FOHAZY NY HERINAO RY GASY!
41. rhaj0
(
14/07/2016 15:13)
Hi hi hi... ndao azany jerena raha mba tena mahay mi.kosher i Stahtam; ho hita eo raha mahay ilay bainina-be-rebareba inoany ao na tsia. Ka ahoana Stahtam, raha rosoako an'ireto ianao, dia hihinanana sa tsy hihinana:
1- kisoa
2- bitro
3- valala
4- angely
5- foza
6- amalona
7- ronono
8- rononon-dreny amena @ biberon
9- atody
10- tantely
Hi hi hi .. raha tsy mahay dia mandehana mi-google eee.
Dia tsarovy ny nataonao taloha, nirongaronga tsy am-piheverana tao, fa efa impur lozabe ange izany ianao ao eee... :-)

42. tealala
(
14/07/2016 17:43)
tsara rehefa mbola tsy miova ry Rhajo a, salama aby e, ela ela iany fa ohatrin'ny somary lava ilay resaka eto a, hoe taranaka jiosy ny gasy?
ahitsio aho ra tsy maharaka
ahitsio aho ra tsy maharaka
43. rhaj0
(
14/07/2016 18:21)
tealala:
tsara rehefa mbola tsy miova ry Rhajo a, salama aby e, ela ela iany fa ohatrin'ny somary lava ilay resaka eto a, hoe taranaka jiosy ny gasy?
ahitsio aho ra tsy maharaka
I Stahtam no misavisavika te-ho Jiosy io eeee.. ka rehefa samy te-handova sy miady lova mafy ao ihany, dia hotry ny aleon'lery tonga dia manondro-tena ho (tarana-boanjo jiosy) toa io, toa izay hoe, jentilisa hono... satria kopy angamba ilery fa ry Paoly no tonga dia namaritra ny rambon'osy, hoe ny jentilisa koa mandova, nefa angaha misy Jehovah niteny an'izany akory ..
Fa mety marina ihany aloha ilay (fanirianao) anao io, fa mety nisy Jiosy koa tafakindingy tany Dago, toa ny Arabo any atsimo na koa ny Frantsay tao Sainte-marie eee... fa ny ofisialy reko farany, dia ao @ ADN ANTSIKA mihintsy ilay hoe avy any ASIE DU SUD-EST... na hiodin.kavia ianao na hiodin-kavananana, na hanipy tanana any an-danitra tahak'n'inona ao eee
44. tealala
(
15/07/2016 04:34)
Ka izahay eto Madagasikara anie ry Rhajo miara ory amin'izay ory e, jereo fotsiny ireny fampihorohorona tany ivelany ireny, je suis charlie gasy ny tenany, je suis Paris gasy iany ny tenany le tao Nice ko zao dia mety ho Nice daholo izahay eto, ka any Israely attentas matetika dia taranaka jiosy "en permanence"izahay e :D, tsy marina ve izany?
45. stahtam
(
15/07/2016 05:32)
[quote=rhaj0]
Hi hi hi... ndao azany jerena raha mba tena mahay mi.kosher i Stahtam; ho hita eo raha mahay ilay bainina-be-rebareba inoany ao na tsia. Ka ahoana Stahtam, raha rosoako an'ireto ianao, dia hihinanana sa tsy hihinana:
1- kisoa
2- bitro
3- valala
4- angely
5- foza
6- amalona
7- ronono
8- rononon-dreny amena @ biberon
9- atody
10- tantely
Hi hi hi .. raha tsy mahay dia mandehana mi-google eee.
Dia tsarovy ny nataonao taloha, nirongaronga tsy am-piheverana tao, fa efa impur lozabe ange izany ianao ao eee... :-)
[quote=stahtam]
Mr rhaj0 a! dia hampisakafo anay ve sisa no azonao atao? Rehefa tapi-dalan-kaleha ve ilay google dia izaho indray no asainao mikitika azy? mahavarena an!
