Izay voasoratra dia... toa mifanipaka

21. rhaj0 ( 12/01/2016 19:24)
o ry Gasy1zay a.. Izaho ange efa ela no "nandre" eee.. izay indrindra no nampatonga aho ho "tsy mino".. Fa ny aleha eto tokoany, ankoatry ny ny mivanitika, dia ny iomankomanana ho'a rahatoa ka misy pouiquoui ny Ankizy eee... Izao izao izay mipoitra rehetra dia iarahanay mianakavy ato mivanitika, f'efa vita revizio eto :-)
22. Strong3 ( 13/01/2016 07:59)
efa izy ireo lazain'ny namana ireo fa aleo mamaky fotsy aloha , fa ry rhaj0 toa manao interpretation toa an'ny sasany izay manao aboletra fotsiny hoe ... ity no tena izy ! :-)

io hoe "Tsy mitana ny fahatezerany ho mandrakizay Izy" dia mazava tsara ny context fa hoan'izay miverina amin'i Atra no resahiny eo fa tsy hoan'ny olombelona rehetra na mibebaka na tsia
__ ankilan'izay efa MAMELA HELOKA IZAO TONTOLO IZAO tamin'ny alalan'i JK i Jehovah Atra fa izay tsy mety mino io nirahiny io na hoe tsy mandray io sorona voahosotra hamonjy io dia hiaran'ny fahatezerana mirehitra ao amin'ny fiainana faharoa ka ho mandrakizay izany.

aza mandositra ny fahatezerany tsy misy Jesosy hoa fa tsy maintsy tratra eo foana hihihi... may eo nge enao rhaj0 eh :-) :-) :-)
23. rhaj0 ( 13/01/2016 11:47)
Io ry Strong3 samy manana ny fandraisany azy aaa... Ny ahy sy i NonStampCollector nanao ilay video izany dia tena vanitika gilady eee.... Ny anao sy ny Kristiana namanao dia mampidihy dovy, ka mahatonga ny sasany constipé, ary mahatonga diarrhée an'i Strong3.

Ity indray misy video ry Strong3 a.. manazava ny Baiboly @ fijerin'ny taona 2000..

24. Strong3 ( 13/01/2016 12:33)
ny tsara aminao aloha dia miara miasa amin'ireo mosilimou fa ireny manana interpretation tsaratsara kokoa raha hanakiana baiboly :-) :-)
25. rhaj0 ( 13/01/2016 12:37)
Tsy hitanao mitanandranandrana be ve i Jesosy ao @ imagination-n'i NonStampCollector?? Tena ho toa io mihintsy kosany IZY raha ohatra ka asiana "interpreter" avy @ taona 2000 isaka ny "mampianatra" ao eee... eritrereto tsara dia mba objective fa ho hitanao tsara izay.

Fa ataovy mihinan'ny tsakaokany azany i NonStampCollector ao @ imagination-nao ao, dia mba 1-1 ny baolina ee... :-)
26. RBNIR ( 26/01/2016 07:50)
Mety ilay fanamarihana hoe "toa mifanohitra" fa tsy avy dia hoe "mifanohitra"....
Raha raisina tokoa fa Andriamanitra dia "parfait", dia tsy tokony hisy hifanohitra mihitsy izay voalaza ao anaty Soratra Masina satria avy amin'ny asan'ny Fanahy Masina ny famoahankevitra ao....
« fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany; » (2 Pet.1:20)
« fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy. » (2 Pet.1:21)
Tsy misy mifanohitra ary tsy misy diso araka izany izay voasoratra ao amin'ny Soratra Masina koa raha sitrapon'Andriamanitra dia hovaliana tsi11 ny mikasika irety teny "toa mifanohitra" iretsy.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2313