Inona ny resolution 2016 nareo

41. rhaj0 ( 22/12/2015 11:30)
Ilay mpahary, sahala @ endrik'i Tealala, hono izany hozy i Tealala, no nahary izao tontolo izao, h@ taim-bovoka ka h@ galaxie eeee...

Sa moa TSY "sahala @ endriky ny olona noforoniny" indray Ilay mpahary ao @ Torah ao? Ao @ Baiboly mantsy dia vita kase mihintsy fa hoe izay ilay IZY.
42. rhaj0 ( 22/12/2015 21:16)
Ka ity koa izany resolution, tsy 2016 fa efa h@ izay, noresahina tatsy fa akisako eto


rhaj0:
Fa eny azany ho'a fa dia "miady" koa hono izany izaho eto e... misaotra an-dradoko ihany aloha manome tamberina :-)

Nieritreritra mafy aho, ary dia rahefa nandini-tena elabe dia elabe, à l'infini io... dia hoe...
- ka "miady" @ tsy-fahalalana (ignorance) sy ny finoanoam-poana (crédulité) aho,
- satria rahefa marefo (fragile) ny namana, na émotionellement io na ara-pahalalana, na fotsiny aza hoe filàna fototra (besoins fondamentales),
- dia robodroboka @ ity finoana/fivavahana ity,
- ary izany dia manimba ny fi(s)ainany... tsy ny azy ihany fa ny an'ny fiaraha-monina ankapobeny mihintsy.

Fa ny fomba "fiadiko" dia... hi hi hi... am-pivanitihana hatrany, na ve hoe...
"Vanitika dia Ampy"
43. tealala ( 23/12/2015 07:47)

rhaj0:

Ilay mpahary, sahala @ endrik'i Tealala, hono izany hozy i Tealala, no nahary izao tontolo izao, h@ taim-bovoka ka h@ galaxie eeee...

Sa moa TSY "sahala @ endriky ny olona noforoniny" indray Ilay mpahary ao @ Torah ao? Ao @ Baiboly mantsy dia vita kase mihintsy fa hoe izay ilay IZY.

Rehefa i rhaj0 no mamaky azy dia izay no heviny, fa rehefa izaho no mamaky azy dia hafa no heviny.
44. rhaj0 ( 23/12/2015 12:40)
Ka avereno kely eto azany ny famakianao azy eee... tsy ho ahy (ihany) fa ho an'i Yahl indrindrindrindra ho'a...
45. tealala ( 24/12/2015 15:30)

rhaj0:

Ka avereno kely eto azany ny famakianao azy eee... tsy ho ahy (ihany) fa ho an'i Yahl indrindrindrindra ho'a...

Vakio dia ampiasao ny saina e, enao anie ty mampiasa saina sady tia mikaroka, angano angano ve dia tsy ho takatrao ny hafatra ao anatiny e. Torolalana fotsiny no homeko, mandehana amin'ny source n'ilay boky na ko manontania ilay namana Jiosy raha mbola orthodoxe izy.
46. rhaj0 ( 28/12/2015 19:38)
Ka Jiosy Orthodox izany i Tealala ao ve? (ato feno sary)
47. Tealala ( 29/12/2015 11:47)

rhaj0:

Ka Jiosy Orthodox izany i Tealala ao ve? (ato feno sary)

Fa i rhajo ve efa ela nipetraka tany ampita dia efa tsy mahay teny gasy intsony e, efa niteny aho hoe "tsy Jiosy ny tenako", tsy mampaninona no mamerina izany raha ho an'ny mpino ny lazain'i Darwin.. izay ihany anie no nahatonga ny kristianisma ilay tsy mba miaino ny zavatra tenenin'ny olona dia aveo manompo olona e... fa ny anao moa izany ty dia arak'ilay jiosy mpanao antsikana izay dia mifanaraka aminao tsara hoe "c'est dur de croire en ... rien"
48. rhaj0 ( 29/12/2015 16:40)
Ka tsy ao @ "judeo-chretien" ve ny anao ao izao ry Tealala aa ??