Aza misahirana mandroso sakafo anay fa ampy anay tsara izay anananay ary fantatray tsara izay tokony hohaninay. Mbola hi-google ianao vao (mety) hahita sombintsombiny (raha hahita aza). Làlana tsy tokony hidiranao ny resaka finoana fa angamba ampy ho anao ny mitazana ny zava-miseho ety ivelany sy mba mivanitika indraindray e! sa...?! Aleo tonga dia boriboriana hoe "midogaigy" na miesona na "ridicule" na "absurde" na...
- "Stahtam no misavisavika te-ho Jiosy io eeee.. tonga dia manondro-tena ho (tarana-boanjo jiosy) toa io"
Eh! eh! eh! transparency! transparency! avereno vakiana izay voasoratro teto dia mba zahao ao hoe izay porofo manamarina io "affirmation" tsy andoavam-bola io (giratoity) !
46. RBNIR
(
15/07/2016 05:34)
rhaj0:
I Stahtam no misavisavika te-ho Jiosy io eeee..
Ny fahitako an'i stahtam, tsy dia hoe te hisavika ho jiosy loatra fa fantany tsara fa gasy izy saingy ilay mpampianatra jiosy no tena tadiaviny...
Ny mampalahelo ahy dia ilay mpampianatra jiosy lazainy fa hitany dia hitako fa gasy, ary fanampiny nampianatra zavatra diso.....
47. rhaj0
(
15/07/2016 12:33)
ok azany ry Stahtam aaa... manadinodino aho ary be di-doha koa :-)
Ka ampatsiahivo, ary lazao tsotra, tsy mivilivily, ary tsisy afenifenina fa tsisy mahamenatra io, ilazao eto azany hoe:
1- (tarana-)jiosy ve ianao, sa ni-se convertir ho jiosy, sa manaraka sy manaja ny revin'ny Jiosy fotsiny, sa ...
2- inona @ ireo sakafo ireo no TSY hohaninao.. (ngo dia hotry ny manompa na manota fady ny olona raha mba tia hampirevy anao.. ary tsy ho ahy irery io fa @ namanao rehetra any eeee...)
Ohatra hoe, izaho izao dia "mitsotra, tsy mivilivily ary tsisy afenina" fa
1- Atheista. Atheista masaka. Ary tena mirona ho Atheist militant akoriny azany, ohatra rehefa eto, fa tena hotry ny tsy vita intsony ity mijery habadoana/ridicule/aberration/... izay mitondra @ faharavana sy fivaralilana ity
2- hohaniko daholo ireo rahefa tsara ny saosy. Fa tsy mihinan-kena, viande rouge, aho noho ny fahasalamana, ary tsy mamely alikaola sy daina, noho ny fahalaman'akoho :-)

48. stahtam
(
18/07/2016 05:36)

1°) Ny tetiarako tany aloha be tany dia tsy fantatro ka sady tsy miteny aho hoe tarana-jiosy no tsy miteny koa aho hoe tsy tarana-jiosy. Raha resaka finoana no afangarao @ nationalité (jiosy na gasy na ...) dia sarotra be tsy mety mivoaka araka ny tokony ho izy ny resaka. Tsy ni-convertir ho Jiosy aho izany (asa raha araka ny fahazoako ny atao hoe Jiosy no fahazoanao azy). "sa manaraka sy manaja ny revin'ny Jiosy fotsiny, sa ...?" Raha miteny hoe Jiosy ianao dia tsy fantatro na ireo olona mipetraka any israely no resahinao na ireo lazaina fa Jiosy any @ firenena hafa fa finoana no arahiko ary io finoana io dia Jiosy no mitarika na manangana azy (misy texte de base manamarina izany). Ka tsy izay rehetra Jiosy izany dia harahiko avokoa fa mbola misy critères hafa anasivanako azy. Tahatahaka ny hoe Arabo no mitarika sy nanangana ny Islamisme fa ny malagasy dia afaka miditra ho mpino silamo, ary misy arabo fa miditra ho kristiana...
