Inona ny resolution 2016 nareo

21. tealala ( 18/12/2015 11:48)

rhaj0:

Ny zafikelinao no hanazava anao an'ireo re ry Tealala aaa... Dia efa imaginer-o sahady hoe, toa ny ahoana ny fikakakany rahefa takany, fa i bainina Tealala kay ninonino foana tao..

Dia ho hita eo ko fa ireo tarak'i rhaj0 mbola tahaka azy ihany fa na singam'bolo iray aza tsy niova taminy fa nisy limite ilay sianse saika i se tendre vers l'infinis fa tsy nety tapitra ilay izy diananaiky ihany fa misy ila mpahary azy ila mbola ngeza noho ny infinis
22. rhaj0 ( 18/12/2015 12:17)
eny ho'a... rahefa tsy takatry ny hoza-doha ny zava-nisy, dia akapohy fotsiny hoe, Andrmntra daholo daholo izany eee... fa satria IZY no mba takatry ny hoza-doha..

Dia foromporonina ao hoe, toa izao IZY ka toa izao, dia nanao an'izao IZY ka nanao an'izao... ary ny tenabenao (tsy maintsy) manao an'izao sy izao... dia mitoreho mamerimberina an'izay lava ao, dia hoe ... lasa "marina hany izany"... :-)

Ka inona azany no resolution 2016-nao ao raha izany eeee... io mitombo ny taona sy ny taonanao io..
23. tealala ( 18/12/2015 12:25)

rhaj0:

Ny zafikelinao no hanazava anao an'ireo re ry Tealala aaa... Dia efa imaginer-o sahady hoe, toa ny ahoana ny fikakakany rahefa takany, fa i bainina Tealala kay ninonino foana tao..

ka manaova progression b hatrany amin'ny infinis ary ny hoza-doha nareo e, mety efa evolué b indray izany ny singe lasa be loha b mints... saingy adinony fa ny azy ny infinis efa fatany fa tsy ho takany mihitsy fa ny azy misy limite daholo ny zavatra azony hatao, dia basé amina supposition daholo ny akamaroan'ny zavatra hita. Ny verité absolu tsinona lavina foana ko.
24. rhaj0 ( 18/12/2015 13:42)
Dia tsy manaraka ny Tantara (Histoire) angaha ianao, fa ny "verité absolu" 100 taona lasa, dia hoe, tena i Andrmntra en personne mihintsy no mandatsaka rano avy "ao ambony ao"... ary ny Torah amam-Baiboly mihintsy no nilaza an'izany. Dia nefa, r@ 100 taona ho avy, dia mba ahoana hozy ilay sainao mba tia karokaroka ho'a eeee?

Aza mba hakatona (@ Torah amam-Baiboly) ho'a io varavara-tsaina io fa mampitomany... ny saka.
25. tealala ( 18/12/2015 13:52)

Izy anie ni namorona izao tontolo izao e... ary efa averiko aminao matetika mihitsy fa ny foandohan'izao tontolo izao averina ka rehefa mety ila teoria siansa dia averimbereno eo mba ho lasa vétité scientifique dia mandeha miandalana ny fiforonan'ny orana avy eo..
Na koa azavao tsara ny fiovan'ilay cellule kely bdb tamin izany ka lasa olona ngeza b taty aorina.
26. rhaj0 ( 18/12/2015 14:10)
1- Dia hono ho'a, Ilay IZY namorona izao tontolo izao (ao @ imagination collective-nareo ao), dia sahala @ ny ao @ Baiboly koa ve hoe, IZY dia manana endrika sy tarehy toa antsika olombelona?

2- Dia @ izay IZY manan'endrika toa antsika olombelona izay, dia iny IZY no manipy @ fingotra ny pitipoa "any ambony any", dia izay no nahatonga ny galaxies???
27. tealala ( 18/12/2015 15:06)
Ny tena marina aminy angamba izaho tsy nitady ny hoe hanova ny fihevitrao sy ny hoe handresy lahatra anao, fa raha tsy diso ko ny fahitako dia tena hitako fa tsy ho takatrao mihitsy ny ambaran'ilay boky noho ny tsy fanananao spiritualité na dia kely aza, aza matahotra fa be dia be ireo olona tahak'izany e :)
28. rhaj0 ( 18/12/2015 15:13)
hi hi hi.. .tsy mahavita mamaly ny fanontaniana i Tealala... eny azany eee... mi-googla izany eee..
http://lmgtfy.com/?q=theorie+des+galaxies+dans+le+Torah

Ary dia manomboka ny vanitika gilady :-)
29. tealala ( 18/12/2015 15:18)
fa ilay fiheritreretanao an le Torah mihitsy kay izany no tena vao miha mahalatsaka...mba lazao ahy eto hoe ry rhaj0 ny fahafantaranao izany? Everinao fa boky misy formule tahaka ilay siansa ve? lol
30. tealala ( 18/12/2015 15:21)

rhaj0:

hi hi hi.. .tsy mahavita mamaly ny fanontaniana i Tealala... eny azany eee... mi-googla izany eee..
http://lmgtfy.com/?q=theorie+des+galaxies+dans+le+Torah

Ary dia manomboka ny vanitika gilady :-)

Raha voavaliko ianao dia efa miheritrereta fa ho asandratrao eto indray aho.
31. rhaj0 ( 18/12/2015 15:34)
hi hi hi.. izaho angaha "mieritreritra ny Torah" ? :-)
Hozy i Google.. To·rah?t?r?,?tô-,tô?rä/ noun
(in Judaism) the law of God as revealed to Moses and recorded in the first five books of the Hebrew scriptures (the Pentateuch).
a scroll containing this.

okey dokey... hay ve ianao mbola any @ revin'i Mosesy eee... Niakatra tendrombohitra moa i Mosesy teo, dia nakapok'Andrmntra t@ vato ny lalAnany ?

