Inona ny resolution 2016 nareo

101. RBNIR ( 04/01/2016 07:40)
tealala:

Hay ve e, samy manaraka ny lojikany izany io ko.

Tsy dia izay loatra fa Jehovah Andriamanitra nilaza hoe:
« Aza ampianareo ny teny izay andidiako anareo, ary aza anesoranareo, fa tandremo ny didin'i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo. » (Deo.4:2)

Ary nohamafisin'i Jesosy (Zanany) io taty aoriana....« Izaho dia manambara amin'izay rehetra mandre ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity: Raha misy manampy ireo, Andriamanitra hanampy ireo loza voasoratra eto anatin'ity boky ity ho azy; » (Apok.22:18)
« ary raha misy manaisotra amin'ny teny amin'ny bokin'ity faminaniana ity, dia hesorin'Andriamanitra ny anjarany amin'ny hazon'aina sy amin'ny tanàna masina, dia izay zavatra voasoratra eto anatin'ity boky ity. » (Apok.22:19)

Izay voasoratra ihany : tsy azo ampiana ary tsy azo analana......Mila mianatra isika....

102. tealala ( 04/01/2016 07:50)
Eo anie tsy nisy nanampy ary tsy nisy nanala fa nanakatra hevitra no natao e, ny ataonareo hoe Genezy dia boky tena mila tandremana no mamaky azy raha tsy izany dia tena lasa i Adama no olona voalohany fa ilay civilisation zokiny lazainao fa tsy olona..
Ianareo no nanampy ilay testamenta vaovao izao.
103. RBNIR ( 04/01/2016 08:37)
Fa faranako hatreo iny resaka iny tealala fa aleo hiverenako ny lohahevitra....
Resolution 2016? Samy hahita ilay marina (tokana) avokoa anie ny rehetra ka samy handeha amin'ny mazava amin'izay hiala amin'ny maizina.....
104. tealala ( 04/01/2016 08:45)
Ok marina izany.
105. rhaj0 ( 04/01/2016 11:25)
"Samy hahita ilay marina (tokana)", hozy RBNIR, ary "marina izany", hozy i Tealala.

Ataok'ty efa "samy mahita ny Masina an'azy" ao (@ imagination-ny) daholo ny tsirairay?... Efa tanteraka iny resoluson iny eee...

Fa ny "samy handeha amin'ny mazava", dia maniry dia maniry anareo tokoany koa aho, mba handeha mazava ao anaty lelekitirisitia (sy ny siansa) tokoany eee... ka "hiala amin'ny maizina", dia izao fahalalana sy fahendrena (hono) t@ taona zero sy ny talohany akoriny aza, fony mbola tsisy lelekitirisitia izany.... Fa tena hotry ny lavitr'ezaka io... :-)
106. RBNIR ( 04/01/2016 12:17)

rhaj0:

Fony tany amin'ny taona zero dia efa nambaran'i Kristy ny fomba hamotehan'Andriamanitra izao tontolo izao...
Aty amin'ny taona 2000 vao "manomboka mahita rirany kely amin'izany ny siansa..."
Koa raha "sitrapony" dia hambara eto ihany.......
107. rhaj0 ( 04/01/2016 12:38)
Ilay "nambara t@ taona zero" anie ry RBNIR, mba jereo toa ny revirevin'i Jules Verne na koa ireo Star War na Star Trek ireo eee...

Nanombatombana ry lerony hoe, ho toa izao sy izao... Marina ary miaiky aloha aho fa crane kosa rizareo eee.. Fa avy eo, dia iny tokoany misy siantifika na koa ny politisiana fa nanandrana hoe ary raha atao tokoany moa izany eee..

