aiza ny atheista

21. tranokwly ( 30/06/2016 05:42)
tena mapme ana minsts enao ty r rhaj0 an , miteniten fon f on oa aminao mitov n croyance s droit sod ba an am filière af no mapiantr anizan angamb f ts aty
ny finona d ts natao ibaiko lalàn mints ,aiz ary enao zany e ?hi5 .Ilay eritrerin ange r rhaj0 n ajain f ts l "acte " anie ,
ho anao t anal azy ireo amn abadon ary ,inon no tinao atao ialan amn l conséquence l finon ndry zareo ?enao mants ohny ten t anao zavtr b zan k lazao sod masoa azreo e
mangalà mints aloa ain kel f ten rerk b enao zan an ,
22. RBNIR ( 30/06/2016 05:49)
tranokwly:

mangalà mints aloa ain kel f ten rerk b enao zan an ,

Dia ho sanatria tady ho tratran'ny depression v rhajo hi10??? ary marina ihany angeh izany ny fanamarihana ataon'i radoratsimba e!!!
23. tranokwly ( 30/06/2016 06:08)
zay alo rizareo f ten mafinarit le tafataf teto ,f tonga n asa d amn manarak indray inchallah
24. RBNIR ( 30/06/2016 06:15)
tranokwly:

inchallah

Aza mbola miala aloha tranokwly fa ilaina ange ianao eto amin'ity sehatra ity e.....
25. RBNIR ( 30/06/2016 06:23)
ilaina ilay fomba fijery madio anananao tranokwly (tsy misy préjuger),
Ho anao manokana ity, misy kely ihany ny lalan'olombelona (nalaina avy tamin'ny didin'Andriamanitra) toy ny hoe tsy azo atao ny mamono olona....mangalatra zavatr'olona....adultère sns......fa misy koa anefa lalan'ny société izay tsy misy ifandraisany amin'n'ny lalàn'Andriamanitra mihitsy.....
26. RBNIR ( 30/06/2016 08:57)
RBNIR:

ilaina ilay fomba fijery madio anananao tranokwly (tsy misy préjuger),
Ho anao manokana ity, misy kely ihany ny lalan'olombelona (nalaina avy tamin'ny didin'Andriamanitra) toy ny hoe tsy azo atao ny mamono olona....mangalatra zavatr'olona....adultère sns......fa misy koa anefa lalan'ny société izay tsy misy ifandraisany amin'n'ny lalàn'Andriamanitra mihitsy.....


Tohizako kely ity entiko hanadiovana ny sain'ny tsi11 mikasika ny fivavahana,

Ny fivavahana (miaraka amin'i Jehovah Andriamanitra) ry namana isany, dia nataon'ny olona référence foana hatrizay ka hatramin'izao nananganana ireo lalàna rehetra izay hifampifehezana eo amin'ny fiarahamonina....(indrindra fa ny ankamaroan'ny lalana fototra ao amin'ny didy 10)

Ny fivavahana (miaraka amin'i Jehovah Andriamanitra) araka izany dia nitondra anjara biriky lehibe dia lehibe tamin'ny fanorenana ireny lalàna eny amin'ny fiarahamonina ireny ary ny fitsipika ara-moraly rehetra (amin'ny firenena rehetra erak'izao tontolo izao)

Koa tsy vohitra kely io fa ao mihitsy "ilay source" saingy niasa moa ny devoly hatramin'izay nentina nanakatonana ny mason'ny maro ka dia otran'ny hoe inversé ilay role ankehitriny....(Ny ratsy indray no matanjaka fa saingy ilay Marina dia zary mitsilopilopy sisa nefa izy no niaingan'ny zavatra rehetra.)

Tonga kosa anefa i JESOSY niverina nampianatra indray ka dia velona ny fanantenana fa TSY MAINTSY HANDRESY NY FAHAMARINANA ary dia hiharihary ho hitampoko hohitampirenena ILAY MARINA NAFENINA hatramin'izany....
27. rhaj0 ( 30/06/2016 10:33)

tranokwly:
, miteniten fon f on oa aminao mitov n croyance s droit

Ka toa tsy (sahy) mamaly ny fanontaniana, na manazava ilay teo nefany i prof Tranokwly, fa toa izaho indray ho'a no ataonao foto-dresaka eee...

Aleo averina ny resaka, dia amena chance ianao haneho ny maha-prof anao, na ny maha-kristiana anao

rhaj0:
Ilay zaza matin'ny menigite io, dia hitan'ny FItsarana fa MELOKA ilay RaR TSY nitondra ny zaza tany @ dokotera, fa nanao fanafody an-trano tao.

MELOKA!..

