Fomba fiasan'ny sekta ! (tohiny)

1. bor2lais ( 26/11/2015 10:01)
Efa nampoizina ihany fa dia zaraiko ihany :
any am-ponja i Fabiola
novalian'i bor2lais ny 30/12/2015 15:43
2. rhaj0 ( 26/11/2015 12:05)
Raha tsy diso ny fitadidiko, dia nisy check-list (nataon'i Hery??) nandalo teto hoe, ahoana no ahalalana fa sekta io misy anao io..

Fa ni-google aho, http://lmgtfy.com/?q=how+does+religious+sect+work
fa dia tena mila iverenana indray ny lisitra.. ampiana ny lazain'ireto ohatra..

Tena mba hitako mba mety hanampy ny namana toa an-dry RBNIR na ry Yahl sy ny maro tsy tambo isaina eto ireo.. satria anie dia mety ho potika mihintsy ny fiainan-dreo eee... isika eto izany ve dia hijery fotsiny?

http://www.csj.org/infoserv_cult101/checklis.htm:
[size=7] The group displays excessively zealous and unquestioning commitment to its leader and (whether he is alive or dead) regards his belief system, ideology, and practices as the Truth, as law.
? Questioning, doubt, and dissent are discouraged or even punished.
? Mind-altering practices (such as meditation, chanting, speaking in tongues, denunciation sessions, and debilitating work routines) are used in excess and serve to suppress doubts about the group and its leader(s).
? The leadership dictates, sometimes in great detail, how members should think, act, and feel (for example, members must get permission to date, change jobs, marry—or leaders prescribe what types of clothes to wear, where to live, whether or not to have children, how to discipline children, and so forth).
? The group is elitist, claiming a special, exalted status for itself, its leader(s) and members (for example, the leader is considered the Messiah, a special being, an avatar—or the group and/or the leader is on a special mission to save humanity).
? The group has a polarized us-versus-them mentality, which may cause conflict with the wider society.
? The leader is not accountable to any authorities (unlike, for example, teachers, military commanders or ministers, priests, monks, and rabbis of mainstream religious denominations).
? The group teaches or implies that its supposedly exalted ends justify whatever means it deems necessary. This may result in members' participating in behaviors or activities they would have considered reprehensible or unethical before joining the group (for example, lying to family or friends, or collecting money for bogus charities).
? The leadership induces feelings of shame and/or guilt iin order to influence and/or control members. Often, this is done through peer pressure and subtle forms of persuasion.
? Subservience to the leader or group requires members to cut ties with family and friends, and radically alter the personal goals and activities they had before joining the group.
? The group is preoccupied with bringing in new members.
? The group is preoccupied with making money.
? Members are expected to devote inordinate amounts of time to the group and group-related activities.
? Members are encouraged or required to live and/or socialize only with other group members.
? The most loyal members (the “true believers”) feel there can be no life outside the context of the group. They believe there is no other way to be, and often fear reprisals to themselves or others if they leave (or even consider leaving) the group.[/size]

http://www.letusreason.org/cults.htm:
[size=7]Are you told not to question what is being taught because the leaders are honest and want the best for you so you must trust them. Has someone replaced your own choices in life.
Are you told not to ask questions why anyone left, your to accept the answers the leaders give you such as: they fell into sin, they didn’t receive correction, they weren’t open or they had a bad heart and didn’t want to be disciples
Are you told that you must be with their certain church or group to be saved and not by Jesus Christ.
If you want to leave are you being told their is no other church that practices truth, you will go to hell.
Are you made to feel your failures, that your performance is not up to par for the bibles standard
Are you being rebuked for things such as the way you say hello or how you respond to being asked to do something for a leader or disciple. Do they tell you its a matter of the heart how one complies.
Are they putting down other church’s and building themselves up. Do they sometimes use people as examples of what you are to be doing and others on what you are not to be doing.
Do they bring attention to what they do, and ignoring others that may be doing the same things outside their church.
Do they put down others to make themselves look better, calling themselves righteous and others unrighteous
Do they call those who leave fall away’s and enemies, dogs returning to their own vomit, using the examples of Korah or Judas.
Do they stop you from reading anything negative about themselves calling it spiritual pornography or recommend you not to read it for your own spiritual protection.
Do they recommend for you to be around their people expecting you to be at all the group activities. If not you're spirituality and dedication are questioned.
Do they defend all that they do even though it can be harmful or wrong.
Do they operate by humility or are they arrogant and demand you to obey if you are considering otherwise. Or is it done subtly by manipulating you into obeying by statements such as, real Christians obey their leaders or if you were following Jesus you would see what I’m saying is right. true disciples did not question Jesus.[/size]
3. Strong3 ( 07/12/2015 10:30)
io vola io hoa ...hihihi :-) :-)

mba miasa , fa aza mikatramo olona amin'ny fivavahana , de foronina daholo io lohateny manaitaitra io !

