FOHAZY NY HERINAO RY GASY!
21. stahtam
(
08/07/2016 05:26)
rhaj0:
[quote=stahtam] rehefa manaraka izay lalàna (..) dia azony antoka fa mandaitra @ io (..) ny tso-drano
Toa raha ny fahazoako azy, dia io izany no foto-kevi-dehibe-n'ilay izy. RAhefa "manaraka" ilay "voasoratra" ianao, dia "mandeha ho azy" ilay "valim-bavaka".
Ka io ho'a rahefa caricaturiser-na ho "voatavo tsy mifandraka" ireo Kristiana be dia be izay TSY mahalala akoriny "izay voasoratra tao", fa manao ny saim-pantany, araka ny fahatakarany azy ao, ary izany dia @ FO SY SAINA MADIO... dia ireo Kristiana be dia be ireo izany dia tena "vita matavy" eee...
Dia indro kely iray koa, fa indrisy ry tava-tsosisy, hozy ny fiteny, fa ilay "voasoratra dia voasoratra" ao anie ka, dia sirikabe fa,
- mifototra @ fahalalana-de-l'an-zero
- sy izay fombafomba sy soatoavina t@ fotoan'androny tany izany, tao @ jeogirafiany tao,
- araka ny takatry ny hoza-dohan'ilay mpanoratra Boky tao
- fa nolazainy fotsiny fa i YHVH mihintsy no nibitsika azy (nefa izy no nidogaigy tao)
NEFA DIA arahinao Ibaotsimivily ara-baki-teny ao ???
Sampona ilay regle de jeu-nareo, fa dia reveo ao izany eee...
Fa dia fantaro ary dia tsarovy tsara fotsiny fa, tena TSY mahakasika anay izany rehetra izany eee...
[quote=stahtam]
Atambatro eto àry ny valin-teny e!
A- Aboahy eto hoe izany "lalàna momba ny sakafo hanina" ao anaty Boky (Baiboly na Torah) izany ry Stahtam ? Mba mi-surf kely ao aloha ianao; fa io tahaka ilay hoe mba mi-google kely dia mba mi-wiki kely e!
Q1- Dia tena (mbola) manaraka izay diete-de-l'an-zero-au-moyen-orient izay va re ianao ao io ? ENY
Q2- Dia ny "lalàna momba ny sakafo" ao anaty Boky-de-l'an-zero izany ve no ambony noho ny guide alimentaire-de-l'an-2016?
Mbola talohan'ny l'an zéro mihitsy izany ka!
Efa misy mihinana alika sy foetus ary kadradraka @ izao 2016 izao, any Japon dia pipi no recycler-na hanaovana saké (guide alimentaire de l'an 2016) ka arakaraka ny fisainan'ny tsirairay ny famaritana ilay hoe ambony noho ny taloha ny ankehitriny na ambany. Izay ilay référence samy hafa nolazaiko anao: MALALAKA ny tsirairay e!.
B - "Sampona ilay regle de jeu-nareo, fa dia reveo ao izany eee...
Ka miaiky àry ve ianao fa deux mondes distincts ny finoana sy ny revy de l'an 201...? efa voalaza teo aloha izany ka
"Fa dia fantaro ary dia tsarovy tsara fotsiny fa, tena TSY mahakasika anay izany rehetra izany eee..."
Tsy mahakasika anareo izany mazava ho azy fa ianao ange no TE-HIKASIKA azy teo e! sa diso aho?
22. RBNIR
(
08/07/2016 05:35)
rhaj0:
Ka io ho'a rahefa caricaturiser-na ho "voatavo tsy mifandraka" ireo Kristiana be dia be izay TSY mahalala akoriny "izay voasoratra tao", fa manao ny saim-pantany, araka ny fahatakarany azy ao, ary izany dia @ FO SY SAINA MADIO... dia ireo Kristiana be dia be ireo izany dia tena "vita matavy" eee...
Fomba fijerinao ivelany io fa ny fivavahana tsy hifanerena mihitsy ary afaka miala ny olona 1 na oviana na oviana fa mato izy tsy miala dia misy antony ao......
Fanampiny ianao ange mbola tsy niditra fiangonana akory ka ahoana no ahasahianao milaza fa tsy mahay baiboly ny kristianina (satria heverinao fa rehefa tsy mitovy QI aminao dia bado???)