Izany io Israely io... dia ry Jiosy-mpino moa be vola ary nahatsindry ny fahefana politika, ka dia rahefa hoz'izy hoe, anay i Palestina, dia nanaiky tokoany ny politisiana tandrefana' ka azy ireo ny baomba dia nampiharina izany ilay "fambaran'ny taona zero" eee... Fa raha ohatra ka i Hitler no nandresy, dia mety tany Madagasikara ho'a ireo Jiosy ireo.. ary raha izay, dia izay ianao gasy vao lasa refugiE tao koa...
108. RBNIR ( 04/01/2016 12:50)
rhaj0:

Ilay "nambara t@ taona zero" anie ry RBNIR, mba jereo toa ny revirevin'i Jules Verne na koa ireo Star War na Star Trek ireo eee...

Nanombatombana ry lerony hoe, ho toa izao sy izao... Marina ary miaiky aloha aho fa crane kosa rizareo eee.. Fa avy eo, dia iny tokoany misy siantifika na koa ny politisiana fa nanandrana hoe ary raha atao tokoany moa izany eee..

Hafa ny tombatombana fa "naseho "tamin'ny fahitana" izay tsy maintsy hitranga.....
Raha sitrapon'Andriamanitra hoy aho dia hoentina eto ihany ny fomba hamotehany an'ity izao tontolo izao ity ary eo ny siansa(nao) hanamarina azy tsara.....
109. Strong3 ( 04/01/2016 13:03)

rhaj0:

(dia mbola akisako eto koa ny resaka tatsy)

Efa be dia be ho'a ny resaka teto, fa dia avadibadiho ao k'lou eee..

http://forum.serasera.org/forum/message/m5612821e54573#m56151292e5611
http://forum.serasera.org/forum/message/m5654a11b99604#m565db66090a68
http://forum.serasera.org/forum/message/m5621211dd9e65#m5639690c0f828
http://forum.serasera.org/forum/message/m554225b62dd79#m5568432116b30

Fa raha feheziko eto dia, toatoa ny resako t@ Strong3 ihany, dia hoe...
- ampiasao ho'a ilay saina, hanao dihy miverina (rewind na rembobiner) ny fotoana ee...
- dia eritrereto tsara ao, ary itadiavo reference @ interinety hoe, ahoana ny "evolution"-njavatra eo, araka ilay "rien ne se perd, rien ne se crée, tout se transforme"
- ohatra hoe, ianao, t@ 1990 mbola ianao no ianao, dia t@ naterahanao, tao an-kibon-dreninao, dia taloha kelin'izay, tao @ kitapon'ain-drainao.. dia talohan'izay ets...
- dia... raha takatrao izay t@ taona 2010, dia tohizo 2000... 1990 ets... hatrany @ 1900... -2000 .. -50000 ... hatrany @ millions d'années sy milliards d'années lasana.

Dia raha à certain moment, TSY takan'ny hoza-dohanao intsony ny resaka, dia ... izay izany ee... TSY takatry ny hoza-dohanao. Na koa hoe, raha (mbola) tsy takatry ny hoza-dohan-draolona, dia izay izany: tsy takatry ny hoza-dohan-draolona ankehitrio.

Fa izany ho'a, raha tena honnete (intellectuellement) ianao, dia tsy izay "tsy fahatakaran'ny hoza-dohanao ny zava-misy" izay ho'a, no iantsampazanao amina finoanoam-poana. Ianao no TSY mahatakatra, fa ny zanakao, any aoriana any, dia hahatakatra.

Ka torak'izany ny @ big-bang. Araka ary hain'ny Siansa ny fandehan'ny particules elementaires sy interactions, rahefa atao dihy miverina ny fotoana. Dia à certain moment, tonga @ ilay hoe "big-bang"... eo izany isika izao... Fa ny "taloha kelin'ny big-bang", dia mbola tsy takatra. Satria TSY fantatra hoe, inona ny particules sy interactions misy @ izay karazana concentration-na matières izany.