maty alarobia eh, ny anarana tena izy eh, famamianarana tena izy eh, sabata eh, voalohambolana eh, ... 7 herinandro eh, vahao ny ondriko eh ... sns

inona moa no idiran'ny filazantsara amin'ireo teny mandrombo ireo ???

izay olona kelikely vola rehetra izao dia manery anareo hanao rakitra sy dime (10%) sy rakiboady daholo ...

io izany ilay atao hoe mandoto rano ny filazantsara eh!!!

any ka mahita anakianana ny tsimisiAtra :-) :-) :-)
4. rhaj0 ( 07/12/2015 11:28)
Strong3:
inona moa no idiran'ny filazantsara amin'ireo

Ny filazantsara no "inspirasiO" re ry Strong3 aaaa... ny olombe tantarain'ny Babiboly ao, ny fombafomba fi-traiter-na ny olona ao, ... tao daholo no nakan'ireo sekta an'ireo hevitra ireo... ntsss...

eto ianao Strong3 vao mody ganga eo, nefa mino aho fa na ianao azany ni-experimenter an'ireo, na mba nanao (nanambaka) koa, na nasiana (voambaka) tao koa...
5. Strong3 ( 09/12/2015 07:01)
hein...!

izao mpanambaka vahoaka rehetra izao dia mamily ny fampianarana fototra omen'ny baiboly mahakasika ny filazantsara!

tsy nampitady izay hanana harena ety ambony tany ny filazantsra nentin'i Jesoa Kristy, fa ny hikatsaka ny any andanitra.

ka izay mifanohitra amin'izany firehana biblika izany dia efa ampafantarina anareo ombieny ombieny fa MPAMITAKA sy MPAMILY ny baiboly ho amin'ny filan'ny nofony , dia fitiavam-bola sy harena ary voninahitra

inspirasiO demoniaka izany ringahy ity ah ... :-) !!!
6. rhaj0 ( 09/12/2015 17:30)
Ny Babioly no inspirasiO-n'ireo sekta ireo re ry Strong3, na hihodin-kavia ianao na hihodin-kavanana.. Dia ny mpino Babiboly ihany no mora korontaniny ao.

koa na "demoniaka" io na tsy "demoniaka", ilay Demony angaha tsy (concept) ao anaty Baiboly ao ihany.. Sady koa, f'angaha tsy zanak'Andrmntra, @ dikany hoe, noforonin'Andrmntra, ny Devoly, araka ny Babiloly ao?

Fa rahefa io Boky tonta io no iondanana ao, dia izay no alehany eee.. na manambaka sy mamorika fiainan'olona toa ny mpitarika sekta, na voambaka sy vorika fiainana ao... (à certain degré)...

Raha miorina @ fahalalana mivoatra hatrany toa ny Siansa ny fi(s)ainanao dia TSY mi-sekta ianao.
7. Strong3 ( 15/12/2015 08:31)
tsy concept-concept-nao izany io ringahy ity ah... realité
baiboly zava-nisy sy mbola hisy no nosoratana # fahalalana mivoatra
baiboly mahalala mialoha # siansa mandiso ny omaliny
8. Yahl ( 17/12/2015 10:39)

rhaj0:

Ny Babioly no inspirasiO-n'ireo sekta ireo re ry Strong3, na hihodin-kavia ianao na hihodin-kavanana.. Dia ny mpino Babiboly ihany no mora korontaniny ao.

koa na "demoniaka" io na tsy "demoniaka", ilay Demony angaha tsy (concept) ao anaty Baiboly ao ihany.. Sady koa, f'angaha tsy zanak'Andrmntra, @ dikany hoe, noforonin'Andrmntra, ny Devoly, araka ny Babiloly ao?

Fa rahefa io Boky tonta io no iondanana ao, dia izay no alehany eee.. na manambaka sy mamorika fiainan'olona toa ny mpitarika sekta, na voambaka sy vorika fiainana ao... (à certain degré)...

Raha miorina @ fahalalana mivoatra hatrany toa ny Siansa ny fi(s)ainanao dia TSY mi-sekta ianao.

Yahl
Ny efa vitan' Andriamanitra ve no hadihadianao? Dia milaza ho siantifika enao e? Mba menatra. Fa mamorôna raha mahay mamorona toy ilay tsy misy tao anatin' ny tsy misy ataovy misy, fa tsy ny manipulation no ireharehana r'ise ah!