Ny mifanohitra amin'izay no tena misy....« Ary tamin'izany ora izany dia ravoravo tamin'ny Fanahy Masina Jesosy ka nanao hoe: Midera Anao Aho, Raiko ô, Tompon'ny lanitra sy ny tany, fa efa nafeninao tamin'ny hendry sy ny manan-tsaina izany ka nasehonao tamin'ny zaza madinika; eny, Raiko, fa izany no sitrakao. » (Lio.10:21)
Tena mahay baiboly ireo ary "fantany tsara izay inoany"....« Ary noho izany koa no iaretako izao zavatra izao, ka tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako, ary matoky aho fa Izy dia mahatahiry ilay zavatra natolotro Azy* mandra-pihavin'izay andro izay. [* Na: ilay zavatra natolony ahy] » (2 Tim.1:12)
Aza manambany ny hafa hoy aho sao tavela irery ao e! Ianao mihevitra ny hafa ho bado sy adala kanjo kay ny mifanohitra amin'izay no izy (raha ny soratra masina no vakiana fa tsy hoe izaho no milaza an'izany)« Ny adala manao anakampo hoe: tsy misy Andriamanitra. Manao izay ratsy sy vetaveta izy; tsy misy manao ny tsara. » (Sal.14:1)
Misy dikany anie matoa izao teny izao voasoratra anaty baiboly e!!! « Miraisa saina. Aza mihevitra izay hiavonavonana, fa aoka mba ho zatra amin'ny fietrena ianareo*. Aza manao ny tenanareo ho hendry. [* Na: manetre tena amin'ny malahelo] » (Rom.12:16)
Vakio tsara "aza manao ny tenanareo ho hendry".....
Anatra ho an'ny rehetra, Aza manao ny tenanao ho hendry ary ny hafa kosa ho adala fa diniho ny tenanao ary henoy ny manodidina anao sao ianao no ho taraiky irery ao ka hanenina rahatrizay...
23. rhaj0
(
08/07/2016 11:00)
rhaj0:
A- Aboahy eto hoe izany "lalàna momba ny sakafo hanina" ao anaty Boky
stahtam:
Mbola talohan'ny l'an zéro mihitsy izany ka! Efa misy mihinana alika...
Ka aiza ilay menu de l'an zero ry Stahtam aaa.... Toa ridicule sa absurde ve ilay izy ao dia tsy tafavoakanao eto ry Stahtam aaa...
Sokafy ho'a ny varavaran-tsaina ao, dia jerevo ny eran-tany. Efa mba ampazahoan'ny interinety ihany nefa dia mbola mihidy lava ao anaty Boky kely ao foana. Dia siriho ny sivilizasiona isan-karazany any, fa ao ny mihinana soavaly, alika, voalavo, bibilava, dia aza adino ny razambeNTSIKA, mihinana valala...
Dia kOpy ianao, fa ny "lalàna momba ny sakafo hanina" ao anaty Boky dia tsy inona fa kolotora t@ izany fotoan'androny sy jeogirafiany tany izany.
Dia izany ve ry Stahtam no anaovanao Ibaotsimivily ao, dia mbola taritaritinao h@ izao... aoka ho'a...
RBNIR:
ahoana no ahasahianao milaza fa tsy mahay baiboly ny kristianina
esy e ry RBNIR... surmenE mihintsy ianao ao izany, ka hadinonao h@ tsianjery-boka nasain'i Herinirina dradradradrainao lava eto... inty misy indice kely: "tsisy-kilema" ;-)
24. RBNIR
(
08/07/2016 11:28)
rhaj0:
esy e ry RBNIR... surmenE mihintsy ianao ao izany, ka hadinonao h@ tsianjery-boka nasain'i Herinirina dradradradrainao lava eto... inty misy indice kely: "tsisy-kilema" ;-)
N'iza n'iza vonona ny hanaraka ilay tsy misy kilema dia hahavita izy satria ity no tsy fantatrao...Ny Fanahy no hiasa sy hampianatra.......« Fa izao no fanekena hataoko amin'ny taranak'isiraely, Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Dia hataoko ao an-tsainy ny lalàko, Sady hosoratako ao am-pony, Ary Izaho ho Andriamaniny, ary izy ho oloko; » (Heb. 8:10)
« Ary samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny avy izy, Na hanao hoe: Mahalalà an'i Jehovah; Fa samy hahalala Ahy avokoa izy rehetra Hatramin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra; » (Heb.8:11)
Io tsy ilaina diploma fa amin'ny "maha famonjena" azy dia natao ho takatry ny olona rehetra na ny tsy nandia fianarana mihitsy aza.........