2°) Tsy ny sakafo ihany fa misy zavatra hafa koa fadina ka izay no nahatonga ilay fanamafisana hatr@ izay hoe: samy manana ny référence ho azy (tsy mety anaovana marimaritra iraisana) ny mpanaraka ny finoana sy ny tsy mino. Ny fanazavana hoe izao sy izao no tsy azo atao sy ny tsy azo hanina dia fampianarana anatiny izany ka izay ao anatiny ihany no natokana hahazo azy.
Hoy ianao "Ohatra hoe, izaho izao dia "mitsotra, tsy mivilivily ary tsisy afenina" fa":
1- Ny zavatra iray neutre (raisiko ho neutre ny finoana) rehefa entin'ny olona tsy voatendry hikitika izany dia tsy maintsy ho faharavana sy fivaralilana no iafarany. Ny eoropeana (Anglisy sy frantsay) izay mpanjana-tany no nitondra ny finoana baiboly teto (christianisme) fa tsy ny Jiosy ka marina ny resakao hoe tsy maintsy hivaralila sy hiafara @ faharavana izany. Azo hamarinina izany satria rehefa nodiliriny t@ ilay gasy kely "maizin-tsaina" (hono) hoe: raha misy mamely ny takolakao ankavanana dia omeo azy koa ny havia; dia mioty ny vokatra soa aman-tsara izy ireo ankehitriny satria raha atao ny similitude-n'io tian-dry zareo ho azo dia hoe: "misy maka va ny volamena sy ny vatosoa ary ny bois de rose-nao? Omeo azy koa ny taninao (fa tsy hisy mpampiasa vola ho avy eto aminao raha tsy izany). Tsy izany velively no tokony ho izy. Izay no fijeriko.
2- Hafa ny fifadiana noho ny fahasalamana fa hafa ny fifadiana noho ny finoana. Tsy dia tokony hisy olana ny @ izay
49. tealala
(
18/07/2016 06:19)
Izaho aloha mahita hoe marina ny an i Stahtam e, ianareo ve tsy mahita fa ireo "réligions" 2 matanjaka samy namono olona daholo, amin'y anaran'jesosy dia maty ny sasany, amin'y anaran'Allah dia maty daholo koa ny sasany (tsy miteny aho hoe efa tsy namono tsony ny kristianina taty aorina).
Ilay fampianarana rehefa tsy zareo dia ao ianao, dia iteny ndray zao i rhajo heo ilay Andriamanitra jiosy nga tsy nandringana olona be dia be, dia hoy aho hoe tsy mamaly an zany za satria efa niverina teto foana ka za tsy jesosy mpanao miracle ka ande hitantara amin'i rhajo izay ataoko tahaka ny jamba ka anazava azy ny hoe inona no lokon'ny lanitra dia mbola itohy hoe ohatrin'ny ahoana izany mangamanga izany.

50. rhaj0
(
18/07/2016 12:01)
stahtam:
Ny fanazavana hoe izao sy izao no tsy azo atao sy ny tsy azo hanina dia fampianarana anatiny izany ka izay ao anatiny ihany no natokana hahazo azy.
tealala:
tsy mamaly an zany za satria (..) tahaka ny jamba ka anazava azy ny hoe inona no lokon'ny lanitra dia mbola itohy hoe ohatrin'ny ahoana izany mangamanga izany.
Eny azany ry izy mi-tsam fa dia .. reveo ao izany n'enareo ee...
Samy manana ny reviny marina io..
1- Ny siansa izao dia miezaka mafy ny hanao "divulgation" (Action de divulguer, de rendre publique une information)
2- ny kristiana manao "evangelisation" (action de Prêcher l'Évangile à des populations non chrétiennes, convertir au christianisme)
3- ry stahtam sy tealala izany, hotry ny ho tazominy ho azy ny azy (ilay revy-Jiosy), fa hotry ny TSY (mendrika akoriny ny) ahatakatra an'izany ny hafa. Ka ity izany no tena hoe, "avelao zahay hihidy ao @ box-kelinay eee".. sa??...
