FOHAZY NY HERINAO RY GASY!

61. tealala ( 19/07/2016 12:06)
Misy lojikany foana ny fomba e
62. rhaj0 ( 19/07/2016 12:29)
Ka ilay vato-fotsifotsy-boriborin'ny Amerindiana izao dia, izao ho'a hoe... rahefa mitsakohana ianao, dia mizahava an'izay, fa ho afaka ny tsakohina raha vao mahita.
Dia ilay vaviantitry ny tanana ihany no nivanitika hoe, ilay izy tsy hoe, ilay vato-fotsy-bory no manafaka tsakohina, fa ianao mitady (concentre) dia mijanona tsy miaina, dia miondrika mitsindroka ilay vato-bory-fotsy iny, no maninomaninona ny diaphragme, ary dia lasa ny tsakohina eee... Satria raha en ville ianao izany tsy hahita vatoboryfotsy mihitnsy ka raha mino-adala ilay originelle ao, dia mety ho fatin'ny tsakohina eo..

Ilay akondro-daka izao, mety hoe, tsisy tantely nanao ny pollinisation, dia mety mila anao mandaka hilatsahan'ilay pollen.. Ilay ody-kenda indray.. izaho izao ataon'ny ato an-trano fihomehezana, fa rahefa marary aho, dia be taraina, dia mankany @ dokotera, dia hozy ilehio hoe, "normal" izany fa hygiene de vie fotsiny eee.. Fa tonga dia sitrana ilay aretina ho'a.. asa.. matahotra dokotera ve sa maninona :-)
63. stahtam ( 19/07/2016 13:22)

[quote=rhaj0]

[quote=stahtam]
Saika handalondalo fotsiny fa dia tena mampivanitika loatra ilay fihomehezanareo ao an-trano ka mba tsy aritro e! : pollinisation (angamba) izany no andrasana @ ilay daka hoy iana(re)o dia:
1°) maninona àry rehefa tànana na zavatra hafa no andomana azy dia tsy mety masaka fa DAKA ihany vao mety? sa daka vao mampilatsaka pollen araka ny fikarohana hitan'ny manampahaizana 2016? sa tsy mety mitsaika ny pollen raha tsy daka no mampilatsaka azy?
2°) Raha atao hoe pollinisation marina tokoa àry no andrasan'ilay akondro dia milatsaka antsasakadiny (na adiny iray) izany ilay pollen dia masaka ny "nahandro"? sao dia mba tsy ianao àry io rhaj0 a?!
Izay ange ilay mahatonga ahy hiteny hoe sao dia mba ny mifamadika @ ilay mivanitika aza no tena hisy aoriana ao satria samy manan-janaka sy samy manana ny ao an-tranony daholo na ny andaniny na ny ankilany an!? Samy afaka mivanitika ireo?
64. rhaj0 ( 19/07/2016 15:31)
stahtam:
milatsaka antsasakadiny (na adiny iray) izany ilay pollen dia masaka ny "nahandro"?

mba tsatoka ny ahy iny, fa tsy nahita dia namahabaha izany akondro-dakanao izany aho.

Fa jereo ange ry Mose Kosher e... Izao hozy YVHW: ny rononon-dreny, dia azo hohanina tsara fa kosher. Fa kosa, ny rononon-dreny, atao anaty tavy na tavoahangy, dia FADY. Dia hoe, fa maninona? Izany hozy YVWH, Torah/Baiboly toko aman'andininy. Teboka.
Dia manao rebik'ondry @ izany ao tokoany va re ianao ao ry Stahtam. Dia tsy kOpy ve ianao hoe, t@ izany fotoan'androny izany, ny fahadiovana tsizarizary, ka dia aleo fadiana ny manome rononon-dreny anaty tavy ho an'ilay zaza. Ianao anefa @ io, ny taona mandroso 2016, dia mba manana frizidera.

Dia miitatra.. Dia hoe.. ny vhv dia tsy maintsy misaron-doha, fa ny lhl, dia io volony io indrindra no maha-manja azy, ampiana volom-bava akoriny aza. Dia hoe, fa maninona? Izany hozy YVWH, Torah/Baiboly toko aman'andininy. Teboka.
Kay ho'a ry bainina-be-rebareba no salanindangitra ao vao mahita volom-behivavy... Ny an'ny sasany azany tapenana h@ tarehiny sy ny molony. Dia kOpy ianao izany ee...