Fa TSY izany akory no hanariana ny fahalalana (siantifika) voahangona h@ izao, ary dia ivarinana indray amina finoanoam-poana, ka hoe, magie-magie-miracle, dia nisy tampoka teo ny namorona an'izao sy izao (Atra hono), ary tsy izao sy izao ihany no noforoni'ilay Atra, fa IZY tenany mihintsy koa.

Izay reflexe-nao mivarina amina finoanoam-poana izay no mampihisatra ny firoson'ny fahalalana (siansa). Fa raha ianao sy ny sainao ao moa diavolana @ izany, ao @ fiainanao ao, dia anao ny anao ao izany eeee...

ekeko hoa fa miova miandalana tsy misy fiafarana ny olona, efa mahay izao rehetra izao, efa ny google no andriamaniny , ny chimie no manova ny fiainany ... fa ireo rehetra ireo dia tsy midika fa hampiova ny famoronana ny fiovana miandalana

satria tsy nisy zavatra niova niandalana raha tsy nisy ny fiandohana :-)

ka amiko Strong3 ; dia tsotra na toa inona ilay niandohana dia manaiky azy sy mino azy aho!
ary ny filazana arabaiboly dia tsy mbola misy ho kiainina hatreto indrindra rehefa tonga kristiana aho , fa raha nijanona ho tao amin'ny torah fotsiny ihany izao fivavahana izao dia mety efa niala tamin'ny finoana koa aho

profo mivaingana hitazonako ny finoana io Kristy io na ilay Mesiah !

2016!? ... mbola mitohy ny lalana , makany amin'ny fanantenana dia ny fiainana any akohatra :-)
110. rhaj0 ( 04/01/2016 13:12)
"google no andriamaniny" hozy i Strong3.. Raha ny fahitako azy, dia "fitaovana" ny google... raha @ Strong3, hoe "fitaovana" no atao hoe "Andrmntra", dia ... OK izany eeee...

"satria tsy nisy zavatra niova niandalana raha tsy nisy ny fiandohana" hozy i Strong3.. Iiieeee... izay no mba "takatry ny hoza-dohanao" @ izao taona 2015+1 izao..
letia eeee... dia mbola tohizana ihany ve izany k'le???
111. rhaj0 ( 04/01/2016 17:05)
RBNIR:
Hafa ny tombatombana fa "naseho "tamin'ny fahitana" izay tsy maintsy hitranga.....

Iza no nilaza taminao fa tsy "fahitana" koa ny an'i Jules Verne ohatra? Ao @ Harry Potter izao dia, ho an'izay "mino" azy, dia tena tsara petrapetraka mihintsy ireo "fahitana", fa toa tsisy controverse fa tena mazava be.. Fa ny an'ny baibolin'ny taona zero anefa dia controverseS sy contradictions be dia be tsisy hotr'izany..

Tsy dia crane loatrany angambany izany ny mpanoratra Baiboly tao izany eeee... Ka dia io "mody/tena miady" lava io ny "mpanaraka" Baiboly, isan'andro mihiratra io....
112. Strong3 ( 06/01/2016 11:27)

rhaj0:

"google no andriamaniny" hozy i Strong3.. Raha ny fahitako azy, dia "fitaovana" ny google... raha @ Strong3, hoe "fitaovana" no atao hoe "Andrmntra", dia ... OK izany eeee...

"satria tsy nisy zavatra niova niandalana raha tsy nisy ny fiandohana" hozy i Strong3.. Iiieeee... izay no mba "takatry ny hoza-dohanao" @ izao taona 2015+1 izao..
letia eeee... dia mbola tohizana ihany ve izany k'le???