51. tealala
(
18/07/2016 12:19)
Izay andraisan'i rhajo azy ka. Fa za tsy référence no tiako tenenina, ny an i Stahtam zao azonao lazaina hoe judéo-chrétien satria izy maharaka testamenta vaovao ihany.
52. tealala
(
18/07/2016 12:23)
Hamafisiko kely fotsiny, ny anao hoy ianao ny siansa teo manao "divulgation" tsara anie zany e, izaho tsy manohitra ny siansa mihitsy satria mandeha lojika, fa ny ahy anie ny zavatra hinoko mbola avo lenta noho ny siansa e, zavatra "intemporelle" raha ny lojika izao dia ny rano mikorina voamarin'ny siansa fa ny ahy ny zavatra arahiko koa dia nisokatra ny ranomasina mena ohatra, tsy voaporofon'ny siansa ilay izy satria efa nivoana ilay siansa.
53. tealala
(
18/07/2016 12:25)
entre pa kely aloha tsy afaka mandefa hafatra an'i Mr rhajo fa sao dia manana rohim-pihavanana amin'ingahy ilay malagasy maty t@ ilay zavatra nitranga tao Nice teo?
fanontaniana kely fotsiny iny.
fanontaniana kely fotsiny iny.
54. rhaj0
(
18/07/2016 12:40)
[size=8](aza asiana Mr aloha, fa mort (de rire) no dikan'izany hono... dia anarana tanim-boanjo koa iny fa za koa aza ganga...)[/size]
Ny @ ranomasina mena misokatra, dia tsy mila Siansa hanaporofo azy ry Tealala, fa "Tsiky dia Ampy" hozy i Hery izay aaa....
Ny @ ranomasina mena misokatra, dia tsy mila Siansa hanaporofo azy ry Tealala, fa "Tsiky dia Ampy" hozy i Hery izay aaa....
56. stahtam
(
18/07/2016 13:45)
3- ry stahtam sy tealala izany, hotry ny ho tazominy ho azy ny azy (ilay revy-Jiosy), fa hotry ny TSY (mendrika akoriny ny) ahatakatra an'izany ny hafa. Ka ity izany no tena hoe, "avelao zahay hihidy ao @ box-kelinay eee".. sa??...
[quote=stahtam]
Tsy dia tena izay resahinao izay aloha no marina raha ny fijeriko azy satria misy olona miditra ihany @ ireny box kely ireny; mety hoe tsy manaraka ny eritreritrao angaha ry zareo dia izay no mahatonga anao hiteny izany. Tontolo roa samy hafa andaniny sy ankilany mihitsy ny tontolon'ny finoana sy ny tsy finoana! Fintiniko toa izao: Ankilany ny tsy mpino miteny hoe: "bien sûr qu'on peut se moquer de la religion (it's useless, absurde, ridicule...); andaniny ny mpino (baiboly ohatra) miteny hoe: Salamo 2/4. Iza @ ireo no hodisoinao ary @ alalan'ny référence avy aiza? nasaiko nanazava ilay akondro daka t@ alalan'ny science izao ianao fa mbola tsy niteny aho hoe afa-po t@ izay fanazavana avy aminao. Ity fanampiny iray: rehefa misy kenda aty Gasikara ka manatona mpanao ody kenda dia ny anaran'ilay mpanao ody kenda no asain'ilay tompony tononina dia afaka ilay kenda. Eny avaradrano (Ilafy) eny no misy izany ary zava-misy izany, mety ho ridicule tokoa fa misy.
57. rhaj0
(
18/07/2016 13:58)
Ekena fa (mbola) misy olona (mbola) te-hiditra hihidy anaty box-kely, na dia TSY manao evanzelizasion azany nareo. Ianao izao ohatra velona :-)
Fa ny @ akondro-daka sy ny ody kenda, dia ny an'ny amerindiana indray ho'a, rahefa mitsakohana, dia mitady vato-fotsifotsy-boribory eee...