Ka dia ampianaro @ mpianatrao ao izany ry Tranokwly fa ...
- rahefa Alatsinainy, dia TSY afaka ny hijery fotsiny ity "finoana" adaladala ity zareo, fa TOMPON'ANDRAKITRA ny vokatry ny "finoany" ny tsirairay
- fa rahefa Alahady, dia "hajao izay finoana" (adala izay tompon'andraikitry ny fahafatesan'ilay zaza voan'ny meningite)

Jereo ny vaovao eto
http://www.torontosun.com/2016/04/26/alberta-parents-found-guilty-in-sons-death-from-meningitis


28. lahindroy ( 01/07/2016 15:52)

[quote=rhaj0]


salama daholo

aiza ny tsy mpino ?
dia efa voavaly amin'ny an-kapobeny ny toerana misy azy

iza no tsy mpino ?
iza avy no notondroina hoe "tsy mpino" teo amin'ny tantara ?
inona no rijankevitra , tsangakevitra novoiziny ?
29. angouz ( 03/07/2016 09:10)
Ny fanontaniako ndray dia hoe misy ifandraisany maha athe any japon ve ny horohoron-tany izay miatra any aminy ary iray ko noho ry zareo lasibatrin'ny ady lehibe faha2 dia lasa
30. angouz ( 03/07/2016 09:11)
Ny fanontaniako ndray dia hoe misy ifandraisany maha athe any japon ve ny horohoron-tany izay miatra any aminy ary iray koa dia hoe noho ry zareo lasibatrin'ny ady lehibe faha2 ve dia lasa tsy nino intsony
31. rhaj0 ( 04/07/2016 11:58)
angouz:
Ny fanontaniako ndray dia hoe misy ifandraisany maha athe any japon ve ny horohoron-tany izay miatra any aminy ...


Efa noresahina teto @ serasera teto io ry Angouz aaa....
http://forum.serasera.org/forum/message/m55116fdd32a27


ka ity atolotr'ilay pasitera anglikana izy teo, ni-demissionne fa tena leo mampanantena tsy misy t@ tsunami, Thomas Honey
https://www.ted.com/talks/tom_honey_on_god_and_the_tsunami?language=en
(...)
Dia trandremo ho'a sao manao toa ilay congregation reliziosy t@ tsunami. Mba avotra ihany, fa avy eo lasa nianika havoana kely hoe hisaotra sy hidera, fa tsy ny tokony natao no natao, dia inona fa nipaosin'ny tsunami numero 2...



Fa mampome ho'a eee... raha mba liana mba tia ahalala ilay saina (kristiana), dia io ilay hoe "manokatra pot".. satria ny fahalalana ho hitany, dia ny hampivoitra ny aberration/ridicule/sns.. ny @ kristianisma foana eee.... Adalan'ny ao @ Baiboly angaha ny niteny anareo hoe, Aza Mikitikitika ny Hazon'Aina (Arbre du Savoir).

32. rhaj0 ( 07/07/2016 16:46)
angouz:
.. noho ry zareo lasibatrin'ny ady lehibe faha2 ve dia lasa tsy nino intsony

Dia mahavaky vava ilay "habadoana" eeee... dia hotry ny tena no Irainizeloza ho'a... O ry Angouz aaa.. mivoaha tao @ box-kelin'ny Kristianisma tao!... haingana mihintsy...

i Ravelojaona azany tany @ 1913 tany no efa nahatakatra ilay hoe "Ny Japana sy ny Japoney".
33. Rylant ( 09/07/2016 18:08)
Athée no resaka eto. Ho ahy lo raha ny fahalalako, ny Athée dia ilay atao hoe tsy mino.
Mizara roa mantsy ny moba ny finoana eto antany raha ny fomba fijeriko manokana!
1- Ny Mpino izay mizarao roa koa: Mpino an'A/tra sy ny Mpino an'i Satana. samy mpino ireo satria samy manana ny inoany.

2- Ny tsy mpino na ny Athée izay avy amin'ny teny Latin hoe: Ath-es => Ath : Tsy misy, tsy mitombina ; Es: A/tra; fanahy (tsara na ratsy)
Izany hoe ho azy ireo tsy misy zany A/tra zany, tsy misy zany fanahy tsara na ratsy izany, tsy misy zany satana sy demony izany. Ho azy dia hoe: Teraka zaho, de minono amin'ny reniko zaho, de mandady zaho, de mianatra zaho, de lehibe zaho, de miasa zaho, de manambady zaho, de miteraka zaho, de antitra zaho, de maty zaho, de vita tanteraka ny amiko, tsisy anzany paradisa zany, tsisy anzany afobe zany, fa zay no izy de TAPITRA!
34. rhaj0 ( 11/07/2016 20:25)
lahindroy:
iza no tsy mpino ?

Io izany ny TSY-mpino, na ny Atheista io, dia efa niara-nahalala fa avy @ Tany eran-tany. Dia ny hoe IZA indray, dia avy @ izay sokajin'olona rehetra koa ee.. na lahy, na vavy, na ankizy na lehibe, na LGBT na straight, na mainty na mavo na fotsy, na siantista na politisiana na bizinesiman, na ny gadra na ny polisy...

Fa rahefa jerena ny statistika, dia ohatra hoe.. (saika ny ao Etazonia no statistika hitako, fa mba zarao koa azany ny statistikanao)
- misy milaza fa eo @ 14%-n'ny zamerikana no TSY-mpino, nefa indray 0.1%-n'ny gadra no TSY-mpino
- misy milaza fa efa ho 93%-n'ny siantista no TSY-mino, ary ny biolozista no tena be TSY-mpino; nefa indray 24%-n'ny dokotera no TSY-mpino


Eto izao ny atheista mandalindalina ny momba azy ihany, dia hoe
http://atheistscholar.org/AtheistPsychologies/AtheistDemographics.aspx
Atheists are predominately male
The new atheists are on average younger
Atheists are better educated than believers
Atheists are in higher income brackets than believers
Atheists have a better, guilt free sex life than believers


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1659