Inona ny resolution 2016 nareo

1. rhaj0 ( 17/12/2015 17:09)
(nakisako teto ny reska tatsy)

mifohaza @ izay rizareo a... mba ataovy resolution @ taona vaovao io.. hoe, tena mba ampiasaina @ izay ilay saina fa tsy ampiesonan'ny fivavahana ao foana.. efa lehibe iana(re)o izao, ary ny interinety hanampy anareo hampitombo fahalalana.

Averiko foana.. hafa ho'a ny taloha, ka hoe nihidy tao amina vohitrakely tao iana(re)o, dia izay lazain'i Belazao, Mopera/Pasitera/Gourou, dia inoana ao daholo tokoany. Ampanantenainy tsy misy sy voa tsy hary ao.. ampihorohorony @ izao antsanga tsy aman'orana rehetra izao... dia ao tokoany.. dia mamerimberina eo tsy am-piheverana eo koa..

Mampivanitika ilay izy, fanefa, mampalahelo mampahonena ihany... hoe, dia tena "wasted" ilay fi(s)ainan'ity olona...
novalian'i rhaj0 ny 11/01/2016 12:58
2. rhaj0 ( 17/12/2015 17:10)
(dia mbola akisako eto koa ny resaka tatsy)

Efa be dia be ho'a ny resaka teto, fa dia avadibadiho ao k'lou eee..

http://forum.serasera.org/forum/message/m5612821e54573#m56151292e5611
http://forum.serasera.org/forum/message/m5654a11b99604#m565db66090a68
http://forum.serasera.org/forum/message/m5621211dd9e65#m5639690c0f828
http://forum.serasera.org/forum/message/m554225b62dd79#m5568432116b30

Fa raha feheziko eto dia, toatoa ny resako t@ Strong3 ihany, dia hoe...
- ampiasao ho'a ilay saina, hanao dihy miverina (rewind na rembobiner) ny fotoana ee...
- dia eritrereto tsara ao, ary itadiavo reference @ interinety hoe, ahoana ny "evolution"-njavatra eo, araka ilay "rien ne se perd, rien ne se crée, tout se transforme"
- ohatra hoe, ianao, t@ 1990 mbola ianao no ianao, dia t@ naterahanao, tao an-kibon-dreninao, dia taloha kelin'izay, tao @ kitapon'ain-drainao.. dia talohan'izay ets...
- dia... raha takatrao izay t@ taona 2010, dia tohizo 2000... 1990 ets... hatrany @ 1900... -2000 .. -50000 ... hatrany @ millions d'années sy milliards d'années lasana.

Dia raha à certain moment, TSY takan'ny hoza-dohanao intsony ny resaka, dia ... izay izany ee... TSY takatry ny hoza-dohanao. Na koa hoe, raha (mbola) tsy takatry ny hoza-dohan-draolona, dia izay izany: tsy takatry ny hoza-dohan-draolona ankehitrio.

Fa izany ho'a, raha tena honnete (intellectuellement) ianao, dia tsy izay "tsy fahatakaran'ny hoza-dohanao ny zava-misy" izay ho'a, no iantsampazanao amina finoanoam-poana. Ianao no TSY mahatakatra, fa ny zanakao, any aoriana any, dia hahatakatra.

Ka torak'izany ny @ big-bang. Araka ary hain'ny Siansa ny fandehan'ny particules elementaires sy interactions, rahefa atao dihy miverina ny fotoana. Dia à certain moment, tonga @ ilay hoe "big-bang"... eo izany isika izao... Fa ny "taloha kelin'ny big-bang", dia mbola tsy takatra. Satria TSY fantatra hoe, inona ny particules sy interactions misy @ izay karazana concentration-na matières izany.

Fa TSY izany akory no hanariana ny fahalalana (siantifika) voahangona h@ izao, ary dia ivarinana indray amina finoanoam-poana, ka hoe, magie-magie-miracle, dia nisy tampoka teo ny namorona an'izao sy izao (Atra hono), ary tsy izao sy izao ihany no noforoni'ilay Atra, fa IZY tenany mihintsy koa.