Dia hoe, ny lehilahy dia foraina. Dia hoe fa maninona hono? Izany hozy YVWH, Torah/Baiboly toko aman'andininy. Teboka.
Kay TSY tian'i bainina-be-rebareba mba hankafy sex ny zazalahy, satria ilay prepuce asorona iny dia source de plaisir. Izy no bainina efa tsy mahita plaisir any, dia ny zazalahikely koa tonga dia forainy. NIsy azany fotoana, ny andevo ihany no foraina. Satria @ izay tsy mandany andro manao fa miasa foana fotsiny.

65. stahtam ( 20/07/2016 05:50)

rhaj0:

[quote=stahtam] milatsaka antsasakadiny (na adiny iray) izany ilay pollen dia masaka ny "nahandro"?

mba tsatoka ny ahy iny, fa tsy nahita dia namahabaha izany akondro-dakanao izany aho.

Fa jereo ange ry Mose Kosher e...................... Satria @ izay tsy mandany andro manao fa miasa foana fotsiny.

[quote=stahtam]
Alahatro indray àry ny valin-teny e!
1°) "mba tsatoka ny ahy iny, fa tsy nahita dia namahabaha izany akondro-dakanao izany aho."
Ampiarahiko @ ilay hoe: "Dia hoe, ny lehilahy dia foraina. Dia hoe fa maninona hono? Izany hozy YVWH, Torah/Baiboly toko aman'andininy. Teboka.
Kay TSY tian'i bainina-be-rebareba mba hankafy sex ny zazalahy, satria ilay prepuce asorona iny dia source de plaisir. Izy no bainina efa tsy mahita plaisir any, dia ny zazalahikely koa tonga dia forainy. NIsy azany fotoana, ny andevo ihany no foraina. Satria @ izay tsy mandany andro manao fa miasa foana fotsiny"
Ka mahagaga: zava-misy aty @ 2016, eto ambany masonao, azo anaovana fikarohana sy analyse aza: tsy hitanao izay hamahabahana azy nefa zavatra tany @ l'an très loin de l'an zéro, amoahanao raisonnement avy aty @ 2016? mmhh....
2°) "Fa jereo ange ry Mose Kosher e... Izao hozy YVHW: ny rononon-dreny, dia azo hohanina tsara fa kosher. Fa kosa, ny rononon-dreny, atao anaty tavy na tavoahangy, dia FADY. Dia hoe, fa maninona? Izany hozy YVWH, Torah/Baiboly toko aman'andininy. Teboka."
Tsy misy ao anaty torah io zavatra soratanao io na iray aza (pure invention). Hamorona resaka @ lainga va isika ry rhaj0? Ny YVHW dia tsy niteny tao anaty torah. Ilay rononon-dreny dia omeko fahalalahana ianao hamoaka izay toko sy andininy misy izany sao heverinao fa mandainga aho. Akeleziko ny domaine de recherche : Genesisy hatr@ Deoteronomia ihany no atao hoe Torah dia mazotoa mikaroka àry!
3°) "Dia manao rebik'ondry @ izany ao tokoany va re ianao ao ry Stahtam.... Ianao anefa @ io, ny taona mandroso 2016, dia mba manana frizidera"
Rebik'ondry @ inona io?
4°) "Dia miitatra.. Dia hoe.. ny vhv dia tsy maintsy misaron-doha, fa ny lhl, dia io volony io indrindra no maha-manja azy, ampiana volom-bava akoriny aza. Dia hoe, fa maninona? Izany hozy YVWH, Torah/Baiboly toko aman'andininy. Teboka.
Kay ho'a ry bainina-be-rebareba no salanindangitra ao vao mahita volom-behivavy... Ny an'ny sasany azany tapenana h@ tarehiny sy ny molony. Dia kOpy ianao izany ee..."
KOopy aho @ izay resakao izay fa tohizako kely ilay fanadihadianao e (ilay rezonema ao an-dohanao ao mihitsy no arahiko): dia hoe fa maninona moa no tsy maintsy miakanjo sy mipataloha ankehitriny ?
Dia misy manao volombava ihany koa ankehitriny fa io angamba ilay hoe: iretsy no tsy azoazoko dia vorondolo mirehoka fa rehefa iretsy no azoazoko dia voromanga mihira.

66. rhaj0 ( 20/07/2016 12:16)
Ilay rononon-dreny TSY azo sotroina raha ao anaty tavy k'lou dia ny olombe-nareo no namaritra rambon'osy ny @ io, ary notaterin'i google. Misahia mba mizaha anaty google ho'a f'aza mihidy ao, ka izay lazain'i Berebareba anao ao dia inoana daholo, nefa izy koa azany mba tsy mahay. Izao izao hitanao @ izany ny maha-ridicule ny .. frizidera. :-)

Dia mba ampiasa saina azany isikana, raha ampanontanin'i Stahtam hoe, "fa maninona moa no tsy maintsy miakanjo sy mipataloha ankehitriny"... hi hi hi.. ary fa maninona koa no manao berebareba t@ l'an zero eee ?? taloha kelin'izay nefany salaka dia basy. Sa ny salaka dia lasa tsy tian'i YHWH t@ l'an-zero, na 2000 taona lasa teo? satria mantsy ny ravim-boaloboka koa hono, 6000 taona lasa izay dia basy koa kouh...