Occidental izany raha ny fahitako azy. Sa n'enao ao tena heverinao fa "oriental", miaraka @ hinduism na koa ny taoism?

ry Tealala ange io misavisavika rahan'olona io foana ihany eee.. Savisaviho ao azany izay tianao savihana fa malalaka ny tany kouh... Ianao petak'orona io izany ... sady tsy jiosy, no tsy gasy ary tsy occidental (no tsy oriental) fa ... "orthodox" hono izany hoz'ianao eeee.. orizinal an...

Dia rahefa mameno taratasim-panjakana izao ry Tealala itony dia .. mila case orizinal ho cocher-na, fa izy hono sady tsy jiosy, no tsy gasy ary tsy occidental (no tsy oriental) fa ... "orthodox"

Dia ihomehezan'ny Ankizy ao izany ianao kouh..
49. tealala ( 29/12/2015 18:27)

rhaj0:

Ka tsy ao @ "judeo-chretien" ve ny anao ao izao ry Tealala aa ??

Occidental izany raha ny fahitako azy. Sa n'enao ao tena heverinao fa "oriental", miaraka @ hinduism na koa ny taoism?

ry Tealala ange io misavisavika rahan'olona io foana ihany eee.. Savisaviho ao azany izay tianao savihana fa malalaka ny tany kouh... Ianao petak'orona io izany ... sady tsy jiosy, no tsy gasy ary tsy occidental (no tsy oriental) fa ... "orthodox" hono izany hoz'ianao eeee.. orizinal an...

Dia rahefa mameno taratasim-panjakana izao ry Tealala itony dia .. mila case orizinal ho cocher-na, fa izy hono sady tsy jiosy, no tsy gasy ary tsy occidental (no tsy oriental) fa ... "orthodox"

Dia ihomehezan'ny Ankizy ao izany ianao kouh..


Tena noheveriko fa olona mba nahay kay na ny mihaino aza tsy hainy, dia gaga enao, ataovy supposition tahaka ny siansa daholo e, mampihomehy ilay raisonnement amin'ilay tonga dia mandray tsy raisina :d
50. tealala ( 29/12/2015 18:32)
Mihomehy ianao noho ny tsy fahaizanao ninoninona, "judeo-chretien" io teny io dia teny iray tsy mitombona mihitsy, mba ataovy ny famaritana ireo teny ireo dia aveo atambaro fa raha ainao no manambatra ireo teny ireo hiaraka dia siansa ambany faladiha no voizinao dia izaho no manana raison hiomehy anao amin'izay fotoana izay.
51. rhaj0 ( 29/12/2015 19:02)
'ndana ahitsio azany ny wikipedia ry Tealala, fa ianao izany no tena mahay azy aa..
https://fr.wikipedia.org/wiki/Jud%C3%A9o-christianisme

Tena marina tokoany anie ny anao ao eee... maninona no tsy avoaka kosany eee... ataovy toa ny an-dry Yahl sy ny Epice coco-ny, hoe: efa voadika eraky ny vazan-tany efatra...

Fa marina ho'a izany anao ao izany... ao @ imagination-nao ao: tsisy adi-hevitra..
52. tealala ( 30/12/2015 12:08)
Dia samy manana ny définition ny maha kristianina azy mihitsy sy ny maha jiosy azy mihitsy ka, ilzay tenenin'ny i wikipedia manko dia marina foana aminao e :D?
53. rhaj0 ( 30/12/2015 16:06)
avoahy eto azany ny anao eee.. n'enao ao kosany ho'a, dia asa ho'a dia mahamenatra angamba izy ao matoa tsy sahy mamelabelatra i Tealala eee... na teorian'ny galaxie io na inona na inona dia TSY mahasahy miteny mamelabelatra ny azy mihintsy i Tealala fa miodikodina ao fotsiny...