Izay reflexe-nao mivarina amina finoanoam-poana izay no mampihisatra ny firoson'ny fahalalana (siansa). Fa raha ianao sy ny sainao ao moa diavolana @ izany, ao @ fiainanao ao, dia anao ny anao ao izany eeee...
3. rhaj0 ( 17/12/2015 17:18)
rhaj0:
Ianao no TSY mahatakatra, fa ny zanakao, any aoriana any, dia hahatakatra.

Tadidio fotsiny Idadabenao ao... Izy dia (nety) "nino" tanteraka fa izao Andriamanitra izao mihintsy no mandraraka rano avy "ao ambony ao", ka izay no mandena ny tany namokarana vary io.

Ary dia ho takatrao tsara, fa ho hoy Izafikelinao hoe, Idadabe sy Inenibe azany koa kay hono nino hoe, izany Andriamanitra (toa ny endriny) izany hono no ... nanao an'izao sy izao.
4. tealala ( 17/12/2015 17:36)

Tena depasser-n'ilay boky ilay siansanao ry rhaj0 a, na iodina aiza ianao na iodina aiza tsy ho takatrao mihitsy ny zavatra ao anatin'io boky io.
5. rhaj0 ( 17/12/2015 18:10)
Ilay "Bokinao" anie efa nohalalin'ny mpino toa anao ihany, ary nisintomany hoe, raha atao ny adisaina, dia atao ny adisanina (addition), dia rahefa atambatra ny fotoana niainan'ireo olombe ao @ ilay Boky, manomboka @ Adama sy Abela ka h@ Abrahama, dia ... eo @ 6000 taona lasa izay, dia nobolabolana avy t@ fotaka i Adama.

TSY handany andro ny handinika an'izany akoriny ny Siansa...

Izay no mba takatry ny olombe fahiny, dia nosoratany tao.. dia ny taona ve ho'a ry Tealala efa 2015, dia ny taonanao ikoa ity efa mandroso, dia mbola ao ihany ve nareo eee ???
Efa ivanitihana foana fa hoe, ka dia nisy vavolombelona nahita izany ve hono i Andrmntra namorona an'izao sy izao, ary dia io noraketina tanaty Boky io??... :-)
6. tealala ( 17/12/2015 18:54)

Efa mba takany ary izany hoe 6000 ans ko, saingy préciser ko kel hoe 5776 ans ilay izy, ianao ko anie diso mpandalina e, kristianina nanandratra olombelona ho andriamanitra ve no mba ataonao référence... eo amin ilay hoe famoronana an i Adama, efa nisy ny olona tahaka anao izay vao natao i Adama, efa nisy ny olona tsy nahafantatra ny namorona azy vao natao i Adama, efa nisy koa ireo efa nino ny fisian'ilay mpahary fa betsaka loatra ihany ko ireo notompony vao natao i Adama. tsy takatrao izany satria enao namaky ilay boky dia tsy takatr'ilay hoza-doha ny hevitra ambadik'ilay création fa izay hita teo novakina dia nihevitra fa angano na tantara ilay boky dia nandiso koa avy teo hoe niteraka vavy i Adama ka lasa vadi'i Kaina dia la 7 milliard tsika eto ambonin'ny tany.
7. rhaj0 ( 17/12/2015 18:59)
Fa ilay inona aloha ilay "boky" iondananao ao ee... nataoko fa Baiboly mantsy
8. tealala ( 17/12/2015 19:01)

rhaj0:

Fa ilay inona aloha ilay "boky" iondananao ao ee... nataoko fa Baiboly mantsy

Inona ny original ny baiboly? Torah, za tsy mamaky ireny boky manao olona ho andriamanitry ry RBNIR ireny fa manjary mitombona ny zavatra lazainao
9. rhaj0 ( 17/12/2015 19:42)
wow.. Ilay testamenta taloha azany miolotra @ ilay vaovao efa ridicule be izay manao ahoana... mainka fa izany resak'olombe fahagola fony tsy ni-pataloha any anaty Torah any... Dia tsy mi-click aminao ve fa ny fahalalan-draolona dia "mivoatra mitombo" hatrany?..

