profeta/ambasadaoro/apaositaoly/ets...

41. gasy1zay ( 07/01/2016 14:32)

rhaj0:

Ilay "mandrakizay" anie no mampihomehy teo ry Gasy1zay.. hoe ampanantenaina "mandrakizay" ianareo, nefany
- tsisy porofo ny fisian'izany "mandrakizay" izany akoriny
- ary raha azonao azany ilay izy, dia rahefa maty ianao vao hahazo azy (ary dia mety tsy hahazo akoriny koa azany fa ianao dia mpanota kely)


Fa ilay hoe "hitarika ny olona hanao zay danin'ny kibony".... Dia hotry ny hoe, ny Atheista sy izay tsy mino ny Andrmntrareo izany dia (nampinoana anao fa) "mpanao zay danin'ny kibony "... ntss.... efa hoe foana ho'a hoe, mba mivoaha ihany avy tao @ box-kely tao, fa tsy izay lazain'i belazao dia inoana mafy ao foana, dia averimberina io foana.. ny @ io ohatra, dia hanontanio kely hoe ny Boudista TSY mino ny Andrmntrareo raha mba "mpanao zay danin'ny kibony " ve izy??


Ka i rhaj0 zao niresaka ny vendredi joli, sexe, revy sns... zay anie ilay danin'ny kibo resahiko eto e! sa tsy manao an'zany ndray zao fa mimehy ny mpino fotsiny?

Mikasika ny fiadanan'ny mpino indray dia diso be ingahy raha mihevitra fa rehefa maty ihany ny kristiana vao sambatra, dieny ety an-tany dia efa misy fiadanana miaraka @ Tompo ka, raha ny tenako manonkana aloha dia mahatsiaro sambatra aho e!

Izao no voasoratra rhaj0 a :

31 Dia aza manahy hianareo ka manao hoe: Inona no hohaninay? na: Inona no hosotroinay? na: Inona no hotafinay?
32 Fa izany rehetra izany dia katsahin’ ny jentilisa fatratra; fa fantatry ny Rainareo Izay any an-danitra fa tokony ho anareo izany rehetra izany.
33 Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany.

ary koa :

Raha amin’ izao fiainana izao ihany no anantenantsika an’ i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika.

Raha vakianao ireo dia mazava be aminao fa tsy ny fiainana mandrakizay ihany no azo amin'ny fanarahana ny Tompo fa tena azo antenaina izy @ ady atrehanao @ zao fiainana izao ( asa, tokatrano, aretina, ...) fa saingy milaza izy hoe tsy ireny no tokony katsahinao voalohany fa ny fiainana mandrakizay fa ireny omeny anao maimaimpoana avy eo.




42. Yahl ( 08/01/2016 09:25)

rhaj0:

Dia ao ianao izany "mampihoroho ny tenanao" ao eee... dia manao ny masturbation mamparari-tena ao... hi hi hi.. f'angaha izany no hampatonga anao any @ izany lanitrao izany; ny conditions hafa mbola be dia be... toa ny hoe, aza tezitezitra sy mikitakita toa io fa OTA izany ;-)


Yahl
Anhzgz tena mahatsiaro tena voakitakita ny mpisera?! Gaga aho!
Maranitra toy ny sabatra roa lela ny teny, ka mapisaraka ny taolana @ tsoka ary @ aina sy ny fanahy!!!
Tsy izaho no tezitra na mikitakita, fa ilay teny no mahery tsy zakanareo!
Tsy izaho no tompon' ny teny fa izay toriako. Izany no lalàny ka tsy afaka ovako.
IEty an-tany aza mba manana ny lalàny daholo ny firene-drehetra, koa mainka fa any @ Paradisan' Yahoshuah?! Tsy misangy ary tsy azo sangiana koa izany an!
Ao aminy tsy misy OTA!
43. rhaj0 ( 08/01/2016 11:34)
Yahl:
Maranitra toy ny sabatra roa lela ny teny...

