profeta/ambasadaoro/apaositaoly/ets...
21. gasy1zay
(
04/01/2016 14:58)
rhaj0:
Dia TSY "mandova ny lanitra" izany, hozy i Gasy1zay, "na i Davida, na Solomona, eny fa na i Mosesy", sy izay rehetra tsy nahita Jesosy koa izany??
hi hi hi ... dia ianao ve ry Gasy1zay dia nahavita ny vitan'ireo olombe-mbaiboly ireo??
mampihomehy mihintsy anie nareo ireto rehefa ilay avy namaky loha sy Baiboly hono, na nikaon-doha hono, dia mamaritra rambon'osy, dia hoe ohatra eto hoe, toa izao ny lakilen'ny "famonjena"... Moa tsy toa ny zaza eny @ garabola ho'a, ka manao discussion-be mihintsy, ary mahatafavoaka ny famaritana ny "lakilen'ny force surnaturelle" an'ny lutin/schtroumpf/nain...
Fa maninona moa no tsy novonjena ry zareo ry rhaj0? Ataovy ao anaty "contexte" ilay finoana an'i Kristy, tsy mbola tonga i Kristy t@ andron'zareo ka ahoana no handavany na ny tsy hinoany azy? Aiza no milaza hoe tsy nino ry zareo fa hisy mpamonjy hoavy? Ny jiosy anie nino ary mino fa misy na hisy Kristy na ilay Mesia e! fa ry zareo tsy mino hoe Jesoa Kristy ilay teraka tao Nazareta ilay izy fa hatr@ zao ry zareo mbola miandry.
Zaho tsy manamarina na manambony tena fa fantatro fa tsy mendrika aho fa rehefa manantona an'i Jesoa Kristy dia mahazo famelankeloka e! Tsy izaho irery fa na ianao mamaky io aza.
22. rhaj0
(
04/01/2016 15:45)
Ka i Kristy koa izao tsy novonjen'i Mahomet.. tsy novonjen'i Joseph Smith, na koa i Episcopo.. f'angaha tsy loza eeee... :-)
(mba mivoaha ihany ho'a ao @ box-kely ao ry Gasy1zay aaaa...)
(mba mivoaha ihany ho'a ao @ box-kely ao ry Gasy1zay aaaa...)
23. gasy1zay
(
04/01/2016 17:02)
rhaj0:
Ka i Kristy koa izao tsy novonjen'i Mahomet.. tsy novonjen'i Joseph Smith, na koa i Episcopo.. f'angaha tsy loza eeee... :-)
(mba mivoaha ihany ho'a ao @ box-kely ao ry Gasy1zay aaaa...)
ka ny anao rhaj0 afangaro daoly ny akoho sy ny vorona fa tsy asaraka @ box tokony hisy azy dia io tsy mahazo na inona na inona io (na mody tsy mahazo, tsy haiko zay tena ao andohanao ao an!)
Averiko foana ity teny fambarako eto ity, ny marina dia 1 ihany, raha misy olona miteny zavatra 2 samy hafa, mifanipaka, dia tsy possible ho marina izy 2
Ka raha marina ny voalazan'i Jesoa Kristy dia mazava ho azy fa diso ny nambaran'i Mahomet, Joseph Smith, Episkopo raha mifanohatra ny nambaran'i Kristy ny nambaran'ireo.
ohatra mazava :
- Jesoa Kristy nilaza hoe zanak'Andriamanitra izy
- Mahomet nilaza hoe mpaminany izy fa tsy zanak'Andriamanitra
- Jesoa Kristy nilaza fa nitsangana t@ maty izy
- Mahomet nilaza fa tsy izy no maty fa "sosie@-ny
ka dia tsy hitovy ireo fa tsy maintsy misy 1 diso, anjaranao no misafidy zay inoanao fa tsy misy manery anao hino, saingy miankina @ safidinao nefa no hitsarana anao any amparany, na dia tsy mino ny fitsarana aza ianao. :)
24. rhaj0
(
04/01/2016 17:11)
gasy1zay:
raha misy olona miteny zavatra 2 samy hafa, mifanipaka, dia tsy possible ho marina izy 2
hi hi hi... ka dia nidiran'angano izany ianao Gasy1zay (sy ny anganonao) raha izany. Etoy avadibadiho:
http://lmgtfy.com/?q=contradiction+within+the+bible
Fa ny samy ao @ Baiboly mihintsy no mifanipaka... ;-)
25. gasy1zay
(
04/01/2016 17:51)

Ka tsy mifanipaka mintsy izy rehefa nodinihinao hatr@ genesisy ka hatrany @ apokalypsia e! Fa raha andininy vitsivitsy no tsingolohanao ao dia mety resaka "mamo divay", "inceste", "fandringanana" ihany no voarainao (tianao ho hita?).