Dia ahoana azany no hanazavany ireo galaxies ireo eee.. na koa, ahoana no nanazavany ny "niavin'ny raolona" na ny lemur fotsiny koa azany.. na koa hoe, ahoana ny fifampitondrana ao anaty fiaraha-monina ampianarin'izany Boky-nao ao izany..
10. rhaj0 ( 18/12/2015 01:56)
Dia hono ho'a ry Tealala.. araka ny resaka atsy @ ilay Sabata atsy, dia ... Ilay namako Jiosy izay ho'a nitantara hoe, raha vao mipaika ny azoma maty masondro izy teo, dia vita hatreo ny fampiasana fitaovana vy, koa na ny lakile idirana @ trano azany dia tsy ampiasaina, fa avela hivoha ny trano.

ka ahoana.. ianao koa ve toa izay sa... tsy hafa @ Kristiana ihany, ka ny ataonareo ao dia "izay mampetimety ny baolina, dia manandra-tena ery nefa nareo avy eo, fa izany hono nareo raha " ... Jiosy manaja ny (fampianaran'ny) Torah???
11. endriny ( 18/12/2015 04:44)

rhaj0:

Soa aza fa tsy nisy nanontany hoe fa inona moa no idiran'ny finoana amin'ny resolution 2016 e?
12. endriny ( 18/12/2015 04:49)
Ny ahy izao vary amin'anana sy kitoza isa-maraina no mba revireviko amin'ny 2016... enga anie ka tsy hiakatra intsony ny vidin'ny hen'omby...

fa lasa vary amin'anana sy sakay fotsiny io rha izao no mitohy
13. tealala ( 18/12/2015 04:58)

rhaj0:

Dia hono ho'a ry Tealala.. araka ny resaka atsy @ ilay Sabata atsy, dia ... Ilay namako Jiosy izay ho'a nitantara hoe, raha vao mipaika ny azoma maty masondro izy teo, dia vita hatreo ny fampiasana fitaovana vy, koa na ny lakile idirana @ trano azany dia tsy ampiasaina, fa avela hivoha ny trano.

ka ahoana.. ianao koa ve toa izay sa... tsy hafa @ Kristiana ihany, ka ny ataonareo ao dia "izay mampetimety ny baolina, dia manandra-tena ery nefa nareo avy eo, fa izany hono nareo raha " ... Jiosy manaja ny (fampianaran'ny) Torah???

Izay ianao ilay diso fandraisana indray, izaho tsy jiosy, tsy nanao conversion ary tsy hanao izany aho...aho, ny lalàn'ny sabata tsy natao tahaka izany koa ilay 613 tsy natao ho ahy ireo, ny ahy hafa ny lalàna nomena ahy... Ny sabatan' dry zareo krisitana ilay voalazanao izay hoe izay mampetimety ny baolina izay
14. tealala ( 18/12/2015 05:02)

rhaj0:

wow.. Ilay testamenta taloha azany miolotra @ ilay vaovao efa ridicule be izay manao ahoana... mainka fa izany resak'olombe fahagola fony tsy ni-pataloha any anaty Torah any... Dia tsy mi-click aminao ve fa ny fahalalan-draolona dia "mivoatra mitombo" hatrany?..

Dia ahoana azany no hanazavany ireo galaxies ireo eee.. na koa, ahoana no nanazavany ny "niavin'ny raolona" na ny lemur fotsiny koa azany.. na koa hoe, ahoana ny fifampitondrana ao anaty fiaraha-monina ampianarin'izany Boky-nao ao izany..