Ahoana koa azany no mbola inoanao an'izany k'le... Ianao anefa @ io mahalala tsara fa
- tany Sina, t@ io fotoan'andron'i Mosesy io, dia nifanaretsaka ny razanao talohan'ny nidinany tany Asie du sud-est.. ary zareo dia nino (angamba) fa misy Andrmntra koa mandrotsaka rano avy "ao ambony ao"...
- ny planeta/kintana/galaxie an'alin-kisa mifanjevo mifanaretsaka "ao ambony ao", nefa dia tatsy @ ilay taim-bovoka kely, dia ny Latera, no nakapoka t@ vato hono ny lalAna... hi hi hi.. lalAnan'izao tontolo izao ve??

Mifohaza ho'a fa efa mandroso ny taona sy ny taonanao eee...
32. tealala ( 18/12/2015 15:41)

Izay ilay hoe tsy natao ho an'ny rehetra io boky fa ianao tonga dia mandray azy ho livre d'histoire, tsy ho takatrao io ry rhaj0 a tsy hoe leo miresaka na hoe zavatr fa lany fotoana eto ra ianao no anazavana zavatra, efa natioranao tsinona io efa atrany ampiandohana ny concepte ny olona matérialiste no efa izay dia izay.
33. rhaj0 ( 18/12/2015 15:46)
bien sur... asivo kely toa ny an'i Bor2lais indray azany e... Ny an'i Bor2lais, dia hoe, any @ 3eme étage hono izy, sy ny fanahiny, ka tena tsisy takatro raha izay reviny ao.

Sa mitovy nareo sy bor2lais @ io? ndana hoe sambory dia ampiresaho izy eee...
34. tealala ( 20/12/2015 18:15)
Ny an i rhaj0 anie ilay mamaky boky mintsy no tsy hay e, ilay nature an le boky mihitsy no tsy fantany fa everiny fa livre siansa, histoire dia lasa mandray tsy raisina.
35. rhaj0 ( 21/12/2015 02:49)
Ilay boky ve tsy "contes et légendes de la vallée de Canaan" eee...
Ka vakiana mitsongoloka izy io, sa avy aoriana miverina? :-)
36. tealala ( 21/12/2015 09:48)

rhaj0:

Ilay boky ve tsy "contes et légendes de la vallée de Canaan" eee...
Ka vakiana mitsongoloka izy io, sa avy aoriana miverina? :-)

apesao ny saina na manontania olona natao ampianatra e.
37. rhaj0 ( 21/12/2015 11:52)
Fa "contes et légendes" ve ry Tealala mila "ampianarina" aaa... natao ampatoriana (na ampitahorana) ny Ankizy izy ireny... Ka ny taona(nao) ve ho'a tsy efa mandroso ry Tealala...
38. tealala ( 21/12/2015 18:39)

rhaj0:

Fa "contes et légendes" ve ry Tealala mila "ampianarina" aaa... natao ampatoriana (na ampitahorana) ny Ankizy izy ireny... Ka ny taona(nao) ve ho'a tsy efa mandroso ry Tealala...

Iny anao iny ka, azomy amin'izay hatramin'ny farany :), za miteny io anie tsy andresy lahatra fa niteny ny zavatra ampianarina ahy aho e.
39. rhaj0 ( 21/12/2015 19:23)
Tealala:
dia nanaiky ihany fa misy ila mpahary azy ila mbola ngeza noho ny infinis

hi hi hi... dia izay ve no "nampianarina" anao tao ry Tealala, rahefa nianatra matematika ianao. Tsihaitsihay mazava ihany anefa ity lazainao, na ny fotoana no infini, na ny distance na ny habe no ngeza, fa raha fehezina fotsiny, dia rahefa tsy takatry ny hoza-doha(nao) izany ilay izy, dia tondroinao "mpahary" fotisny izany n'enao dia basy eeee...

N'enay dia hoe, rahefa tsy takatra dia tsy takatra, fa tsy lasa mamoromporona na koa minomino foana, resaka izay hehezin'ny akoho tokan'anaka any aoriana kely.

Iaho koa "tsy mandresy lahatra" fa mizara vanitika fotsiny koa ka... :-)
40. tealala ( 22/12/2015 04:04)

ilay infinis tsy voafetra ry rhaj0 a, satria izaho sy ianao finis, ilay mpahary satria nahary izao tontolo izao. karohy hoy aho ny anao raha niforona hoazy teo ireo zavatra rehetra ireo, dia ataovy pratique daholo ny théorie nao aveo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1378