Dia ny reference-nao (ao @ imagination-nao) @ "sabatra roa lela" kosany ho'a efa dépassé eee.. izao ny anay (ao @ imagination-nay) efa "sabatra Laser".. tsy roa lela izy io fa tena mahatapaka toute direction.. Ka resinay izany ny anareo eee... ary tena sangisangianay fotsiny mihintsy, na hiteny "mahery" izy na tsy hiteny "mahery" :-)

Yahl:
mba manana ny lalàny daholo ny firene-drehetra, koa mainka fa any @ Paradisan' Yahoshuah?!

Eny ho'a e... "masina" any @ taniNY i Yahoshua-nao. Fa ny any @ "firenena hafa", dia hafa ny revy: tsy (te-)mahalala izany Yahoshua-nao izany ny olona, fa ny azy Venus, dia Vishnu, dia ets...
44. Yahl ( 09/01/2016 09:19)

rhaj0:


Dia ny reference-nao (ao @ imagination-nao) @ "sabatra roa lela" kosany ho'a efa dépassé eee.. izao ny anay (ao @ imagination-nay) efa "sabatra Laser".. tsy roa lela izy io fa tena mahatapaka toute direction.. Ka resinay izany ny anareo eee... ary tena sangisangianay fotsiny mihintsy, na hiteny "mahery" izy na tsy hiteny "mahery" :-)
Yahl
"Mbola maro ny zavatra tiako ambara aminareo hoy Yahoshuah, saingy tsy mbola zakanareo"
Ny sabatra roa lela no mba nisy teeo an-tany t@ 'izany andro nilazany izany, fa io Laser lazainao io anie izao vao hita tety an-tany fa ny ao an-danitra tsy fantatrao ao anie no nitondra izany téchnologie izany ety an-tany e! Aza mihevitra ny Malagasy ho vendrana na dia mba mitoetra any an-tanin'olona aza enao!
quote

rhaj0:

Eny ho'a e... "masina" any @ taniNY i Yahoshua-nao. Fa ny any @ "firenena hafa", dia hafa ny revy: tsy (te-)mahalala izany Yahoshua-nao izany ny olona, fa ny azy Venus, dia Vishnu, dia ets...
Yahl
Angaha koa Andriamanitra te-ahalala izay tsy naheno ny safo-drano nambarany t@' i, nefa maty koa ireo tsy nandre?!!!
Efa nahita sy efa nandre fotsiny enao, tsy olana amiko koa izay tsy nandre, fa efa mandeha any ny fampahalalana ny rehetra, efa any anaty paosin'ny manana connéction rehetra ny fanambarana an' YAHOSHUAH!
Tsy izaho koa no mifidy, fa manao ny asa fanelezana na dia fotsiny aza!
Angaha mahafoana ny safidin' ny tsirairay koa izany! na hiaraka @ marduck na assur sy ny namanareo rehetra any, tsy olana!
Hoan'izay voafidy koa io eh! Fa tsy hoan' izay efa niala!!!
quote
45. rhaj0 ( 09/01/2016 12:41)
Yahl:
Angaha koa Andriamanitra te-ahalala izay tsy naheno ny safo-drano

Mety marina ny anao.. dia ireo biby sy olona tsy manan-tsiny, nefany hadinon'i Noah ny fisiany, na koa tsy fantany fotsiny eee... dia navelan'i Yahoshuah (Atra tsy misy antra) ho fatifaty foana tany.. Dia nefa ho'a velona ihany ireo especes taty aoriana eee... Ny ao Madagasikara fotsiny no efa nisy 615 especes vao hita..
http://wwf.panda.org/about_our_earth/species/species_pictures/madagascar_treasure_island/



io izao ilay bibilava rozirozin'i Madame Eve
46. Yahl ( 13/01/2016 11:00)

rhaj0:

Angaha koa Andriamanitra te-ahalala izay tsy naheno ny safo-drano

Mety marina ny anao.. dia ireo biby sy olona tsy manan-tsiny, nefany hadinon'i Noah ny fisiany, na koa tsy fantany fotsiny eee... dia navelan'i Yahoshuah (Atra tsy misy antra) ho fatifaty foana tany.. Dia nefa ho'a velona ihany ireo especes taty aoriana eee... Ny ao Madagasikara fotsiny no efa nisy 615 especes vao hita..