25. RBNIR
(
08/07/2016 11:37)
mila mahay mihaino tsara fotsiny : araka ilay fiteninao matetika, na ireo olona tany amin'ny taona 0 aza dia nahay nandray azy tsara mihitsy......Tsy ilaina fahaizana na diploma fa olona vonona hanao ny sitrapon'Andriamanitra ary olona mangetaheta fiainana mandrakizay......
26. lahindroy
(
08/07/2016 18:36)
[quote=RBNIR]
[quote=rhaj0]
Io tsy ilaina diploma fa amin'ny "maha famonjena" azy dia natao ho takatry ny olona rehetra na ny tsy nandia fianarana mihitsy aza.........
Salama jiaby
Tena marina tokoa izany ry RBNIR ; mbola tsindriko ary hoe :
ararakaraky ny tsy fanana diplôma na ny tsy nandiavana fianarana mihitsy aza no maha mora ny fanarahana an'izy ireny
27. RBNIR
(
09/07/2016 03:38)
>>>lahindroy,
Ny famponjena dia natao ho an'ny olona rehetra: noho izany ilay fampianarana dia nataony ho takatry ny saina rehetra....
Misy kosa anefa voalaza fa hahita sy handre ihany nefa tsy hahalala....
« Ary noho izany dia fanoharana no itenenako aminy: satria mijery izy, fa tsy mahita; ary mandre izy, fa tsy mihaino, na mahalala. » (Mat.13:13)
« Dia tanteraka aminy ny faminanian'Isaia, izay manao hoe: Handre mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahafantatra: Ary hijery mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahita; » (Mat.13:14)
Ny antony dia satria manao ny tenany ho hendry sy manantsaina ireny olona ireny.....
« Tamin'izany andro izany dia namaly Jesosy ka nanao hoe: Midera Anao Aho, Raiko, Tompon'ny lanitra sy ny tany, fa nafeninao tamin'ny hendry sy ny manan-tsaina izany zavatra izany ka nasehonao tamin'ny zaza madinika. » (Mat.11:25)
Tsy tian'Andriamanitra ny olona mpiavonavona mpanambony tena ka manao ny tenany ho hendry....« Miraisa saina. Aza mihevitra izay hiavonavonana, fa aoka mba ho zatra amin'ny fietrena ianareo*. Aza manao ny tenanareo ho hendry. [* Na: manetre tena amin'ny malahelo] » (Rom.12:16)
Manao ny tenany ho hendry noho ny hafa ka sahy manafokafoka sy manambanimbany olona sns.....« .....ary na zovy na zovy no hanao amin'ny rahalahiny hoe: Olom-poana ianao, dia miendrika hohelohina amin'ny Synedriona; ary na zovy na zovy no hanao hoe: Foka ialahy, dia miendrika ho ao amin'ny helo** mirehitra afo. » (Mat.5:22)
TSY TOKONY HO GAGA IZANY OLONA IZANY RAHA TSY TAKANY NY ZAVA-MIAFIN'NY FINOANA!!!!
TSY MIANGATRA ANDRIAMANITRA FA IANAO NO MILA MIBEBAKA ALOHA!!!
HIALAO NY AVONAVONA HANDOSIRO NY FANAMBONIAN-TENA AZA MANAO NY TENANAO HO HENDRY!!! MANETRE TENA DIA MIVERENA AMIN'ANDRIAMANITRA!!!
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!

28. stahtam
(
11/07/2016 05:48)
rhaj0:
[quote=rhaj0]A- Aboahy eto hoe izany "lalàna momba ny sakafo hanina" ao anaty Boky
stahtam:
Mbola talohan'ny l'an zéro mihitsy izany ka! Efa misy mihinana alika...
Ka aiza ilay menu de l'an zero ry Stahtam aaa.... Toa ridicule sa absurde ve ilay izy ao dia tsy tafavoakanao eto ry Stahtam aaa...
Sokafy ho'a ny varavaran-tsaina ao, dia jerevo ny eran-tany. Efa mba ampazahoan'ny interinety ihany nefa dia mbola mihidy lava ao anaty Boky kely ao foana. Dia siriho ny sivilizasiona isan-karazany any, fa ao ny mihinana soavaly, alika, voalavo, bibilava, dia aza adino ny razambeNTSIKA, mihinana valala...
