Inona ny resolution 2016 nareo

81. rhaj0 ( 31/12/2015 14:16)
hay ve eee.. ka ry Tealala m(p)anao resaka tsy loa-body dia miodikodina manenji-drambo ao foana, ka dia izay no sary voaraiko a la volee tao, ka dia...

Ka tsy haiko intsony izy ity fa tsory rangahy 'ty a... Matahotra ve, sa faly ianao fa tena saroman'ny mosque ny orthodoxie-nao, sa tena ahoana ee?

Izaho k'lou dia mivanitika fa raha hi-investir ve ry mosque, zara aza misy asa ny olona, ary mba madiodio ny tanana mba misy building.. Fa ny Ankizy dia atokisako tanteraka fa tsy ho voarebirebin'izay varotra anaty box-kely izany intsony eee... Dia ho lasa salle communautaire ho an'yn fokonolona ny mosque mosque-ndreo ao...
82. tealala ( 31/12/2015 14:53)

rhaj0:

Inona moa izany somary perplex ny tenako e, tanteraka tsinona no lazain ilay box kel dia nefa tsy maintsy mandalo an le islamisation extremiste be sinisisa.. mbola ho ita eo rehefa mitranga iz e :D
83. rhaj0 ( 31/12/2015 15:30)
Fa izao ry Tealala... ataovy resolution 2016 koa ity, mba soso-kevitra ny ahy..

Rahefa mandalina sy mandinika dia perplexe ao izany ianao, dia mba ilay personnalite na zavatra atao tsara mba avoiboitra eee... mba positive fa ny fiainana ity efa sarotra...

tsarovy foana hoe, raha ianao mieritreritra ratsy ho an'ny hafa, dia hevero tsara hoe
- ny Andrmntrao ve no mampieritreritra anao ratsy ho an'ny hafa
- sa dia ianao, ary ianao ihany mihintsy no efa ratsy fo sy loha?

bonané eee...
84. tealala ( 02/01/2016 17:00)

Miheritreri-dratsy ahoana moa izany e, na hoe ratsy loha ahoana ko?
85. rhaj0 ( 03/01/2016 05:17)
Raha "mieritreritra" izany nareo hoe, mankany @ Helo ilay olona, na inona na inona (tsy) nataony na inoany, tsy (maniry) "ratsy" ve izany?

Ka io hoe, maninona ho'a rahefa "mi-imaginer" ao ihany nareo, maninona raha hoe, (tsy) nanao ny (tsy) tokony nataony ilay olona, fa kosa, tena be famindra-po @ ora farany izany IZY (na nareo), ary dia "avotra" daholo isika mianakavy eee... @ izay "salanitra" daholo isika rehetra "ao @ imagination"-nao ao ee..

(fa efa sambatra ihany foana k'lou ny tsirairay ao @ imagination-ny eee...)
86. tealala ( 03/01/2016 10:10)

Tsy maniry ratsy izany a, raha naniry ratsy aho dia hoy aho hoe ho any amin'ny helo ianareo raha misy izany..Izany helo izany aza tsy hay na misy na tsy misy moa, fa ny fantatro dia tsy maintsy hotsaraina n'iza n'iza olombelona.., ny zavatra mitranga manerantany ko mo izany tsy miankina amiko irery, fa io izay mino mino izay tsy mino tsy mino, fa ny voasoratra efa miseho samy mandinika fotsiny ny olona hoe ahoana marina moa izany izy ity rehefa hanafika ny mpampihorohoro ary ho rava ny kristianisma.

Ny famindra-po sy ny hoe salanitra isika mianakavy, izay fandehany eo fandehany e jinjaina izay nafafy, efa notenenina tao fa hitsara izy dia hotsaraina hoy aho izany ko.
87. rhaj0 ( 03/01/2016 12:56)
eny ho'a ee... raha miteny ianao izany hoe "ho any amin'ny helo ianareo", dia "tsy maniry ratsy" izany hozy ianao, fa "mieritreri-dratsy" indray azany nefa hoy aho ee...

Io ho'a, na "ho tsaraina ilay olona na tsy ho tsaraina", na inona na inona "voasoratra" any, araka izay filazanao azy izay, dia ... ianao, eny ianao, na koa hoe, ny "eritreritrao" sy ny "vavanao" kosany ho'a no nalefanao miteniteny ny olona, zava-dratsy toa ny hoe "ho any amin'ny helo" ianareo, na mamelively lava hoe "ho jinjaina izay nafafy" ...

nefa anie ianao (sy ny namanao), rahefa mamaky tsara ny ao @ "voasoratra" ao, dia hahita fa misy (tantara) hoe, nisy olona "tsy mendrika" na "tsy nanaraka" ilay "voasoratra" tao, nefa dia TSY nalefany tany @ Helo ee ??? maninona raha mba izay no atao drindran-gilo??