Ny antokon' i Pape sy ny style-ny kouh tsy miala mihintsy @ le eritreritra manidina !
9. rhaj0 ( 17/12/2015 14:01)
Yahl:
Ny efa vitan' Andriamanitra ve no hadihadianao?

Ity ho'a dia tsy mety mi-click @ Yahl mihintsy eee... Averina indray. Ianao sy ny imagination-nao irery ao (na ny imagination collective-nareo) no mahita Andrmntra izany. Dia ilay "vitan'Andrmntra" dia construction-n'ny imagination-nareo ao daholo daholo fotsiny eee...

Tsisy (siantista) "manadihady" izay "imagination" (collective) anareo any izany.

Alefaso kely indray ho'a ilay saina (mandinika).. Hanisa 5 aho... 5...4..3..2..1..

Ka namboatra ireo galakisia an'anlin-kisa izany ilay Andrmntrao (ao @ imagination-nao), ary IZY @ io dia "toa ny endrikao sy tarehinao" ?? dia ilay galakisia izany petit pois napitiNY t@ bala filesy, dia lasa nifiritika any alavitra any, "any ambony any" ???
10. tealala ( 17/12/2015 14:04)

Fa ilay big bang mo zany ry rhaj0 "verité scientifique"?
11. rhaj0 ( 17/12/2015 14:18)
rhaj0:
Ka namboatra ireo galakisia an'anlin-kisa izany ilay Andrmntrao (ao @ imagination-nao), ary IZY @ io dia "toa ny endrikao sy tarehinao" ?? dia ilay galakisia izany petit pois napitiNY t@ bala filesy, dia lasa nifiritika any alavitra any, "any ambony any" ???

tealala:
Fa ilay big bang mo zany ry rhaj0 "verité scientifique"?

Alohan'ny (iverenana) iresahana ny bing-bang indray, ahoana k'lou ny fandraisanao an'io "Andrmntra tahaka ny endrikao izay namorona ireo galakisia an'alin-kisa hitan'ny telesikaopy"..

Mitombona sa tsy mitombona? ridicule sa tsy ridicule????
12. tealala ( 17/12/2015 14:23)

Ny finoko azy mitombona, fa apetrako aminao ny fanontanina avy aiza ilay big bang?
13. rhaj0 ( 17/12/2015 14:54)
Efa betsaka ny resaka big-bang teto, fa avadibadiho azany k'lou ohatra ny eto
http://forum.serasera.org/forum/message/m5612821e54573#m56151292e5611

Fa iverenako kely ihany ilay "finoanao".. Hainao tsara izany ny zava-misy "any ambony any" :
- planeta (ohatra ny antsika dia ny Latera) maromaro...
- izay anaty kintana (ohatra ny antsika ny masoandro)...
- ary io dia anaty galaxie (ohatra ny antsika ny Milky Way)..
- ary misy an'alin-kisa ny galaxies.

Dia tena napetrapetrak'ilay "Andrmntra toa ny endrikao" tao ambony tao daholo izany ireo zavatra rehetra ireo... Sahala aminao mampihaingo trano Noely izao io, dia ahantokantonao ao ny kintana sy girilandy?? Izay ve ilay izy???

ridicule ve ho'a sa tsy ridicule eee ???
14. tealala ( 17/12/2015 15:22)

Tsy ridiculea aho ka, fa ianao no ridicule raha asaiko manazava ilay processus nle big bang dia asaina manao andrana amorona univers iraydia tsy mety :D, aveo anontany tena hoe taiza marina no nahatona izao tontolo izao.
15. tealala ( 17/12/2015 15:32)
Ireo siantifika anao ireo nga efa nahay namorona zava-boary?
Hazavao eto ireo teoria raha efa napisy ny tsy misy e.. raha mahavita izany dia afaka miteny iano hoe ry siantifika no namorona ilay mpahary.
16. endriny ( 17/12/2015 15:55)

tealala:

Ireo siantifika anao ireo nga efa nahay namorona zava-boary?
Hazavao eto ireo teoria raha efa napisy ny tsy misy e.. raha mahavita izany dia afaka miteny iano hoe ry siantifika no namorona ilay mpahary.

Dia midika ve izany fa misy Atra?