Dia kOpy ianao, fa ny "lalàna momba ny sakafo hanina" ao anaty Boky dia tsy inona fa kolotora t@ izany fotoan'androny sy jeogirafiany tany izany.
Dia izany ve ry Stahtam no anaovanao Ibaotsimivily ao, dia mbola taritaritinao h@ izao... aoka ho'a...
[quote=stahtam]
Azoko avoaka ange ilay izy e! fa mba karazana fanokafan-tsaina ange ilay ataoko e! Izany hoe mba sokafy ny varavaran-tsainao dia mba jereo ny eto an-tany fa singa iray @ eto an-tany fotsiny no manaraka io "menu de l'an zero" io; ka ny eran-tany aza ve fantatrao (sic) dia zavatra misy mpanaraka soa aman-tsara eto an-tany izany dia tsy fantatrao? tsy any @ planète à 5 milliards d'années lumière izany fa eto ambanin'ny tongotrao ihany. Efa "indice" ilay hoe talohan'ny l'an zéro ary efa nomeko fahalalahana ianao hikaroka azy ao anaty baiboly fa io ve dia ho sarotra noho ny mi-google e! ilay hoe ridicule sy absurde aloha dia efa voalaza teo aloha hoe arakaraka ilay référence ijerena azy no maha-ridicule ny zavatra iray na maha-absurde azy. Rehefa hitanao ilay izy dia azonao resahina indray avy eo ny maha-absurde azy na ny maha-ridicule azy. Raha ny ntaolo Malagasy teo alohantsika aloha dia tena mety @ référence arahiko satria mihinana valala (OK), tsy nihinana kisoa izany ireo (ilay mitrongy vao homana), ary ny ohabolana nataony dia hoe: "fa angaha efa lany ny vorona no hitono goaika?", na izany aza efa dépassé izany raha jerena @ référence de l'an 2016 ka mazotoa ianao mihinana ilay "menu de l'an 2016" e!
29. rhaj0
(
11/07/2016 12:30)
RAhefa mi-google marina dia mahita, fa raha hiandry an'i Stahtam dia ho antitra eo
http://www.jewishvirtuallibrary.org/jsource/Judaism/kashrut.html
Certain animals may not be eaten at all. This restriction includes the flesh, organs, eggs and milk of the forbidden animals.
Of the animals that may be eaten, the birds and mammals must be killed in accordance with Jewish law.
All blood must be drained from the meat or broiled out of it before it is eaten.
Certain parts of permitted animals may not be eaten.
Meat (the flesh of birds and mammals) cannot be eaten with dairy. Fish, eggs, fruits, vegetables and grains can be eaten with either meat or dairy. (According to some views, fish may not be eaten with meat).
Utensils that have come into contact with meat may not be used with dairy, and vice versa. Utensils that have come into contact with non-kosher food may not be used with kosher food. This applies only where the contact occurred while the food was hot.
Grape products made by non-Jews may not be eaten.
hi hi hi.. miara-mihomehy amiko ve k'lou nareo ry mpamaky namana, saaa... :-)
Ilay farany fotsiny no averiko..
Grape products made by non-Jews may not be eaten.
Dia ao ianao izany ry Stahtam aaa.... mila mamofopofona tsara sy mitsongo-dia vao mihinana.

30. stahtam
(
11/07/2016 13:13)

Ity farany ity ihany no tsongaiko: "Grape products made by non-Jews may not be eaten": efa tena niala nenina namantatra 100% ny @ finoan'ny Jiosy ve ianao (sa maika hihomehy)?. Raha io singa iray (momba ny finoana) io (aza) dia efa mampihomehy anao dia hoy aho hoe: izaho no voalohany miara-mihomehy aminao alohan'ny namana rehetra mpisera eto, fa ny antony ihomehezana fotsiny no samy hafa. Toroako hevitra ihany anefa ianao: efa natombokao ny fi-googler-na dia mba anontanio indray io google io, fa maninona hono hoe no may not be eaten ilay grapes products made by non-Jews. Fa raha tsy fantany izany dia hihomehy fanindroany indray aho (fa tsy ianao intsony no hihomehezako @ izay fa io google polyvalent-nao io!). Ary ilay lalàna tao anaty baiboly mba tohizo ihany ny fikarohana fa mbola tsy hitanao ange ilay izay e! Mba jeu entre antsika io!