Fa dia ny "hamelively" ny olona moa izany no Nahafinaritra anao, dia Nakapokao ho IZY no TSISY hindrafo "mamelively" ilay olona ao..

Sa indray... tena TSISY hindra-fo mihintsy IZY ao io eee??

Raha ny fahitako azy ho'a, dia ianao, eny, IANAO irery ao, no TSISY hindra-fo ao (ao @ iimagination-nao ao)... Jereo anie e... rahefa ampiresahina eto nefa ianao, dia io ianao io ihany izao io efa miaiky io, fa "Izany helo izany aza tsy hay na misy na tsy misy"...

hi hi hi... tsara fa tohizo eee... vaovao io ny taona, fa dia izay tokoany ho'a izao no mety mba resolution tsara ho anao eee :-)
88. tealala ( 03/01/2016 15:48)

Izaho mbola tsy niteny mihitsy hoe ho any amin'ny helo ianareo a
89. RBNIR ( 03/01/2016 17:15)
tealala:

Efa mba takany ary izany hoe 6000 ans ko, saingy préciser ko kel hoe 5776 ans ilay izy, ianao ko anie diso mpandalina e, kristianina nanandratra olombelona ho andriamanitra ve no mba ataonao référence... eo amin ilay hoe famoronana an i Adama, efa nisy ny olona tahaka anao izay vao natao i Adama, efa nisy ny olona tsy nahafantatra ny namorona azy vao natao i Adama, efa nisy koa ireo efa nino ny fisian'ilay mpahary fa betsaka loatra ihany ko ireo notompony vao natao i Adama. tsy takatrao izany satria enao namaky ilay boky dia tsy takatr'ilay hoza-doha ny hevitra ambadik'ilay création fa izay hita teo novakina dia nihevitra fa angano na tantara ilay boky dia nandiso koa avy teo hoe niteraka vavy i Adama ka lasa vadi'i Kaina dia la 7 milliard tsika eto ambonin'ny tany.

Mba amarino araka ny soratra masina hoy aho fa aza dia mamafy tsy misy porofo tahakan'izao e! aiza ho aiza ao amin'ny testameta taloha no manamarina fa tsy adama no olona voalohany e?
90. tealala ( 03/01/2016 18:06)

RBNIR:

Mba amarino araka ny soratra masina hoy aho fa aza dia mamafy tsy misy porofo tahakan'izao e! aiza ho aiza ao amin'ny testameta taloha no manamarina fa tsy adama no olona voalohany e?

Ilay bibilava ko.
91. tealala ( 03/01/2016 18:07)
Asaivo anontanian'i pasitera anie i jesosy e
92. tealala ( 03/01/2016 18:12)
Itan'i RBNIR misy teny ao hoe anjakao ny zavaboary (ny biby any anaty ranomasina eny amin'ny abakabaka sns ...) ireny tsy biby ireny no hoe andeha isika anjaka an ireny fa ireny dia civilisation nisy teo (olona be dia be) ohatra ny biby anaty ranomasina ny civilisation mivelona amin'ny jono no tina lazaina, ny biby eny amin'ny habakabaka ny civilisation manana spiritualité maniditsidina..
Andriamanitra ve nahary anao ohatra dia omby, alika, katsatsaka sns no andeha ho asainy anjakanao.
93. tealala ( 03/01/2016 18:17)

tealala:

RBNIR:

Mba amarino araka ny soratra masina hoy aho fa aza dia mamafy tsy misy porofo tahakan'izao e! aiza ho aiza ao amin'ny testameta taloha no manamarina fa tsy adama no olona voalohany e?

Ilay bibilava ko.

I Kaina koa avy teo nahalala ny vadiny.
Sa ny nampianarina anareo dia nanambady ny anabaviny izy?
94. RBNIR ( 04/01/2016 06:02)
tealala:

RBNIR:

Mba amarino araka ny soratra masina hoy aho fa aza dia mamafy tsy misy porofo tahakan'izao e! aiza ho aiza ao amin'ny testameta taloha no manamarina fa tsy adama no olona voalohany e?

Ilay bibilava ko.

