Inona ny resolution 2016 nareo
62. tealala
(
30/12/2015 18:04)
rhaj0:
Ka lazao mazava fohy eto azany ilay "concept" ao @ genesisy ee...
Googler-o e.
Fa ho itanao ao ny similarité ny tsy misy andriamanitra sy ny kristianina..(Occident)
63. rhaj0
(
30/12/2015 18:08)
aza miala pas ry Tealala.. raha mi-google eo indray aho dia lazainao fa katsaka voanjobory.. rahefa tsy hay izy io ry Tealala dia tsory fa aza ahodikodina aa...
64. tealala
(
30/12/2015 18:17)
rhaj0:
aza miala pas ry Tealala.. raha mi-google eo indray aho dia lazainao fa katsaka voanjobory.. rahefa tsy hay izy io ry Tealala dia tsory fa aza ahodikodina aa...
Ao ary fa omeko piste ianao e, fatatrao i Esao? izy no mi-illustrer ny civilisation de l'occident [Kristianisma (izy mianakavy na avy aiza na avy aiza) , ny athé ny homosexualité etc...]
65. rhaj0
(
30/12/2015 18:30)
Iza indray i Esao? ataovy @ teny anglisy na frantsay hoe, fa tsy voa-google raha tsy izany..
66. tealala
(
30/12/2015 18:36)
Ésaü ralahin'i Jakoba, zanak'Isaaka, miala tsiny fa izahay mbola malagasy e :D
67. rhaj0
(
30/12/2015 18:40)
https://en.wikipedia.org/wiki/Esau
okey dokey... ndeha hamaky dia handrotsirotsy tena @ io izany aho eeee... aoriana kely :-)

69. rhaj0
(
30/12/2015 18:54)
hi hi hi... Dia lazaiko dieny mialoha ho'a fa ho vakiako alohan'ny hatory ny ... "legende"-nareo.. ary tena TSISY mahakasika ahy sy @ izao taona 2016 izao ny tantaran'i Esau.. na hoe, fara-fahatsarany dia inspiration tahaka ny legende rehetra ihany n'enareo :-)
71. rhaj0
(
30/12/2015 19:01)
eny.. samy manana ny imagination sy eritreriny io ry Tealala... hi hi hi... "samy masina an-taniny.".. izay (revi)revin'ny andaniny TSY mahakasika ny ankilany, fa ilay izy tsinona tsy aiza fa ao @ imagination-n'ny tsirairay ao fotsiny ihany :-)
72. tealala
(
30/12/2015 19:05)
Eny hoy aho, io anie tsy hoe revy rehefa inona dia mihatra amin'tena fa rehefa tsy hinona dia tsy mihatra e, tsy ianao anie ny nombrille n tany e :D, rehefa voasoratra io hoe ho avy Ismael ampitaraina ny tany dia eto isika mianakavy, terrosiser isaky ny vazantany, i Esao moa izany io efa irodana (ianareo athé io anatin izany, mihitsy izany) tsy maintsy hanaiky an i Jakoba :D
73. rhaj0
(
30/12/2015 19:21)
ka rahefa ho avy Ismael any @ vallee de Canaan na any moyen-orient any, dia ... mivanitika fotsiny aho aty ottawa aty eee... :-)
Dia ny resaka tsy vitan'i Jakoba sy Esao dia... vitao ao @ imagination-nao ao izany eee... ataovy @ fanaovana(o) azy ao mihintsy i Esau fa hotshotsan'ny... an? :-)

74. tealala
(
30/12/2015 19:26)
HA HA HA!!! tena tsy misy hazon'i Mr rhaj0 mihitsy kay a,Ismael anie ka ny tany manontolo no alainy e. hifehy ny tany iray manontolo.
75. rhaj0
(
30/12/2015 19:32)
Io indray i Tealala m(p)isavisavika ny olona rehetra... inona no hidiran'ny hindu na bouddhist na koa ny aborigene sy ny atheist ary ny Ntaolo @ Ismael-nao... et vice-versa.
Ao @ imagination-nao irery ao ihany re izany eee... Dia rahefa ao ihany ho'a ianao, tahaka an'i Yahl in-1 mandeha iny koa, dia ameo traitement special ilay atheist hoe, torture special: kitikitihina ny faladiany.. izahay te-hivanitika kouh... na dia ao @ imagination-nao azany :-)

76. tealala
(
30/12/2015 19:38)
hahahaha, ie io izy izao fa manao imigration any europe, ary ho any etat-unis, ar efa noteneniko taminao moa fa 2500 misy 2500 mosqué ho amboarina eto dago, efa t@ volana mai 2015 teo ny contrat no raikitra :D
77. rhaj0
(
30/12/2015 20:01)
Efa navoaka teto (fa mbola mila zahavina indray izany) fa mitombo isa tokoany ny ... Ismaelita, raha miolotra @ Kristiana.. Fa mitombo isa koa ny Atheista ry Tealala aaa... Io izao, raha ny fahitako azy, no hitombo isa haingana koakoa, satria ho'a, @ izao andron'ny interinety izao, dia efa misokatra ny fahalalana sy fahalalahana, ka dia tsy mety intsony ny recette-n'ny box-kelinareo eee...
Fa tsara fantatra fa ekipan-dry Tealala izany ny manangana ireo mosques an'arivony ao Dago ao... fetsy kosany i Tealala fa mijapy train (bevola) mandeha an... Fa mety vasoka ianao ary ihomehezan'ny Ankizy ho'a @ ity minomino foana resaka gola faha-... ismael ity :-)

78. tealala
(
30/12/2015 20:17)

Aza transformer-na b intsony hoy aho ilay zavatra lazaiko "ekipan-dry Tealala izany ny manangana ireo mosques an'arivony ao Dago ao", ny babakoto kay tena tsy mahay mandray resaka mihitsy hahahahaha... Dia izaho no tena miomehy mamaky ny zavatra soratanao, atao resaka misy volombava dia tsy mety fa lasa resaka rakotra volo ny vatana mdr!!!
79. rhaj0
(
31/12/2015 01:11)
hoe "ekipanao" @ dikany hoe, supporter ianao eee... f'ianao koa toa (mihomehy) vendrana kouh... hoe rehefa raikitra ny volley lehilahy ohatra dia hoe, ny Jeunesse Sportive-n'Ambatonilita no ekipanay eeee... f'n'enao izany ny Torah-n'Ismaelita eee....
Ka tsara fa fantatra izany fa ny "ekipan'i Tealala" no manorina "2500 mosqué ho amboarina eto dago, efa t@ volana mai 2015 teo ny contrat no raikitra", hozy i Tealala eee... hi hi hi.. dia hitsangam-bolo, volom-bava sy volon-kelika sy izay volo rehetra mihintsy izao... i Strong3 izy teo :-)

80. tealala
(
31/12/2015 03:58)

hahahahahaha!!!Ie mety izaho novendrana mihidina niveau aminao
satri izao ila fandehany : hoe i islamiser an'i dago i Ismael dia courage za fa lasa ekipan'Ismael tampoka, ilay judeo nirairain'i rhaj0 teo lasa nitsingolika am le iray am le mosqué 2500.... hahahaha!! ahoana mo no tsy hiomezako amin'izany fa ianao ko, fanina mintsy dia tsy hita intsony hoe iza no ekipan'iza hahahahaha.
Tô ohatrin'dollar canadien ko ilay resaka ko :D