31. rhaj0
(
11/07/2016 14:48)
rhaj0:
Ity farany ity ihany no tsongaiko: "Grape products made by non-Jews may not be eaten"
hi hi hi rahefa TSY hihinana ny vokatry ny tany arabo na sinoa na amerindiana na gasy akoriny azany, rahefa TSY hihinana an'ireny ianao izany ho'a ianao ry Stahtam dia ... inona moa ny olana? Ianao salama, izahay mivanitika :-)
stahtam:
efa tena niala nenina namantatra 100% ny @ finoan'ny Jiosy ve ianao
Io izany rahefa mivoaka ny didy avy any ambony, ohatra hoe, "tsy filelaka ny bonbon fa fitsentsitra", dia hozy i Stahtam hoe, raha mihomehy @ izany aho, dia noho ny "tsy fahafantaranao ilay finoana" ny @ filelaka sy fitsentsitra eee... :-)
32. RBNIR
(
12/07/2016 05:12)
rhaj0:
Grape products made by non-Jews may not be eaten.
Misy secret hoy aho io resaka divay io....betsaka ny voafitaka tsy mahalala ny secret dia lasa mpidoroka sy mpimamo, Jesosy nefa voalaza hoe "fatra-pitia" nefa tsy hita mihisy hoe "mamo"...
Ny divay nosotroiny dia tsy nisy alcool 0% d'alcool...
Tsy IZY mihitsy no hampianatra ny olona hisotro divay misy alikola satria IZY nampianatra hoe...« sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra. » (1 Kor.6:10)
33. stahtam
(
12/07/2016 07:22)
rhaj0:
[quote=rhaj0]Ity farany ity ihany no tsongaiko: "Grape products made by non-Jews may not be eaten"
hi hi hi rahefa TSY hihinana ny vokatry ny tany arabo na sinoa na amerindiana na gasy akoriny azany, rahefa TSY hihinana an'ireny ianao izany ho'a ianao ry Stahtam dia ... inona moa ny olana? Ianao salama, izahay mivanitika :-)
stahtam:
efa tena niala nenina namantatra 100% ny @ finoan'ny Jiosy ve ianao
Io izany rahefa mivoaka ny didy avy any ambony, ohatra hoe, "tsy filelaka ny bonbon fa fitsentsitra", dia hozy i Stahtam hoe, raha mihomehy @ izany aho, dia noho ny "tsy fahafantaranao ilay finoana" ny @ filelaka sy fitsentsitra eee... :-)
[quote=stahtam]
Ka mitombina tsara mihitsy aloha raha mihomehy anao aho satria: mivanitika @ zavatra tsy fantatrao ianao. Ny ety ivelany (forme) no hitanao dia mihomehy ianao nefa na ny google itokianao aza tsy mahalala ny fond-n'ilay zavatra resahiny akory; dia ihomehezako koa izy. Ary tsy gaga aho raha nihemotra ianao ka nidiranao intsony ilay antony mahatonga ilay tsy fihinanana. Tsy maintsy hoboriborianao hoe menu de l'an zéro mantsy io na hoe menu tany moyen-orient, sns...
34. rhaj0
(
12/07/2016 12:59)
Ka mba zarao eto a zany hoe, inona ny idiran'ny finoanao @ tsy fihinanana ny vokatry ny tanin'ny TSY-jiosy e..
35. stahtam
(
13/07/2016 05:52)
[quote=rhaj0]
Ka mba zarao eto a zany hoe, inona ny idiran'ny finoanao @ tsy fihinanana ny vokatry ny tanin'ny TSY-jiosy e..
[quote=stahtam]
Misy lalàna sy fomba marobe ao anaty finoana saingy natokana ho an'izay ao anaty "box" kely ao ihany izany. Izay mitady dia mila mitsofoka (misisika) ao, fa tsy zarazaraina tahaka ny vatomamy akory ilay izy. Anontanio ange ny mpitahiry fomba malagasy hoe ahoana ny fadin'ny olona mpanao ody may dia ho tsapanao izany resako izany.