mba miditra amin'ny imaginationAnao za kou :-) ho io no andriamanitrao ... lol

ka enao tsy afaka ny hanaporofo mihitsy hoe niainga teo amin'ny tsy nisy izao rehetra izao na hoe nisinisy hoaza izao rehetra izao ,fa ny hany hain'ny siansinao dia ny hoe efa nisy ireo dia niova niandalana :-) ... mdr beuh izany :-) :-) :-)
113. rhaj0 ( 06/01/2016 11:55)
Strong3:

hi hi hi.. Ka raha i G (google) azany no Andrmntro (G = god) eee... Dia ahoana:
- "mivavavaka" @ G koa aho izany? nefa aho anie tsy "manakipy-maso-toa-constipé" sahala @ Strong3, fa zavatra misokatra be mihintsy ny masoko.. :-)
- dia mampanantena Karoty (paradisa) ahy koa izany i G... sady mandrangaranga Kibay (Helo) ihany @ io... Karoty vita @ Kibay, sa Kibay vita @ Karoty moa izany eee...
- Ary tena "mahare ny feon'i G" koa izany aho io.. Nefany i G angaha miteny?
- Dia mino aho fa i G no namorona izao tontolo izao?... i Larry Page nefa no namorona ny G

Aoka ho'a ry Strong3 fa manao z'inona sy maniratsira ny G(od)-nao mihintsy anie ianao izany eee :-)
114. Strong3 ( 11/01/2016 12:50)

rhaj0:

hi hi hi.. Ka raha i G (google) azany no Andrmntro (G = god) eee... Dia ahoana:
- "mivavavaka" @ G koa aho izany? nefa aho anie tsy "manakipy-maso-toa-constipé" sahala @ Strong3, fa zavatra misokatra be mihintsy ny masoko.. :-)

efa hoe ny tena mpivavaka mino , tsy mila mikipy izany satria tsy tadiavina ao amin'ny maizana (maso mikipy) Atra fa amin'ny finoana

- dia mampanantena Karoty (paradisa) ahy koa izany i G... / sady mandrangaranga Kibay (Helo) ihany @ io... Karoty vita @ Kibay, sa Kibay vita @ Karoty moa izany eee...
- Ary tena "mahare ny feon'i G" koa izany aho io.. Nefany i G angaha miteny?
- Dia mino aho fa i G no namorona izao tontolo izao?... i Larry Page nefa no namorona ny G
ka inona moa fa asiana voice ny G-nao de miteny ; fa raha tsy izany dia toa ireo mpino hafa ianao izany BOKY IHANY NO ANDRIAMANINY fa i atra hono efa tsy miteny intsony, fa raha hiteny aza izy dia amin'ny alalan'ny mpaminany masiny :-)

Aoka ho'a ry Strong3 fa manao z'inona sy maniratsira ny G(od)-nao mihintsy anie ianao izany eee :-)
___ nenao izao no lazanao fa mamoaka karoty ao kou :-) :-) nena milamina tsara tsy voakitikitika satria masina (voatokana) ka ny mino ihany no tafiditra ao
_____ fa ny anao izao ilay point G no tena hitako mety aminao fa resahanao lava eto; dia mba mpitovy ianareo sy ny firamasao .... hihihihihi HS mampivanitika amin'ilay tianao iny :-) :-) :-)
115. rhaj0 ( 11/01/2016 12:58)
Strong3:
ireo mpino hafa... BOKY IHANY NO ANDRIAMANINY fa i atra hono efa tsy miteny intsony

Mahaliana dia mahaliana izany.
- @ Kristiana (maro) izany dia "efa tsy miteny intsony i Atra";
- fa @ i Strong3, dia mbola mibitsika an'i Strong3 i Atra. @ SP_TCA_3 koa. @ Gasy1zay koa.
- Ary @ Profeta Tsaratsara, dia tena mbola hita sy re (ao @ nofy) i Atra (na i Jesosy).
- @ Yahl moa, dia velona tanteraka Atra, ary notendren'Atra ho Ambasadaoro i Samuelson
- @ RBNIR koa, ary dia notendreNY ho Apostoly i Herinirina
- @ Bor2lais indray ohatra, dia miresaka aminy ao @ 3eme étage ao koa i Atra

Izay an?.. "manaraka tsara ve k'lou nareo".. :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1688