ndrekaiky ooo.. tena sahala resaka-na zaza eny @ garabola ity rediredin-dry Calin sy Miharena ireto. Tsy mba hoe resaka Harry Potter-n'ny vantovantony akoriny, fa tena resaka petit lutins eny @ garabola. Dia asa ho'a ireo Kristiana tsara sitra-po eto dia mba mijery lelo an-kandrin-dry Calin sy Miharena. Fa dia ao nareo izany hitan'ny havanareo ao ee..
Dia eny azany ry izy mi-tsam fa dia.. gasy izany no nipoiran'ny olb rehetra.. i Dago no centre du monde.. dia i Calin no chevalier noble be ao, ary i Miharena no Monsieur la Marquise :-)
Angaha moa Rhaj0 tsy siantifika indray no tsy mahita mibaribary be io hoe karazany telo no ao anatin'i Rhaj0 ao rehefa jerena tsara.
Izany hoe ny mombamomban'olombelona karazany telo samihafa dia ao daholo. Dia lazaovy indray ohatra fa nanambady eoropeana, dia avy eo aziatika dia avy eo afrikana ilay gasy petaka no nahazoany karazan'olona telo ao aminy irery.
Mampohomehy mihitsy moa ny mahita anao maneho fanoheran-kevitra tsy misy fanamarinana fa fisainana kely fotsiny. Fara-faharatsiny avoakanao ny hevitrao momba ilay seho momba ny tarazon'ny olombelona natao fitiliana hoe telo karazana ary ny roa aza toa anelanelan'ny kaotinanta lehibe roa.
I Canada koa izao Malagasy no nahita azy voalohany Ary mbola feno kanakana dia tany amin'izany. Ka izay no nahatonga ny anarana hoe Ka Asia dia niova Canada.
Meksika ihany dia Malagasy no nonina tany voalohany. Ka rehefa nifampiantso ry zareo dia sioka no famantarana. Omeko sioka tokana ianao rehefa mandalo aho e. Dia lasa hoe Meksika