36. rhaj0
(
13/07/2016 10:42)
hi hi hi... TSY hilaza ny marina @ (hadalany ao) izany mihintsy i Stahtam eee... fa maninona precisement ho'a ilay "voaloboka vokarin'ny TSY-Jiosy" eee... Izany ve no "didy" namen'i yhvh sa dia nareo mihintsy no midogaigy eee??? :-)
37. stahtam
(
13/07/2016 12:58)
[quote=rhaj0]
hi hi hi... TSY hilaza ny marina @ (hadalany ao) izany mihintsy i Stahtam eee... fa maninona precisement ho'a ilay "voaloboka vokarin'ny TSY-Jiosy" eee... Izany ve no "didy" namen'i yhvh sa dia nareo mihintsy no midogaigy eee??? :-)
[quote=stahtam]
Ka na ho tapitra tanisainao eo daholo aza ny hi! sy ny ho! sy ny he! ary ny ha! dia atao ahoana fa mba mahatsiaro manala andro koa ny tenanay indraindray e!. Tsy nahomby angaha ilay google de l'an 2016 sa mbola miandry sopapa manaraka indray? Tsy mahakasika anareo izany fa aleo ho anay ihany dia tsakotsakoy tsara sy leladelafo tsara ny "menu de l'an 2016" anareo ao. Aleo àry mahita anao miteny précisément hoe midogaigy izahay toa izay mahita anao hitsofoka any @ pataloha tery any e! Manana faharetana fa ny google tsy mba mamitaka e! Box kely io ve dia manahirana ny sainao! odio tsy hita re rehefa tsy hay fa io avy koa ka dia handrebireby anao eo!
38. stahtam
(
14/07/2016 08:28)
[quote=rhaj0]
hi hi hi... TSY hilaza ny marina @ (hadalany ao) izany mihintsy i Stahtam eee... fa maninona precisement ho'a ilay "voaloboka vokarin'ny TSY-Jiosy" eee... Izany ve no "didy" namen'i yhvh sa dia nareo mihintsy no midogaigy eee??? :-)
[quote=stahtam]
Ny alina hono Nitondra fisainana, dia mba misy torohevitra roa ireto azoko omena anao satria hitako fa tena liana (curieux) mihitsy ianao @ ilay diète de l'an zéro:
1°) Misy an-kanonona kely ity ka raha voavalinao dia hovaliako ilay antony tsy ihinanan-dry zareo azy (ilay voaloboka): Any Gasikara atsinanana any hono misy akondro iray izay rehefa matoy dia dakana (@ tongotra fa tsy tanana na zavatra hafa an) ny vatany, dia miverina eo ianao afaka antsasakadiny eo ho eo dia masaka ilay akondro ary dia azo hanina soa aman-tsara. Akondro daka no anaran'izay akondro izay, dia hoy ny fanontaniana: hazavao @ fomba scientifique hono ny mba mahatonga izany e!.
2°) Raha mbola "in progress" ilay valiny (tahaka ny big bang ihany) dia atao ahoana fa mba diliro eo ihany aloha ny google fa tsy hitera-menaka eo ihany ve io rehefa ela ny ela e!
39. rhaj0
(
14/07/2016 11:31)
Ka ilay "voaloboka-vokarin'ny-TSY-Jiosy" nefa hohaninay izany dia tena ... TSY mendrika hohaninareo eeee... hi hi hi... tsisy gaonda io tsisy tri koa io fa zahay koa noana eeee... :-)
40. stahtam
(
14/07/2016 12:04)
[quote=rhaj0]
Ka ilay "voaloboka-vokarin'ny-TSY-Jiosy" nefa hohaninay izany dia tena ... TSY mendrika hohaninareo eeee... hi hi hi... tsisy gaonda io tsisy tri koa io fa zahay koa noana eeee... :-)
[quote=stahtam]
Ka iza indray àry no hihinana azy eo?
Ary hono hoy aho rhaj0, noana koa angaha ry zareo ao @ google no toa tsy namoaka na dia iviny aza?! Izao e: alohan'ny hivanitihana dia mba mivoaha ihany aloha ao anaty box BEUH ao fa manjary mikorapaka @ zavatra tsy ho takatry ny loha. Mihinàna aloha voaloboka fa rehefa voky indray mikaroka fa ny lalao mbola ho ela e! Aza hitako ka efa nanonofy hono i rhaj0 hoe misy grappes be dia be hono ao anaty vitrine iray nefa mihidy cadenas ilay izy dia iny hono i rhaj0 mitondra la clef tena dernier cri misy soratra hoe "version 2016" dia vao manatsofoka ilay la clef, tonga dia trou efa tsentsin'ny harafesina no hitany teo miaraka @ soratra manjavozavo hoe: best before year 0001. (Aleo tsy asiako émoticônes fa manjary tsy misy hampiasainao intsony rehefa avy eo).