo vohizin'ny Karoty ao, dia ny Paradisa hono
Dia inona nefa hono ilay "mody (tena) iadianareo" ao io??
Miady lova... samy te-ho any @ izany Paradisa izany daholo hono.
Fa eto aho vao manontany ihany: ka "mody (tena) miady" nareo io, sa "tena (mody) miady" ry Bor2lais sy Yahl, na koa azany i Tealala na koa i RBNIR sy Strong3???

16. Yahl
(
30/12/2015 10:51)

Izay alehan' ireo no alehanao ry rajh0 rehefa maty! Satria mitovy ihany ny manjo ny tsy mino rehetra sy ny diso Andriamanitra!!!
17. rhaj0
(
30/12/2015 16:01)

Ao @ imagination-n'i Yahl izany dia lasa any @ Helo miaraka @ Bor2lais sy ry Tealala mbamin-dry RBNIR sy Strong3 hono aho izany eee... Dia rahefa ao ihany ianao sy ny imagination-nao ry Yahl dia, ameo traitement special ilay TSY-mino eee... ohatra hoe ataovy hoe, torturer-na kitikitihina faladia aho, sady @ izay kosa aho mba mivanitika eee.. ma derniera volont-hehy... :-)
18. gasy1zay
(
30/12/2015 20:49)
Raha ny testamenta vaovao no jerena dia tsy misy afaka makany @ Andriamanitra Ray afatsy @ finoana an'i Jesoa Kristy, tsy ahafahana mandova ny lanitra ny fanarahana ny lalan'i Mosesy satria tsy misy nahatanteraka an'io 100% na i Davida, na Solomona, eny fa na i Mosesy aza satria izy efa namono olona, ary voalaza fa diso @ 1 ianao dia diso @ izy rehetra.
Raha fintinina zany dia raha ny lalan'i Mosesy no hitsarana antsika dia tsy misy mendrika ny hovonjena isika, fa rehefa tonga Kristy nisolo voina antsika dia na tsy tanteraka t@ lalan'i Mosesy aza isika dia mahazo famelankeloka rehefa mino fa izy no efa nitondra ny fahotantsika teo @ hazo fijaliana ary manaiky ny handray ny famonjeny.
ka io mazava be hoe misy olona (mba tsy ilazako hoe fanahy ratsy na devoly) mandresy lahatra ny olona tsy handray ny famonjena avy @ Jesoa Kristy fa ifikitra @ lalan'i Mosesy izay tsy ahafahanao hahita famonjena satria tsy azo amarinina @ lalan'i Mosesy ianao, ny tanjona dia mazava hoe misy mividy fanahin'olona hoany @ fahaverezana, toy ny fisian'ny olona mivarotra ny fanahiny @ satana. Vola daoly ny ao ambadika ao ary fitaka sy fampianarandiso no ampiasana hamitahana ireo tsy mafy orona @ finoana.
Rom 3: 9-10 :"fa efa voalazantsika rahateo ho mpanota avokoa na ny Jiosy na ny jentilisa [Gr. Grika] ;
10 araka ny voasoratra hoe: Tsy misy marina na dia iray akory aza"
Ka na jiosy na ireo olona mitomany ho jiosy na ireo jentilisa (ankoatry ny jiosy t@ zany) dia tsy misy marina eo anatrehan'ny lalan'ny Mosesy ka dia mila mpamonjy = Jesoa Kristy

19. rhaj0
(
31/12/2015 01:00)
Dia TSY "mandova ny lanitra" izany, hozy i Gasy1zay, "na i Davida, na Solomona, eny fa na i Mosesy", sy izay rehetra tsy nahita Jesosy koa izany??
hi hi hi ... dia ianao ve ry Gasy1zay dia nahavita ny vitan'ireo olombe-mbaiboly ireo??
mampihomehy mihintsy anie nareo ireto rehefa ilay avy namaky loha sy Baiboly hono, na nikaon-doha hono, dia mamaritra rambon'osy, dia hoe ohatra eto hoe, toa izao ny lakilen'ny "famonjena"... Moa tsy toa ny zaza eny @ garabola ho'a, ka manao discussion-be mihintsy, ary mahatafavoaka ny famaritana ny "lakilen'ny force surnaturelle" an'ny lutin/schtroumpf/nain...

20. Strong3
(
31/12/2015 08:28)
« manapaka tsara ny ankohonany, mampanaiky ny zanany amin'ny fahamaotinana tsara » (1 Timoty 3:4)
« (fa raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana no fitandrina ny fiangonan*'Andriamanitra?), [* Gr. eklesia] » (1 Timoty 3:5)
« Aoka ny diakona samy hanam-bady tokana sady hanapaka tsara ny zanany sy ny ankohonany. » (1 Timoty 3:12)
dia aoka fotsiny fa de mampalahelo ilay fialana bala eh :-)