io izao ilay bibilava rozirozin'i Madame Eve

[quote=Yahl]


Tena diso hevitra tanteraka enao, samy tafiditra tao anaty sambo avokoa ny karazam-biby tambonin' ny tany!!! fa vakio tsara
Enao no adino!!!
47. rhaj0 ( 13/01/2016 11:54)
O ry Yahl a... ilay fampiasana ny quote k'lou mba ahitsio fa manjary mifangaro voraka ny resaka.
Toa izao : ny tianao quoter-na dia atao eo ampovoan'ireo balise roa, [ quote ] sy [ /quote ]. Ohatra...

[ quote ]
apetraho eto ny soratanao anaty quote. Nasiako espace takaikin'ilay crochet io mba ahazoanao mahita azy
[ /quote ]


Dia rahefa tianao hisy tompony ilay quote dia atao hoe
[ quote=Yahl ]


Fa @ ankapobeny, alohan'ny andefasanao ny hafatrao, dia tsindriho aloha ilay bokotra hoe "Jereo aloha". Dia ahitsio ary mba hajao ny hevitra/tompo-kevitra fa tsy atao mifangaro voraka foana ny hafatra. Dia izay vao tsindriana ny bokotra "Alefaso"

48. Yahl ( 26/01/2016 09:54)

Yahl:


[quote=rhaj0]

Dia ny reference-nao (ao @ imagination-nao) @ "sabatra roa lela" kosany ho'a efa dépassé eee.. izao ny anay (ao @ imagination-nay) efa "sabatra Laser".. tsy roa lela izy io fa tena mahatapaka toute direction.. Ka resinay izany ny anareo eee... ary tena sangisangianay fotsiny mihintsy, na hiteny "mahery" izy na tsy hiteny "mahery" :-)
quote

[quote=rhaj0]
Eny ho'a e... "masina" any @ taniNY i Yahoshua-nao. Fa ny any @ "firenena hafa", dia hafa ny revy: tsy (te-)mahalala izany Yahoshua-nao izany ny olona, fa ny azy Venus, dia Vishnu, dia ets...


Yahl
Angaha koa Andriamanitra te-ahalala izay tsy naheno ny safo-drano nambarany t@' i, nefa maty koa ireo tsy nandre?!!!
Efa nahita sy efa nandre fotsiny enao, tsy olana amiko koa izay tsy nandre, fa efa mandeha any ny fampahalalana ny rehetra, efa any anaty paosin'ny manana connéction rehetra ny fanambarana an' YAHOSHUAH!
Tsy izaho koa no mifidy, fa manao ny asa fanelezana na dia fotsiny aza!
Angaha mahafoana ny safidin' ny tsirairay koa izany! na hiaraka @ marduck na assur sy ny namanareo rehetra any, tsy olana!
Hoan'izay voafidy koa io eh! Fa tsy hoan' izay efa niala!!!
quote


Yahl
"Mbola maro ny zavatra tiako ambara aminareo hoy Yahoshuah, saingy tsy mbola zakanareo"
Ny sabatra roa lela no mba nisy teto an-tany t@ 'izany andro nilazany izany, fa io Laser lazainao io anie izao vao hita tety an-tany fa ny ao an-danitra tsy fantatrao ao anie no nitondra izany téchnologie izany ety an-tany e! Aza mihevitra ny Malagasy ho vendrana na dia mba mitoetra any an-tanin'olona aza enao!
49. rhaj0 ( 26/01/2016 11:21)
Yahl:
fa io (sabatra) Laser lazainao io anie izao vao hita tety an-tany fa ny ao an-danitra tsy fantatrao ao anie no nitondra izany téchnologie izany ety an-tany e!

esy e ry Yahl.. ilay "sabatra laser" dia TSY mi-existe, fa revirevin'i Hollywood fotsiny... hi hi hi ... nambakain'i Hollywood indray ny... lanitra :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1949