Mahalatsaka koa anie no miresaka aminao ity e, izany zavatra tsy ho takatrao izany, raha marina ny théorie siansa nao hoy aho dia alefaso ny experience dia manangana galaxie fa rehefa tsy tanteraka ilay galaxie namboarinareo dia ho hita eo hoe iza no ridicule... mba hazonao ve no tiako hahatongavana amin'izany sa sarotra be aminao ny manakatra izany e? rehefa sarotra be sy tsy tanteraka ilay izy dia manontania amin'izay tena hoe avy aiza marina no nipoiran'ireto zavatra nasina theorie an draolombelona bdb ireto.
15. tealala ( 18/12/2015 06:29)
Izaho tsy ampianatra anao na koa hoe ampiova ny fiheveranao ilay nahary, fa apiko kely fotsiny hoe ilay boky lazainao fa efa tonta efa antitra noho ilay testamenta taloha sy ilay vaovao, dia tsy boky mitantara, tsy ho takatrao io satria ianao tsy manana ilay spiritualité, fa intelligence no anao sanatria mampitovy amin'ny biby fa raha ny raisonnement nao tsy hahazo ny zavatra mifono anatin ilay boky ianao, fantaro anefa fa io boky io dia "intemporelle", mi-chapeau aminao aho raha hitanao ny marina amin'ilaytsy mana mpahatamperana ily omaly no anio ary ny rapitso "en même temps".
16. rhaj0 ( 18/12/2015 11:25)
Tena tsy azonao mihintsy ny ataon'ny Siansa raha izany k'nouh... Izany rahefa conditionné @ finoana, dia mitady foana ilay saina (rendremana) hoe, "manangana galaxie" eee... sy koa "mamorona olona avy @ fotaka" eee... Ny Siansa re dia ny manazava ny zava-nisy eee.. Avy eo ry Enjiniera no mandray ny fanazavana dia mamorona/manangana.

Fa dia hita(ko) io izany ry Tealala fa... tsy takatr'i Tealala koa ny teorian'ny galaxie ao @ Torah, dia mody hoe, "zavatra tsy ho takatrao izany" eeee.... Hazavao eto raha tena Tealala ianao, fa tsy ho ahy irery anie ny resakao fa ho an'izay mandalo rehetra eto eeee... Moa tsy toa i Mopera miventy ny "misy tery izany zanakouh" ity i Tealala... hi hi hi.. mitovy ihany nareo ee...
17. tealala ( 18/12/2015 11:30)

Ilaiko ve no malala an izany siansa zany ry rhaj0? alefaso hoy aho ny theorie nao fa tsy manana avaly tahak'ahy koa ny siansa nao, ataovy anatin'ny loha hoy aho fa ny limité tsy ahafehy ny illimité mihitsy
18. rhaj0 ( 18/12/2015 11:35)
Ny Siansa ho'a efa hoe "work in progress".. (mety) tsy mahavaly ny fanontanianao rehetra izy.

Fa ny "finoanao" efa vita mazava carré (hono). Koa maninona no tsy aboakanao izay fanazavana ao fa ilaozanao mihodikodina eo?

Raha ny marina dia tsy takatr'i Tealala ny "teorian'ny galaxie ao @ Torah".. na ny marimarina kokoa: tsy takatry ny Torah ny resaka galaxie.

Dia ahoana izany ilay saina mba tia karokaroka @ io ry Tealala? dia ho ampihiraina kalon'ankizy ve, hoe:
Allez matory c'est Pascaline aaaa...
hi hi hi... ny taona ity efa ho 2016, ny taonanao koa ho'a ity mandroso... ihomehezan'i Pascaline ao ianao :-)
19. tealala ( 18/12/2015 11:42)
lol ataoko hoe mahay manalasala, dia inona no anaovana progression? tsy andinika ny efa lasa ? tsy andinika ny zava misy na ny zavatra efa nisy fa tonga dia hiroso? tonga dia amorona ko izany i rhaj0 fa tsy haka tahaka izay zavatra efa misy?
Alefaso eto hoy aho ilay théorie big bang raha efa hita, dia rehefa hita dia manaova experience ilay izy, ka rehefa mahavita galaxie na tontolo hafa vaovao dia averimbereno manao aromaro fa ho hatao "Vérité scientifique" ilay izy, torak"izany koa ilay processus n le evolution dia rahovina indray vao hisy espèce na hoe taranakao vaovao hendrika
20. rhaj0 ( 18/12/2015 11:43)
Ny zafikelinao no hanazava anao an'ireo re ry Tealala aaa... Dia efa imaginer-o sahady hoe, toa ny ahoana ny fikakakany rahefa takany, fa i bainina Tealala kay ninonino foana tao..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.176