Io moa ry Tealala mba mamelabelatra izany ianao... fa mba maika hivanitika zahay eee...
54. tealala ( 30/12/2015 16:18)
Ilay izy anie na ho avelabelatro aza ny fanahinao (izay mbola mapametra-panontaniana ahy hoe misy sa tsy misy marina) no tsy amelabelarako azy e, ianao ary efa mi-assure fa tsy misy ilay nahary ko, ilay elements namorona ny big bang aza moa lazainao fa ny teo ihany no teo, iza no miodikodina eo amin'izany? izaho ary ve anangana ny maty e, rehefa tsy mino ianao anao izany.
55. rhaj0 ( 30/12/2015 16:27)
k'efa hoe TSY ho ahy (ihany) no amelabelaranao, fa mba ampazahoy koa ry Yahl na koa azany i Bor2lais ohatra ee... zareo ireo koa anie ka tena hotrahotran'ny TSY mitovy revy aminao, ary tena hoe.. raha tsorina ary aza tezitra, fa raha ny fahatakarako azy izay mety diso, dia tena firany n'enao ao ee... (aza tezitra ho'a fa raiso au 50eme degree io)

Ka ahoana izany ilay judeo-chretien (sivilizasiona) eee... raha miolotra @ sivilizasiona hafa..
56. tealala ( 30/12/2015 16:32)
Ka rehefa itady monothéisme izy dia mahita e, tsy anjarako mihitsy anie no andeha hitory aminy hoe aty no norma fa rehefa hitany izy hoe andriamanitra telo no tompoiny tonga saina eo ihany izy e.

ny wikipédia anao hoy aho mampiditra ny christianisme ho monothéiste => tsy hazo antoka loatra.
57. rhaj0 ( 30/12/2015 16:40)
ilay systeme wikipedia kosa aloha dia demokratika hono ee... raha tsy d'accord ianao (sy ny mitovy aminao) dia lazao mazava, dia ahitsio izany kouh... nga misy manakana: malalaka ny tany.

Ary ny ao @ wikipedia koa anie, plus ou moins mitovy @ izay ao @ Larousse na encycopedia universalis eee... fa ho anay mahantra tsy mahatakatra an'ireny, dia wikipedia baojy no jerenay.. dia avy eo no miainga ary mijery ny cross-reference tondroiny ao, na koa mi-google hafa mihintsy ee...

Ka tohizo ny famelabelaranao izany fa mihaino aho ee...

Ka ahoana izany ilay judeo-chretien (sivilizasiona) eee... raha miolotra @ sivilizasiona hafa..
58. tealala ( 30/12/2015 16:54)
ekeko ilay definition'ilay wikipédia anao, fa raha resaka finoana izy mamaritra ny idôlatrie, monothésme, ny homosexualité etc tsy ampy ilay famaritana.
59. rhaj0 ( 30/12/2015 17:29)
Ka iray sivilizasiona izany nareo judeo sy ny chretien no tiana ambara @ (sivilizasiona) judeo-chretien eee....

Iray fototra nihaviana, sy foto-kevitra na foto-pi(s)ainana ianareo roaroa eee... fa nisy fisintahana fotsiny, satria... [size=8]izany no alehany ho'a rahefa miady lova ao foana ity ataonareo ao io eee.... [/size]

Fa izany no napetraka dia ny anavahana tsara ny anareo roaroa ireo @ hafa, toa ny oriental ohatra.

Satria koa mazava tsara fa TSY ianareo, na ny anareo roaroa irery no izao tontolo izao, fa misy koa ny tontolo hafa tanteraka @ ny anareo roaroa ireo... [size=8](tsy mila lazaina akoriny ny hoe, misy Andrmntra hafa tanteraka noho ny anareo roaroa ireo.. any @ imagination-n'ny hafa any koa)[/size]

Ilay nombrilisme-nareo mantsy ka gaigy be mihintsiny:
- judeo-chretien ny sivilizasiona, fa ny an'ilay tenabenareo (judeo ho an'i Tealala, ary chretien ho an'ny sasany eto) no "tena izy" hono... [size=8](dia firana daholo ny hafa rehetra fa-tsy ny an'ny tenabenareo)[/size]
- Sivilizasiona isan-karazany eran-tany, fa ny an'ilay tenabenareo (judeo-chretien) no "tena izy" hono...
60. tealala ( 30/12/2015 17:49)
Ao ary, raha mamaky ny jenezy hoy ny krisitiana dia ho itanao ao ny zavatra mitranga amin'izao tontolo izao, ho takatrao ny concept ilay atao hoe civilisation amin'ny fahazoko azy, fa indrisi ny anao lazaina fa legende sns ilay izy dia eo ianao tsy ho arakao mihitsy ilay concept.. eo ianao na tapitra vôvakinao aza ny wikipedia rehetra dia tsy ho takatra omihitsy ilay izy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3282