Ka mazava hoazy fa hoan'ny olona tsy mino dia izay hanamafy ny heviny @ tsy finoany no tena zahaviny
26. rhaj0
(
04/01/2016 18:14)
"mazava hoazy" anao (sy ny imagination-nao irery) izany. Tsy efa hainao ve ny tantara.. ry Luther Vandross mbamin-dry Calvin Klein eee...
Efa io hita io hoe, io misy "contradictions" an-jatony ao, koa mbola "tsy mifanipaka" foana no averimberenareo... toa an-dRajaona mamolava koa ho'a nareo, ka hoe: "tsy mamo ho'a zah...".. na koa toa zaza eny @ garabola ho'a... akipy ny maso toa constipé, dia mahita fa marina ny lazaina.
Fa dia mba vakivakio ihany izany ho'a ny nohalalinin'ny mpandalina, izay kristiana na mpino toa anareo ihany ee.... fa hafakely ny azy ny spin ataony rahefa oainina ao izy, fa tsy mamerimberina fotsiny hoe.. "tsy mamo ho'a zah..." na"manakipy maso toa constipé" fotsiny..
ohatra: https://en.wikipedia.org/wiki/Internal_consistency_of_the_Bible

27. Yahl
(
05/01/2016 10:12)
rhaj0:
Ao @ imagination-n'i Yahl izany dia lasa any @ Helo miaraka @ Bor2lais sy ry Tealala mbamin-dry RBNIR sy Strong3 hono aho izany eee... Dia rahefa ao ihany ianao sy ny imagination-nao ry Yahl dia, ameo traitement special ilay TSY-mino eee... ohatra hoe ataovy hoe, torturer-na kitikitihina faladia aho, sady @ izay kosa aho mba mivanitika eee.. ma derniera volont-hehy... :-)
Yahl
Arahabaina tratry ny taona ny mpisera rehetra!!!
Mbola fotoana afahanareo misaina ny taona sy ny andro rehetra ahavelomana, io ilay traitement spécial tadiavinareo eh! De samia mifaly, dia ataovy foana izay tiana hatao, de tsarovy ny farany izay efa nolazaiko! Tsy maniry ny ahafaty ny ratsy fanahy ny Andriamanitra marina toriako, fa ny ialan' ireo @ toetra ratsiny kosa!
Fampitandremana ny filazana izany, fa ny safidy anao ihany!
28. Yahl
(
05/01/2016 10:19)
rhaj0:
mampalahelo mihitsy ry Yahl kah.... dia hoe, ireo Dinosaure sy ny Dragon hi hi hi... Ka voisin izany ireo ve ry Yahl, saaaa ??
io ilay toa ny mampiresaka zaza eny @ garabola. Hoe, ny nain dia manana hauteur-na 3 pommes, ary izany dia ao @ bokin'i Blanche-Neige toko faha-3 andininy faha-4. Ny Schtroumpf indray, dia kely, satria ny tranony dia champignon, araka ny bokin'i Uderzo. Ny lutin kosany, satria izy manampy ny Pere Noel mibata cadeaux, dia lehibe noho ireo roa ireo.
hey... o ry Yahl aaaa... efa mitombo iray indray io ny taona(nao) koa mbola inona ihany eee...??? :-)
Yahl
Enao very any @ garabola sy ny boky kelin'izao tontolo izao, dia ny anganonganom-bavy antitra rehetra izao!
Tsy ny ahy irery no mitombo fa ny an'ny miaina rehetra,de ny anao koa!
fa tombony ho ahy izany!
29. rhaj0
(
05/01/2016 11:44)
Dia ao ianao izany "mampihoroho ny tenanao" ao eee... dia manao ny masturbation mamparari-tena ao... hi hi hi.. f'angaha izany no hampatonga anao any @ izany lanitrao izany; ny conditions hafa mbola be dia be... toa ny hoe, aza tezitezitra sy mikitakita toa io fa OTA izany ;-)
30. stahtam
(
05/01/2016 11:45)
[quote=rhaj0]
Ndao atambatra eto ny sarin-drizareo profeta/ambasadaoro/apaositaoly/ets...
Numero 1: i Epicospo Son of Samuel, na i Samuelson izany ee... :-)
Ka inty izany hono ny Ambasadaoro eee... ato ny resakany
http://namana.serasera.org/album/sary/asehoy/s55d2132405fe8
O ry Yahl aaaa... Tena taviny sady raitra be anie kosany i Episcopo-nao izany eee.. letia ee... tena mamono papillon kosany izy nadia tsy nanao noeud papillon azany eee... mangirangirana disco mihintsy ilay kostara an... sy ny loha solany koa :-)
Mba vazivazy io f'aza mora tezitra an...