Fa ilay fiankanjoana k'lou dia... esy e ry Stahtam.. hono ho'a... Ivadinao ao koa izany manao voaly koa? Dia ianao avy koa no manao Berebareba toa ireo olombe faha-l'an-zero? hi hi hi.. koa tsy lasa gaigy ao rahefa mahita ny olona manao akanjo-de-l'an-2016?? Sa ireo olombe-nao fahiny ihany ho'a no gaigigaigy @ n'a pas tany, dia io be-famaritan-drambon'osy toy io ho'a ee ?..

67. stahtam ( 20/07/2016 13:37)

"Ilay rononon-dreny TSY azo sotroina raha ao anaty tavy k'lou dia ny olombe-nareo no namaritra rambon'osy ny @ io, ary notaterin'i google."
Aminao ange izany izay lazain'ny google dia 5/5 e! Anao izay. Ilay lanjan'ny google @ saina mihitsy no tsy mitovy ny antsika ka diso hevitra ianao raha izay fandiniham-bazaha rehetra ivavahanao izao no anaovanao terivay manta ny olona hoe tsy maintsy io no filamatra.
Raha te-hahafantatra ilay ronono tsy azo hanina @ tavy ianao dia izay google nilaza izany hadihadiana raha tena mahay izy fa sady zavatra tsy ataonay izany no tsy misy fototra biblique akory ka tsy haiko.
"Misahia mba mizaha anaty google ho'a f'aza mihidy ao, ka izay lazain'i Berebareba anao ao dia inoana daholo, nefa izy koa azany mba tsy mahay."
Raha mahay ianao tsy nanontany momba ilay "voaloboka (not produced by Jews)" nefa dia gaga aho hoe ilay be rebareba indray no lazainao fa tsy mahay. Tsy hainao angamba no tena marina dia mba somary ailika any @ hafa ny hadisoana e! fomban'ny civilisés izay tsy hita izay maharatsy azy!
Ny tena tianao holazaina @ ilay hoe be famaritra toa rambon'osy mihitsy no tsy azoko! Misy ny manao voile ary saronany hatr@ orony aza fa masony sisa no miseho. Dia hoe gaigy, ridicule: Sur quelle base?? Dia inona àry ilay tsy gaigy? sur quelle base?? Sa ilay "in progress" no atao base?: l'an 0: rebareba, l'an 2016: short, string... l'an 2...: nu comme un vers. Tsy aleo ve rhaj0 mitsotra hoe: tsy mifanaraka @ faharesen-dahatrao ny finoana dia izay no maha-ridicule ny ataony ao. Lazainao fa manafina an'izao sy izao e! te-handrara an'itsy sy izaroa e! Andramo aboridana ivadinao fa ridicule be ilay manafinafina toa an'iretsy gaigy iretsy dia asehoy ny maro hoe "izao no tokony ho filamatra @ izao 2016 izao fa tsy iry fisainan'ny l'an zéro iry intsony! Tsy izay ve no mety e!
68. rhaj0 ( 20/07/2016 14:56)
Tena hotry ny tsy azonao ny google. Ny google dia motera de resersa re eee... TSY i google no miteny, fa izay petsam-bava any no tateriny. Dia ireo RAbbi (olombe-be-rebareba-nareo) petsam-bava izany no nilaza, "t@ feo mahery", ilay hoe, "ny rononon-dreny @ tavy dia fady". Tsy notazomiko ny reference azony tellement ridicule. Fa dia mivanitika aho eee... :-)

Ilay fiankanjoana indray re ry Stahtam dia "mivoatra" aaa... Tena hotry ny tsy mi-click aminao mihintsy koa ho'a ny hoe, "mivoatra" sy ny "in progress" eee... Ny anao ny reference dia ilay l'an-zero, na l'an-moins-2500 t@ andron'i Noah, ary dia izay no atao fiki-maty ao. Nefa anie ho'a ny "talohan'io ataonao fiki-maty io", dia nisy zavatra hafa nailika na novaina koa, fa asa.. tsy tiatian'i YWVH ve ho'a ohatra ny salaka???... ngo dia ilay mamatopatotra ny fatopatotra salaka no tsy hain'i YHWH, ka dia aleony tsisy-silipo ao ambany rebareba :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9275