Ary averiko indray ny hoe: Raha tsy maintsy nisy namorona izao rehetra izao.. iza no namorona an'Atra?
17. rhaj0 ( 17/12/2015 15:55)
Efa be dia be ho'a ny resaka teto, fa dia avadibadiho ao k'lou eee..

http://forum.serasera.org/forum/message/m5654a11b99604#m565db66090a68
http://forum.serasera.org/forum/message/m5621211dd9e65#m5639690c0f828
http://forum.serasera.org/forum/message/m554225b62dd79#m5568432116b30

Fa raha feheziko eto dia, toatoa ny resako t@ Strong3 ihany, dia hoe...
- ampiasao ho'a ilay saina, hanao dihy miverina (rewind na rembobiner) ny fotoana ee...
- dia eritrereto tsara ao, ary itadiavo reference @ interinety hoe, ahoana ny "evolution"-njavatra eo, araka ilay "rien ne se perd, rien ne se crée, tout se transforme"
- ohatra hoe, ianao, t@ 1990 mbola ianao no ianao, dia t@ naterahanao, tao an-kibon-dreninao, dia taloha kelin'izay, tao @ kitapon'ain-drainao.. dia talohan'izay ets...
- dia... raha takatrao izay t@ taona 2010, dia tohizo 2000... 1990 ets... hatrany @ 1900... -2000 .. -50000 ... hatrany @ millions d'années sy milliards d'années lasana.

Dia raha à certain moment, TSY takan'ny hoza-dohanao intsony ny resaka, dia ... izay izany ee... TSY takatry ny hoza-dohanao. Na koa hoe, raha (mbola) tsy takatry ny hoza-dohan-draolona, dia izay izany: tsy takatry ny hoza-dohan-draolona ankehitrio.

Fa izany ho'a, raha tena honnete (intellectuellement) ianao, dia tsy izay "tsy fahatakaran'ny hoza-dohanao ny zava-misy" izay ho'a, no iantsampazanao amina finoanoam-poana. Ianao no TSY mahatakatra, fa ny zanakao, any aoriana any, dia hahatakatra.

Ka torak'izany ny @ big-bang. Araka ary hain'ny Siansa ny fandehan'ny particules elementaires sy interactions, rahefa atao dihy miverina ny fotoana. Dia à certain moment, tonga @ ilay hoe "big-bang"... eo izany isika izao... Fa ny "taloha kelin'ny big-bang", dia mbola tsy takatra. Satria TSY fantatra hoe, inona ny particules sy interactions misy @ izay karazana concentration-na matières izany.

Fa TSY izany akory no hanariana ny fahalalana (siantifika) voahangona h@ izao, ary dia ivarinana indray amina finoanoam-poana, ka hoe, magie-magie-miracle, dia nisy tampoka teo ny namorona an'izao sy izao (Atra hono), ary tsy izao sy izao ihany no noforoni'ilay Atra, fa IZY tenany mihintsy koa.

Izay reflexe-nao mivarina amina finoanoam-poana izay no mampihisatra ny firoson'ny fahalalana (siansa). Fa raha ianao sy ny sainao ao moa diavolana @ izany, ao @ fiainanao ao, dia anao ny anao ao izany eeee...
18. tealala ( 17/12/2015 17:25)

Ny siansa anie ranga ty ka finis e, finis mitafdy ny infinis tsy tody any amin'ilay niandohana, bitika dia bitika izany eo anatrehan'ilay ny créer.. avy aiza ilay matière ireo fa aza mialokaloka ao am le le hoe "rien ne se perd, rien ne se crée"
19. rhaj0 ( 17/12/2015 17:34)
rhaj0:
Dia raha à certain moment, TSY takan'ny hoza-dohanao intsony ny resaka, dia ... izay izany ee... TSY takatry ny hoza-dohanao. Na koa hoe, raha (mbola) tsy takatry ny hoza-dohan-draolona, dia izay izany: tsy takatry ny hoza-dohan-draolona ankehitrio.

Fa izany ho'a, raha tena honnete (intellectuellement) ianao, dia tsy izay "tsy fahatakaran'ny hoza-dohanao ny zava-misy" izay ho'a, no iantsampazanao amina finoanoam-poana. Ianao no TSY mahatakatra, fa ny zanakao, any aoriana any, dia hahatakatra.
20. tealala ( 17/12/2015 17:41)

ka raha intellectuelle noho ilay nahary ianao nahavaly ahy, fa ny valiteninao dia faran'izay maivana. Izaho anie tsy nanandratena ampitovy fahaizana amin'ilay nahary e, "le fini peut'il apprehender l'infinis?"
raha ainao hoy aho ilay processus n le evolution dia tanteraho dia ataontsika verité scientifique ilay izy averimberina amanarivony tahaka ny hoe 1+1=2 dia averirina in dbd le opération dia mbola manome valiny 2 ihany,torak'izany ilay evolution tatarao eo ilay processus nle evolution an le olombelona dia maka am le razambenao ireo d avadiho olona, fa koa inverser-o ilay processus dia iano no miverina tahaka ireo razambenao ireo e :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1199