Fa notsindrohan'i Samuelson sahala @ mitsindrotsindroka voninkazo fotsiny kosany ho'a ilay derive des continents eee... Asa k'lou raha tena takatr'ilery hoe ... efa ho 270 millions d'années anie no ni-se former ilay "supercontinent", ary 200 millions d'années no nanomboka nivaky, ary efa ho 30 millions d'années aty aoriana vao tonga @ izao fipetrany izao ny continents...
Ary rehefa toa io, dia ahoana nefa ho'a hozy ny Genesisy??? Tena vitan'ny Ambasadaoro ve ny nampilahatra ny derive des continents sy ny baiboly?? tena mba liana aho...
Dia inona koa no idiran'ny Ambasadaoro sy ny derive des continents, hoz'ianao?
Raha ny fahatakarako azy, dia... satria t@ 200 millions d'années lasa izay dia i Madagasikara no teo afovoan'ireo supercontinents, ka dia taty aoriana, @ izao isika miteny izao, dia tena napetak'i Andrmntra ho ao ilay Ambasadaoro, dia tsy iza fa i Son of Samuel... halleluya...
[quote=stahtam]
Ny fisian'ny olona hiteny hoe "izaho no izao na izao" aloha dia tsy tokony hahataitra loatra amiko fa ny zavatra lazainy ihany no itarafana ny zavatra kendreny na ny fomba fisainany. Efa elaela no nihainoako ireo olona ireo (depuis 2000 eo ho eo ka hatr@ 2014 teo) fa raha te-hihaino adim-borontsiloza ianao na te-hahazo tsianjery (ohatra hoe "direct ho any @ helo", "devoly ianao", "fialonana an'i Episcopo ny anao"...) dia nisy émission spéciale fanaon-dry zareo isaky ny alahady @ 8 ora alina dia ao no mety hahenoana azy raha mbola mandeha io émission io.
31. gasy1zay
(
05/01/2016 14:43)
rhaj0:
"mazava hoazy" anao (sy ny imagination-nao irery) izany. Tsy efa hainao ve ny tantara.. ry Luther Vandross mbamin-dry Calvin Klein eee...
Efa io hita io hoe, io misy "contradictions" an-jatony ao, koa mbola "tsy mifanipaka" foana no averimberenareo... toa an-dRajaona mamolava koa ho'a nareo, ka hoe: "tsy mamo ho'a zah...".. na koa toa zaza eny @ garabola ho'a... akipy ny maso toa constipé, dia mahita fa marina ny lazaina.
Fa dia mba vakivakio ihany izany ho'a ny nohalalinin'ny mpandalina, izay kristiana na mpino toa anareo ihany ee.... fa hafakely ny azy ny spin ataony rahefa oainina ao izy, fa tsy mamerimberina fotsiny hoe.. "tsy mamo ho'a zah..." na"manakipy maso toa constipé" fotsiny..
ohatra: https://en.wikipedia.org/wiki/Internal_consistency_of_the_Bible
Ka zahay vonona ny hanampy anao raha misy hitanao fa mifanipaka fa aza atao hoe misy anjatony dia zay, ianao mety tsy mahita ny valiny marina fa ny namana eto afaka manazava azy e! ianao mety tsy namaky ny baiboly hatr@ voalohany ka hatramin'ny farany dia tsy mazava aminao ilay contexte fa mangataka anao apetraho mazava hoe inona ny hitanao mifanipaka dia vonona ny hanazava izahay fa misy valiny mazava afaka omena anao ary araky ny baiboly fa tsy hoe interprétation. :)
32. rhaj0
(
05/01/2016 15:22)
Ato efa nisy resaka lavabe natomboky ny namana Endriny, fa dia ivereno kely azany ry gasy1zay aaa..
http://forum.serasera.org/forum/message/m561f965690be3/
Ny fanimbana tena ateraky ny finoana
http://forum.serasera.org/forum/message/m561f965690be3/
Ny fanimbana tena ateraky ny finoana
33. gasy1zay
(
05/01/2016 16:05)
rhaj0:
Ato efa nisy resaka lavabe natomboky ny namana Endriny, fa dia ivereno kely azany ry gasy1zay aaa..
http://forum.serasera.org/forum/message/m561f965690be3/
Ny fanimbana tena ateraky ny finoana
Ok! nojereko ilay lohahevitra nalefan'ingahy,
Ka io ny fahazoko azo zavatra 2 samihafa no atambatrareo sy endriny, ny nambaranao dia hoe mifanimpaka ny voalazan'ny baiboly, nefa ny ohatra voalaza ao @ ilay lohahevitra dia "comportement"n'ireo mpivavaka na mpitondra fivavahana, ka raha ny olona no manao ny tsy mety dia mifanimpaka ve ny voalazan'ny baiboly? raha raisiko ohatra ilay hoe aza tsitsiana rotsakazo, aiza ao @ baiboly no milaza hoe kapoy ilay zaza maditra na ho faty aza?
