fahotana ve ny mivady tsy vita mariazy any apengonana

21. angouz ( 18/08/2016 19:27)

rhaj0:

Mopera ve mampianatra izany "vavaka alohan'ny hanao firaisana" izany ry Angouz? Dia tena mahazo "valim-bavaka" ve @ilay izy ?? ampitapitao fa sao mahachou eee....

Ary izany angamba no mahatonga ny sasany rahefa mahazo fafiny be ireny, mihiaka hoe, "oooo god..." na koa "djisaosy kiraista...".. ka "mifankahita" ao angamba kouh... :-)
Ilay vavaka atao dia fangatahana @ A/tra fa handeha hanao firaisana ilay olona ary mba hampisehoana fa fitiavana ilay atao fa tsy filany nofo ka hoe avy @ satana ny faniriana.
22. rhaj0 ( 18/08/2016 19:53)
hono ho'a ry Angouz.. ianao ve izany TSY mba manana "filAn'ny nofo" ?

Na hoe, reprimer-nao io "filAn'ny nofo" ao aminao ao io ??
23. lahindroy ( 23/08/2016 13:00)

rhaj0:

hono ho'a ry Angouz.. ianao ve izany TSY mba manana "filAn'ny nofo" ?

Na hoe, reprimer-nao io "filAn'ny nofo" ao aminao ao io ??


manakory ry zareo any alavitra ?

izaho aloha ry rajhO dia mba nanaraka ny toro hevitry ry Angouz
mivavaka aloha , mangata-pitahina mba ho vita manara-penitra ilay izy
dia avy eo mibanjina be ny sarin'ny Marie virijiny fotsy mangatsakatsaka (misy sariny eo an-doha fandrinako )
ary alohan'ny hidirana amin'ny tena lalina dia mifona sy mangataka famelan-keloka mba tsy ho voasoratra ao anatin'ilay boki-pahotana amin'ny anarako ny androany satria adidy masina io ary tsy maintsy efaiko
na izany aza dia tsy afeniko ry Angouz ahitako tsirony tokoa ilay izy (satana ve no teo ? asa )

andramo io ry rajhO fa tena tsara ee ..
24. rhaj0 ( 23/08/2016 13:20)
hi hi hi... giravy anie izany ee..

- ny viavy izany, mitazona mafy sary an-tsaina an'i Jesosy, (rehefa manao), satria hoe izy mivady + Jesosy no fototry ny toka-trano; eo foana i Jesosy.

- ny lahy indray, avy mijery ny sarin'i Masina Maria sy mivavaka (vao manao).. dia izay no tazominy mafy sary an-tsaina ao koa.. Nefa anie i Maria angaha moa tsy ilay hoe RENY eee ???

giravy eee.... giravy.


Fa iverenako, ary insister-ko mihnitsy ity:
rhaj0:
hono ho'a ry Angouz.. ianao ve izany TSY mba manana "filAn'ny nofo" ?

Na hoe, manana ihany ianao, fa reprimer-nao io "filAn'ny nofo" ao aminao ao io ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2528