Dia rahefa tsy hain'ny SIansa voazava "androany" io ry Stahtam dia.. ataovy fiki-maty ao azany ilay "finoanao" (sy ny imagination collective-nareo) ao ee... Rahefa tsy mety aminareo (sy ny sainareo) ny "in progress", ka hoe, rahampitso anie, ity fiky-maty lava atao ity, ka "useless, absurde, ridicule", dia reveo ao ho'a izany ee... mba misy ivanitihan'ny Ankizy rahatrizay :-)

58. stahtam
(
19/07/2016 04:37)

Ny ahy, ny mifamadika @ izay no ahiako hitranga: ilay science mihitsy no ho ridicule sy hampivanitika. Samy hanana ankizy mantsy na ny andaniny na ny ankilany "rahatrizay".
59. rhaj0
(
19/07/2016 10:27)
stahtam:
Ny ahy, ny mifamadika @ izay no ahiako hitranga: ilay science mihitsy no ho ridicule sy hampivanitika.
Hotry ny TSY mi-click aminao mihintsy ilay "in progress". Ohatra izao, t@ 100 taona lasa, dia nanome modely na ataoma i Rutherford. Dia izay moa no takatry ny fahalalana t@ izay, dia niainga t@ izay ny siantista, na ny fizisista moa izany. Dia nierina ny taona, dia niitatra ny fahalalana, ary dia nanome modely hafa indray i Bohr.
Dia inona no tsy mi-click aminao @ izany ka lasa mampivanitika anao eo?
60. stahtam
(
19/07/2016 11:42)
rhaj0:
[quote=stahtam]Ny ahy, ny mifamadika @ izay no ahiako hitranga: ilay science mihitsy no ho ridicule sy hampivanitika.
Hotry ny TSY mi-click aminao mihintsy ilay "in progress". Ohatra izao, t@ 100 taona lasa, dia nanome modely na ataoma i Rutherford. Dia izay moa no takatry ny fahalalana t@ izay, dia niainga t@ izay ny siantista, na ny fizisista moa izany. Dia nierina ny taona, dia niitatra ny fahalalana, ary dia nanome modely hafa indray i Bohr.
Dia inona no tsy mi-click aminao @ izany ka lasa mampivanitika anao eo?
[quote=stahtam]
Hotry ny tsy mi-click amiko mihitsy ilay izy ny tena marina ka! Ny scientistes (fisainan'ny google) manao "supposition" fa ny fisainan'ny "l'an zéro" dia hoe fisaka (hono) ny tany dia misy colonnes marobe milanja azy avy ao ambany (dia mivanitika ry zalahy hoe ridicule ilay fisainan-dry rebareba akanjo tao). Dia nipoitra ry Gallilée (sa i Copernic tsy tadidiko) t@ 1400 tany ho any fa hoe boribory ny tany, sady mihodina @ tenany no mihodina @ masoandro, dia mivanitika ry zalahy "in progress" fa hoe abérrante ilay fisainan-dry dadabe sy ry baina be tao...; fa rehefa vakiana indray ny Joba 26/7 dia toa hotrahotran'ny te-hampiteny hoe: misy ve ny dépassement mankany aoriana sa izaho mihitsy no efa tena tsy mi-click? Mba ampio hoe izaho rhaj0!! i Rutherford sy i Bohr sy izay mbola ho avy eo koa izany mbola hodokadokafantsika rehetra hoe "any aminy ny baolina fa aza mikorapaka" sa...?
Ity misy absurdité iray: ny manampahaizana ankehitriny (mino aho fa ho hitanao ao @ google ao ny anarany) dia nahaporofo taty aorian'ny 1800 hoe @ 8°jour no ambony indrindra ny taux de production-n'ny vitamine K1 (izay anti-coagulant) ao @ tenan'ny olombelona; fa ilay fisainan'ny "très! très loin" avant l'an zéro (il était une fois hoy ny scientistes) anefa efa t@ izany no nanao circoncision t@ 8°jour; ka marina ihany ilay teninao hoe tena tsy mi-click mihitsy aho! mba marina e!!!!