Aleo zany hisaraka ilay hoe voasoratra ao @ baiboly sy ny ataon'ireo olona milaza fa manaraka ny voalazan'ny baiboly.
Raha mahita ohatra mivaingana ianao rhaj0 @ ilay hoe zavatra mifanipaka @ ilay voasoratra dia mba iangaviana hametraka izany hofakafakaina eto.
34. rhaj0
(
05/01/2016 18:03)
Inty azany mba avadibadiho ao ee... Ny "voasoratra" ao @ Baiboly ihany no avoitrany fa tsy hoe interpretation io.. mazotoa dia sokafo ihany ny saina eee...
http://bibviz.com/
Bible Contradictions
Scientific Absurdities & Historical Inaccuracies
Cruelty & Violence
Misogyny, Violence & Discrimination Against Women
Discrimination Against Homosexuals
http://bibviz.com/
Bible Contradictions
Scientific Absurdities & Historical Inaccuracies
Cruelty & Violence
Misogyny, Violence & Discrimination Against Women
Discrimination Against Homosexuals
37. rhaj0
(
06/01/2016 12:13)
averiko kely: entre-pa fa rehefa mijery youtube, dia azo asiana sous-titre, dia atao pause raha te-handray noty... Fa tena izay vao tena mampihomehy :-)
(fanasiana sous-titre ho an'izay tsy nahay: asosay eo ambanin'ilay video io ny souris-nao. Dia hiseho ireo bouton pause sy haut-parleur sy... ilay bouton CC = Closed Caption.. dia tsindritsidrio io)
Ka hono ho'a Strong3... tena hotry ny mahita ilay tenanao toa i Ken va ianao? toa nandresy ianao fa mahay hono, nefa vasoka be fa tsy nahazo n'inon'inona akoriny ? :-)

38. rhaj0
(
06/01/2016 17:37)
Atsy @ 9:09... A lifetime believing a promise of something for which there's no evidence, and that you won't actually get until after you are dead!
in fact, there is pretty much no good reason at all to expect it is even remotely real, but please, just take our word for it, and live the rest of your life imaging it and feeling happy.
And by the way, you don't actually deserve it anyways so make sure you feel a bit unworthy too.
How about that. Isn't that the thing that we all want?
Tena mahatapaka ity... mila adika @ teny gasy mihintsy.. ngo dia misy traducteure eto oooo ?...

39. gasy1zay
(
06/01/2016 18:35)
Ka ny tanjon'ny sasany anie zany dia tsotra hoe hitarika ny olona hanao zay danin'ny kibony fa tsy hieritreritra ny mandrakizay e! @ zay tsy enjehin'ny eritreriny rehefa manota
Ny ahy zao rhaj0 ny hitako tena contradictoire dia ireo satanista milaza fa tsy mino ny fisian'i satana akory hono izy fa mba ideolojia fahafinaretan'ny nofo sy fahafahana miliba ilay izy e!
Ny ahy zao rhaj0 ny hitako tena contradictoire dia ireo satanista milaza fa tsy mino ny fisian'i satana akory hono izy fa mba ideolojia fahafinaretan'ny nofo sy fahafahana miliba ilay izy e!
40. rhaj0
(
06/01/2016 19:21)
Ilay "mandrakizay" anie no mampihomehy teo ry Gasy1zay.. hoe ampanantenaina "mandrakizay" ianareo, nefany
- tsisy porofo ny fisian'izany "mandrakizay" izany akoriny
- ary raha azonao azany ilay izy, dia rahefa maty ianao vao hahazo azy (ary dia mety tsy hahazo akoriny koa azany fa ianao dia mpanota kely)
Fa ilay hoe "hitarika ny olona hanao zay danin'ny kibony".... Dia hotry ny hoe, ny Atheista sy izay tsy mino ny Andrmntrareo izany dia (nampinoana anao fa) "mpanao zay danin'ny kibony "... ntss.... efa hoe foana ho'a hoe, mba mivoaha ihany avy tao @ box-kely tao, fa tsy izay lazain'i belazao dia inoana mafy ao foana, dia averimberina io foana.. ny @ io ohatra, dia hanontanio kely hoe ny Boudista TSY mino ny Andrmntrareo raha mba "mpanao zay danin'ny kibony " ve izy??