Ny bibilava kosa tsy olona fa biby e, ary raha ny tena marina tsy bibilava ara-bakiteny io fa « Ary nazera ilay dragona, dia ilay menarana ela, izay atao hoe devoly sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao; dia nazera tamin'ny tany izy, ary ny anjeliny koa niaraka nazera taminy. » (Apok.12:9)
95. tealala ( 04/01/2016 06:07)

Eny ary ko, samy manana ny fijeriny io dia samy manana ny lojikany.
96. RBNIR ( 04/01/2016 06:21)
tealala:

Andriamanitra ve nahary anao ohatra dia omby, alika, katsatsaka sns no andeha ho asainy anjakanao.

Izao no voasoratra....« Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika ; ary aoka izy hanjaka amin'ny hazandrano ao amin'ny ranomasina sy ny voro-manidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany. » (Gen.1:26)

Tandremo fa raha vao diso fandray ianao dia mety hivaona tanteraka an (racisme be mahatsiravina mihitsy)....

Ny ahy moa dia ny fampianaran'i Jesosy hatrany hoy aho...« Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. » (Gal.3:28)
97. tealala ( 04/01/2016 06:47)
Dia "raciste" izany ny Andriamanitra raha ny lazainao no arahina ko..
Torohevitra ny ahy ry RBNIR a, mba asio lojika ihany ilay finoana manjary idôlatrie be tsotra fotsiny izao ny anao.
Avy eo tonga ao amin'ny tantaran'i Noe dia mahita ilay olona vitsivitsy dia hanaraka b fahatany fotsny hoe ireo indray no nameno ny tany anefa izy efa nandefa ilay code teo aloha hoe nampiditra biby tsiroaroa tao an tsambo.
Io anie hoy aho rehefa vakina ohatry ny famakinao azy dia lasa livre d'histoire e.
98. tealala ( 04/01/2016 06:50)

RBNIR:

Ny bibilava kosa tsy olona fa biby e, ary raha ny tena marina tsy bibilava ara-bakiteny io fa « Ary nazera ilay dragona, dia ilay menarana ela, izay atao hoe devoly sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao; dia nazera tamin'ny tany izy, ary ny anjeliny koa niaraka nazera taminy. » (Apok.12:9)

Ilay izy hoetinao amin'ilay bokin'ilay andriamanitra anakiray foana..
Mba hainao moa inona marina izany hoe satana izany?
99. RBNIR ( 04/01/2016 07:26)
tealala:

Dia "raciste" izany ny Andriamanitra raha ny lazainao no arahina ko..
Torohevitra ny ahy ry RBNIR a, mba asio lojika ihany ilay finoana manjary idôlatrie be tsotra fotsiny izao ny anao.
Avy eo tonga ao amin'ny tantaran'i Noe dia mahita ilay olona vitsivitsy dia hanaraka b fahatany fotsny hoe ireo indray no nameno ny tany anefa izy efa nandefa ilay code teo aloha hoe nampiditra biby tsiroaroa tao an tsambo.
Io anie hoy aho rehefa vakina ohatry ny famakinao azy dia lasa livre d'histoire e.

Ny fomba famakiana baiboly dia efa nolazaiko teto e:
1- Misy manana heviny réel (azo ekena avy hatrany araka ny hevitra lazainy ohatra ilay Gen.1:26
2- Misy kosa manana heviny iréel (mila takarina ny heviny) ny bokin'ny daniel sy ny bokin'ny apokalipsy no tena voakasi'ity faharoa ity....

Raha ny tantaran'i noa, tena tsiroaroa (afatsy ny biby madio azo hohanina izay natao fito avy satria misy tokony hanina mandritra ny safodrano)....

P.S :nisy fotoana anie mbola neken'Andriamanitra ny fifanambadian'ny mpiavana e!

Iza kay ny vadin'i Jakoba (tsy ny havany ihany????)
« Miainga ka mankanesa any Mesopotamia, any amin'ny tranon'i Betoela rain-dreninao; dia makà vady any, avy amin'ny zanakavavin'i Labana anadahin-dreninao. » (Genesisy 28:2)

ary iza koa ny vadin'i Isaaka tsy ny havany ihany??? « [Ny nampakan'i Abrahama vady ho an'Isaka avy tany amin'ny tanin'ny havany] Ary Abrahama dia efa zokiolona sady nandroso fahanterana; ary Jehovah efa nitahy an'i Abrahama tamin'ny zavatra rehetra. » (Gen. 24:1)
100. tealala ( 04/01/2016 07:34)

Hay ve e, samy manaraka ny lojikany izany io ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1772